ILLUMINATI : tena nanaiky i Ika ! .. malaelo ah !!

1. andrywui ( 10/09/2010 14:06)
ikaretsaka - 10/09/2010 00:23
hitan'i Andrywui izay aloha fa tsy finoana ilay izy fa ideolojia

fa miverina @ ny hevitr'i infini momba ilay dualism (sy pluralism aho): ny fahazoako azy ange tsy no attibuer ny hoe Atra sy satana ilay izy fa Power 1 tsy hita pesipesenina fotsiny e
hoe "Almighty " (izy tsy niteny heo Jehova io na iza io fa izay fotsiny)
tsarao aho raha diso
Valio | Miverina eny ambony ikaretsaka - 10/09/2010 00:25

Citation
- ka izay no ataoko an'ika hoe tsory eto Mr ilay izy hoe membres ao ry andrywui ny Kato a! zay fotsiny de ho tohizana ity resaka ity avy eo !!

membres ao daholo na kato na tsy kato fa tsy hoe ny kato irery na ny prot rery na ny hindu irery: rehefa manaiky ilay ideology


Valio | Miverina eny ambony andrywui - 10/09/2010 16:04

MERCI IKA .... ZAY NO NANDRASAKO !! ...

membres ao ny Kato !!! fffffhhhh.... zava-doza , zava-doza sy atambo ty resak'elah r'Ika !!!

--- de tsoriko amlah anefa fa tsisy anzany POWER1, POWER1 zany fa rehefa tsy miantso an'Andriamanitra Jehovah sy i Jesoa kristy sy ny Fanahy Masina toa ireo illimunatti sy franmansson nlah ireo de Agents des Satans zay !! tsisy iadiankevitra izay !!! Jehovah tsy vetavetaina amin'izany !!...

-------- Ny resaka hoe :Tsy mitovy finoana : ohatra kato ,protestan , advantist ,Mre , Rhema ,Jesosy Mamonjy.... de tena mety mihitsy zany !! samy hiakatra ho any andanitra ireo raha mitoetra !!

---- fa ity hoe i KATOLIKA dia membres ao amin'ny ILLUMINATI sy ny FRAMANSSON lazain'Ika ty de tena tsy izy mihitsy fa tena Demony be tsisy adi-hevitra io !!Andriamanitra tsy Miharoharo amin'ny ratsy sy ny maizina zany hoa fa na Izy(Jehovah ) na i Satana !!!zay ihany !!! tsisy eo antenatenany otran'io lazain'Ika io zany mihitsy na hilaza innn na hilaza innn i Mr IKARETSAKA ...... loza ty lazainlah leroa !! inona ty nambaran'Ika ?? maty r'Ika marina !! tena izany tokoa ve letsy ?? ... zava-doza , atambo ...
2. andrywui ( 10/09/2010 14:08)
naveriko eto ny resaka farany nataonay sy Ika !! tena malahelo ny valiteninlah farany ah r'Ika a !!tena manisia fiheverana elah fa zava-doza io nambaranlah io !!!




- ka izay no ataoko an'ika hoe tsory eto Mr ilay izy hoe membres ao ry andrywui ny Kato a! zay fotsiny de ho tohizana ity resaka ity avy eo !!

membres ao daholo na kato na tsy kato fa tsy hoe ny kato irery na ny prot rery na ny hindu irery: rehefa manaiky ilay ideology

3. AndriambyII ( 11/09/2010 00:42)
Qu"importe ! demain dira sa verité !
4. Miharena ( 11/09/2010 07:52)
Mila fahazoana tanteraka ny famoronana sy ny zava-miafin'ny famoronana ahafahana mijery hoe inona no motivations nahatonga ny resaka Loge Noire eto an-tany ary inona no tena anjara-asany. Mila manadihady tsara ny constitution biblique ao amin'ny Apokalypsy sy ny boky mifandraika aminy rehetra ao amin'ny testamenta taloha sy vaovao isika dia hahafantatra hoe inona no ady misy amin'izao fotoana izao ary inona no fandriam-pahalemana tiana ahatongavana. Ny illuminati, na dia manao izay ho afany eo aza dia tsara ho fantatra fa ny fandraisan'ny Ray Mpamorona fitondrana ny olona izay sombin-tenany avy dia hahafoana ireo concept tsy mitombna rehetra foronin'ny olona na vondron'olona tia tena. Toa an'i Nebokadnezara io, tanimanga no nanorenany ny fototry ny fanjakany ary volamena mavesatra ny lohany dia rava sy hidaraboka, ary ho mafy ny fidarabohan'izany fanjakana izany. Efa hitantsika amin'ny sehatra ara-bola sy ara-drafi-pitondrana apetraky ny olombelona ankehitriny izany. Matoa tsy misy tombontsoa mahafa-po ny rehetra ny rafitra ankehitriny dia mazava fa io no antony fa le olona tsy tonga saina mihitsy.

