FANOTANIANA FE FANOTANIANA HO ANTSIKA MPISERA ...
1. andrywui
(
13/09/2010 12:38)
--- Hoy tenin'Andriamanitra : " Aza manao ny rainareo ety an-tany fa mahatsiarova mandrakariva ilay rainareo any an-danitra dia jehovah Tompon'ny maro izany !!!... "
fanotaniana ary : Manaiky ve isika fa misy Ray Masina ankoatra an'ilay Ray any andanitra koa hiankohofan-tsika ety an-tany ?? -
fanotaniana ary : Manaiky ve isika fa misy Ray Masina ankoatra an'ilay Ray any andanitra koa hiankohofan-tsika ety an-tany ?? -
novalian'i ouioui ny 23/09/2010 21:30
2. andrywui
(
13/09/2010 12:45)
vali-teniko aloha : "tsia tsy misy fa Jehovah Tompon'ny maro irery ihany no Ray Masina .....
anareo ary !!...aza mataoatra !!
--reko koa fa nalàna hono ny IP n'i Mpanazava ? marina ve zany ? inona ny antony ? afaka manazava enao ry mpanazava ra itanao izao antso izao ! ...
anareo ary !!...aza mataoatra !!
--reko koa fa nalàna hono ny IP n'i Mpanazava ? marina ve zany ? inona ny antony ? afaka manazava enao ry mpanazava ra itanao izao antso izao ! ...
3. ikaretsaka
(
13/09/2010 13:33)
andrywui:
vali-teniko aloha : "tsia tsy misy fa Jehovah Tompon'ny maro irery ihany no Ray Masina .....
anareo ary !!...aza mataoatra !!
--reko koa fa nalàna hono ny IP n'i Mpanazava ? marina ve zany ? inona ny antony ? afaka manazava enao ry mpanazava ra itanao izao antso izao ! ...
Toa efa voavaly io fa mandeha indray ny diska efa mandeha kle ;) tsy maninona fa mamerina in 2 hono manana ny ampy!
ny fanontaniana nanontaniana dia hoe fa maninoa i dadanareo no eken'i andrywui hoe Ray?
fanoharana ny nanaovan'i Jesoa an'io, satria maninona i Jesoa ao @ [Mat 3:9]Mat 15:4} no miantso an'i Abrahama hoe "Rainareo" sy miantso antsika mba hanaja ny raintsika?, avy eo koa i Paoly mbola manao tahaka izany? [Rom 4:12] [Romana 4:16-17][1 Cor. 4:15]
4. mirananirina
(
13/09/2010 14:51)
Hay ilay ray masina(pape benoit 16)ity tianao lazaina ve???fa angaha rehefa miankohoka na manoroka ny olona dia midika izay fa izy no Andriamanitra???Sa ny vadinao iankohofanao isan'andro io Andriamanitrao mdr!Amiko izy dia olona sahala @ rehetra.
Fanontaniana kely hoan'i Andrywui,maninona kay ianareo rehefa miavavaka de hoe aoka isika hivavaka dia mihohoka na miondry daholo,fa iza no iresahanareo any ambanin'ny tany any hono???Miala tsiny
Fanontaniana kely hoan'i Andrywui,maninona kay ianareo rehefa miavavaka de hoe aoka isika hivavaka dia mihohoka na miondry daholo,fa iza no iresahanareo any ambanin'ny tany any hono???Miala tsiny
5. andrywui
(
13/09/2010 14:53)
Ika --- tena ilaina ny manaja ny dadanao ,tena ara-baiboly mihitsy izany !!! tena ilaina koa ny niantsoana an'i Abrahama hoe "Rain'i Maro " tena mety izany !!!!! ..... fa ny hoe "RAY MASINA " no anotaniako fa aza avadika le qtion r'Ikako a !.....tokony ho Andriamanitra jehovah ihany no mahazo sy tononina amin'io raha ny baiboly no zahana !! ....
6. andrywui
(
13/09/2010 14:57)
Mirana ==) ny fihondrehana ramatoa A.. dia midika fanajàna ambony indrindra ho an'i Jehovah !! tsisy olombelona tokony ho handohalehan'ny lohalika afatsy Jehovah, Jesoa, ary ny Fanahy Masina irery ihany ! --- tena handohalehana sy hiankohofana sy hanaovana"fo torotoro sy mangorakoraka "mihintsy ny fiantsoana an'Andriamaniatra !...
7. andrywui
(
13/09/2010 14:58)
Ika= ) Ray Masina lay izy fa tsy Rain'ny Maro na Rainareo na Raiii........ aza ovàna le izy r'ise a !....
8. ikaretsaka
(
13/09/2010 15:50)
andrywui:
Mirana ==) ny fihondrehana ramatoa A.. dia midika fanajàna ambony indrindra ho an'i Jehovah !! tsisy olombelona tokony ho handohalehan'ny lohalika afatsy Jehovah, Jesoa, ary ny Fanahy Masina irery ihany ! --- tena handohalehana sy hiankohofana sy hanaovana"fo torotoro sy mangorakoraka "mihintsy ny fiantsoana an'Andriamaniatra !...
ka maninona ny hoe ao ambany tany ao no jerena fa tsy i Jehova.. nefa i Jehovah no resahinao? maninoan rehefa any aminareo de mety le manao mason'akoho kely fa rehefa any aminay tsy mety?
