FANOTANIANA FE FANOTANIANA HO ANTSIKA MPISERA ...
41. hery
(
15/09/2010 13:27)
raha misy manala na manampy ity Bokin'ny faminaniana ity dia Andriamanitra hanala ny anjara hazon'ainy
Mba fantatr'i cyril ve io boky nolazainy io?
Fantatr'i cyril ve fa tsy mitovy amin'ny baiboly eny amintsika io bokin'ny faminaniana tao amin'ny Apokalipsa io?
Fantatr'i cyril ve hoe oviana no vita printy tanteraka tahaka iny andraisantsika azy iny ny baiboly rehefa avy nampiana sy nanalàna araka izay mifanaraka amin'ny finoan'ny kristianina tamin'izany fotoana izany?
Fantatr'i cyril ve fa nosoratana taty aorian'ny Apokalypsa ny boky sasany ao amin'ny baiboly? Izany hoe tsy manaraka ara-bakiteny ilay hoe "manampy" na "manala" ?
Alohan'ny hanarahana ara-bakiteny dia tadiavo any amin'ny documents-nareo any indray aloha ireo. Ianareo mantsy malaza be documents kanefa toa tsy ampiasaina afatsy amin'ny fanaratsiana.
42. hery
(
15/09/2010 13:34)
Mba hahamora ny fitadiavan'i cyril dia jereo ity http://tinyurl.com/2wuy3h9
Io dia hahitana hoe tany amin'ny taonjato faha 3 na faha 4 tany vao tena raikitra hoe iza avy ny boky ekena hatao ao amin'ny baiboly (Canon). Izany hoe ireo kristianina tamin'izany fotoana izany no namaritra hoe ito boky ito mirakitra ny Tenin'Andriamanitra ary itsy boky itsy kosa tsy mirakitra ny Tenin'Andriamanitra.
Koa averiko indray, aza arahina ara-bakiteny ilay hoe "manampy na manala amin'ity bokin'ny faminaniana ity" satria na ilay bokin'ny faminaniana nolazainy aza tsy fantatra hoe nanomboka taiza sy niafara taiza.

43. ikaretsaka
(
15/09/2010 13:57)
-- Ikaretsaka ==) mbola averiko foana hoa fa ny dikan'ny hoe : " RABBI " dia "mpampianatra" fa tsy izany "Ray o" nao izany
dia jereo ny fanajan'ny Jiosy ny atao hoe Rabbi, de jereo ny fanajan'ny kato ny hoe pape
dia jereo ny fanajan'ny Jiosy ny atao hoe Rabbi, de jereo ny fanajan'ny kato ny hoe pape
44. cyril
(
15/09/2010 16:16)
ika ==) mitady hamadi-dresaka ndray !???? tsisy hidiran'ny rabbi(mpampianatra ny resaka pape !!!!!! angaha ny rabbi nanao hoe ""rabbi Ray Masina zahay""??
45. ikaretsaka
(
15/09/2010 22:01)
samy masina sy omem-boninany tiako hahatongavana de hoe samy masina aby ary mitovy ihany ny heviny na pape na Rabbi, na mpampianatra , rehefa tena dinihina fa ny fiantsoana azy fotsiny no samihafa sy mankarary sofina ny sasany nuy hoe ray masina..
46. ouioui
(
16/09/2010 00:10)
Lasa revisionnistes-négationistes kalaza tampoka tato koa ry hery sy ika ,lasa hanova an'izao tontolo zao ny hiafara lisany bainn [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/dors-au-bureau.gif[/IMG]
47. ikaretsaka
(
16/09/2010 00:19)
ny hevitrao lazaina sy tohanana ra ouioui fa tsy eo no mampifandray zavatra tsy mifandray a..
de mampifaninona @ lohahevitra izoa ny maha zao na maha izao anay?
de mampifaninona @ lohahevitra izoa ny maha zao na maha izao anay?
48. ouioui
(
16/09/2010 00:40)
Hay ve tadidin'elah fa hoatran'io no nataonareo tao hoe lasa mpanao tantra e, historiens kalza e, jereotsara bainn fa io fanaovanareo tsinotsinona ny mpisera io anie ka azony atao amino , de aza bekoretaka hoa refa tratra
Iza no mpanao valinteny boraingona , iza no mpandrirarira sy mpanatsatso mpisera , elah daholo , nefa kay elah ty bekonetaka [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Triste/ouin.gif[/IMG]
Iza no mpanao valinteny boraingona , iza no mpandrirarira sy mpanatsatso mpisera , elah daholo , nefa kay elah ty bekonetaka [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Triste/ouin.gif[/IMG]
49. andrywui
(
16/09/2010 09:28)
....? lasa natory izy lets izy bainn fa aokizay a !!!! hon hon hon
itanlah amzao no fanaonlery fa afangarony daholo na ny Rabbi na ny Mpampianatra na ny Pape na ny Ray Masina !!!!
