Homba anao mandrakariva Aho!

1. niryna ( 11/02/2011 16:43)
MIno fotsiny ihany dia ho vonjena hianao sy ny ankohonanao?
Isan'andro isan'andro Izy dia momba antsika foana
Na inona tranga amin'ny fiainana dia eo anilantsika foana Izy.
Tsy nilaza anefa izy fa raha mino Azy isika dia ho foana hatreo ny adim-piainana,
Homba anao mandrakariva Aho hoy Izy.
Jereo anie ity video ity raha tsy manome herintsaina antsika e
niryna


http://www.youtube.com/watch?v=MLPp4gXUY3o
répondu par majesty le 26/02/2011 07:50
2. niryna ( 11/02/2011 16:47)
Tena mihira mihitsy ilay zaza ary mahavelom-panantenana ny mihaino sy mijery ireo mpianakavy midera sy mankalaza an'Atra
3. diamondra27 ( 15/02/2011 17:49)
ary heveriko fa nirina le izy.
merci nizara e
4. AndriambyII ( 23/02/2011 22:42)
Mampisinda ny aretim-po ny zavatra toa izao . Isaorana betsaka ianao sy ilay ankizy nanakatra ny feon' ny anjely t@ ilay hirany.
5. niryna ( 25/02/2011 15:51)

diamondra27:

ary heveriko fa nirina le izy.
merci nizara e
hi,hi
6. niryna ( 25/02/2011 15:53)

AndriambyII:

Mampisinda ny aretim-po ny zavatra toa izao . Isaorana betsaka ianao sy ilay ankizy nanakatra ny feon' ny anjely t@ ilay hirany.
marina tanteraka izany,izao tokoa angamba no tonga ny fitenenana hoe zaro amin'ny lalana tokony alehany ny zaza.
Ary dia mifaly lalandava foana rehefa mihaino sy mijery azy telo mianaka,fianakaviana miaraka manompo an'Atra
7. majesty ( 26/02/2011 07:50)
;) mahafinaritra !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0675