Tokony hanana vady firy?
1. hery
(
21/08/2010 08:30)
Ankoatra ny mompera izay nanao voady hanaja ny fahadiovana sy tsy hanambady dia be dia be koa ireo olona izay nanao voady teo ambony alitara ny hanaja ny vadiny. Hanana vady tokana ihany... ary teo anatrehan'Andriamanitra anefa io.
Betsaka amin'ireo olona ireo anefa (izaho tsy hilaza pourcentage tahaka andry zalahy) no mbola mampirafy etsy sy eroa. Ny sasany manana hatramin'ny 4e bureau.
Sao dia tokony hofoanana ny lalàna ao Madagasikara ohatra hoe mahazo manambady be dia be fa tsy anakiray fotsiny? Sa sao dia tokony hoe izay manambady nefa mampirafy dia tonga dia tapahana ny azy dia tsy mahazo manambady intsony?
Mitovitovy amin'ity dinika ity ilay hoe mompera misy manana sipa dia tokony asaina manambady am'zay ny mompera.

novalian'i ouioui ny 24/08/2010 12:53
2. ouioui
(
21/08/2010 12:35)
hoy Hery
Tokony hanana vady firy?
Hoy HeryVoavaly
Hanana vady tokana ihany... ary teo anatrehan'Andriamanitra anefa io.
Arakaraka koa ny finoana ny vanim-potoana, ny silamo mahazo manambady maromaro ,mpanjaka Salomona nalaza be koa raha resaka vady, nisy pape koa nanambady sy nananjanaka
hoy HeryRaha nisy statistika aza vao maika tsara hihihi, mila mikarokaroka kely fotsiny
Betsaka amin'ireo olona ireo anefa (izaho tsy hilaza pourcentage tahaka andry zalahy) no mbola mampirafy etsy sy eroa. Ny sasany manana hatramin'ny 4e bureau.
Misy koa aza izay lazaina fa "toka-trano maso" fa lamban'akoho ka faty no hisarahana
Sao ary dia tokony any @ antson'ny fo na Fitiavana no nisy an'ito dinika ito hihihi
hoy HerySao ary any @ politika no tokony hipetra koa ity fanontaniana iray ity
Sao dia tokony hofoanana ny lalàna ao Madagasikara ohatra hoe mahazo manambady be dia be fa tsy anakiray fotsiny? Sa sao dia tokony hoe izay manambady nefa mampirafy dia tonga dia tapahana ny azy dia tsy mahazo manambady intsony?
Rehefa hitsanga ny lalam-panorenana vaovao , vive la 4ème république hihihi
hoy Heryalatsaho ao ambany ao ary ny dinika fa naninona no taritana aty hoy ikaretsaka izay, aza gaga raha voafafa hihihi
Mitovitovy amin'ity dinika ity ilay hoe mompera misy manana sipa dia tokony asaina manambady am'zay ny mompera.
3. arialy
(
21/08/2010 19:57)
Hery< marina aloha lay resaka voady eny am alitara é, samy olombelona na mopera na lehilahy tsotra, efa nahavita voady nefa mbola mampirafy , mandao vady aman-janaka sns
ny mopera izay manana sakaiza koa ao anatin'izany.
ny lehilahy mapirafy tsy terena hisaraka , ny mopera manana sakaiza koa tsy terena hanambady satria samy olombelona.
Dia inona indray zalahy no havaly anizay a !!!!

