ady hevitra hoan'ny mpino silamo sy kristianina
1. sandrina
(
03/02/2012 07:37)
za dia miara mipetraka amin'ireo mpino silamo. Omaly hariva izay no nisy conference amin'ny finoana silamo sy kristianina . Za irery ihany moa zany no kristianina teo. Ry zareo indray dia ireo mpampianatra tsy haiko ny filazana raha avy aty amin'ny kristianina.
voalohany: ny baiboly ny kristianina moa zany dia mizara 2 .
1/ testamenta taloha
2/ testamenta vaovao
dia niady hevitra mombany testamenta taloha aloha izahay dia hita fa misy fitoviana .
rehefa niady hevitra an'ilay testamenta vaovao indray izahay eo amin'izay no mampifanolana
satria ry zareo tsy manaiky fa i Jesosy dia zanak'Andriamanitra fa mpaminany izy nefa ry zareo mino fa mbola ho avy izy afaka 50 taona izay no ao anaty couran ndry zareo . Satria i Jesosy dia misy papa sy mama hono izay antony maha tsy zanak'andriamanitra azy.
nisy fanotaniana idray tao. lehilahy Andriamanitra sa vehivavy?
dia namaly aho izany Andriamanitra izany dia misy marina fa tsy takatry ny sain'olombelona izany fanotaniana izany. Fa ny fantatro fontsiny dia Ray izy.
dikany zany hoy ireo dia lehilahy zany.
dia nivaliako izy hoe non izany Ray rany dia milaza ny ambony no na filoha na chef ohatra fa tsy voafetra ny sex.
dia nisy koa fanotaniana tao hoe maninona i Mahome no tsy mba voalaza ao anaty ny Baiboly.
nefa izy dia mpaminany farany indrindra ary izy no nanangana ny "la mec"
dia ny resaka koa zay mombany tokatrano.
Ry zareo moa mahazo manambady 4 compta ny lehilay 1 condition mila mahazo anjara mitovy izy 4 mirahavavy. izany amiko dia fijangajangana .
Dia izay zavatra rehetra lazain'ny lehilahy zany dia tsy maintsy ataon'ny vehivavy avokoa satria io no lakle hidirana any amin'ny paradisa . Ohatra : maty zany ny Rain'ilay Madama ka tsy navelan'ilay lehilahy hamonjy ilay faty ilay vehivavy ka tsy nadeka ilay vehivavy. Dia tafiditra any amin'ny paradisa zany ilay maty avy eo.
ary zareo moa zany nanentana ahy andeha hivadika any amin'ny finona ndry zareo.
dia nolazaiko ry zareo "Fa ny fahasohavan'Andriamanitra no naha toy zaho any" ary tanako mafy ny finoako za tsy azonareo ho any amin'areo zany aho. Satria hoy Jesosy "tsy misy afaka mankany amin'ny ray raha tsy amin'ny anarako"
koa mba manainga antsika kristianina aho mba hanome toro hevitra ho ahy sy mba hanitsy izay tsy voa hitsiko teo.
misaotra tompoko

novalian'i patacoull ny 08/11/2012 14:07
2. didi10
(
03/02/2012 08:57)
Tsara ny Tompo
Miarahaba anao Ranabavy,
Voalohany dia mankahery anao ny tenako amin'ny fitoriana ny tenin'Andriamanitra izay ataonao toy ny nanirahan'i Jesosy ny mpianany.
Omeko anao ny sabatra roa lela ho entinao miady amin'ireo tsy mpino sy mpanohitra ny maha Andriamanitra an'i Jesosy Kristy.
Ento amin'ny hevitra itambarana
Fantaro ny hevitra itambarana aminy toy ny finoana an'Andriamanitra tokana, indrindra ny fisian'ny Paradisa sy ny Helo,
Ny mpino Silamo dia tena matahotra an'Andriamanitra (Allah) manaraka à la lettre ny Coran izay misy didy sy lalàna tokony ho arahiny raha tsy te ho any amin'ny afobe izy.
Atsofohy moramora fa tena misy ny helo ary Jesosy niteny hoe "Izaho no làlana sy fahamarinana ary fiainana; tsy misy olona mankany amin'ny Ray, afa-tsy amin'ny alalako. " (Jao 14,6), manaiky ry zareo fa mpaminany mahery Jesosy ka izay finoana izay no somary hampangotrahana kely, ampianaro azy fa mahagaga ny anaran'i Jesosy ary raha mangataka amin'ny anarany dia homeny, asaivo manandrana mangataka izy fa ny olona tahaka ireny dia tsy hino mandrakizay raha tsy misy famantarana na fahatsapana miantraika eo amin'ny fiainany.

