didi10 # Miharena
1. Tefigasy
(
26/03/2012 05:51)
Natokana ho an'i didi10 sy Miharena ihany ity dia aleo mba ho izy ireo ihany no mba ho eto fa lasa feno azy daholo ny lohahevitra rehetra dia mivadika lasa HS avy eo !
Dia mba hiangaviana koa izy ireo tsy hivoaka amin'ny lohahevitra izay apetraky ny olona hafa
Misaotra azy ireo mialoha
Betsaka ny azonareo resahina mitokana ato : "valeur spirituel, 3eme testament, ........."
Mazotoa nareo mitsam !

novalian'i niryna ny 12/04/2012 18:05
2. didi10
(
26/03/2012 10:21)
Iza no manana fahafahana handrara ahy tsy hitory? ka hoe eto nareo manao fa aleo anay ny sisa?
I Tes 2,13
13 Ary noho izany izahay koa dia tsy mitsahatra misaotra an'Andriamanitra, satria rehefa nandray ny tenin'Andriamanitra izay notorinay hianareo, dia tsy noraisinareo ho tenin'olona, fa araka izay marina, dia ny tenin'Andriamanitra, izay miasa ao anatinareo izay mino koa. 14 Fa hianareo, ry rahalahy, dia efa tahaka ny fiangonan'Andriamanitra any Jodia izay ao amin'i Kristy Jesosy; fa ny nanjo anareo noho ny nataon'ny iray firenena aminareo dia sahala amin'ny nanjo ireo koa noho ny nataon'ny Jiosy taminy, 15 izay namono an'i Jesosy Tompo sy ny mpaminany koa ary nandroaka anay sady tsy manao ny sitrapon'Andriamanitra ary manohitra ny olona rehetra, 16 ka mandrara anay tsy hitory amin'ny jentilisa mba tsy hamonjena ireny, mba hameno ny fahotan'ny tenany mandrakariva; kanjo efa niharan'ny fahatezerana hatramin'ny farany izy.

3. Tefigasy
(
26/03/2012 10:44)
didi10:
Iza no manana fahafahana handrara ahy tsy hitory? ka hoe eto nareo manao fa aleo anay ny sisa?
Fa na izany aza mba mahaiza manaja ny hafa, gafianareo daholo le sujet retraretra dia mivaona any amin'ny tsy tokony ho izy hatrany ilay fitoriana
Ato ianareo afaka miovaova isaky ny mihetsika fa tsy izay sujet misy mametraka eto akory dia io fa i didi10 sy Miharena foana no lasa hors sujet, amin'izay tohizana alavitra be ny resaka izay tsy misy hifandraisany amin'ilay lohahevitra teny am-piandohana
4. didi10
(
26/03/2012 11:48)
Voaray ny fanamarinanao namana, tadidio fotsiny anefa fa tsy afaka hijery fotsiny ny fampianarana tsy mifanaraka amin'ny Baiboly voizina eto ny tenako na avy aminao io na avy amin'i Hery na avy amin'i Miharena na avy amin'iza na iza.
5. Miharena
(
26/03/2012 12:26)
Misaotra Tefigasy amin'ny fanamarihana. Fa ilay resaka tsy fahaizana mandray izay tenenina no mahatonga fanazavana lavabe isaky ny mandray anjara.
Ny tadiavina dia mila olona misokatra tsara ny saina amam-panahy rehefa mandray anjara amin'ny fifampiresahana momba ny fivavahana sy finoana.

6. niryna
(
12/04/2012 18:05)
didi10:bedy ve izaho izao mandray anjara?
Voaray ny fanamarinanao namana, tadidio fotsiny anefa fa tsy afaka hijery fotsiny ny fampianarana tsy mifanaraka amin'ny Baiboly voizina eto ny tenako na avy aminao io na avy amin'i Hery na avy amin'i Miharena na avy amin'iza na iza.
Dia tena mino ve hianao fa mifanaraka ny Baiboly ny anao e ,eo mantsy no olana ka mahatonga anareo mirahalahy mifanditra lava na ny hafa manazava aminao