Miverina kely amin'i Andrywui aho hoe : na dia maro aza ny manao izay resaka fitiavan-tena izay rehefa mahatsapa isika Kristiana fa manana Fototra tsy azo hozongozonina dia tsy hatahotra izay zava-doza hihatra amin'izay minia manangana io drafitra tsy misy fotony matotra io akory (izy no te-hilingilingy eo koa rehefa potraka izy, dia atolory fotsiny ny tananao hanarina azy dia hampahafantatra aminy hoe ny fanjakan'i Nebokadnezara anie no nilingilinginao teo e! izao izao ianao potraka!! ity no lalana fa tsy any hoe avy eo!). sa ahoana?
5. mirananirina ( 11/09/2010 08:50)
Hazavao hoe Andrywui,inona no atao hoe Satana???
6. andrywui ( 11/09/2010 09:23)
hay tsy de fantatr'i miranairina ny atao hoe satana ?
-- Ambangovangony aloha : Anjely Mpitarika Fiderana tao andanitra tao ny Arkanjely Losifera sy i belzaboba fahiny ary nanana ny toerany lehibe tokoa ! noho io toerany io dia naniry ny hitovy tamin'Andriamanitra Jehovah izy sy ireo namany ,ka nioko tamin'Andriamanitra ,Nisy ady ady tany andanitra ka ny Arkanjely Mikaela (Jehovah) ,sy ny arkanjely Losifera (ankilany) ...resy izireo ary nalatsak'Andriamanitra tety an-tany... hoy ny Tenin'ny baiboly :" Izaho nahita an'i Satana latsaka avy any andanitra tahaka ny varatra ..."" nalefa izy ireo ary mba haka fanahy ny zanak'Andriamanitra sy hamitaka ary hampiditra ny olona ho any amin'ny fanjakany ,ka izay tsy miambina dia ireny no lasibatra voalohany !!

-- Lafiny iray indray : tsy natao hanome fahasambarana sy fiadanana maharitra ny asa ataon'ny satana ety an-tany ,fa rehefa tapitra ny fe-potoana hanomezany an'ireo dia alainy ilay olona ! ... ohatra : ireo pacte satanique sy ireo manao fati-drà aminy dia tena manankarena sy salama tokoa , nefa voafetra ihany izany !

-- fa ny manao Fifanekena amin'Andriamanitra Jehovah sy Jesoa kristy sy ny Fanahy masina kosa dia sady manampiadanana ety an-tany no handova ny Fanjakan'ny Lanitra rehefa tonga ny fahafatesana faharoa tsy maintsy ho diavin'ny zanak'olombelona !
7. Belle ( 11/09/2010 12:39)
Hay ve mba manam-pahendrena amin'ny fanoratana (mendrika sy mihaja) toy izao ihany i andrywui rehefa tsy taritin'i ouioui hiarak'adala aminy e!
Tohizo fa tsara.
8. ikaretsaka ( 11/09/2010 12:55)
andrywui:

[i]ikaretsaka - 10/09/2010 00:23
hitan'i Andrywui izay aloha fa tsy finoana ilay izy fa ideolojia

infini momba ilay dualism (sy pluralism aho): ny fahazoako azy ange tsy no attibuer ny hoe Atra sy satana ilay izy fa Power 1 tsy hita pesipesenina fotsiny e
hoe "Almighty " (izy tsy niteny heo Jehova io na iza io fa izay fotsiny)
tsarao aho raha diso fa miverina @ ny hevitr'i


MERCI IKA .... ZAY NO NANDRASAKO !! ...

membres ao ny Kato !!! fffffhhhh.... zava-doza , zava-doza sy atambo ty resak'elah r'Ika !!!

--- de tsoriko amlah anefa fa tsisy anzany POWER1, POWER1 zany fa rehefa tsy miantso an'Andriamanitra Jehovah sy i Jesoa kristy sy ny Fanahy Masina toa ireo illimunatti sy franmansson nlah ireo de Agents des Satans zay !! tsisy iadiankevitra izay !!! Jehovah tsy vetavetaina amin'izany !!...

eo no mbola tsy azon'ialahy ilay hoe maha samihafa sy ny mampiavaka ny ideologie sy ny finoana, idee ny resaka eto:dia ny hoe samy manaiky fa misy zavatra tsy hita pesipesenina ao ambony ao. mampisy ny zavatra rehetra!

