Ahoana no hanavahana ny tsara sy ny ratsy?
1. Mpanazava
(
18/09/2010 19:07)
Jodie, agent immobilier, aide une femme à faire l’inventaire des biens de sa sÅ“ur décédée pour qu’elle les vende. Fouillant dans l’âtre d’une cheminée vétuste, il trouve deux vieilles boîtes de matériel de péche. Il ouvre l’une d’elles et, ô surprise ! il découvre, enveloppées dans du papier d’aluminium, des liasses de billets de 100 dollars américains, soit 82 000 dollars en espèces ! Jodie est seul dans la pièce. Que devrait-il faire ? Prendre discrètement la boîte, ou dire à sa cliente qu’il a trouvé cet argent ?
Mety sendra zavatra hoatr'izao isika. Mampiavaka antsika amin'ny biby ny feon'i fieritreretana. Aiza ny lalan-kombana aminy fanapahan-kevitra raisina? Ahoana no hamantarana noe tsara na ratsy ny fanam-pahan-kevitra raisiko.

novalian'i vonynive ny 05/10/2010 08:26
2. AndriambyII
(
18/09/2010 22:35)
Valy boraingona kely kalou , hahitantsika ny hevitry ny sasany ; raha tsy nisy ny ratsy ====>>>>tsy nahalàla ny tsara ra olombelona !!!
3. nannie
(
19/09/2010 13:13)
Mino aho fa maro no hamaly hoe "tsy tokony halaina ilay zavatra hita", fa amin'ireo hamaly toy izany kosa, raha sendra an'izany raha ny tena marina, dia haka an'ilay zavatra... lol
AndriambyII:
Valy boraingona kely kalou , hahitantsika ny hevitry ny sasany ; raha tsy nisy ny ratsy ====>>>>tsy nahalàla ny tsara ra olombelona !!!
4. Miharena
(
20/09/2010 06:56)
Rehefa tonga amin'ny sampanana toy io sary ambony io dia zavatra ivelany ihany izany fa ny ao anatin'ny lohan'ilay olona mihitsy no efa misy ny zava-drehetra dia ny tsara sy ratsy ka raha mahay mijery tsara ny maha-pitsara ny tenany ny olona dia afaka tsara ny hijery hoe iza no lalan-kombana. Misy anefa ny olona dia manao fitaovana io fahalalàna ao anatiny io dia mampiasa izany amin'ny fikotrehana zava-dratsy hamotika ny hafa. Raha ny ratsy izany eto dia ny famotehana ny hafa (fitiavan-tena diso fipetraka).
5. ikaretsaka
(
20/09/2010 16:30)
AndriambyII:
Valy boraingona kely kalou , hahitantsika ny hevitry ny sasany ; raha tsy nisy ny ratsy ====>>>>tsy nahalàla ny tsara ra olombelona !!!
marina koa izay
fa io tsara sy ratsy io amiko resaka relatif be, satria ny tsara amin'ny olona 1 dia ratsy @ olona 1
olona 2 ato fotsiny izoa dia efa samy manana ny "tsara " sy ny "ratsy " aminy
6. fafane
(
21/09/2010 14:09)
Amiko ndray ny atao hoe tsara de zay mifanaraka ao anaty baiboly, sady ao efa fihavahany tsara ao @ Galatiana 2 ao : misy zvtr 2 nolazainyao de ny asanxny nofo (ratsy ) sy ny vokatry ny fanahy(tsara), ka anjarantsika no mijery hoe aiza ho aiza isika @ reo 2 reo,sady fantatra fona oe ratsy zany zavatra atako zany na izany toetrako zany fa saingy maro no manao fanahiniana manao ihanybmangataka hodimaso mahiratra @Dieu koa mba hahay hanavaka tsara anxzany e. raha tena raisina aram-panahy na koa hoe aram-pivavahana de bedebe ny mbola tokony holazaiko eto fa aleo afoizina ihany sao tsy ho vovaky akory raha lava
7. ikaretsaka
(
21/09/2010 14:52)
fafane:

ka na ny mamantatra hoe asan'ny nofo ity sa fanahy fotsiny aza de efa relatif be ny mamaritra hoe tsara sa ratsy
amiko io dia ny fiantraikany @ manodidina fa na hitanisa baiboly @ manodidina aza ianao ka tsisy effets amin_jareo izany dia ilaina jerena akaiky ihany heo tsara ve izany sa ratsy
raha manao transfusion sanguins eo @ manodidina ohatra ianao ka misy tsimpona baiboly mandrara izany ao @ baibolinao ary mahasoa ireo olona hanaovanao izany io zavatra ataonao io dia tsara izay ilay izy
8. Miharena
(
21/09/2010 15:04)
Ilay izy angamba tsara mihitsy ny mamaritra tsara ny hoe ratsy sy tsara ara-panahy. Satria raha hoe nofo no omena tsiny dia diso ihany isika satria ny nofo dia fitaovana ihany fa ny saina amam-panahy no mampanao ny nofo ny zavatra iray. Ary raha tsy ny saina amam-panahy no miasa dia tsy hisy fiantraikany amin'ny manodidina antsika izay ataontsika tsirairay avy. Rehefa tonga amina conscience collective ny famaritana io fiantraikam-pisainana ara-panahy io dia miteraka traikefa ahafahana maka fitsipika hoe izao no tsy mety ary izao no mety. Ary lasa fitsipika ara-pitondram-panahy miantraika amin'ny fitondran-tena ilay faritana hoe tsara na ratsy amin'izay fotoana izay.
