KRISTY SY PAPE IZA NO LOHAN'NY FIANGONANA? INONA NY FIANGONANA FIZARANA FAHA-II

1. ouioui ( 26/08/2010 15:52)
Mapanazava:

mpanazava - 24/08/2010 07:03
Tsy Mpanazava no hanazava fa ny soratra masina no hanazava satria io no Eken'ny ankamaroan'ny rehetra eto hoe tenin'Andriamanitra. Ny Mampalahelo tokony hanapiana an'ireto namantsika ireto manko dia dikan'izy ireo io soratra masina io. Lazaina izao fa i Benoit 16 no filohan'ny Eglizy (Fiangonana) (Papa) nefa i Jesoa nampianatra amin'ilay vavaka nampianarin'ny Tompo fa "Any andanitra ny raintsika ". Raha antsoin'i papa hoe Ray i Yhaveh dia dadaben'ny Kato izany ilay any an-danitra. Hoy ny apostoly Paoly tany efesosy ao amin'ny baiboly katolika :"fa ny lahy no lohan'ny vavy, tahaka ny Kristy no lohan'ny Eglizy izay vatany sy manana azy ho Mpamonjy." (Efeziana 5:23). Mbola sandoka ihany ary i Papa eto satria tsy izy no lohan'ny Eglizy. Aza fitahina ny mpiangona.Valio | Miverina eny ambony

ika:

ikaretsaka - 26/08/2010 03:05
kristy no lohan'ny Eglizy.. marina,, fa ny papa no filohan'ny Mpiangona
novalian'i ouioui ny 01/09/2010 22:59
2. ouioui ( 26/08/2010 16:00)
Soketain'ika @ izao karazana brouillons rehetraretra izao ilay dinika dia any @ pejy tsy taka-maso any sisa vao manomboka tena lany pasy nedala nefa iza intsony no ho any , tena efa fanaony mihitsy io , ny tanjony dia ny hanakiviana ny mpandinika tsy te hamadika pejy marobe !!!, dia somary arirary foana , tadiavina borkena izany ilay sujet , tsss bref manipulateur gaigilahy , zavatra hafa indray leity atao fa raha mbola io efa lany daty a[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/fache-non-non-248932.gif[/IMG]
3. ikaretsaka ( 26/08/2010 18:55)

ouioui:

Soketain'ika @ izao karazana brouillons rehetraretra izao ilay dinika dia any @ pejy tsy taka-maso any sisa vao manomboka tena lany pasy nedala nefa iza intsony no ho any , tena efa fanaony mihitsy io , ny tanjony dia ny hanakiviana ny mpandinika tsy te hamadika pejy marobe !!!, dia somary arirary foana , tadiavina borkena izany ilay sujet , tsss bref manipulateur gaigilahy , zavatra hafa indray leity atao fa raha mbola io efa lany daty a[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/fache-non-non-248932.gif[/IMG]

izao ilay izy ra oui oui
rehefa tsy azo ilay zavatra dia mba ezao takarina ihany na angataho fanazavana misimisy kokoa amin'olona hafa ao anatin'ilay domaine misy ny fanontanianao, (rehefa tsy izaho raha tsy azonao manokana raha izahako no manazava azy aminao)
rehefa tsy mifanaraka @ ilay eken'ny saina izay valiny azonao dia mitadiava hevitra tsaratsara koa hamoahanao ny antony mahatonga sainao tsy hanaiky azy azy, dia iny zaraina amin'ny olona.
fa tsy ny hoe lany pasy, mibaorika sujet sns foana no asesy nefa rehefa angatahina ny antony mahatonga anao milaza an'io dia tsy hainao akory!
4. ouioui ( 26/08/2010 19:35)
Avy indray ny rediredin'leity klé, tsy izaho leisy resahina fa ny fanontaniana azavaina a
Ialahy anie mahay sady nianatra téolojia dia izay no mahatonga ny fanontaniana nataon'ny Mpanazava naveriko nefa io indray ialahy fa mitady roue de secours ,kasa indray izao Ra-brouillons [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]

Tsy hoe tsy mety amiko fa hitako mifanohitra sady tsy mazava ny valin-tenin'elah par rapports @ arguments biblique nalefan'ny Mpanazava
Raha tsy lany pasy anie elah tsy voatery hamaly e, tsy misy mahamenatra ny fa tsy eo elah manao réponse à tout eo fotsiny [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/doh%21-45.gif[/IMG]

Tsy mahita ve elah sa pahina fa naveriko tsipihina sady en gras no Italique ny soratra tiako hazavaina , aza fenoina brouillons hoe fa raha tsy mahay elah dia avelao i Mpanazava hanazava[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/O_SHH_%7E1.GIF[/IMG]
5. ikaretsaka ( 26/08/2010 21:37)
rediredy-> azavao hoe ahoana?

reponse a tout-> azavao hoe ahoana, misy tsy tout ary tsy hidirako mihitsy ka... izay no tsy hidirako any @ theme hafa hoe politika sy fahasalamana sns ka ohatran'ialahy angamba ka..

