Kato any @ Anglikane

1. ouioui ( 16/09/2010 14:21)
Mahamay ndray ny Pape voapotsitra lava ny hifona @ reto pretra manao lamody pédophile tony , iny moa eo ihany fa hay ve avy tao @ kato koa no nisaraka e

Ary tena vrakiny mihitsy izany ny olona niala t@ ndry zalahy tao , tena mampanontena ihany izy zany dadatoa a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
novalian'i ouioui ny 26/09/2010 02:08
2. andrywui ( 16/09/2010 14:38)
Zay pretra mahita fopla de mipitsika avokoa na ny efa matotra na ny vao nifoha samy lasa nanorina akany vaovao ry dadatoa de niala tao amle katouuuu!! ... .hon hon hon hon !!...
3. ouioui ( 16/09/2010 14:46)
slt bainn
Danz ihany leisy reto kato reto klé [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Triste/pleure-triste-59.gif[/IMG]
Aiza leisy de misy pédophilies mipoipoitra foana ao @ isam-bola izao , sao mba misy anglikane aza ato mba hanazava ny tena nisy t@ kato sy anglikane
4. andrywui ( 16/09/2010 14:52)
saliii less bainn ! ... nanao mix kely ah lets halina iny no tsy nahazahoanlah anah iny a ! .... --- Zay ane less no tena mba nangatahiko tam ankizy tato hoe mba omeo fanazavana ah rankizy ze tena mahafantatra DOC amin' fopla ataondry zareo Kato reto fa defa tsy erany loatra ny afitsoky ry zalah reo e , zao ndray zany elah de nahita an'io fopla pedoph io ndray !! de asa innn ndray no avalin'izy roalhy an'io zao !!na boraingona ndray na mba misy ventiny !!!!
5. ouioui ( 16/09/2010 15:02)
En septembre, la Pape Benoît XVI entame une véritable tournée en Angleterre. Ce terme habituellement utilisé dans le show-business convient particulièrement à l'évènement : pour la première fois, elle sera... payante. Comptez entre 12 et 30 euros pour une place. Le Vatican précise qu'il s'agit d'une "contribution aux dépenses générales". Au total, le prix du voyage s'élève en effet à quelques 27 millions d'euros.
Leur prix variera en fonction des lieux et des personnalités présents aux côtés du chef de l'église catholique. À birmingham, Susan Boyle (découverte sur l'émission de télé-réalité "Britain got Talent") se produira après la messe. Une entrée vous coûtera l'équivalent de 30 euros, mais comprendra aussi un CD présentant le voyage de Benoit XVI et un recueil de prières.

En revanche, pour une veillée à Hyde Park accompagnée des "The Priest", un groupe composé de trois prétres, il vous faudra seulement 10 livres (12 euros) pour acquérir un billet. Entre les deux, on trouve une messe à Glasgow pour 24 euros environ. Profitez-en pour visiter la ville et les monuments de Glasgow...

Un bémol toutefois : le porte-parole du Vatican a précisé que les personnes les plus pauvres seront exemptées du prix du billet. Mais n'a pas précisé les critères à remplir pour entrer dans cette catégorie.

Source : France-Info

Image : Pope Benedict XVI Celebrates Mass In Paris, par Ammar Abd Rabbo

Ataovy matavitavy ndray ny rakitra e, lasa mandoa vola daholo daholo izany klé,lasa bizna ty bainn a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]
6. mirananirina ( 16/09/2010 15:07)
JOPLIN - Un pasteur du sud-ouest du Missouri a été condamné à huit ans de prison pour avoir agressé sexuellement une jeune fille
Le pasteur pédophile Daniel Cormier a écopé d’une nouvelle peine d’emprisonnement de neuf mois lundi matin.
Haïti: un pasteur accusé de pédophilie. ... Un pasteur haïtien a été interpellé à Port-au-Prince pour les viols présumés
Le pasteur Terry Jones ( celui qui veut brûler le Coran ) a été arrété en possession de photos pédophiles .
21.07.2010:Scandale pédophile protestant en Allemagne.que la pédophilie sévit aussi chez les pasteurs protestants, quoique ceux-ci puissent se marier .
En Belgique, l'ancien pasteur accusé d'incitation à la pédophilie se défend Turnhout, envoyé spécial
Un pasteur condamné pour viol et pédophilie. (29/11/2005). C'est l'histoire pittoresque d'un pasteur de ces nouvelles églises « born again »........................................................................................ectttt........................
7. ouioui ( 16/09/2010 15:14)
Gravy hoa e, mpivavaka mpivavaka , raha le tena milaza masina tony aloha de tena tsy any mihitsy e, sady afenim-penina foana [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Triste/Q_PLAS%7E1.GIF[/IMG]
Fa tena ny blem misy tena hiarovan'ny eveka sy arseveka tsy hiala ny sasany fa hoe tsy ampy ny olon-Andriamanitra, tena tsy izy hoa
Tokony borkena daholo izay tratra na kato na inona !!!Olombelona tsy lavorary mantsy [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/crazy2.gif[/IMG]
8. Tanjaka ( 16/09/2010 15:57)
Mahafinaritra be ny fandraisan'ny tsirairay anjara ary irariana ny fitohizany !

