Ny fara- andro voavinavinako !

1. AndriambyII ( 20/03/2011 00:59)
Hisy source volcanique goavana hipoitra eo anelanelan' ny continent afrique asie , hanantanteraka ny fahamasahan' ny bolabolan-tany ! Tsy ho ferana ny horohorontany mandritry ny 20 taona mifanjeny . Hanaka-danitra ny rano mpampitony ny afo avo hafanàna , ary ho maro ny aina voavelona no hody any @ Ray tsy toa .
Italie sy i Maroc dia hifanongoha . Mexique sy Amerika latine dia hisaraka @ Usa ary hifanalavitra eo @ 400 km eo .
Norfolk , tanàna norvegiana dia ho tonga eo @ toeran' ny point arctique " pole nord " .
I Australia dia hifindra toerana any @ antarctika tanteraka , i Japana dia hiakatra efajato Km avaratra atsinanana , i Madagasikara dia ho eo anivon' ny oseana indiana ankehitriny , ary ho akainin' ny nosy hiforona aorian' ny fipotsaky ny Magma @ toerana omeko anarana hoe Omega ( Toerana farany hisian' ny aina aorian' ny Armagedona !)
2. ndenn ( 20/03/2011 01:12)
Evolution gondwanaise oblige !
3. Miharena ( 20/03/2011 04:34)
Miombon-kevitra amin'i Ndenn.
Ny resaka siantifika no izy eto fa tsy ny aramagedona angamba, satria ny aramagedona dia fandresen-dahatra izay efa mitranga ankehitriny.
4. bazylou ( 25/03/2011 18:39)
aza mampiesona rangahy ity a,
tsy misy mahalala izany daty izany hafa tsy ny ray ihany a,,,

beuurrrkkk
5. AndriambyII ( 28/03/2011 08:33)
Elah 'ty kou less rangahy Bazylou tena tsss ! Ianao ve dé niesona t@ io vinavina kely io ? Ny fotoana no tsy fantatra hoe raoviana (ekeko tokoa fa miankina @ Ray )!! Fa raha ny mampitombina io tranga iray io dia marina ara- tsiantifika ny hisehoany na ho ela na ho haingana .Ialako tsiny aminareo Rabazylou fa tsy fampiesonana no tiako nolazaina fa fanaitairana aza . Sa diso ve izany hoy ise ? Beuuurrrrkk be mintsiny !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0375