9. ikaretsaka
(
13/09/2010 15:57)
andrywui:
Ika --- tena ilaina ny manaja ny dadanao ,tena ara-baiboly mihitsy izany !!! tena ilaina koa ny niantsoana an'i Abrahama hoe "Rain'i Maro " tena mety izany !!!!! ..... fa ny hoe "RAY MASINA " no anotaniako fa aza avadika le qtion r'Ikako a !.....tokony ho Andriamanitra jehovah ihany no mahazo sy tononina amin'io raha ny baiboly no zahana !! ....
voalaza ao anaty baiboly fa Ray masina koa i Abrahama, ary na i Jesoa aza (jereo ny dikanteny Grikan'ny tantaran'i Lazarosy sy ilay mpanakarena sady ianao moa efa liana @ Orthodoksa fa "Ray masina indrindra" no niantsoan'i Jesoa an'i abrahama)
Raha te hahalala misimisy kokoa ianao dia jereo ny dikan'ny hoe "Rabbi" sy ny valeur-ny @ Jiosy
10. hery
(
13/09/2010 15:57)
andrywui:
fanotaniana ary : Manaiky ve isika fa misy Ray Masina ankoatra an'ilay Ray any andanitra koa hiankohofan-tsika ety an-tany ?? -
Tandremo fa ampitovianao amin'i Papa Andriamanitra raha izao filazanao izao an.
12. zama91
(
14/09/2010 06:34)
Azoko tsara ny tian i andrywui lazaina sy ny tiany hatongavana,le fahefana hanany papa ray masina,eritrereto hoe i papa ray masina ihany no olombelona tsy mety diso ary manana fahefana hanangana ireo efa maty ho olo masina,tandremo fa ho avy le antikristy(kristy sandoka) ary maro no ho voafitany.fanontaniana mipetraka hoe iza @tsika milaza azy kristianina no hanaiky indray an izany antikristy hoavy izany sa efa eto le izy @ iza
o fotoana izao
o fotoana izao
13. hery
(
14/09/2010 07:03)
Dia aleo izay voafitany any ho voafitany fa inona ary ny blem am'zany :-)
Nareo koa ity no toa matahotra alohan'ny tompony koa.
Nareo koa ity no toa matahotra alohan'ny tompony koa.
14. cyril
(
14/09/2010 07:11)
- salut less Zama ! - ilay anti-kristy dia ny tonga de hilaza hoe i anona na ianona alou tsy sahiko e !... fa le Pasteur n'ny Apokalypsy Mailhol Dieu Donné Christian kosa anefa dia efa nilaza mihitsy fa efa eto ny Anti-kristy ary mametaveta ny anaran'Andriamanitra sy Miteny ratsy ny Fahamasinany io Anti-kristy io amin'izao fotoana zao !! ...
-- Fa hoy ny Baiboly kosa momba an'io Anti-kristy io :""..avy ao amin'ny firenena izay nandefona an'i Jesoa no hipoirany hoy ny tenin'Andriamanitra ""
-- Io ndray Hery sy lay "tsy azoko !" - efa hoe nareo kato oa no manao an'ilay rangah iry ho Ray Masina fa tsy izaho zany !!! nareo !!!!!.... nefa Jehovah anefa mandràra mafy ny tsy hanaovana ho Ray Masina olona ety an-tany !!! de aoana zany ??

15. cyril
(
14/09/2010 07:13)
dia raha ny hevitro izaho cyril manokana kosa ndray momba an'io ray Masina io raharn raisiko io fanazavako etsy ambony io dia : TSY METY ary tsy azo atao ny manao Ray Masina ety an-tany zany!
16. ikaretsaka
(
14/09/2010 10:48)
De maninona kay ry cyril ny rabbi= ray masina koa no dikany @ teny jiosy. Dia I Jesoa tsy rototra akory mampiasa ny teny hoe rabbi?
17. cyril
(
14/09/2010 10:56)
ikaretsaka a ! ny dikan'ny hoe rabbi na raby o(tamin'i jesoa) na rabony o ! dia hoe "mpampianatra o ( fa tsy hoe Ray o ka !) diso angamba zay fanamarihan'ikaretsaka zay
19. hery
(
14/09/2010 11:19)
Fa iza ary no manery an'i cyril hanao ray masina an'ilay rangahy iny?
Aleo izay hanao Ray Masina azy ho very any fa inona ny blem-n'i cyril am'zany? lolll
Raha ohatra ka i cyril voatery miantso azy hoe Ray Masina dia zavatra hafa izay.
Aleo izay hanao Ray Masina azy ho very any fa inona ny blem-n'i cyril am'zany? lolll
Raha ohatra ka i cyril voatery miantso azy hoe Ray Masina dia zavatra hafa izay.
20. mirananirina
(
14/09/2010 13:40)
Aoka aloha hazava kely ilay hoe MASINA,olona nohamasinina ho lasa papa dia "papa ray masina."Ary tsy mitovy amin'ny Ray any an-danitra.Nahoana moa ny soratra no lazaina fa masina ny ao @baiboly satria nohamasinina.dia lasa hoe "soratra masina".alakamisy masina,zoma masina sns....sa ve Andriamanitra daholo na zoma aza.
Ary ny tafika masina an'ny FJKM Amparibe famonjena.....moa izany hoe tafika Andriamanitra?????
Ary ny fihofanana tafika masina an'ny FJKMAmbavahadimitafo?????"Fiofanana Tafika masina"mba azavao kely hoe MASINA miofana ho Andriamanitra eto ry zareo zany satria MASINA=Andriamanitra
Papa ray masina =Andriamanitra ny kato hoy nareo.