-- Ny hiafaran'Ika sy ny akolitany ireo de ihinana composé -na tongotr'omby sy dité be siramamy ny ranony !!!

50. mirananirina
(
16/09/2010 10:45)
Ka izany mihitsy anie hoa ry Hery izy ity,arahin-drizareo ara-bakiteny ny baiboly ,hany ka izay tsy hitany ao dia lazainy fa tsy marina..de mivaralila..
Rabbi dia ireo olona mpitondra sy mpampianatra ny fivavahana izay avy @ Jiosy,ka marina ny teninao ry Ika fa Rabbi @ teny Jiosy azo navadika hoe papa na ireo mpitondra fivavahana maro.
Rabbi dia ireo olona mpitondra sy mpampianatra ny fivavahana izay avy @ Jiosy,ka marina ny teninao ry Ika fa Rabbi @ teny Jiosy azo navadika hoe papa na ireo mpitondra fivavahana maro.
51. fafane
(
16/09/2010 14:31)
Tsy misy afaka manamasina olona zany , raha olona samy olona fa Dieu irery ihany, arakaraky ny ataon'ny tsirairay , jero ange davide mpamjaka ao @ samoela 1er e, Dieu mintsy no niteny hoe nahita olona araka ny foko ah de Davide zany, de Izy no naniraka olona hanosotra azy ho mpanjaka, de lasa mpanjaka, ny antsoina hoe masina koa de hoe madio, ka miankina amintsika sy ny ataontsika no mahamasina sy tsy mahamasina antsika, ary @ Dieu ny andro de efa nataony ho tsara daholo refa apetraka eo am-pelananany isan'andro ka tsy ilaina hohamasinina izany tsony fa isika olombelona no mamorona an'lay hoe zoma.masina sns...ka madio sy masina fona refa apetrakao eo ampelatanany, ka zay miseho eo de inoanao fa avy Aminy daholo
52. ouioui
(
16/09/2010 15:05)
andrywui:
Ny hiafaran'Ika sy ny akolitany ireo de ihinana composé -na tongotr'omby sy dité be siramamy ny ranony !!!
Aoka leisy bainn a
fanfane:
Tsy misy afaka manamasina olona zany , raha olona samy olona fa Dieu irery ihany,
Dakôro
53. soanja
(
18/09/2010 15:18)
andrywui:
--- Hoy tenin'Andriamanitra : " Aza manao ny rainareo ety an-tany fa mahatsiarova mandrakariva ilay rainareo any an-danitra dia jehovah Tompon'ny maro izany !!!... "
fanotaniana ary : Manaiky ve isika fa misy Ray Masina ankoatra an'ilay Ray any andanitra koa hiankohofan-tsika ety an-tany ?? -
Ny ahy dia na ny tanimbolinay itsirian'ny sakafo mahavelona dia iankohofako raha ilaina izany. Iandohalihako ny lavaka rehefa hamboly vomanga aho hotolorako azy ny momba ahy. Tsy itsitsiako izay mety fahafahako fa izay ny maha-olombelona ahy. Miankina aminy ny fiainako.
Ny fiankohafana amiko dia tsy midika inona fa " Fisaorana" ireo izay manome fitohizam-pahavelomana. Raha isan'ny mahavelona ny ara-panahy dia aoka aho hiankohaka amin'izay mpanolo-tsaina ahy. Tsy vitako irery ny fiainana fa tsy maintsy isaorako ny hafa.
Henoy ny tenin'i Papa Ray Masina. Raha milaza faharatsiana ho anao dia aloavy ny momba azy fa raha kosa manome fahatoniana ny momba anao dia aza tsinotsinoavina izy fa mamelona anao.
Na Pape izy na ilay raiko niteraka ahy dia io iankohofako tokoa satria samy goavana amiko tokoa. Izay voasoratra any tsy olako fa mety amin'ny hafa izany fa mety tsy handaitra amiko.
54. fijo
(
23/09/2010 20:59)
za tsy mbola nahita olona efa nahita ilay any andanitra,ka amiko ilay ray dadako ihany no misy amiko
55. ouioui
(
23/09/2010 21:30)
fijo:
za tsy mbola nahita olona efa nahita ilay any andanitra,ka amiko ilay ray dadako ihany no misy amiko
Ka ry zalahy milaza mino reto koa anie aza tsy mahay manazava izay hinoanay e, vao maika mino an-jambany fotsiny , vao hametrahana fanontaniana de misary gaigy sy manodina dinika foana , hotrany efa voasasa ny ati-dohany [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/U_THIN%7E1.GIF[/IMG]