Ny mamaritra ny hoe Allah ve io ,na Jehova sy Jesosy sy Fanahy Masina ( na trinite=telo izay 1 ,na olona 3 samihafa tsy mino ny trinite) ve io..na i Zanahary ve io ,na i Grand Manitou sns...
eo no miditra ny finoana, sy le hoe rehefa tsy i Allah no atsoinareo de satana ianareo na hoe rehefa tsy ny trinity de tsy izy
saingy tsy any ny resaka eto



-------- Ny resaka hoe :Tsy mitovy finoana : ohatra kato ,protestan , advantist ,Mre , Rhema ,Jesosy Mamonjy.... de tena mety mihitsy zany !! samy hiakatra ho any andanitra ireo raha mitoetra !!


ka izay.. tsy anjarantsika izay



---- fa ity hoe i KATOLIKA dia membres ao amin'ny ILLUMINATI sy ny FRAMANSSON lazain'Ika ty de tena tsy izy mihitsy fa tena Demony be tsisy adi-hevitra io !!Andriamanitra tsy Miharoharo amin'ny ratsy sy ny maizina zany hoa fa na Izy(Jehovah ) na i Satana !!!zay ihany !!! tsisy eo antenatenany otran'io lazain'Ika io zany mihitsy na hilaza innn na hilaza innn i Mr IKARETSAKA ...... loza ty lazainlah leroa !! inona ty nambaran'Ika ?? maty r'Ika marina !! tena izany tokoa ve letsy ?? ... zava-doza , atambo


Aoka aloha: ny nolazaiko dia hoe tsy ny katolika ihanyno membres ao, fa misy katolika ao, misy silamo ao , misy protestant ao,misy loteranina ao, misy sekta hafa evanjelika ao , ary inoako koa fa ny sekta an'ialahy koa ao fa mety afeniny an'ialahy, na fantatr'ialahy ihany fa odian'ialahy tsy fantatra!

de eo dia mbola averiko @ Andrywui hoe ary eken'ialahy tsara anie ny hoe
1)tsy misy mahafantatra sy mandidy sahady ny hoe ity ny loza sy ity no zao sy zao @ resaka ara panahy! sy ny hoe ity ho any an-danitra dia ity ho any @ afobe e
2)ny hoe rehefa tsy ohatran zao de satana, tsy isika koa no mamaritra an'izay
3)hoy ialahy hoe tsarao @ voany ny hazo, sy ny hoe raha tsy tian'Atra dia nofoanany tsy misy tany... maninona no tsy nofoanany?

Dinidiniho!

farito tsara
9. andrywui ( 12/09/2010 10:59)
slt Ika ! ... ianao anie ry Ika no nilaza an'izay fa tsy izaho e !!... teninao mihintsy ny hoe : " tsy ny Kato ihany ry andrywui no ao fa misy fiangonana maro a!!.. "" ny dikan'izany amiko dia efa manaiky izany Ika fa ao ny Kato !!... DIA MITOMBINA TSARA IZAO LAY FANAMARIHAN'I INFINITY ATSY AMBANY HOE : MEMBRES AMINIO ILLUMINATI IO I VATICAN

--- Fa izaho kosa tsy mbola nilaza mihitsyary tsy hilaza hoe : ny fiangonako na ny an'ny anona koa ao fa tsisy POROFO ah hilazako an'izay !!... ny an'ny Kato aloha no hita porofo (voaporofo sy voamarina) famembres ao amin'ireo "fiakambanana illuminati sy framansson ireo )) ...
10. andrywui ( 12/09/2010 11:47)
izao fotsiny vakio ity r'Ika ! misy pages maromaro izy ty fa tsara dinihina elaela !! makà foatoana tsara !!



http://imaniipulation.skyrock.com/
11. andrywui ( 12/09/2010 11:51)
manomboka eo amin'ny pages 3angamba le resaka "symboles corne" !!.... izay marina r'ika dia marina fa tsisy amboamboarina izany a!!! ... fa raha sendra tafanao anle symbole amin'ny tanan Ika de tsy midika hoe izy koa fa le manao azy fanahiniana sy efa fataony mihintsy no zava-doza !! de tadidio le tanan'"i Pape nalefako teto , nolazain'i hery fa sary fopla hono nefa tsisy raccordement akory rehefa halehibiazina le sary !! tena vrai iny hery a !
12. ikaretsaka ( 12/09/2010 14:37)

andrywui:

manomboka eo amin'ny pages 3angamba le resaka "symboles corne" !!.... izay marina r'ika dia marina fa tsisy amboamboarina izany a!!! ... fa raha sendra tafanao anle symbole amin'ny tanan Ika de tsy midika hoe izy koa fa le manao azy fanahiniana sy efa fataony mihintsy no zava-doza !! de tadidio le tanan'"i Pape nalefako teto , nolazain'i hery fa sary fopla hono nefa tsisy raccordement akory rehefa halehibiazina le sary !! tena vrai iny hery a !

