BAIBOLY
1. rijadolly
(
01/09/2011 16:04)
Mangataka ary mamela ahy ianareo tompon' andraikitra mba hamerina ity satria tiako mba hiparitaka aingana izy ity.
Efa nahita olona nanao téléchargement 38 aho amin'izao, ary inoako fa x10 no niparitahany noho ireo olona nanao téléchargement ireo. Haparitao any amin' mail isakarazany ity rohy ity mba hangalan' sasany izay mbola tsy manana. Misy tombony betsaka ny fananana azy satria tsy mila connexion no sady mora hitadiavana teny.
Ilay rohy:
http://ti1ca.com/v7zmvbx5-Baiboly-Baiboly.exe.html
Ny fomba fampiasana azy:
1) Misy fenétre mangamanga tsy misy na inoana na inona afatsy ny "txtteny" , fa ohatry ny manidy azy ianao fa saingy misy sarina boky menamena dia eo no tsindrina raha hanokatra azy isika.
2) Miova ilay varavarakely ary ahitana andini-ten-tsoratra masina eo ambony; ny eo ambany indrindra misy soratra hoe BAIBOLY lehibe, Ny eo ankavia dia ahitana " TENY ANIO" ; "FIKAROHANA"; "Toko sy andininy"; "TENY" ary " Mpampiasa Anio" . Ny ankavia eo ambany indrindra, eo anilan' ilay Baiboly io izay ao anatin' ovale, misy soratra hoe " Torimarika fanazavana" io ilay nasaiko novakiana tsara voalohany, izany hoe clic-ena eo amin'io "Torimarika fanazavana" io. Dia mamoaka fenétre faha roa hafa izy izay manokatra ilay torimarika.
Avy eo hidina iny fenétre iny mba ahafahana manokatra zavatra hafa indray. Ary rehefa niala amin' ilay Torimarika isika dia ilay fenétre voalohany voalaza ao amin'ny 2) sisa no eo.
Tsindrina raha ohatra ka hiditra amin'ilay soratra havia toy ny hoe:
3) NY TENY ANIO: tsy mbola nampiasa an' io mihitsy aho dia tsy haiko, fa raha ny fahalalako azy dia misy zavatra atao saisie ao . ????????
4) "FIKAROHANA": Io ilay hitadiavana ny Boky sy ny toko ary ny andininy ilay tiantsika ho hita izay tsaroatsika ilay teny, izany hoe efa ao anatinao fa tsy fantatra hoe aiza no sady tsy dia hay tsara ny continu-any.
Raha vao tsindritsika io dia mamoaka fenétre hafa faha roa izay ahitana titre hoe FIKAROHANA.
Dia mahita soratra Testamenta isika, tsindrina io ary dia tsy maintsy misafidy na manindry ny vaovao na ny taloha eo ankavanan' ilay Testamenta . Raha tsaroanao hoe tao amin' testamenta vaovao ohatra dia tsindrina ny vaovao.
Eo amin'io Fenétre FIKAROHANA io ihany koa dia ahitana BOKY tsindrina io rehefa sur ianao fa fantatrao ny boky misy an'ilay teny, ary misafidy eo ankavan'ilay soratra BOKY
Eo amin'io Fenétre FIKAROHANA io ihany no misy TENY HO TADIAVINA, ary atao saisie eo anilany ankavanana ilay teny tsaroanao ho tadiavina, mety na dia teny iray aza fa ny tsaratsara raha tadidy dia atao teny maromaro mba ahavitsy ilay toko sy andininy izay atolony.
Tsindrina amin' izay ilay Tadiavo rehefa vita izay rehetra izay. ary dia manome moky, toko sy andininy maromaro izy, izay mifandraika ilay teny nataonao saisie teo anilan'ilay TENY HO TADIAVNA.
Tsindrina in-droa amin'izay ilay tolotra iray ao anatin'ireo nomeny, izay heverinao fa ilay Teny notadiavinao. ary dia manokatra fenétre faha telo izy mampiseho ilay Boky, toko, andininy ary ilay teny. Eo amin'io fenétre faha telo io ihany koa no afaka ahitatrao ny andininy raha ilainao satria andininy iray ihany no omeny, ka, eo amin'ilay soratra " Manomboka " sy " Ka hatramin'ny " no ovaina ny andininy tiana ho hita, ohatra: MANOMBOKA 2; KA HATRAMIN'NY 25 Ary dia tsindrina ny HASEHOY.
Raha ohatra ka tsy ilay izy anefa ilay nasehony tamin'ilay fenétre faha telo misy soratra titre TOKO SY ANDININY dia tsy maintsy hidina io mba hiverenana ao amin'ilay boky, toko, andininy maromaro izay nomeny tao amin' fenétre faha roa izay ahitana ilay teny notadiavina. Dia eo indray no misafidy hafa.
5) TOKO SY ANDININY : Mazava be indray io rehefa miditra ao isika
6) TENY : Raha hamaky Baiboly, na hijery ilay sora-mandry, mba ahafantarana ilay zava-miseho na ilay tantarara dia io indray no ampiasaina. ohatra : ao amin' TESTAMENTA TALOHA, clic-eo ilay "TESTAMENTA TALOHA" dia mivoaka eo daholo ny Boky, clic-ena indray ilay Boky ary dia miseho eo daholo ny sora-mandry ao amin'io boky io, koa raha mahaliana anao hoe inona tokoa moa ny zavamiseho amin'io tantara io dia clic eo ambonin'ilay sora-mandry mahaliana anao ary dia mivoaka ilay andininy voafehin'ilay sora-mandry.
7) MAMPIASA ANIO : code secret angamba io fa tsy azoko koa.