4. ouioui
(
21/08/2010 20:11)
arialy:
Dia inona indray zalahy no havaly anizay a !!!!
Misaotra anao ry arialy nanome fahafahana hanohy ilay resaka e , dia ho avy eo indray izao i réponse à tout ikaretsaka borné hihhihihihi
5. ikaretsaka
(
21/08/2010 23:49)
Zavatra tsotra ange ny tsy mety azoko @ io e
Fa maninona rehefa mampirafy ramadama na ramose ( 2eme misy aza 3 eme birao). Tsy nanaja le voady voalohany t@le nakariny voalohany izy...maninona tokoa no tsy misy miteny na 1 aza hoe mba hampahendry anazy ry reto dia maninona raha avela manambady izay tiany izy a dia manao voady eny ambony alitara isaky ny misy 'birao' vaovao miala any?
Fa rehefa I mompera dia tonga de zany no eritreretina?
Dia maninona koa ny vadikelin'i pasitera (afa tsy I maihol) tsy atsangana ery ambody alitara ery?
Ouioui> tsy hoe rehefa nonnon aminao akory ny fijeriko ny zava misy dia borne aho, fa hoe jereo avy eny @ montparnasse koa le izy fa tsy eny @ tour eiffel ihany :)

6. xxxw
(
22/08/2010 05:33)
Tokony hanambady firy? Valio ny fanontaniana fa aza miolankolana honoe
Hanontanio ny mpampirafy maniions hono tsy atao voady indray fa misy lalàna voavoa naroson' ika fa manaiky ny hitsondrano ny mompra
Ny mompra raha manambady na mampirafy dia asorina fa raha ika mpampirafy tsisy hitoraka ny mpiangona
Jereo ny foitranao fa tsy ny tendron'orana fotsiny, marina ihany ny voalazan' i ouioui ,borné be. Mifangaro daholo , aiza ao @ baiboly izao ny milaza fa mila atao mariage koa ny xbureau, mivaona foana ny resaka fivavahana sy finoana

7. xxxy
(
22/08/2010 08:55)
ao kosa ny slamo mahazo maka vady 4 sao dia adinonareo ary eken ny fivavahan dry zareo
8. hery
(
22/08/2010 09:11)
Tafita ilay hevitra?
Ny tiana hampitaina dia hoe tsy ny fisian'ny mpandika lalàna vitsivitsy akory no hanovana ny lalàna.
Tsy hoe rehefa misy te hanao "main" foana eny ambony kianjan'ny baolina kitra dia hovaina ho afaka mandray tànana ny baolina kitra. Raha te handray tanana dia tokony handeha hanao hand ball na hanao basket. Fa tsy ny fitsipika no ovaina.
Tsy hoe rehefa misy mompera tsy mendrika manao sipa dia hovaina hoe tokony hanambady ny mompera. Raha te hanambady dia miala na manao pasitera. Fa tsy ny fitsipika no ovaina.
Tsy hoe rehefa misy lehilahy vita mariazy mampirafy dia hovaina hoe tokony hanambady maromaro ny lehilahy. Raha te hanambady maromaro dia miova silamo. Fa tsy ny fitsipiky ny kristianina no ovaina.
Koa aza maika ny hitsikera ny rafitra... fa raha tsy mahazaka dia asaivo miova rafitra izy fa tsy ny rafitra no ovaina.

