Tokony hanana vady firy?

21. ikaretsaka ( 23/08/2010 02:00)

Aza miditra @ zavatra tsy hay hoa hoy rahery izay hihihi

toa laisany mpanakiana katolika nefa tsy mahalala tsara ny zavatra kianin'i laisany no nilazan'i hery an'io//
raha "mijery lohahevitra tsy mivoana" ialahy
22. ouioui ( 23/08/2010 02:06)
Iafia ao aloha leisy a, izao aloha kto fa mbola ho avy ny manaraka , politika serasera ity fa ialahy tsy mitady kil fa mandroaka indray hihihi

Efa hoe aza teitezitra hoa hihihi
23. ikaretsaka ( 23/08/2010 02:11)
ko raha tsy mpivarotra sy miady vato @ fifidianana ohatran'ialahy aho ko mila kil
24. ouioui ( 23/08/2010 02:20)
Midepra ika klé hihihi, tena lany pasy hihihi, aiza ry réponse à tout a hihihi,lasa bloky leio marina hihihi
Aiza ny argu e hihihihi
25. ikaretsaka ( 23/08/2010 02:31)
ny an'ialahy izao no tsy misy argu azo jerena eo ko..
26. ouioui ( 23/08/2010 02:32)
Lasa bloky sisa ika borné hihihi, taolana ny nify e
27. ouioui ( 23/08/2010 04:18)
Hatramin'izao anie dia nijapy fotsiny ika bloky e, tsy mbola naomé valiny na iray aza @ fanontanian-drahery , mitady hampirafy angamba nedala io na efa mampirafy tany dia voadaka i mompra dia tsy te hamaly , hihihi, misy fandrika be io ry ika borné a
28. mpanazava ( 23/08/2010 06:18)
Ny fanontaniana manitikitika ahy amin'izay Katolika mahakasika ity sujet ity: Ireo Pretra sy ambaratongam-pahefana amin'izy ireo ve moa tsy dimbin'ireo Apostoly? Fa maninona kay no tsy avela hanambady izy ireo nefa ireo Apostoly aza nisy nanambady indrindra ilay hatahonareo hoe "VATO" lohan'i Eglizy (PETERA) ?
29. hery ( 23/08/2010 07:56)
mpanazava> Nanambady ny pretra taloha ka. Io ange ilay averimberinareo foana hoe mila fivoarana ny Eglizy e. Dia nivoatra tokoa ny Eglizy ka inona indray?
30. ouioui ( 23/08/2010 11:09)
hihihi maninona raha averina eto indray ary ilay resaka baolina e, nivoatra nandray @ tanàna daholo izany ny mpanao baolina tssss, tsy averiko eto ilay ohatra kitoatoa sy mapetipety an'i hery iny fa hay hitany ihany fa misy fivoarana ny eglizy ,

Velompanantenana mafy izay ika hihihi, hahazo hanambady @ fomba ofisialy , faly daholo izany ny pretra pédophiles hihihi, hahita vehivavy fa tsy hifanelaka , tsy ho batara intsony zaza @ izay fa haonorina tokan-trano sambatra


hery
Dia nivoatra tokoa ny Eglizy ka inona indray?

Voafatotry ny teniny rahery , ary aza tezitra moa milaza azy e, tonga dia aviavy be izany koa toi , manino koa izao izany hihihi

31. hery ( 23/08/2010 11:27)
hmm, tsy mifanohitra ny nolazaiko.

Taloha ela be dia nanambady ny pretra. Fa noho ilay fivoarana taty aoriana dia lasa tsy nanambady. Fihemorana izany raha lasa manambady indray. Sa?

Taloha koa dia nanambady maro ny olona (Salomona mpanjaka malaza, Abrahama rain'ny Mpino sns)... fa amin'izao dia manambady iray ihany. Fihemorana indray raha lasa manambady roa. Sa?

Taloha tokoa anie mety nandray tànana daholo tamin'ny baolina. Fa nony taty aoriana dia hoe aleo asiana baolina kitra sy basket sy hand ball. Fihemorana indray amiko raha lasa avela handray daholo indray. Sa?
32. ouioui ( 23/08/2010 12:04)
Tsy raisina faoba hotran'izany ny fanazavana ny hoe mihemotra na mivoatra mihatsara, io dia arakaraka ny fampitahanao ny vokany mihohatra t@ teo aloha fa tsy hoe saika very kil daholo ny kato dai namoaka Latran izany

Raha mahita ianao fa misy faille ny lalàna ohatra dia misy fiovana ny hanatrarana azy foana be dia be ny karazana codes , pénal, civil sy ny hafa fa tsy tsy tonga dia raisina hoe mihemotra raha misy zavatra miova
Raha taloha kely 20 taona izay vao majeur dia lasa 18 taona izao , satria nahoana ? tsotra satria efa ari-fomba ara-tsaiana sy toe-batana ry zalahy , fampitahana toy izany no atao fa tsy ny hand-ball afangaronay foot na hoe nohatsaraina ny foot dia asaivo mandray tanàna daholo , tsy fahatsarana izany fa fanakorontanana ny foot-ball

Raha ho foana ny ankamaroan'ireo delira ataon'ny mompra ireto tsy ho tsara kokoa ve sa fihemorana, dia ho avy indray ianao hametraka ny fanontaniana teo aloha ka raha hanambady efatra ry zalahy dia ahoana hihihi; raha ika iny mantsy ahiko mafy raha ny fidrandrahany mafy ao @ facebook any izany hihihi, aza péssimiste be amboalohany aloha , tsy misy tarehimarika be dia be izany
33. hery ( 23/08/2010 12:15)
Mbola tsy mitovy dimensions ihany ny resatsika.