3. bichette
(
03/02/2012 14:41)
efa nanaraka formation momba ny fitoriana ny silamo aho. ito misy fijoroana vavolombelona, lehilahy silamo izy io taloha ary kristianina izy amin'izao fotoana izao, mety hanampy anao ny mihaino azy : MOUSSA KONé no anarany. efa nihaino azy mivantana mihitsy aho ; ka henoy tsara ary raiso ny andinin'ny soratra ao amin'ny coran rehetra lazainy izay misy revelation momba an'i jesosy sns. Misy manaporofo ao amin'ny Coran ny momba an'i Jesosy saingy vitsy no tena mi capter ilay soratra ao anaty coran. na misy aza ny resy lahatra dia minia tsy manaiky satria izay no efa nasesika tao anatin'ny lohandry zareo ary koa misy ny matahoatra ny ho kristianina nohon'ny consequence mety hihatra aminy.
Ny silamo dia prisonnier ao anatin'ny systeme islamique ary vonoina mihitsy aza indraindray izay mivadika finoana ; eviter-o ny discussion na mampiady soratra hitarihana azy sy hampiova azy. Mila ianao maka fotoana mivavaka tsara mba nyy Fanahy Masina no hitarika anao ao anatin'ny discussion, mba ilay Fanahy Masina ao aminao no handresy lahatra azy tanteraka, ary mba hiasa ao aminy ny fanahy Masina ; aza adino fa resaka ara-panahy fa tsy ara-nofo akory ny resaka fivavahana ;
mila fantatrao sy tena conscient koa ianao mitory fa mazana be ny systeme ny silamo, ny hitantsika dia ny ety ivelany ihany fa ao anatiny ao tena mazana tena mazana be mihitsy tsy araky ny eritreretintsika ; na dia resy lahatra aza ny silamo iray ka te ho kristianina, aoka ho tadidintsika fa vitan'ireo silamo sasany mihitsy ny mamono azy, rejeter ny famille rehetra izy, tena henjehina mihitsy ka mila assurer-nai izy fa tsy ho very akory raha mivadika kristianina fa hisy ireo mpiara mivavaka vonona ny handray azy ho anadahy, rahalahy, rahavavy, anabavy ary vonona ny hanampy azy na ara pinoana na ara-tsosialy (ary aoka ho tena izany tokoa ;-) ) ; ianao ihany koa mila mivonona hanampy azy hatramin'ny farany. matetika mantsy isika kristianina faly fotsiny hoe mandray an'i Jesosy sy miova fo ny olona iray dia mihevitra izy fa tapitra hatreo ny asany : TSIA. ondry nankinina aminao izy ary andraikitrao hatramin'ny farany na inona na inona.
maro ireo silamo resy lahatra ary niova fo, saingy mafy loatra ny percecution n'ny mpiara belona aminy sy ny fianakaviany, ary ny fiangonana kristianina tsy mi entourer azy loatra ao anatin'izany fijaliany izay ( - mbola zazakely arapanahy moa izy ka tsy mahalala na inona na inona fa ny religion silamo no tena tao anaty cerveau-ny - ) ka hitany fa miady irery izy dia maro ny miverina amin'ny naha silamo azy taloha satria tsy zakany ilay fanenjehana sy ny rejet ary ny kristianina tsy mi entourer azy ; cas maro dia maro io.
tsy hanao lava resaka aho fa raha misy fanontaniana dia eto isika mifanampy e !
ito aloha ilay lien. misy 1/6 ka hatramin'ny 6/6 izy io.
ito ny 1/6 dia jereo ao ny ambony ! mazotoa eee !!!!
http://www.youtube.com/watch?v=R4ZYMXllP6Q

4. jesuisla
(
04/02/2012 16:34)
marina ny voalazan'i bichette.
Rassiste, na manavakavaka sy manambany ny hafa ny slamo. ny antony d tsotra. Mino sy mihevitra ry zareo, f izy reo no tena zanak'andriamanitra. Toy reo israel voalohany zay nanambany ny jentilisa. Fanambaniana ho azy reo ny mivadika sy ny manaiky ny hafa. Manginy fotsiny ny fianakaviana.
Araka lay boky novakiko efa 18 taona lasa, d kiny ny arabo rehefa maty teo @ hazo fijaliana i jesosy. F tsy araka ny nantenain'izy reo. Noheveriny f hanafaka azy @ fanadevozan'i romana i jesosy. Ary d nanomboka niala tao anaty ny sain'ireo arabo fa tsy zanak'andriamanitra i jesosy. Tsy takatry ny sainy f hanafaka ny olona @ ratsy no dian' jesosy teto, f tsy hanafaka ny arabo.