9. ouioui
(
22/08/2010 10:55)
Citation
hoy hery
Tsy hoe rehefa misy te hanao "main" foana eny ambony kianjan'ny baolina kitra dia hovaina ho afaka mandray tànana ny baolina kitra. Raha te handray tanana dia tokony handeha hanao hand ball na hanao basket. Fa tsy ny fitsipika no ovaina.
Ny société dia mivotra hatrany , @ lafiny ratsy fa @ lafiny tsara , ny fitsipika baolina @ izao fotoana izao ve heverin'ny Hery fa tsisy fivoarana foana ??
Aza maka ohatra ny @ lazinao heo hisambotra t@ tànana ny mpanao baolina kitra ?? hahasoa ve izany .
Ny FIFA izao dia mandinika ny hanatsarana foana ny erreur d'arbritrage , ary efa misy ny mangataka ny hanampiana ny arbitre de touche , misy koa ny mangataka ny video
Izany hoe miova hatrany hatrany ny fitsipika hanatsarana
Citation
hoy hery
Tsy hoe rehefa misy mompera tsy mendrika manao sipa dia hovaina hoe tokony hanambady ny mompera. Raha te hanambady dia miala na manao pasitera. Fa tsy ny fitsipika no ovaina
Pedophilie aranzena à coup de millions $$ , zaza batard afenina any @ hospices , viol des religieuses,
Ny kto romana manova fitsipika foana @ ireny karazana consul Vatican I,II ,misy mitaky ny vatican III ny anakabezan'ny pretra nanambady sy ny tsy manambady @ io resaka celibat io
Citation
hoy hery
Tsy hoe rehefa misy lehilahy vita mariazy mampirafy dia hovaina hoe tokony hanambady maromaro ny lehilahy. Raha te hanambady maromaro dia miova silamo. Fa tsy ny fitsipiky ny kristianina no ovaina.
Tsia lasa anglikana no matetika mitranga fa aza atao valim-boraingona
Tafita ve ny hevitra ??
Tafita ary fantatsika ny fisiana'ny fanovana rafitra teo @ kto ary mbola mitohy foana io fa aza malahelo ny celibat ry ika a,hihihi

10. ikaretsaka
(
22/08/2010 12:19)
Marina ilay hoe mivoatra ...saingy izao: ny erreur d'arbitrage akory tsy nahatonga nyFIFA nanova ny reglement hoe mahazo atao ny main dia mahazo mandray @ tanana aby ny mpilalao.. fa kosa ny nataony dia ny nitady fika hanampy ny arbitre hijery hoe main iny na tsia.sy mainka nanamafy ny sazy an'ireo tratra hoe miala hatrany raha hita be hoe fanahy iniana sns...
Dia toy izany le resaka lazain'i hery io momban'ny mopre. Ny reglement mijanona ho reglement ihany. Fa ny fijerena sy ny ny fanampiana ny societe (izay arbitre) ho tsy ho menatra hitaraina no natao, ary ny manasazy izay tratra.
Tafita @ izay?

11. hery
(
22/08/2010 15:58)
Hitako hoe tafita ny hafatra.
Ny règles de base dia tsy miova. Rehefa hoe foot ball dia foot ball izay, mety hoe ny fomba fandaka no miova fa tsy maintsy dakaina. Izaho kosa aloha tsy hino mihitsy hoe be loatra ny mains, ka na i Thierry Henry na i Maradona dia samy malaza @ mains, dia hoe any aoriana any hiova hoe aleo azo ampiasaina ny tànana. Satria ny règles de base dia tsy miova.
Koa na hisy consily firy na firy ao amin'ny katolika dia rehefa noraisina ho anisan'ny règles de base ny hoe 1. tsy manambady ny mompera sy ny hoe 2. tsy misy mompera vehivavy. Dia tsy hiova mihitsy ireo.

12. ouioui
(
22/08/2010 17:38)
Mihondikodina loatra ny fanazavana ry zalahy a, hafa maka ohatra dia avilivily be ny fanazavanareo , efa lazaina fa fanatsarana foana ny atao fa tsy resaka mihetry izay no tadidio ,aiza no hisy fanatsarana tonga dia ny fitsipika rehetra no ovana taha tsy izany dia ilay spory iray manontolo no hovana , izany hoe ny fivavahana mihintsy hovana
Tsotra ny resaka , manondrana ny mpopra dia pédophilie , zaza kamboty afenina,viol masera, very ondry , vita ny églizy lasa biblio
Izany ihany no atony nanaovana ny ny consil Latran, nataoa fahotana mahafaty ny sexe ho an'ny mompra, hihihii, niova ve sa tsy niova t@ io??? valio kely hoe

13. ikaretsaka
(
22/08/2010 17:56)
tsy hitako anie ny hifandraisan'ny konsilin'i latran eto sy ny resaka manambady e? ny 1 resaka crusade, ny 1 resaka hafa mihitsy
any aloha dia efa hors sujet be : etalage de connaissance fotsiny
Ny @ hoe mompera manondrana sy manana vady firy sns...
Inoana io ve fa ny fanapanambadiana an-dry zalahy no hoe tsy hanondranany intsony?
io fanontaniana io valiana hoe?