Fa ny tiako haroso manoloana ireo "faits" ireo dia ny ho antsika kristiana !! Au moins tano ny finoanao ary mety ho voahozongozona !!!
Ho an'ireo "nahatsiaro voafitaka tamin'ny finoana nanabeazana azy" Aza maika hanome tsiny ary aza maika ny hitsara ihany koa. Diovy ny fonao ary tsarovy fa Tokana Andriamanitra.

Sanatria manao "morale" fa "MANAHY AHO" : Indray andro any, ho avy ny islamisation eto Dago. Isan'ny finoana ihany koa ny azy saingy ilay "extrémisme" ampiasainy na entiny miasa no tsy ekeko. Anatin'ny crise ny firenena ary ry zareo mikirakira volabe !! Misaotra anao.
9. Tanjaka ( 16/09/2010 20:15)
Oviana aman-tany tany Amérique atsimo no nisy ny toe-javatra toy izao ? Tsy incitation à faire quoi que ce soit fa fampantongavan-tsaina "kely" fotsiny.
10. fijo ( 16/09/2010 20:49)
milaza kosa ialahy isany raha mbola nahita pretra krispijo voaheloka noho izany???io ihany wa no tena izy,fa aza miala amin'io,kozy e
11. arialy ( 17/09/2010 10:20)
mhaiky anareo za : tsy lany vandy amty fanenjehana kato ty klé, sa katophobie lay izy é :p
12. fijo ( 17/09/2010 19:20)
ka io nareo mifanenjinenjika io wa tsy mety.miraisa rehefa avy mifanenjika
13. andrywui ( 19/09/2010 20:58)

ka io nareo mifanenjinenjika io wa tsy mety.miraisa rehefa avy mifanenjika

tsy mety zany zokibe a!!ka raha ty izy ndray no nanenjika eo tsy ho loza ??
14. ikaretsaka ( 20/09/2010 23:15)

fijo:

ka io nareo mifanenjinenjika io wa tsy mety.miraisa rehefa avy mifanenjika

ka any @ krispijo le pedofil tsy fahotana koa ;)
15. fijo ( 22/09/2010 19:12)
diso be izany fa aty ny zaza tsy azo kasihina mihitsy.
16. niryna ( 23/09/2010 16:53)

ouioui:

Mahamay ndray ny Pape voapotsitra lava ny hifona @ reto pretra manao lamody pédophile tony , iny moa eo ihany fa hay ve avy tao @ kato koa no nisaraka e

Ary tena vrakiny mihitsy izany ny olona niala t@ ndry zalahy tao , tena mampanontena ihany izy zany dadatoa a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
Variana be aho fa tena lasa nivoana be ilay fivavahana
17. Tanjaka ( 24/09/2010 14:42)
Soa fa misy ihany ny fanakianana ny pédophilie eto. Efa nipetraka io ary ezahina hofoanana. Ny faniriako sy mba tiako hisarihana ny sainao mpamaky dia satria ny manodidina antsika : maraina atoandro, hariva dia ny inceste !

Betsaka no tsy sahy mamaky io resaka io na tonga dia tohina satria... fomba, tanora, efa lehibe ny ankizy... kanefa dia heno ihany izy io hoe eo ! ! Tsy lavitra antsika... Na tsy mbola voakaikitra aza dia efa voaleladelaka ihany !! (cousins-cousines) ohatra !! !!

Fa ianao (raha) mahalala cas iray nefa tsy sahy miteny, tsy mba mampahonena ihany ve ny mieritreritra izany nefa (mbola) +90% ntsika malagasy no (mbola) kristianina (hatramizao)!! Na firy amin'ny malagasy mitonona ho mpivavaka no sahy manao sangy ratsy amin'ny mpira-mivavaka aminy : pédophilie io nefa mety ho inceste ihany koa.

Ny fanontaniako, "Ampy ve ny mitsikera sy ny manenjika ?" SA "Aiza no tokony hatomboka ny tsikera sy ny fanenjehana ?"

Inoako sahady fa ny valin-teninao dia isan'ny hanovozana fahalalana ny hoavin'ny foto-pisainana malagasy miatrika ny hoavy manoloana ny "finoana" - Misaotra.
18. ouioui ( 26/09/2010 02:06)
tanjaka:

Ny fanontaniako, "Ampy ve ny mitsikera sy ny manenjika ?" SA "Aiza no tokony hatomboka ny tsikera sy ny fanenjehana ?"

Ireo alaoha tsy maintsy atao de anjaran'ireo izay tratra tao no mieritreritra tsara ny fomba fampianarany ny pretra ohatra fa tsy hoe aza tsikeraina izay tratra fa atao aloha ny fanabezana , zavatra mifameno ny roa tonta bainn a
niry:

Variana be aho fa tena lasa nivoana be ilay fivavahana

Nivoana ho politika ve sa lasa resaka zaridaina , sa ny resaka papa sy ny fianinan'ny pretra pedophile tsy mahakasika fivavahana???

arialy:

mhaiky anareo za : tsy lany vandy amty fanenjehana kato ty klé, sa katophobie lay izy é :p

Tsy resaka vandivandy fa zavatra notsongaina t@ gazety daholo no nasehonay teto kah , tsy hoe koa tsy tia kato ( ny Nenibeko kato) fa rehefa tsy mety na iza io na iza dia aleo resahina eto @ dinika finoana sy fivavahana ihany kah , anjaran'ny tsirairay no mandinika , tsy misy milaza hoa mialà ao @ kato de mankanesa ary ananona sns akory [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Zen/zen.gif[/IMG]
19. ouioui ( 26/09/2010 02:08)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1424