Saika tsy hihomehy aho saingy...
Dia blog ve letsy no mba angalan. Ialahy hevitra.. mampiverina ilay fanontanian'i Hery atsy hoe rehefa inona ny doc an'i Andrywui no ekena 100% de rehefa inona no odiana fanina? fa na izany. Na tsy izany nanontaniako ny tompon'ilay blog ny fanontaniana nanontaniako an'ialahy teo hoe tsy rehefa manao anzao ny tanana de midika ho izao foana ny dikany: fa tsy mbola novaliany, nisy sary koa nasehon'ny olona mitovy @ io sary io saingy tsy ohatran'io ny pozin'ny tanan'ny Pape de nanontany le olona hoe iza no montage? Tsy novaliany fa nofafany...
13. ouioui ( 12/09/2010 21:12)
belle:

Hay ve mba manam-pahendrena amin'ny fanoratana (mendrika sy mihaja) toy izao ihany i andrywui rehefa tsy taritin'i ouioui hiarak'adala aminy e!

Mivaona be le kôzy ry tes=belle=foudre=fasaly a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/O_SHH_%7E1.GIF[/IMG] ary nataoko fa mba olona manan-tsaina ihany toi ty ka hay , tsy tsara koakoa ve raha le dinika no valiana , toi ihany avy avy eo no bekoretaka eo [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]
14. ouioui ( 12/09/2010 21:18)
ika:

Saika tsy hihomehy aho saingy...
Dia blog ve letsy no mba angalan. Ialahy hevitra..

Saika tsy himehy koa leisy aho bainn klé , elah ndray no miseho favy nefa mba tadidin'elah ve aloha le sary tanàna nataon'elah arguments [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]
Reafa samy hofanaovana leisy de aleo samy himé bainn a, makà ndray elah arguments, elah aza milaza fa tsy hain'elah akory le kôzy , de ahoana ndray bainn a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/doh%21-45.gif[/IMG]
15. andrywui ( 13/09/2010 05:12)
tena alefaso r'ika raha misy sarin'i pape otran'io manao corne amn tanana io hafa any !!.... tonga de hanaiky an'Ika 100% aho raha misy anzany any !! aza mandaingalainga moa e !!! tsy mety ny lainga no entina hanamarinanjavatra tsy misy r'Ika a ! .... tsqisy anzany fa vrai io sary tanana corne nataon'i pape io !!alefaso ho jerena !!... mpandainga ra-Ika raha tsy mandefa anzay
16. ikaretsaka ( 13/09/2010 13:36)
sarin'ny pape tsy manao corne fa teo @ io plave io noohodidinin'ireo olona ireo no feno ao am google ao
17. andrywui ( 13/09/2010 14:59)
ka elah milaza fa nisy sarin'ny pape mitovy tsisy valaka tamin'io manao corne io mihitsy fa "tsy manao corne "le izy !! zay no nataonlah etsy ambony etsy vao eo !......
18. ikaretsaka ( 13/09/2010 16:04)
papa fony izy tsy mbola papa raha namangy tranona moana marenina tany Nuremberg dia nanao an'io ny tanany ka (mbola kardinaly Ratzinger izy t@ izany)
dia izay no lazaiko an'ialahy hoe rehefa zavatra ohatran zao dia jereo hoe inona no audience, fa tsy heo manao V @ tanana akavia akory ny papa dia foza na scouts aza ny audience
19. infiny ( 13/09/2010 17:14)
Marina tokoa fa miankina amin'ny fiarahamonina ny hevitry ny signes atao ireny. Ohatra hoe lazaina fihetsika ratsy aty amintsika aza dia efa midika hafa ny heviny raha misintaka kely makao afrika kontinanta. Saingy ny fahalalan'ilay mampiasa izay zavamisy (fahasamihafan'ny hevitra) izay indrindra koa anefa dia anisan'ny fitaovana azony ampiasaina ampitainy ny heviny izay tsy voatery ho ratsy na tsara amin'ny odiansa
20. ikaretsaka ( 13/09/2010 17:40)
izay mantsy
fa @ fomba ahoana no hilazanao @ moana marenina hoe tiako ianareo, tsy mampiasa interprety... raha tena hitory amin-dreo tokoa?
na @ fomba ahoana ny hanovana fomba scout izay nisy efa amanjatony taona satria nisy korontana mampiasa V any M/kara ohatra?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.056