5. tsioka
(
04/02/2012 17:13)
jesuisla:Ho fanampiana anao ry niriana sy ny hafa dia tadidio fa ao @ genesisy ao ny misy tantaran'ny silamo sy ny fiaviany
marina ny voalazan'i bichette.
Rassiste, na manavakavaka sy manambany ny hafa ny slamo. ny antony d tsotra. Mino sy mihevitra ry zareo, f izy reo no tena zanak'andriamanitra. Toy reo israel voalohany zay nanambany ny jentilisa. Fanambaniana ho azy reo ny mivadika sy ny manaiky ny hafa. Manginy fotsiny ny fianakaviana.
Araka lay boky novakiko efa 18 taona lasa, d kiny ny arabo rehefa maty teo @ hazo fijaliana i jesosy. F tsy araka ny nantenain'izy reo. Noheveriny f hanafaka azy @ fanadevozan'i romana i jesosy. Ary d nanomboka niala tao anaty ny sain'ireo arabo fa tsy zanak'andriamanitra i jesosy. Tsy takatry ny sainy f hanafaka ny olona @ ratsy no dian' jesosy teto, f tsy hanafaka ny arabo.
Mizara roa mazava tsra ny taranaky Abrahama dia i Ismaela lahy matoa zanany t@ andevovavy Egiptiana rehefa tsy nino sy nahandry intsony i Sahara vadiny dia nanome kalalana an'i Abrahama hananjanaka taminy izay andevovavy ( mpiasa , solafa ) sao tsy misy mpandova
Isaka zanaky Abrahama t@ vadiny dia i Sahara izay efa 80 taona vao niteraka refa nomen'ATRA fampanantenana fa hnana taranaka maro tokoa izy , izany hoe i Isaka izany no taranaky ny teny fikasana sy tsodranon'ATRA
Mizara roa lehibe ireo taty aoriana satria i Isaka taranaky ny teny fikasana dia nivoahan'ny Israely sy Jesosy Kristy
Ismael taranaky ny nofo nipoiran'ny silamo , izay nahazo tsodrano ihany koa fa hisy mpanjaka 12 hivoaka @ izany ismael izany saingy tsy avy aminy ny famonjena fa avy @ i Isaka de mba diniho miadana fa aza manaiky rebireben'ny olona @ izany , sady ny fandraisandry zareo izany ATRA izany dia toy ny olona miasa hany ka rehfa mandevina ny maty ry zalahy dia haorirana ny maty , @ izay hono mora ny fitsanganany @ maty !!!! amah laholo !!!
6. niryna
(
04/02/2012 21:35)
sandrina:tazomy mafy ny finoana ary aza avela hisy andrombaka ny satroboninahitrao.
ary zareo moa zany nanentana ahy andeha hivadika any amin'ny finona ndry zareo.
dia nolazaiko ry zareo "Fa ny fahasohavan'Andriamanitra no naha toy zaho any" ary tanako mafy ny finoako za tsy azonareo ho any amin'areo zany aho. Satria hoy Jesosy "tsy misy afaka mankany amin'ny ray raha tsy amin'ny anarako"
koa mba manainga antsika kristianina aho mba hanome toro hevitra ho ahy sy mba hanitsy izay tsy voa hitsiko teo.
misaotra tompoko
Sarotra be tokoa ny miady hevitra amin'ny olona tsy mitovy finoana,mitovy aza kanefa misy indrokely etsy sy eroa eo ihany ,tsy mety ho tapitra ka maika fa olona tsy mitovy finoana aminao.Misy fandaharana marobe ao amin'ny youtube ao milaza ireo nivadika ho kristiana dia mba jereo kely fa mahaliana ny fomba fiasan'Atra azy ireo.
Raha tsy tena manana finoana mafy hianao dia tsara ny tsy mifandahatra azy fa toa marina avokoa izay lazainy.Tadidio fa mahay baiboly lavitra noho ny kristiana ry zareo ka raha mbola tsy dia mahay firy hianao dia aza mifandahatra azy.Ny marina mitavozavoza tsy mahaleo ny lainga tsara lahatra na tsara masaka.
Mivavaha fotsiny ihany ary mangataha ny fanahy masina hiaro anao,ampiseho anao ny asaNy.Tsy voatery hifandahatra aminy koa hianao indrindra raha maro ry zareo fa ny tsara fotsiny dia anjaranao ny mianatra sy mamaky ny soratra masina ary mampiseho azy ireo ny jiro sy fahazavana izay kristy ao aminao.Avy amin'ny fiainanao,ny fiteny,ny fomba fitafinao,fomba firesaka,fomba fiasa rehetra,eny ny fiainanao manontolo dia angataho amin'Atra mba ho arovany ary omeny jiro hianao hitaratra ireo izay mbola ao anatin'ny aizina.