Ianao miresaka fanatsaràna ny lalàna, izaho miresaka ny tsy tokony handrodànana ny lalàna.

Ho an'ny Katolika, ny fanesorana ny célibat ho an'ny Pretra dia mitovy amin'ny famadihana ny football ho hand ball.

Ny fanatsaràna dia hoe ahoana ny hanampiana ny Pretra hiaina io Celibat io amin'ny fomba rehetra. Toy ny hoe atao mazava tsara amin'ny foot-ball fa rehefa misy manao main ao anaty surface de réparation dia carton rouge izay. Mivoaka ny kianja dia tsy milalao raha tsy @ manaraka indray. Anjaran'ny tompon'ny ekipa no mijery na tokony hanao basket ranamana na mbola atokisany hanohy ao amin'ny ekipany ihany.

Raha marina ilay faille 70% nolazain'i andrywui dia mety azo jerena ny fitsipika. Fa averiko indray hoe tsy izay mibolila tsy manaja fitsipika akory no hanovàna tanteraka ny fitsipika izay iainan'ny be sy ny maro amim-pifaliana.
34. ikaretsaka ( 23/08/2010 12:32)
io paragraphe 2 faran'i Hery io anie toa efa nentiko teto ihany fa asa izany nahazoan-dera ouioui an'io e


tsy hoe satria nanao main i Maradona sy i Henri akory dia ny hanovana ny baolina hoe afaka ovaina hoe afaka mandray tanana rehefa stars ny lalanan'ny baolina e..
dia nosiraiko kely t@ Mr FIFA moa ilay izy ...dia navotsitr'i ouioui ny pasy! :P


ok ok... aok'izay!
35. ouioui ( 23/08/2010 12:39)
Ohatra tsy mandeha @ laoniny ny ohatra ataonareo koa aiza no hikôly
Raha mamry izao ny sofin'ilay olona mafy hatoka hotran'ika borné ohatra hihihi ka asiana fitaovana mba ahenony tsara ao @ sofiny ao dia tsy fanatsarana ve izay , tsy ika no hovako hery na hery ovako ika , ny iray moa maheno tsara ny iray badasofina
Afaka maka ohatra mapetipety anao ianao
36. ikaretsaka ( 23/08/2010 12:49)
efa hoe aok'izay hoa hono ko..lety koa ohatran'ny zazakely
37. ouioui ( 23/08/2010 13:18)
Ilahy ihany anie no nanomboka an'io teo e, valinten'ialahy io naveriko rehefa lany pasy izay ialahy , izay tapeno tsara ny sofina sy ny maso @ manaraka raha te handray anjara @ dinika , tafita aloha iny fa mino aho fa tsy hisy intsony ny bloky sy ny réponse à tout
Izay izany fa andàna milalao any an-tokontany any @ izay fa tsisy hiasana fotsiny hihihi
38. ikaretsaka ( 23/08/2010 13:40)
hahaha aza ahilika le izy ra ouioui fa ianao no tsy nahita arguments teo satria tsy amopy connaissance araka ny lazainareo teo dia tsy naharitra hoe ra ika mahavaly atsy sy arokatra dia lasa namadika ilay resaka ho privee nanenjika ahy manokana..

fa rehefa izay izany no mahasalama an la de mety ka.... ataovy ny foana ady atsanga fa tsy maninona.. hampisehoana ny firefarefan'ny toe-tsain'ny tsy manana arguments tahakan'ialahy ka mihonona @ insultes sy hatreo @ filazana eo @ bloky sy brouillons sy borne sisa...
i hery aza no gaga tatsy nanao hoe sao kosa izany (hevitr'ialahy) no borne

mety... bravo (antsovy ny akama fa raikitr'ity.. ndao atao angaredona Ra ika ry zareo an)
39. ouioui ( 23/08/2010 14:27)
Ialahy anie mauvais perdant , mauvaise foi raha borné fotsiny tsy koi, iny moa efa himezako foana , fa ny arguments alefa tsy vakin'ialahy na tonga dia nandingana lignes , dia tsisy contre aruguments fa ohatra tomobbil sy foot sy sarety ery hihi, dia lasa nakako symbol ialahy hihihi ary tena tsy ara-bakiteny io fa fanoharana mikoly tsara @ saina sy ny valinten'ialahy hihihi

Fa tena hanontanio daholo anie ny mpandray anjara eto raha tsy ialahy no tena tokony manontany tena saingy izaho moa no nilaza azy directe fa maro no mahita an'izany , tsy ny handresy lahatra an'ialahy ry bloky ny tanjoko , fa ny an'i borné toa tadiavin'ialahy hitovy fijery @ ika borné aho hihihi, izay no forum, lany andro eo ialahy raha izaho no tadiavin'ialahy hino ny ny honohon'ialahy tsisy arguments hihihi, tsy mahagaga raha manontany tena rahery any raha tsy ialahy io no borné

Tafita ilay dikan'ny forum ve sa mbola tsy mazava foana e
40. ikaretsaka ( 23/08/2010 15:15)
aoka izay ny mauvais perdant, borne sns fa ovaina ny laolao eeee ;-) mahazo manao main ialahy!

atsovy daholo ny spect sy ny joera anambarantsika anazy ;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.162