mody hoe mifanohitra par rapport @ argument bibliques omen'i mpanazava-> hazavao hoe inona ny domaine hijeren'ialahy anazy aloha:
satria zavatra traditionelle ve ho hamarinina ara biblika ( eo foana ilay mahatonga an'ialahy lazaina hoe mba zavatra mifandraika letsy ampitahaina a)
domaine mpanazava sa domaine inona no ijerevan'ialahy ny resaka? hazavao hoe ahoana?

dia hazavao koa hoe fa maninona no ireto ihany no miverina @ zavatra ambaran'ialahy: lany pasy, manao brouillon,
tsy manana fisainana mivelatra ankoatran'ireo angaha ialahy?

Amen fa tss
6. ouioui ( 26/08/2010 21:49)

ikaretsaka - 26/08/2010 03:05
kristy no lohan'ny Eglizy.. marina,, fa ny papa no filohan'ny Mpiangona

Azavao fa aza be resaka leisy a, eo dia hihodikondina indray lety? tsy hain'elah akory ny manazava ny zavatra foromporon'elah kay , lasa elah manao mazimazi [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-hypnose.gif.gif[/IMG]
7. ikaretsaka ( 26/08/2010 22:51)
ixany ve letsy de tsy azon'ialahy kle...
ohatran'ny hoe ry Marx no lohan'ny communisme marxiste fa efa hafa izao ny hoe iza no mitarika ny kominista fa izany tsy manakana an'ireo hanaraka ny fampianaran'i karl Marx

dia ohatran'izany koa .. ny loteranina, tsy i lotera intsony Loteraninaeran-tany .. fa efa hafa.. fa manaraka ny fampianaran'i Lotera ry zareo

ohatran'izany koa ny Kristianina katolika Apostolika, tsy ny apostoly sy i Jesoa intsony fa efa i Benoit, fa kosa ny fampianaran'i Kristy sy ny Apostoly foana no arahin-jareo
8. ouioui ( 26/08/2010 23:11)
Avy marina indray leity fa hisavoana @ hevitry ny baiboly [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]
Misavoana eeee, inona no atao hoe fiangonana?????
9. ikaretsaka ( 26/08/2010 23:48)
tsy azony le! tena niniany tsy ho azo sy petsa izy dia tsy ny hevitra sy ny petrak'evitra no naroso fa smileys sisa
10. ouioui ( 27/08/2010 00:11)
Tsy zakan'elah angah le izy leity , manaova hoa elh solomaso , lohateny mazava be io mbola ialan'elah foana INONA NO ATAO HOE FIANGONANA????
Bandy nanao mopra ihany elah , eny na tsy tafa aza tsy hidirako iny, mihodin-kodina hoa[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Messages/0027a.gif[/IMG]
11. ikaretsaka ( 27/08/2010 03:01)

ouioui:

Tsy zakan'elah angah le izy leity , manaova hoa elh solomaso , lohateny mazava be io mbola ialan'elah foana INONA NO ATAO HOE FIANGONANA????
Bandy nanao mopra ihany elah , eny na tsy tafa aza tsy hidirako iny, mihodin-kodina hoa[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Messages/0027a.gif[/IMG]

Efa novalian'i hery ange ianareo sy ry andrywui t@ io hoe inona ny famaritana tian'ialahy isany hitondrana azy e?
Le izy ara trano sa theolojika sa sens commun..satria miovaa arakarak'io ny valinteny mety ho azonareo.
Raha bandy mandalotra sy mppiasan'ny btp sy mpanao manutention t@ na Chantier no anontaniana dia mazava ho azy fa le construction nataony no hoe fiangonana... ary "nanangana fiangonana" ry zalahy

Raha le seksekta @ na cellule de priere ireny de le tangoronhongorona mifandimby trano no hoe fiangonana amin'ireny.

Raha le seksekta misy milaza hoe nahita fahitana ny lehibeny de. Ze lazain'ilay nahita fahitana no "fiangonana" mety azy manokana io, mety mamiasa an'i Jehova izy, mety mampiasa an'i jesosy. Hoe nahita an jesosy hono. Na naheno an jehova hono de zao no atao. Fiangonana koa ny iantsoana ireny

De misy koa ireo mino sy manana porofo ara boky (baiboly)na ara tantara fa nisy rangahy avy any nazareta nanankina zavatra t@ na bandy mpanjono sy bandy 11 lahy hanohy ny asan'io rangahy io sy hanaparitaka ny fampianarany ny dimbiny. Fiangonana koa ny fiantsoaana ny vondron'olona mino an izany..