Rehefa tonga ny fotoana ka manontany anao izy ireo hoe ahoana no nahatongavanao amin'izao toeranao izao dia eo amin'izay hianao no mizara ny fahasoavan'Atra.Hiainana mihitsy ilay hoe kristiana isika fa tsy hoe fahaizana soratra masina fotsiny .Izay ilay izy amiko
mahereza
niryna
7. niryna
(
04/02/2012 21:59)
[/quote] Ho fanampiana anao ry niriana sy ny hafa dia tadidio fa ao @ genesisy ao ny misy tantaran'ny silamo sy ny fiaviany
Mizara roa mazava tsra ny taranaky Abrahama dia i Ismaela lahy matoa zanany t@ andevovavy Egiptiana rehefa tsy nino sy nahandry intsony i Sahara vadiny dia nanome kalalana an'i Abrahama hananjanaka taminy izay andevovavy ( mpiasa , solafa ) sao tsy misy mpandova
Isaka zanaky Abrahama t@ vadiny dia i Sahara izay efa 80 taona vao niteraka refa nomen'ATRA fampanantenana fa hnana taranaka maro tokoa izy , izany hoe i Isaka izany no taranaky ny teny fikasana sy tsodranon'ATRA
Mizara roa lehibe ireo taty aoriana satria i Isaka taranaky ny teny fikasana dia nivoahan'ny Israely sy Jesosy Kristy
Ismael taranaky ny nofo nipoiran'ny silamo , izay nahazo tsodrano ihany koa fa hisy mpanjaka 12 hivoaka @ izany ismael izany saingy tsy avy aminy ny famonjena fa avy @ i Isaka de mba diniho miadana fa aza manaiky rebireben'ny olona @ izany , sady ny fandraisandry zareo izany ATRA izany dia toy ny olona miasa hany ka rehfa mandevina ny maty ry zalahy dia haorirana ny maty , @ izay hono mora ny fitsanganany @ maty !!!! amah laholo !!!
[/quote] saiky hizara aho hay hianao efa nitantara eto
Eny tarank'i Abrahama tokoa ry zareo
Izany hoe nananjanaka lahy tamin'ny mpanompony Abrahama ka Hagara(hagar) io vehivavy io ary niteraka an'i Ishmaela(Ishmael) (Genesisy 16 1-16) ary satria Atra dia nanome toky an'i Abrahama fa ho maro toy ny kintana ny taranany ary dia tsy nahandry ilay promesse ilay vadiny Saharana ka nomeny an'i Hagara mpanompony Abrahama
Rehefa lehibe anefa ilay zaza dia nisehoan'i anjely Abrahama fa hiteraka ny vadiny ary dia naheno an'izany Sahara dia nihomehy ary dia notenenin'ilay anjely fa nihomehy izy ,rehefa teraka tokoa Sahara dia nahazo zazalahy Isaiaka (Isaac}-the son of promise - Gen 21:1-24-67
Ireo izany no tantara ka ny kristiana dia avy amin'ny razambe Abrahama,Isaac,Jacob ....Jesse dia io no niteraka an'i Joseph (Josefa ) rain'i kristy
Ny silamo indray dia taranaka avy amin'ny razambe Abrahama dia Ishmael .......
Ny kristiana dia mino an'i kristy fa Atra izy ..Ny baiboly no manazava fa izaho sy ny Ray dia iray ihany..ary Atra dia niteny hoe ity ny Zanako,Izy no hakasitrahiko,na henoy....
Kristy dia zanaka avy amin'ny fanahy( nitorotoroina tamin'ny fanahy masina- izay niseho tamin'i masina Maria fa ny zaza ao an-kibony dia atao hoe Immanuel na Mpamonjy no teraka anio.
Andriamanitra dia tsy hita fa izay mahita aza dia maty avokoa;Izay no tantaran'i Mosesy teo amin'ny tendrombohitra misy afo,ary rehefa niziriziry te ahita izy dia nasehon'Atra azy ny ilan'ny vozony.
