fantatrareo ve ny dikan'io "symbole" amin'ny tanana io ?

1. andrywui ( 26/08/2010 07:00)
http://2.bp.blogspot.com/_OfOaQh4Qktc/SyY0jnKroTI/AAAAAAAAAxc/uzjw1wnqGS8/s400/Pope_Ratzinger_handsign_001.jpg








izay mahafantatra an'io dia lazao eto !! raha tsisy mahafantatra kosa dia ho alefako eto ny dikany sy ny karazan'olona mpanao azy !
novalian'i Miharena ny 31/08/2010 06:41
2. andrywui ( 26/08/2010 07:02)
Hery == ) Ikaretsaka !!!..

tsy izaho anie hoa no mamorona an'ireny zavatra resahiko sy alefako etsy ambony ireny fa zah fona mantsy no ketohanreo fa mpandefa sy mpanao fanadihadiana fotsiny ah ,,!! ary zah tsy sekta zany hery a! inona ary ty !! .... vao mba misy olona manao étude zany ny momba ny religion sy ny fiainampiangonana rehetra dia sekta zay ??
3. andrywui ( 26/08/2010 07:06)
ITY ARY MBA DINIHO KELY IZAY MANANTSAINA SY TSY MORA TEZITRA FA MAMAKY AMIN'NY FO TSY MIANGATRA DE AMPITAHAO !!! - tapeo direct amin'ny google raha tsy mivoaka ! ...

http://imaniipulation.skyrock.com/13.html



4. andrywui ( 26/08/2010 07:11)





http://imaniipulation.skyrock.com/4.html
5. andrywui ( 26/08/2010 07:12)
le corne = Signe des satanistes qui adorent le diable.Pq le korna?tout simplement parce que l'index et l'auriculaire levés représentent les cornes du diable.
6. hery ( 26/08/2010 07:50)
Raha mahita an'ity sary ity izany i andrywui dia hiteny hoe Kay ny Papa ihany no Superman lolll



Alefaso lavidavitra ilay eritreritra e.
7. andrywui ( 26/08/2010 07:52)
aza manao resaka vazivazy ry hery fa serieux anie io lazaiko io e ! ....

io signe nataon'i pape io no mba angatahiko fanazavana raha mahita lazaina nareo fa tsy hatsikana akory no atao eto ozy ra-ouioui taminao tao zay ! ...

-- efa nojerenao ve blog n'ny maniipulation ao amin'ny skyrock rahaery ???? de ampifandraiso ny tanan'i Pape sy ry zalah be mainty ao ary !!!
8. hery ( 26/08/2010 07:56)
Tsy vazivazy ka.

Raha sur 100% i andrywui fa sarin'i Papa io dia tokony ho sur 100% koa fa sarin'i Papa ilay sary napetrako.

Averiko indray, marina fa tsy i andrywui no namorona ny sary, fa dia tena naif ve dia tsy mijery tsara akory hoe tena sary ve ity sa sary namboarina?
9. andrywui ( 26/08/2010 10:37)
jereo am loupe fa tena sariny io ry hery a! .... tsisy marika -na racordement mitsy eo amn lohany na ny vatany sy ny sisa eo fa jereo tsara e! ... mazava io ! efa fanao le zavatra !! de mba jereo amin'izay moa le http://imaniipulation.skyrock.com/4.html io azafady e! ...
10. ouioui ( 26/08/2010 11:45)
Comparer ce qui est comparable e, superman ve ny ohatra alain'i hery kle , sao dia mba naîf loatra toi [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]

hery:

Raha sur 100% i andrywui fa sarin'i Papa io dia tokony ho sur 100% koa fa sarin'i Papa ilay sary napetrako.

