fantatrareo ve ny dikan'io "symbole" amin'ny tanana io ?

21. ouioui ( 27/08/2010 00:08)
Fananiko navela teo lisany sy rahery jereko hoe inona indray izao ny atsanga tsy aman'orana foronin-dry zalahy fa tena latsaka tao tokoa de namoaka hevitra taingina tokoa lisany [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Crade/toilettes-rouge-115.gif[/IMG]
Ny an'lah aloha d'efa latsaka ambany leotra , de narahiko ny ny raisonnementn'elah , de nanaraka ,[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Crade/toilettes-rouge-115.gif[/IMG]
Hay kôpy ihany elah , ela ny ela[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Messages/0006.gif[/IMG]
22. Miharena ( 31/08/2010 06:41)
Raha ny fijerena ny fomban'ny hafa no ifanomezan-tsiny eto dia very amin'ny katesizy daholo ny rehetra.
Maninona raha mba mihevitra ny maha-olona fotsiny dia hajaina arak'izay endrika tiany hitondrana ny finoany ny olona fa tsy tsaratsaraina.

Aza mitsara hoy Kritsy dia tsy hotsaraina, satria isika izay mitsara dia voatsara avy hatrany koa amin'ny hoe mpitsaratsara foana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6857