Iray ny zanany ary raha mbola tsy tonga tety an-tany azy izy dia efa teo ,tamin'ny famoronana izao tontolo izao (Genesisy 1 ...11) ...andao isika anamboatra olona mitovy amintsika hoy Atra= midika izany fa nisy Atra ray teo,Atra zanaka ary Atra fanahy masina
Ho andry zareo kosa indray dia hoe Atra dia fanahy ka tsy misy mahita azy,ary ny azy raha tsy diso aho dia manana zanaka vavy telo ny Atra- ny
Noho izany dia tsy mitovy izany ilay Atra resahina eto ka dia tsara ny tsy mifandahatra aminy e
Raha miresaka hoe maninona no tsy nampidirana i ranona tao anaty baiboly,satria ry zareo hatreo amin'ny TT ihany no fantatra ,raha tsy diso aho dia eo ihany ny azy fa tsy misy TV izany
8. bichette
(
06/02/2012 08:55)
Temoignage de Moussa Koné ancien musulman et Fils d'Imam
http://www.youtube.com/watch?v=R4ZYMXllP6Q 1/6
http://www.youtube.com/watch?v=JTb3-6a05eQ&feature=related 2/6
http://www.youtube.com/watch?v=-4peMTA_UhY&feature=related 3/6
http://www.youtube.com/watch?v=F9kwcVKwnX8&feature=related 4/6
http://www.youtube.com/watch?v=9-5Np_6zqEc&feature=related 5/6
http://www.youtube.com/watch?v=f_V0OIDJZMY&feature=related 6/6

9. mirananirina
(
06/02/2012 11:58)
nisy fanotaniana idray tao. lehilahy Andriamanitra sa vehivavy?
dia namaly aho izany Andriamanitra izany dia misy marina fa tsy takatry ny sain'olombelona izany fanotaniana izany. Fa ny fantatro fontsiny dia Ray izy.
dikany zany hoy ireo dia lehilahy zany.
dia nivaliako izy hoe non izany Ray rany dia milaza ny ambony no na filoha na chef ohatra fa tsy voafetra ny sex.
Marina fa tsy nisy na misy na hisy hahita an Atra isika!nefa dia mino fa misy izy,ary nampianarina hatrizay fa RAY,PERE,donc amiko dia lahy izany ny ilazana azy,tsy afaka antsoiko hoe ray ny reniko.na koa iantso hoe papa an'i mama isika!
Ry zareo moa mahazo manambady 4 compta ny lehilay 1 condition mila mahazo anjara mitovy izy 4 mirahavavy. izany amiko dia fijangajangana
Ny azy miharihary dia hoe fijangajangana fa ny an i kristianina afenina dia tsara!firy sy firy ny lhl gasy manambady maro???Ohatra fotsiny ny mpanjaka fahiny!!aza adino fa taranak'ireny isika!!be ny mpivadivady ny kristianina,nefa tsy ara-dalàna izy ireny??Tsy fijangajangana izany,satria kristianina??Asa re!Firi2 ny miteraka ivelan ny tokandrano na miteraka tsy manambady???Silamo izy ireny?????sa Kristianina???
Fir2 moa ireo ao anaty baiboly no milaza fa manambady maro???Sa tsisy izany ao???
10. Miharena
(
06/02/2012 15:49)
Amiko indray aloha dia tsy anjarantsika kritistiana no mandresy lahatra ny Silamo raha toa ka mbola eo amin'ny resaka manodidina ny fombafomba sy ny fiheverana samy manana ny azy momba an'Andriamanitra sy Kristy no hifandresen-dahatra. Ny mazava fotsiny dia taranak'i Adama sy Eva daholo ireo ary olombelona mitovy samy zanak'Andriamanitra dia mila raisina toy izay hatrany na iza na iza mifanena amintsika.
Izay manavaka dia tafiditra amin'ny fandraràna nataon'i Kristy hoe aza mitsara mba tsy ho tsaraina.

11. patacoull
(
08/11/2012 14:07)
faly miarahaba anareo rehetra mandray anjara amin'ity ady hevitra ity aho sy mankasitraka anao izay mamaky ampilamina izao resadresaka izao ary misaotra ny mpandridra ny fandaharana koa.
mahita aho fa tena maro amintsika ny tsy mankasitraka ny finoana silamo nefa tsy fantatsika mazava inona marina moa no atao hoe "ISLAM" ary manao ahona ny tena mpino silamo? fa tsy zay zavatra itantsika aty ivelany no hitsarantsika azy. koa raha liana ianao dia misokatra ho anao ny varavaran'ny foko sy ny saiko hanambara ny tena hoe ISLAM ary hanala izay hevitra hafahafa izay mety heveranao an'izany finoana islamo izany. nefa kosa fifanakalona no ilaiko fa tsy fisintonana ary fifanitsina no tsakaraiko fa tsy fifamaliana ka raha liam-pahalalana ianao dia vonona aho.