Tssss, raha kitoatoa tokoa ilay sary , elah ve rahery mihevitra fa tsy efa nisy fitoriana io, elah mahafantatra tsara fa entourer an'izao karazana kalaza @ fanenjehana, fitoriana, dogma sns ny Pape , comme d'hab koa lery izao dia lasa manodikondin-dresaka an tsss [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/lol2.gif[/IMG]
11. ikaretsaka ( 26/08/2010 19:26)
sady tsy
ny Anello Piscatorio mihitsy io peratra @ io fa hafa.. porofo 1 hoe sary namboarina io

tadidio koa fa ny zavatra ambaran'ny tanana dia miova isaky ny firenena

ilay lazaintsika hoe ompa be any Madagasikara sy any Italia (ankihibe ao anelanelan'ny fanondro 2 miendrika totohondry) iny izao raha any Porto Rico sy any @ Caraibes dia "bonne chance" ny dikany

any USA izao ilay boribory ataon'ny fanondro sy ny ankibe iny dia hoe tsara no dikany, fa any Bresil dia ompa no dikany


Raha mpanao Rodeo izao no manao an'io signe tanana @ sary nomen'i andrywui op io dia ny dikany dia hoe 'avoahay ny omby"
Raha mpanao "baseball" dia midika hoe "two outs"( na hoe raha tsy mahavoa io mpikampoka io dia tapitra ny innings)

ny tanana manao V moa dia misy hoe foza e..peace and love e... any Nouvelle zelande midika hoe fivaviana



12. ouioui ( 26/08/2010 19:43)
=====> ====>===> [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]

Manipulation zany bainn a, hamarino fa diso ilay sary dia izay no tadiavin'olona fa tsy ho fenoin'ialay sari-tanàn'olona ny dinika klé

Lasa manompa ny papan'ialahy elah farany sao ary ialahy anisan'ireto radamopra

[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]
13. ikaretsaka ( 26/08/2010 21:23)
tsy manipulation zany bainina fa manampy hatrany ilay fanontaniako @ i andrywui hoe rehefa maninona marina moa ny zavatra iray no ilay version tahaka izao no alaina dia rehefa cas manakory dia le atsy
na tsimpona io na inona
maninona raha mba ampahafantarina ny olona daholo ny dikany? sao misy tanana 10 manao ka hila ady amin'olona rehefa any @ caraibes
14. ouioui ( 26/08/2010 21:46)

Sao de mba lasa any @ zany afoben'elah izany elah bainn
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole-pointe.gif.gif[/IMG]
ika:

tsy manipulation zany bainina fa manampy hatrany ilay fanontaniako @ i andrywui hoe rehefa maninona marina moa ny zavatra iray no ilay version tahaka izao no alaina dia rehefa cas manakory dia le atsy

Ampiaraho miaraka @ vatany leisy a fa aza tapahina a, aza matahotra e, ny an'i andrywui nalefany mbamin'ny vatana ny sary
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole-pointe.gif.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole-pointe.gif.gif[/IMG]
15. ikaretsaka ( 26/08/2010 22:07)
tsy ny fomba lety no mahavery na mampaninona fa ny toetra sy ny ignorance a..
16. ouioui ( 26/08/2010 22:27)
Ka ny an'elah fomba de mety very ve zany bainnn??? [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/0026.gif[/IMG] ty leisy misy sary fa tsy sary manompa hoatran'ny anelah mopra tsy avotra
17. ikaretsaka ( 26/08/2010 22:38)
de maninona hono io sary io ?
18. ikaretsaka ( 26/08/2010 22:56)
raha fantatr'ialahy fa tsy mety ny ataon'ialahy ka ataon'ialahy ihany, dia izay no mahavery ...

ohatra hoe hay ohatra hoe i pikatti ihany no ouioui hoe nefa mbola manao ihany (ohatra io an mba hanazavana ilay point @ ialahy fotsiny)
19. ouioui ( 26/08/2010 23:15)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]
Mivaona hoa e tena tsy any elah zany androany an,nisy inoana bainn fa tena marefo kely ny valinten'elah sady ny fanontanian'i andrywui tsy hain'elah kay ny valiny; mihodin-kavia fa eee, mihodin-kavanana fa e e e, dia eo an-toerana eo ihany
Izaho izao tsy haokpo ny tian'i andrywui ha zavaina dia aleoko miandry fa elah borné @ sary tsy misy hifandraisany @ resany fa ompa no mba hain'damopra alefa[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]
20. ikaretsaka ( 26/08/2010 23:40)
tafa le pasy kle ... niadaka ra ouioui de nisavoana de nivoana hono.. mety eee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0903