Na izany na tsy izany dia mipetraka hatrany ny traikefa amin'ny zavatra diso sy marina, na ratsy sy tsara ahafahana mamaritra ny fiantraikany marina.

9. ikaretsaka
(
21/09/2010 15:52)
Miharena:

Mety koa izay!
saingy izao ny indro keliny: eo @ le fifamenoan'ny vatana sy fanahy (misy mahasoa ny 1 fa manimba n y 1 ve ohatra?)
10. Miharena
(
22/09/2010 05:58)
Ikaretsaka:
saingy izao ny indro keliny: eo @ le fifamenoan'ny vatana sy fanahy (misy mahasoa ny 1 fa manimba n y 1 ve ohatra?)
Ity ohatra momba ny fifanoheran'ny nofo sy fanahy ity dia tena sarotra raha tsy atao hoe ara-panahy avokoa ny zavatra rehetra. Ny fiandohan'ny ratsy dia noho ny fanahy manam-pikasana tsara nefa voasembana amin'izany fikasany izany. Izay no miteraka traikefa ka hiverenan'ny fanahy tsara manao fijerena ifotony indray ho enti-miainga amin'ny fomba hiainana manaraka. Ny fanahy izay tsy manam-petra izay voafetran'ny saina sy ny taova ara-nofo no azo lazaina hoe "faharatsiana". Raha mahay miara-monina amim-pirindrana ireo dia afaka mahazo antoka ny fitondran-tena tonga lafatra na dia ao amin'ny nofo aza.
Ny manimba ny iray dia mazava fa ny tsy faneken'ny iray azy, nefa izy roa dia ao anatin'ny olona iray ihany. Ohatra: ny fanahin'ny fitiavan-tena (asesiky ny fiainana ara-nofo) dia tsy andraisan'ny fanahy tsy misy fetra anjara. Koa rehefa tafaroboka loatra ao ny toe-panahin'ny olona dia voafefy izy ary mitsilopy tokoa ny fahazavam-panahy amin'izay. Ny eo amin'ny tsy manam-petra indray dia Fitiavana tsy misy tambiny ny azy ka izay indrindra no mahatonga ny hoe "katsaho aloha ny fanjakan'Andriamanitra dia hanampy anao ny zava-drehetra". Rehefa manjaka ny mazava dia voajery avokoa ny fiahiana ara-nofo sy ny fiahiana ara-panahy.
Ny fanahy tsara dia tsy hanimba velively ny fanahy voafetra fa mitaky ny tsirairay hahatsiaro tena fotsiny na koa hoe hifoha, fa tsy hanototra azy.
11. ikaretsaka
(
22/09/2010 22:14)
ka tokony hifameno sy mifanaiky ireo fa tsy hifamono , raha tany ka mbola velon'aina anefa
12. ouioui
(
22/09/2010 23:12)
mpanazava:
Mety sendra zavatra hoatr'izao isika. Mampiavaka antsika amin'ny biby ny feon'i fieritreretana. Aiza ny lalan-kombana aminy fanapahan-kevitra raisina?
ika:
fa io tsara sy ratsy io amiko resaka relatif be, satria ny tsara amin'ny olona 1 dia ratsy @ olona 1
olona 2 ato fotsiny izoa dia efa samy manana ny "tsara " sy ny "ratsy " aminy
Tssss , rélatif raha tsy misy fototrany hamaritan'elah ny finoana sy fivavahana, ka raha kristiana dia mianga ao baiboly fa lisany kato moa zany manana lovan-tsofina de eo foana no manahirana ny hazahoan'elah ny fandehany [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
13. Miharena
(
23/09/2010 06:43)
ka tokony hifameno sy mifanaiky ireo fa tsy hifamono , raha tany ka mbola velon'aina anefa
Izay indrindra ilay hoe fiaraha-miasa araka ny voalaza hoe : "miara-miasa ny zavatra rehetra ho an'izay eo ambany fiahian'Andriamanitra" Ka na izay faritantsika olombelona ho Satana na Devoly aza dia anisan'ny nandray anjara tamin'ny fitomboan'ny herin'ny mazava (na ny tsara). Ny fampiharana anjambany ny zavatra atao hoe "ratsy" tsy misy lalan-kizorany no miteraka fikorontanana. Rehefa hita tsara anefa ny lalan-kaleha dia mandray anjara amin'ny sedra ny zavatra faritana fa "ratsy". (Azo jerena ny tantaran'i Joba izay niteraka fanandratana ary ny tantaran'i Jesoa izay niteraka famirapiratana lehibe).