14. ouioui
(
22/08/2010 18:07)
Aza tesitra e, ialahy no manao réponse à tout eo izao ,hihihi
io Latran io no nanokatra ny ny hoe tsexa izany ho an'ny momppta dia fahotana mafahaty
Niala tao ary ry Lotera n Calvin fa reaka ady kil io vakio fotsiny ny tantara nifandraisan'io sy ny roi de france dia ho azonao fa aza mandray antendrony sa lany pasy e

16. ikaretsaka
(
22/08/2010 18:37)
ny canon 14 sy 15 n'i latran vefahotana mahafaty foana ka, ohatran'ny mijangajanga rehetra sy ohatran'ny manambady manitsakitsaka ny vadiny
izany no mbola mahatonga ny sazy hoe ahato @ asany sns ry zalahy rehefa tratra fa tsy hoe mbola eo foana na hitam-poko hitam-pirenena aza, na mamy hoditra tany @ izay misy azy tany aza

17. ikaretsaka
(
22/08/2010 18:43)
tsy resaka tezitra io fa resaka hoe alefaso ny hevitrao hiarahana midinika fa tsy hoe pilipitra akory eto (araak ny iheveran'ny sasany azy)
fa alefa indray aloha ny an'ialahy , ny an-dra wix , ny an'i hery sns... fa aiza no ho 1 monja...
tsy fombanay le mibodo pilipitra

18. ouioui
(
23/08/2010 00:14)
hoy ikaretsaka
tsy resaka tezitra io fa resaka hoe alefaso ny hevitrao hiarahana midinika fa tsy hoe pilipitra akory eto (araak ny iheveran'ny sasany azy)
Leity tena misy kesy , mba efa nanokatra hevitra ve aloha ialahy io hatramin'ny nidirako teto e ?ny an'ialahy faly ny hamaly boraigona fotsiny hihihi
hoy Hery
Koa raha misy fanontaniana na lohahevitra hafa dia aza misalasala fa na dia tsy izaho manokana aza no mamaly dia afaka manontany sy mijery etsy sy eroa aho satria inoako fa ny fanontaniana apetrakareo dia efa nisy olona hafa namaly ihany nandritra ny taona nifanesy.
Tena midepra ialahy klé , miverena indray mianatra tsara ho mompera aloha fa mbola tsy ao tsara ialahy izany hihihi
19. ikaretsaka
(
23/08/2010 01:02)
tsy hoe rehefa tsy mitovy @ ialahy akory de hoe misy kely na rehefa ialahy dia tsy ampy kely... fa ny ahy dia tsotra fotsiny hoe .. alohan'ny hitsaratsaran'ialahy olona dia alefaso ny petrak'hevitra tsy maha petsa intsony ... hoe tsy azo hiadiana hevitra intsony .. alohan'ny hitenenanana heo izao ianona na izao!
20. ouioui
(
23/08/2010 01:23)
Ory leity a, tsisy zavatra ni-affirmeko an-drangahy teo aloha fa fanontaniana hivoahan'ny hevitr'olona rehetra ny ahy
Jereo daholo anie ny loha hevitra alefan'olona fa samy manontany
Sa lany pasy ialahy dia tsy mahita avaly nefa mbola be ny zavatra azo hifampizarana sy hifanakalozan-kevitra
Aza miditra @ zavatra tsy hay hoa hoy rahery izay hihihi
Jereo ny loha hevitra fa aza mivoana ialahy e, dia valio tsirairsy ny fanontaniana fa tsy mi-affirmer fa manontany koa ny olona fa aza borné hihihi