agape radio: tsy mety misokatra fa lanin'ny virus ny site
1. didi10
(
25/11/2011 16:39)
Faly miarahaba ny namana rehetra.
Anisan'ny mpihaino ity radio evangelika malagasy en ligne ity ny tenako, mampalahelo anefa fa vao manokatra io site io aho dia misy décharge na virus tena masiaka be mihitsy.
Miambena fa mamely mafy Satana.
Anisan'ny mpihaino ity radio evangelika malagasy en ligne ity ny tenako, mampalahelo anefa fa vao manokatra io site io aho dia misy décharge na virus tena masiaka be mihitsy.
Miambena fa mamely mafy Satana.
novalian'i rijadolly ny 23/12/2011 17:41
2. rijadolly
(
26/11/2011 03:19)
Za koa Didifolo nahatsikarika an'izay tsy fandehanany izay fa ny antony tsy fantatro hoe inona. Dia mampahery izay rehetra mpikarakara rehetra ao e!
3. niryna
(
26/11/2011 17:16)
Ny ahy indray ny baiboly.org no tsy misokatra fa lazainy fa misy fanamboarana foana hatramin'izao tssss.
4. bichette
(
22/12/2011 16:46)
mandra-paha aloha dia site hafa jerena :
- enseingemoi.com
- mitempo-iray.org
- topchretien.fr
- radio RFE
- .../...
:-D
- enseingemoi.com
- mitempo-iray.org
- topchretien.fr
- radio RFE
- .../...
:-D
6. rijadolly
(
23/12/2011 17:41)
Marina tokoa izany tenin' Bichette izay ity koa misy iray http://www.radiorvm.com/player/