14. ikaretsaka
(
23/09/2010 20:46)
, ka raha kristiana dia mianga ao baiboly fa lisany kato moa zany manana lovan-tsofina de eo foana no manahirana ny hazahoan'elah ny fandehany
miainga @ Kristy ny Kristianisma ry oui oui fa tsy baiboly a (baiboliste no miainga @ baiboly)
dia i Kristy dia tsy hita pesipesenina ka tsy voafaritra anao anaty "mille feuilles",
tahakan'ny hoe tsy eau vive 1 tavoahangy akory no ranon'andranovelona
15. ikaretsaka
(
23/09/2010 20:52)
Miharena:
ka tokony hifameno sy mifanaiky ireo fa tsy hifamono , raha tany ka mbola velon'aina anefa
Izay indrindra ilay hoe fiaraha-miasa araka ny voalaza hoe : "miara-miasa ny zavatra rehetra ho an'izay eo ambany fiahian'Andriamanitra" Ka na izay faritantsika olombelona ho Satana na Devoly aza dia anisan'ny nandray anjara tamin'ny fitomboan'ny herin'ny mazava (na ny tsara). Ny fampiharana anjambany ny zavatra atao hoe "ratsy" tsy misy lalan-kizorany no miteraka fikorontanana. Rehefa hita tsara anefa ny lalan-kaleha dia mandray anjara amin'ny sedra ny zavatra faritana fa "ratsy". (Azo jerena ny tantaran'i Joba izay niteraka fanandratana ary ny tantaran'i Jesoa izay niteraka famirapiratana lehibe).
La spiritualité, c'est non pas savoir ce que l'on veut, mais comprendre ce dont on n'a pas besoin.
16. ouioui
(
23/09/2010 21:40)
ika:
miainga @ Kristy ny Kristianisma ry oui oui fa tsy baiboly a (baiboliste no miainga @ baiboly)
dia i Kristy dia tsy hita pesipesenina ka tsy voafaritra anao anaty "mille feuilles",
tahakan'ny hoe tsy eau vive 1 tavoahangy akory no ranon'andranovelona
Miboredika leity zany kôzin'elah izany a, misy gatô koa atao hoe paris-brest azo afangaro ao ve , tsssss
Rélatif leity ny famaritan'elah ny hoe tsara sy ny ratsy raha resaka tsiron-kanina ohatra , fa raha misy base na formule de tsisy an'izany ary ny kristian mpanaradia an'i kristy , kristy mpanaraka ny tenin'Antra dia ny bible , fa ny an'ny kato dogmes de io foana no ialan'elaha bala
efa hay leisy ny refrain a[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Crade/0026.gif[/IMG]
17. vonynive
(
05/10/2010 08:26)
Mpanazava:
Jodie, agent immobilier, aide une femme à faire l’inventaire des biens de sa sÅ“ur décédée pour qu’elle les vende. Fouillant dans l’âtre d’une cheminée vétuste, il trouve deux vieilles boîtes de matériel de péche. Il ouvre l’une d’elles et, ô surprise ! il découvre, enveloppées dans du papier d’aluminium, des liasses de billets de 100 dollars américains, soit 82 000 dollars en espèces ! Jodie est seul dans la pièce. Que devrait-il faire ? Prendre discrètement la boîte, ou dire à sa cliente qu’il a trouvé cet argent ?
Mety sendra zavatra hoatr'izao isika. Mampiavaka antsika amin'ny biby ny feon'i fieritreretana. Aiza ny lalan-kombana aminy fanapahan-kevitra raisina? Ahoana no hamantarana noe tsara na ratsy ny fanam-pahan-kevitra raisiko.
aôna no ahafantarana na ratsy na tsara ny fanapahankevitra raisina ?
-raha efa manana ani jeso isika d tokony hangataka izay hevitra avy @ Fanahy Masina aloha, tsy voatery ho eo no ho eo ny valiny an, ny Fanahy Masina dia tsara sady mpanao ny tsara koa izay lazainy de ekena fa tsara... "de hanana fiadanampo isika rehefa avy manao ny sitrapony". (izany oe tsy manenjika antsika ny feon'ny fieritreretantsika) sarotra anefa izany raha tsy mbola haintsika ny feon'ny FM
mety hiteny amintsika Izy oe :
-manatompo io, naman'ny mangalatra isika raha maka an'io
-mety hiteny koa oe alaivo fa tena fitahiana nomeko anao fa na le cllient aza tsy mahalala an'io, tato @ ity client ity no toerana anomezako anao vola sns... araka zay efa nangatahinao
-raha misalasala d tsy maninona alaina alo le zavatra na ajanona ao @ toerany de mangataka tolotsaina @ Tompo
hoy Jeso : "ny ondriko mahalala ny feoko"