BAIBOLY
1. rijadolly
(
13/07/2011 17:53)
http://www.baiboly.org/
Ho an' rehetra , raha ohatra ianareo ka mitady teny izay efa tafiditra ao anatinareo ka somary sahirana hoe aiza moa no misy an' zay dia io rohy io hampasaina, eo amin' havia eo misy hoe " Fizahan-teny " dia adikao eo izay teny fohy tsaroanao, ary tsindrina avy eo ny " zahao" fa omeny eo ny toko sy andininy ary ny Boky maromaro izay mifanaraka amin'iny teny iny.
Azo atao koa ny mamoaka Boky sy toko ary andininy amin'ilay varavarakely eo ambany misy soratra hoe "Baiboly isaky ny boky, toko, ary andininy" tsy lavitra amin'io fenétre io ihany raha mila dika teny hafa isika sélectionena ny dikateny rehetra izay tiana eo amin' hoe "Ampitahao amin'ny Dikan-teny hafa" ary dia tsindrina ny hoe
"Raiso", ary farany ny hoe "Asehoy" ary dia miseho miaraka eo ambony ilay boky sy toko, andininy miaraka amin' ilay dikateny hafa izay ilaitsika.
Mazotoa e!
Ohatran'io ihany koa fa tsy aiko ny mandefa azy eto, misy logiciel Baiboly koa aty amiko, izay tsy mila connect°, ahoana ny mandefa azy? fa mba tiako haparitaka amin' ny namana rehetra. Amin' mail ve? exe ilay izy.

novalian'i rijadolly ny 11/08/2011 17:41
3. rijadolly
(
14/07/2011 03:29)
Marina tokoa ny an' Hery, saika hiteny an' io koa aho zao nefa se efa tafiditra aloha, Ny tara sy ny tsy nanao moa mitovy ihany ka raisiko ho hadisoana ny fahatarako.
Raha ohatra isika ka hitady dikan-teny Katolika dia io rohy omen' hery io akaiky dia akaiky eto.
Misaotra betsaka Hery a!.

4. rijadolly
(
14/07/2011 15:02)
Mba tsy hanavakavahana dia indro misy Baiboly hafa "Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao" Vavolombelon' Jehovah. Azo angalana hevitra tsara raha misy tsy mazava. Afaka mampitaha tsara isika amin'izay. http://www.watchtower.org/mg/baiboly/index.htm
Tokony mbola misy hafa ve?
Tokony mbola misy hafa ve?
5. rijadolly
(
14/07/2011 15:24)
Mitondra USB tsy misy virus izay te haka ilay Baiboly électronique amin' teny gasy. Afaka manao livraison domicile, na any am-piasana aho, raha eto Tana.
6. rijadolly
(
15/07/2011 04:20)
Ho an'izay mbola misalalasa, tsy mahazo mandray na dia solom-prais aza aho.
MATIO 10 : 8 Sitrano ny marary, atsangano ny maty, diovy ny boka, avoahy ny demonia; efa nahazo maimaimpoana hianareo, koa manomeza maimaimpoana.

8. rijadolly
(
15/07/2011 15:37)
Misaotra betsaka Bor2lais amin'ilay hevitra, tena ok! Voninahitra ho an' Andrimanitra sy Jesoa Kristy Zanany ary ny Fanahy Masina.
http://ti1ca.com/v7zmvbx5-Baiboly-Baiboly.exe.html

9. rijadolly
(
15/07/2011 16:29)
Na izany aza mbola afaka mizara ihany aho fa aza matahotra ho an' izay tsy afaka mi-télécharge.
Fomba fampiasa azy.
1) Misy fenétre mangamanga tsy misy na inoana na inona afatsy ny "txtteny" , fa ohatry ny manidy azy ianao fa saingy misy sarina boky menamena dia eo no tsindrina.
2) Misy sary ovale ery ambany havia misy soratra hoe "Torimarika Fanazavana" dia tsindrio io aloha dia vakio tsara izay voalaza ao.
3) NY TENY ANIO : Mbola tsy nampiasa mihitsy aho fa tsy haiko
4) FIKAROHANA : Tsindrina, Eo ilay mitady teny izay tsaroanao nefa tsy tadidinao hoe aiza no misy azy,
- sélection-ena aloha ny "Testamenta" , raha tadidy dia sélection-ena indray na vaovao na taloha, fa raha tsy tadidy na tsy hita ao amin'ilay Testamenta notadiavina voalohany dia tsy maintsy Jerena ao amin'ilay faharoa mazava loatra.
- Sélection-ena indray ilay boky raha tadidy, fa raha ohatra tsy tadidy dia tsy maninona raha avela amin'izao fa omeny ao daholo ihany.
- Saisie-sena eo amin'ilay "teny ho tadiavina" ilay teny tsaroana amin'ilay ho tadiavina, tsara raha maromaro ary ahena miadana rehefa tsy hitany na soloina sao dia ny teninao no diso.
- Tsindrina ilay "Tadiavo" dia mikaroka izy.
- manome Toko sy Andin maromaro izy dia jerena eo ilay ilainao ary atao double clic na ery ambany havia misy soratra hoe "Asehoy" dia tsindriana iny rehefa avy ni- sélection-ena ilay tena izy na ilay tiana ho jerena hafa.
5) TOKO SY ANDININY : Mazava be indray io rehefa miditra ao isika