novalian'i rijadolly ny 23/09/2011 19:37
3. rijadolly
(
02/09/2011 04:40)
Manampi67:
Bonjour,
s'il vous plait : c'est quoi "ilay rohy" ?
cordialement
Rohy : Adresse
ilay Adresse misy ilay Baiboly.exe ao amin' ny ti1ca.com
6. rijadolly
(
03/09/2011 02:51)
Niryna:
misaotra rija a
Tsy misy fisaorana Niryna fa ho an' Andriamanitra irery sy Jesoa Kristy ny voninahitra, ary dia misaotra ny serasera.org, sy isika rehetra izy mampihely azy io satria zava-dehibe voalohany tokony ataon' Kristianina ny mampamaky Baiboly na aiza na aiza misy antsika.
:
lay baiboly @téléphone ve io sa lay log @PC ?
Inoako fa mety atao ao anaty Phone izy io satria karazana logiciel kely izay 129Mo fotsiny. tsy mbola nanandrana anefa aho fa andraso andramako amin'ilay phone an' namako, sur anefa fa phone tactile vao mety.
7. rijadolly
(
03/09/2011 03:01)
Voninahitra ho an'Andriamanitra sy Jesoa Kristy. efa ho 60 amin' izao ora anoratako izao no nanao Téléchargement an'ilay Baiboly. Mino aho fa samy manome an' namany avy isika, na amin' mail na sms handefasana ilay Rohy aza. 60x10= 600 farafaharatsy no efa nahazo.

8. rijadolly
(
07/09/2011 02:44)
Informations Statistiques de téléchargement du fichier Baiboly.exe :
75 téléchargements
Dernier téléchargement le 07/09/2011 à 04:41

9. rijadolly
(
12/09/2011 03:56)
Statistiques de téléchargement du fichier Baiboly.exe : 82 téléchargements
Dernier téléchargement le 12/09/2011 à 05:54

10. rijadolly
(
16/09/2011 14:57)
Statistiques de téléchargement du fichier Baiboly.exe : 100 téléchargements
Dernier téléchargement le 16/09/2011 à 16:55
Eo amin'ilay azo na tsy azo atao ao anaty Phone ilay Baiboly dia tsy mety aloa hatramin'izao ilay izy fa andramako farany amin' telephon'namako hafa indray.

11. rijadolly
(
23/09/2011 19:37)
Statistiques de téléchargement du fichier Baiboly.exe : 121 téléchargements
Dernier téléchargement le 23/09/2011 à 21:29