5mn sekoly alahady
1. kaiaja
(
30/05/2011 05:37)
bjr daolo mba mangataka raha mba misy manana tantara kely mba ampianarina ny ankizy any ampiagonana rehefa alahady, za manko mpianadraikitra sekoly alahady dia indraindray efa tsy hita intsony izay lazaina rehefa tonga ny fampianarana 5mn sekoly alahady, de mba toroy hevitra koa raha mba misy zavatra hafa entina ampandrosoana izany asa izany dia misaotra mialoha
novalian'i rahery08 ny 14/06/2011 08:25
2. Ahaona
(
30/05/2011 06:38)
Bjr
voici une proposition concrète : leur apprendre comment calculer le débit d'une source d'eau potable... et calculer les besoins en eau d'un village de 50 habitants à Madagascar.....satria tsy Andriamanitra no ampiditra ny rano... ao!!!!
TINO

kaiaja:
bjr daolo mba mangataka raha mba misy manana tantara kely mba ampianarina ny ankizy any ampiagonana rehefa alahady, za manko mpianadraikitra sekoly alahady dia indraindray efa tsy hita intsony izay lazaina rehefa tonga ny fampianarana 5mn sekoly alahady, de mba toroy hevitra koa raha mba misy zavatra hafa entina ampandrosoana izany asa izany dia misaotra mialoha
4. kaiaja
(
30/05/2011 12:03)
misaotra mialo tsy maninona alefaso @ity adiresy email ity
tj.rtkm@yahoo.fr dia misaotra indrindra @ fiarahamiasa Andriamanitra anie hamaly ny soa ataonao

7. vony501
(
01/06/2011 12:54)
Miarahaba anao amin'ny anaran'ny Tompo Jesoa. Midira ao amin'ny www.fjkm-ankadifotsy.mg . Misy rubrique-na sekoly alahady ao ahitanao karazana 5mn maro
8. rahery08
(
14/06/2011 08:25)
miarahaba!
Misy boky amidy izay eny @ librairie loterana mitondra ny lohateny hoe:
TANTARA NANGONONA HO AN'NY ANKIZY!
Eo @ 35 000 Fmg eo ho eo ny vidiny raha tsy diso aho!