10. rijadolly
(
16/07/2011 07:53)
6) TENY : Raha hamaky Baiboly, na hijery ilay sora-mandry, mba ahafantarana ilay zava-miseho na ilay tantarara dia io indray no ampiasaina. ohatra : ao amin' TESTAMENTA TALOHA, clic-eo ilay "TESTAMENTA TALOHA" dia mivoaka eo daholo ny Boky, clic-ena indray ilay Boky ary dia miseho eo daholo ny sora-mandry ao amin'io boky io, koa raha mahaliana anao hoe inona tokoa moa ny zavamiseho amin'io tantara io dia clic eo ambonin'ilay sora-mandry mahaliana anao ary dia mivoaka ilay andininy voafehin'ilay sora-mandry.
7) MAMPIASA ANIO : code secret angamba io fa tsy azoko koa.

11. rijadolly
(
07/08/2011 08:46)
Afaka mba misy manaza ve izay mahafantatra ny antony tsy mampandeha ilay rohy voalohany intsony. http://www.baiboly.org/
Mangataka ihany koa aho ho an' izay ni- téléchargen' ilay Baiboly.exe mba hanome vavao sao dia tsy mande ihany koa, Misaotra mihaloha.

12. rijadolly
(
08/08/2011 17:32)
Voaray ny hafatra:
Baiboly.org
Ialana tsiny indrindra ny fahatapahana vetivety
noho ny fanamboarana atao amin'ny tranokala.
13. bor2lais
(
09/08/2011 10:31)
rijadolly:
Mangataka ihany koa aho ho an' izay ni- téléchargen' ilay Baiboly.exe mba hanome vavao sao dia tsy mande ihany koa, Misaotra mihaloha.
Nanandrana aho ry rijadolly fa tena tsy nandeha mihitsy ilay izy a !
Ny fonctions 3, 4, 5, 6, 7 ambaranao ambony io no tiako lazaina hoe tsy mandeha ! Asa na ny système ampiasaiko no tsy mety na tsia !
14. rijadolly
(
09/08/2011 16:53)
Ok! ary fa averiko tsara ny fanazavako an'ilay izy fa hitako ohatry ny tsy mazava tsara ny fanazavako io ambony io.
1) Misy fenétre mangamanga tsy misy na inoana na inona afatsy ny "txtteny" , fa ohatry ny manidy azy ianao fa saingy misy sarina boky menamena dia eo no tsindrina raha hanokatra azy isika.
2) Miova ilay varavarakely ary ahitana andini-ten-tsoratra masina eo ambony; ny eo ambany indrindra misy soratra hoe BAIBOLY lehibe, Ny eo ankavia dia ahitana " TENY ANIO" ; "FIKAROHANA"; "Toko sy andininy"; "TENY" ary " Mpampiasa Anio" . Ny ankavia eo ambany indrindra, eo anilan' ilay Baiboly io izay ao anatin' ovale, misy soratra hoe " Torimarika fanazavana" io ilay nasaiko novakiana tsara voalohany, izany hoe clic-ena eo amin'io "Torimarika fanazavana" io. Dia mamoaka fenétre faha roa hafa izy izay manokatra ilay torimarika.
Avy eo hidina iny fenétre iny mba ahafahana manokatra zavatra hafa indray. Ary rehefa niala amin' ilay Torimarika isika dia ilay fenétre voalohany voalaza ao amin'ny 2) sisa no eo.
Tsindrina raha ohatra ka hiditra amin'ilay soratra havia toy ny hoe:
3) NY TENY ANIO: tsy mbola nampiasa an' io mihitsy aho dia tsy haiko, fa raha ny fahalalako azy dia misy zavatra atao saisie ao . ????????
4) "FIKAROHANA": Io ilay hitadiavana ny Boky sy ny toko ary ny andininy ilay tiantsika ho hita izay tsaroatsika ilay teny, izany hoe efa ao anatinao fa tsy fantatra hoe aiza no sady tsy dia hay tsara ny continu-any.
Raha vao tsindritsika io dia mamoaka fenétre hafa faha roa izay ahitana titre hoe FIKAROHANA.
Dia mahita soratra Testamenta isika, tsindrina io ary dia tsy maintsy misafidy na manindry ny vaovao na ny taloha eo ankavanan' ilay Testamenta . Raha tsaroanao hoe tao amin' testamenta vaovao ohatra dia tsindrina ny vaovao.
Eo amin'io Fenétre FIKAROHANA io ihany koa dia ahitana BOKY tsindrina io rehefa sur ianao fa fantatrao ny boky misy an'ilay teny, ary misafidy eo ankavan'ilay soratra BOKY
Eo amin'io Fenétre FIKAROHANA io ihany no misy TENY HO TADIAVINA, ary atao saisie eo anilany ankavanana ilay teny tsaroanao ho tadiavina, mety na dia teny iray aza fa ny tsaratsara raha tadidy dia atao teny maromaro mba ahavitsy ilay toko sy andininy izay atolony.
Tsindrina amin' izay ilay Tadiavo rehefa vita izay rehetra izay. ary dia manome moky, toko sy andininy maromaro izy, izay mifandraika ilay teny nataonao saisie teo anilan'ilay TENY HO TADIAVNA.
Tsindrina in-droa amin'izay ilay tolotra iray ao anatin'ireo nomeny, izay heverinao fa ilay Teny notadiavinao. ary dia manokatra fenétre faha telo izy mampiseho ilay Boky, toko, andininy ary ilay teny. Eo amin'io fenétre faha telo io ihany koa no afaka ahitatrao ny andininy raha ilainao satria andininy iray ihany no omeny, ka, eo amin'ilay soratra " Manomboka " sy " Ka hatramin'ny " no ovaina ny andininy tiana ho hita, ohatra: MANOMBOKA 2; KA HATRAMIN'NY 25 Ary dia tsindrina ny HASEHOY.
Raha ohatra ka tsy ilay izy anefa ilay nasehony tamin'ilay fenétre faha telo misy soratra titre TOKO SY ANDININY dia tsy maintsy hidina io mba hiverenana ao amin'ilay boky, toko, andininy maromaro izay nomeny tao amin' fenétre faha roa izay ahitana ilay teny notadiavina. Dia eo indray no misafidy hafa.

