Raha eto Tana ianao zao dia asandrato ny maso hijery ny masoandro
1. didi10
(
14/10/2011 08:10)
Mbola tsy nahita "phénomène" ohatran'io aho
novalian'i pissoa ny 17/10/2011 06:52
3. didi10
(
14/10/2011 11:11)
Ity no fanazavana siantifika : http://la.climatologie.free.fr/pheno-optique/optique1.htm#1
Interprétation tany Cote d'Ivoire : http://www.djibitv.com/media/document/9075.pdf
Interpretation tany Beijing, http://www.vraiesagesse.net/news/0106/14/11662_20010531_fr.htm
Romana 1:18
18 Fa aseho avy any an-danitra ny fahatezeran'Andriamanitra amin'ny faharatsiana rehetra sy ny tsi-fahamarinan'ny olona izay misakana ny fahamarinana amin'ny fanaovan-dratsy,

5. avylavitra
(
14/10/2011 17:04)
HAlo solaire no ahafantara azy ho an'izay tsy te-handany andro hikaroka. Cristaux de glace mihantona eny amin'ny rivotra no fototra ipoirany
6. rijadolly
(
15/10/2011 05:22)
za efa in-4 no nahita ohatr' izao, fa tamin'ty taona ity vao tena nahoraka be angamba. Misaotra amin'fanazavana isakanrazany e!
7. pulm
(
15/10/2011 07:12)
za mino fa hisy zavatra hiseho eto amin'ny firenena,satria isaky ny mahita anio aho dia misy loza foana eto amitsika
8. hery
(
15/10/2011 08:03)
Efa nahita an'io tsindraindray koa aho tany Madagasikara fa izao vao misy internet dia miparitaka be rehefa misy mitranga.
Tamin'izany tsy taitra fa tahaka ny mahita arc-en-ciel fotsiny.
Tamin'izany tsy taitra fa tahaka ny mahita arc-en-ciel fotsiny.
9. AndriambyII
(
16/10/2011 11:02)
Effet prisme d'une autre planete lumineuse via la terre vers le soleil . Araka ny lazain' ny mpitsikilo lanitra , dia taratra avy @ planeta iray any alavitra be any tsy taza-maso miantefa eto @ planeta tany , ary mivily eny @ masoandro , mahatonga superposition des rayons lumineuses solaires et astrales ( >>> halo , arc en ciel ,.... ). Asa raha mazava amintsika ny fanazavan' ny mpikaroka sasany .
10. pissoa
(
17/10/2011 06:52)
Marina tokoa hoe rehefa nisy internet dia lasa mahoraka be. Fa ny ahy indray aloha ny volana no efa hitako, tsy haiko na impiry amin'ilay mody hariva ireny.