ILLUMINATI : tena nanaiky i Ika ! .. malaelo ah !!

21. cyril ( 14/09/2010 07:25)

Maninona no tonga dia ekena ho marina ny doc hita?

Raha mahita doc maromaro ao am-bata koa izao miteny hoe "Tsy misy Andriamanitra" dia hiteny koa ve i andrywui hoe tsy misy Andriamanitra?

io ange le fanontaniako an'i andriwui hoe rehefa inona izany ny doc 1 no ekena de rehefa inona no tsy ekena?
mba valio hoe io ry Mr?


---- Ika a ! rehefa hitanao fa ahasoa anao dia raisina ilay "teny" - fa rehefa hita fa tsy mahasoa de toherina ilay "voalaza" !!

--inona moa ary no hoe "mahasoa sy ny mety ??"

--rehefa MIFANARAKA TSARA AO AMIN'NY BAIBOLY IZY DIA METY IZAY ! ... eo ihany ny reference tsika Mr Ikary !!... raha vao hoe hosory lavenona tsyhayhay avy any ny mpino r'Ikary !!...d'efa tsy izy ah zay satria tsisy tenin'Andriamanitra nilaza an'izay ao !! raha ohatra ndray ka hoe oroy itony sarivongana bedebe itony ry mpino !!d'efa tsy izy koa ah zay satria sary vongana ve (na atao hoe fahatsiarovana fotsiny aza) dia orohako?? nefa Jehovah Andriamanitra etsy azo HIVAVAHANA direct fotsiny zao tsisy sari-vongana andrirarirana an'ilay fivavahana direct !!

-- Raha ny resaka DOC alou r'Ika an de mbola bedebe ato ambata fa avoaka tsirairay lay izy satria mandoto trano raha aboraka eo daholo !! -de ny famoahako anle izy koa de miankina tanteraka amin'ny fahazakanareo sy i sefo azy koa !! satri ndraindray mety ho petsa be nareo mtsamy de tonga de mety ho tonga fofona hanala ny IP-ko de izay koa no mbola mampanahy ahy tsy hamoaka ny DOC sasany !! nefa tena interessant be le vao hitako ato fa mety tsy ho zakanareo mtsamy le izy !!
22. ikaretsaka ( 14/09/2010 14:59)

---- Ika a ! rehefa hitanao fa ahasoa anao dia raisina ilay "teny" - fa rehefa hita fa tsy mahasoa de toherina ilay "voalaza" !!


dia izay ilay lazaiko hoe rehefa izay metimety aminao momban'Atra ihany no inoanao fa ny tsy azoazonao dia idianao fanina.. dia tsy Atra intsony no inoanao @ izay fa ny tenanao
23. cyril ( 14/09/2010 15:10)
i andrywui angamba no hi-s'adresse nao anzany r'ikaretsaka sa izaho mihitsy ? - toa otran'ny efa oe niresaka be taminao zany ah de izay no mahagaga ahy ,za vao zao vo teto fa nanao vac tany dago zahay sy Locl !
24. ikaretsaka ( 14/09/2010 15:48)
tsy raharahako na i andry wui na ianao fa izay nilaza io ambony io no novaliako
25. cyril ( 14/09/2010 16:14)
eny ary ahako zany no tadiavin'ikaretsaka ?

-- tsy azo odiantsy hita ny voalazan'ny baiboly rehetra fa mila ankatoavina sy tanterahina daholo r'ikaretsaka !ary ny fanalàna ny teny avy ao koa de tena fahotana mahafaty mihitsy
26. ikaretsaka ( 14/09/2010 17:55)
ko maninona ny voalaza maro sasany (nangalako ohatra bedebe ianao ao ambadika ao) odianao fanina?

naman'ny manala ihany ange izany
manarak'izany
momba ny hoe iza no nanala ...
73 no isan'ny Boky ao @ baiboly kato ary ireo foana no nampiasaina nandritra ny sciecle 15! izay vao
Miala 7 io @ baiboly Protestanta:
Tobita, Juditha, fahendrena, Sirach, Baruch, 1 & 2 Makabeo, Esther toko 10:4-16-16:24 ary ny Daniela 3:24-90 sy 13:1ka hatrany @14:42.
27. AndriambyII ( 14/09/2010 22:36)
Ary misy manao tsianjery baibla miintsy ange ato é !!
28. ikaretsaka ( 14/09/2010 23:16)
tsy tsianjery izany fa fomba entina milaza @ lery hoe iza no tena nanala
29. ouioui ( 15/09/2010 01:15)

Ary misy manao tsianjery baibla miintsy ange ato é !!

Tsianjery kitsipona sisa ty klé, ary naninona tokoa aloha elah ika tsy nanao an'izao refa nanontanian'ny mpanazava iny klé [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]
30. ikaretsaka ( 15/09/2010 13:55)
de iza am'izay no nanala aza e??? to ze argu rehetra nolazainareo nge toa tsy tsara petraka aby e
mila DOC henjakenjana e
31. cyril ( 15/09/2010 16:19)
miandriandry andrawix hitondra anle doc vaovao be mbola vao misy vovoka vao nalaina tao ambata mihitsy ah io zao fa andaso kely anga moa i ika fa efa ho tonga eo ony izy !! -- voalaza ao anatin'io daholo izao hadalàna sy fahotana mahafaty rehetra nataon'ny kato hatramin'izay zao !!
32. ikaretsaka ( 15/09/2010 18:45)
andraso eo i wix ary e
33. ouioui ( 16/09/2010 00:14)
Elah anie ika ny doc elah atsy toa resaka omby sisa , de toy ny mahazatra ihany , ohatr'ohatra araka ny saim-pantatr'elah , sady @ izay indray tsy ao mintsy bainn a, alefaso na kitsimpona fotsiny aza, elah nanao teolojia indray leisy ty no petsan'olona @ ariary telo monja de mivaralila sahady[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/clin-oeil-55.gif[/IMG]
34. andrywui ( 16/09/2010 09:30)
....hon hon hon fa ahoana lty bainn zany resk'omby ndra-Ika zany klee??? de bevoka ve hono lay omby lty ??...
35. ikaretsaka ( 21/09/2010 15:58)
tsy ohatrohatra araka ny saim-patatra io fa fanoharana mifototra @ zava-misy..
36. ikaretsaka ( 21/09/2010 15:58)
tsy ohatrohatra araka ny saim-patatra io fa fanoharana mifototra @ zava-misy..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.049