15. bor2lais
(
09/08/2011 17:27)
Azoko tsara ny fanazavana nomen'i rijadolly saingy ilay logiciel mihitsy no mamoaka erreur raha vao tsindrina ny choix iray (toko sy andininy ohatra) dia lasa mikatona ilay logiciel.
16. rijadolly
(
09/08/2011 18:08)
Bor2lais:
Ny fonctions 3, 4, 5, 6, 7 ambaranao ambony io no tiako lazaina hoe tsy mandeha ! Asa na ny système ampiasaiko no tsy mety na tsia !
Ny zavatra tsara ho fantatra aloha dia tsimaintsy akatona izay efa hita fa tsy ilaina. Fa raha mbola eo izay fenétre misokatra nefa te-ahita zavatra hafa na hiala tanteraka dia tsy mety.
Ny tsara ho marihana izany dia tsy mifampitohy ireo 3;4;5;6;7 ireo no sady tsy mifampihankina mihitsy, Izany hoe raha avy mijery ny iray ianao dia akatona aloha iny fenétre avy nojerenao iny.
17. rijadolly
(
09/08/2011 18:19)
Efa tokony ho mety anefa izany raha ny fahalalako azy.
Ivereno atao téléchargement oe Bor2lais.

18. bor2lais
(
10/08/2011 07:40)
Ny "modules" mifanaraka amin'ireo 3, 4, 5, 6, 7 ireo no toa tsy hitany (asa raha tafaraka ao @ ilay téléchargement na tsia) raha ny fahazoako ny message d'erreur avoakany rehefa tsindrina ny iray @ ireo safidy ireo.
Marihiko fa mandeha tsara ny 1 sy 2 !
Marihiko fa mandeha tsara ny 1 sy 2 !
19. rijadolly
(
10/08/2011 15:16)
Tsy dia mahay tsara aho Bor2lais, fa omeko an' se ny vesatr'ilay izy fa 12,8 Mo ny ao amin' ti1ca.com 12,9 Mo, Tsy midika hoe efa feno tsara ve izany ny ao sa tsy voatery? Naika handefa vaovao indray mantsy za, raha izany.
Ny tsara kokoa angamba dia miangavy ny sasany izay efa ni-télécharge koa mba hanome fanazavana na ok! na tsia ilay izy, dia amin'izay no ahitana ny hanaovana azy. tsy izay ve no tsaratsara kokoa?

20. bor2lais
(
11/08/2011 11:52)
Izay tokoa no tsara angamba rijadolly a !
PS. Azonao jerena koa ve ny "original" any aminao (izay mandeha tsara !) raha manome 12,9 Mo na tsia.