Ka ianareo moa tia maka izay metimety aminareo izay... ka iza @ ireo famaritana ireeo o no hoe metimety aminareo?
12. ouioui ( 27/08/2010 12:49)
Forum ve tsy hain'elah ny dikany e, ny tranga rehetra dia raisina daholo, ary mahalala ialahy dia farito tsara ny tranga ary , enfin zay leity vao tonga saina klé , makà leisy répos kely fa tsy adalan'elah akory rahery raha naka aina kely [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/lol2.gif[/IMG]
13. hery ( 27/08/2010 13:18)
aminay aloha ny dikan'ny forum dia hoe miady hevitra e. Fa ny an'i ouioui isaky ny manoratra dia tsy manoratra momba ilay hevitra fa manoratra momba ny olona :-)

14. ouioui ( 27/08/2010 13:35)
Diso elah rahery raha milaza an'izany , sa lasa hoatran'ika koa ka minia tsy mijery , raha manana ny hevitro aho dia lazaiko , raha mahita ny hevitry ny sasany fa mitombina, na tsia aho dia zoako no maneho ny fahitako azy
Tsy manao réponse à tout akory aho fa aza hamporisihana hanao @ izany fomban'olona be heboebo tsy alehany any [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole.gif[/IMG]
Aminay koa ny forum dia tsy mifantoka @ ilay olona fa ny hevitra , tsy miorirarira fa mamaly mazava
Dinika leisy tohizana fa tsy izaho no focaliser-na, Mitady hiala bala ndray mantsy bain zany
15. hery ( 27/08/2010 13:58)
ouioui> Jereo amin'ny maso tsy miangatra fotsiny ange e, tsy maka ohatra lavitra aho fa ito dinika eto ambony ito ihany. Dia jereo daholo ny zavatra nosoratan'i ouioui.

Asesiko hatrery ambony ery.

1. Soketain'ika @ izao karazana brouillons (mbola tsy nisy namaly akory teto ah lolll)
2. Avy indray ny rediredin'leity klé
3. Avy marina indray leity fa hisavoana @ hevitry ny baiboly
4. Tsy zakan'elah angah le izy leity
5. Forum ve tsy hain'elah ny dikany e

Dia tahaka izao foana, tsy ny dinika no atao fa ny olona no lazaina fa manasoketa, mirediredy, misavoana, tsy mahazaka sns :-)

Harary eo anie e. Ny serasera mandeha foana
16. ouioui ( 27/08/2010 14:26)
Aza tsimpotsimponina e, mifanaraka tsara daholo @ resaka narosiny ireo , kisarisary tsy mitombina , fialana @ loha hevitra , fandrirarinana ny fanontaniana izany daholo no nanaraka an'ireo valin-teny ireo [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Surpris/o_stupid.gif[/IMG]
hery:

Harary eo anie e. Ny serasera mandeha foana
????
Mivaona eeee, inona no hidiran'io @ loha hevitra ???? tady hiaka-pofona indray elah zany bainn [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Surpris/surpris-choc-pale-.gif[/IMG]

17. ikaretsaka ( 27/08/2010 21:19)
lasa indray ny refrain mahazatra


1. Soketain'ika @ izao karazana brouillons (mbola tsy nisy namaly akory teto ah lolll)
2. Avy indray ny rediredin'leity klé
3. Avy marina indray leity fa hisavoana @ hevitry ny baiboly
4. Tsy zakan'elah angah le izy leity
5. Forum ve tsy hain'elah ny dikany e

sy hoe "Mivaona e "


le hoe inona no idiran'io hoe "harary eo io ialahy" @ lohahevitra?

dia jereo tsara ny votoatin'ny lohahevitra napetrak'ialahy

rehefa petsa de

(alefaso ny refrain) ;)
18. ouioui ( 01/09/2010 22:09)
Tena tsy norma reto tary reto klé, ny loha hevitra aloha dia efa tsisy mahavaly , fa de resaka fialana bala daholo de mody ho izao sy izao , de avy lazina fa mivaona de maneno
Aza manao paikan'olona petsa bainn a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
19. ikaretsaka ( 01/09/2010 22:30)
merciii am le refrain an..
beso indray zao bainina a
20. ouioui ( 01/09/2010 22:59)
ika:

ikaretsaka - 31/08/2010 14:47
Ny fo sy ny fanahy aloha ry daran @ teny Grika sy Hebreo dia mitovy ny ampiasainy azy ny Kardia sy ny Psyko sy Dunamis sy ny Dianoia raha mianatra ireo teny 2 ireo ianao dia tsy hainao intsony hoe le mitempo ve izany resahin'i leity izany sa le misaina... rehefa miresaka amindreo ianaoValio | Miverina eny ambony
ikaretsaka - 31/08/2010 14:49
Ny fo sy ny fanahy aloha ry daran @ teny Grika sy Hebreo dia mitovy ny ampiasainy azy ny Kardia sy ny Psyko sy Dunamis sy ny Dianoia raha mianatra ireo teny 2 ireo ianao dia tsy hainao intsony hoe le mitempo ve izany resahin'i leity izany sa le misaina... rehefa miresaka amindreo ianao

merciii am le refrain an..
beso indray zao bainina a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0878