Tokony hanana vady firy?

41. ouioui
(
23/08/2010 15:48)
hihihiihi, petsa ve ika borné e, ialahy anie hoa tsy henoiko raha tsy miaraka @ arguments e, mora be izany samy milaza ny saimpantany any hihihihi

42. ikaretsaka
(
23/08/2010 21:49)
tsy petsa no filaza izany fa aleo mody ekena na tsy reel aza mba hahasalama an-la

43. ouioui
(
23/08/2010 21:56)
Ialahy koa anie mora mandray antendrony e, efa tsara aloha fa tsy tezitra intsony hihihi

45. ouioui
(
23/08/2010 22:14)
Dia avy eo indsray hilaza ahy hoe tsy mety mangina nefa ialahy foana no be tabataba lava eto, tsss

47. soanja
(
24/08/2010 05:02)
hery:
Mitovitovy amin'ity dinika ity ilay hoe mompera misy manana sipa dia tokony asaina manambady am'zay ny mompera.
Amiko ny hevitra toy ireny dia tsy dia mankaiza loatra satria tsy afaka mahita lavitra ilay mpametra-panontaniana mivantana satria ny eo no ho eo ihany no hitany sy tiany vahana. ankoatrizay manjavozavo aminy dia zary miboredika ny iafarany.
Raha tsy katolika ny olona iray dia sarotra aminy ny hahazo ny mahakatolika ny katolika.

48. ouioui
(
24/08/2010 12:53)
Soanja
Raha tsy katolika ny olona iray dia sarotra aminy ny hahazo ny mahakatolika ny katolika.
Marina loatra, nefa i hery kosa anie faly mampianatra ozy dia mety hazava ihany izany no farany e