Tokony hihinana rà ve isika olombelona ?
21. Miharena
(
27/07/2012 09:22)
Amiko indray namana Jajajaly dia tsy asa ny finoana fa finoana mihitsy. Izany hoe fitondran-tena no aterany fa tsy misy mahamarina ny olona iray amin'ny asa ataony.
Ny mahamarina azy dia ny fitondran-tenany arak'izay azony momba ny fandalinam-pinoana nataony.
Ilay zy koa tsy mitovy ny fomba fijerena azy. Ny an'ny sasany dia tadiavina ivelany no fihevernany azy ary tsy mety hitany mihitsy ilay izy. Na mamaky boky aza izy dia tsy ny famohazana no tadiaviny ao fa fombafomba na antso ivelany.
Amiko indray dia ilay fifohazana no trandrahana ao anaty boky fa tsy fombafomba.
Ka asa aloha ny anareo?
Fa raha hiverina amin'ny lohahevitra isika dia misy fomba mazava nolazain'i Kristy hoe IZY no ra tokoy hosotroina sy vatana tokony hohanina. Nihemotra ireo olona maro nanombka teo satria noheveriny fa cannibalisme izany. Rehefa tena zohina ara-panahy nefa io fanambarana io dia mazava fa tsy ny fihinanana na ny fisotroana no dikany fa fiombonan'aina. Izany hoe IZY miaina ao anatin"ny tsirairay ahafahana milaza fa Krsity ny tsirairay na zanak'Andriamanitra. io fifohazana io no finoana tiana hambara. Izany hoe manomboka eo amin'io fahatsiarovan-tena io dia taim-boraka ny fahalalàna rehetra araka ny resak'i Mpitoriteny hoe zavaèpoana ny zava-drehetra. Tsy manorina zava-poana intsony isika rehefa mahazo finoana fa manorina zava-tsoa ho voninahitr'Andriamanitra izay iasantsika sy iainantsika.

22. bor2lais
(
27/07/2012 10:09)
didi10:
Marina ny teninao namana Tefy
Mihatsara velatsihy aho raha milaza aminao fa tsy mihinana rà satria aho mihinana "grillade", "maskita", "steak" ...raha mbola hena ihany koa no hanina dia tsy maintsy misy rà ...
+1
sady matsiro ... :-)
23. roberalimanana1
(
05/06/2017 13:32)
Fadio ny rà hoy ny Asan’ny Apostoly 15:20 mitovy @ fijangajangana ny fandikana io lalàna io araka ny Asan’ny Apostoly 15:28, 29; 21:25
_ Ny olona fady kisoa dia tsy mampiasa ny kisoa na @ fomba inona na @ fomba inona. Tsy mampiasa ny rà na @ fomba inona na @ fomba inona ny olona fady rà.
_ Rehefa tsy afaka mihinankanina ny marary dia ampidirina @ alalan'ny serum ny sakafony , noho izany(na ampidirina @ vava na ampidirina @ nofo mitovy ihany): ampidirandra = mihinana rà
Na dia nohon'ny fitiavana namana aza, na d hamoizana ny aina aza, tsy afaka hadika lalàna ny kristiana ohatra hangalatra mba hitadiavana sakafo hivelomany na hiveloman'ny rahalahiny satria tsy manambola. Tsy afaka hijangajanga ny kristiana ahazahoana vola hamelomana ny zanany. Tsy ambony nohon'ny fitiavana an'Andriamanitra ny fitiavana namana na zanaka na ny fitiavan-tena. Hoy i Jesosy ao @ Matio 10:37 "Izay tia ray na reny mihoatra noho ny fitiavany ahy dia tsy mendrika ahy, ary izay tia zanakalahy na zanakavavy mihoatra noho ny fitiavany ahy dia tsy mendrika ahy".
Misy vokany ratsy foana ny fandikana ny didin'Andriamanitra na ny fihinanana na ny fampiran-drà, mitarika fahafatesana ny "réaction hémolytique" ao @ rà raha sendra rà tsy mitovy groupe @ marary no tafiditra. Antigènes karazany 400 avy @ hématies manimba ny vatana no fantatra ankehitriny avy @ fampidirandrà hafa tsy voatery avy @ groupe samihafa fotsiny, mahatonga ny olona lasa tsy dia mahatohitra aretina hafa intsony aty aoriana. Mora voan'ny cancer ny olona ampidiran-dra ohatra: cancers du larynx, cancer n'ny ativava, ny pharynx, ny orona sy ny sinus nohon'ny fihenan'ny hery fiarovana ao @ vatany. Anjatony ny karazana aretina fantatra avy @ fampidirandra tsy ho voatanisako eto.
Efa marobe ny karazana fandidiana sy fitsaboana tsy mila fampidiran-drà @zao fotoana izao. Tsy mahasoa anao sy ny namanao, manimba anao ny fampidiran-drà fa aza andramana. Mampiasà fomba hafa. Raha tena tianao marina ny namanao.
Nohon'ny fitiavana an'Andriamanitra koa dia tokon'ny hifady rà ny Kristiana. Afaka manome aina Andriamanitra ary mampantena fiainana tsara @ hoavy ho an'izay mankato azy.