zava-miafina

1. zokieva ( 17/08/2011 11:34)
Mivavaha,mitraka fa hisy zavatra hiseho @ 10 septambra 2011
novalian'i zokieva ny 31/08/2011 06:41
2. pikpok ( 17/08/2011 13:42)
zokieva:

Mivavaha,mitraka fa hisy zavatra hiseho @ 10 septambra 2011


Inona no hitranga?
3. Tefigasy ( 17/08/2011 14:02)
Misy zavatra miseho foana isan'andro ==> Tokony hivavaka foana isan'andro. Ary tsy vitan'ny isan'andro ary fa isaky ny segondra dia tsy hainao izay mety hiseho nefa dia misy miseho foana.
4. AndriambyII ( 17/08/2011 18:10)
Sao dia ny faha folo taonan" ny lozan' ny 11 Septembre 2001 tany New york no tianao holazaina ?
5. zokieva ( 18/08/2011 05:54)
izaho aza tsy mahalala!
6. bor2lais ( 18/08/2011 12:00)
zokieva:

izaho aza tsy mahalala!

Hay izay no maha zava-miafina azy izany ! :-)
Ka ny tanjon' ilay vavaka ve mba hitrangan'io zava-miafina io sa mba tsy hitrangany ?
H.S
zokieva:

tsy vorontsiloza akory ny tenako ka raha siahina dia midoroboka,na koa toy ny tanalahy ka siontsiokan-jaza dia miova loko,fa tendrombohitr'Ankaratra ka tsy matahotra izay danikandro,fa rakorakofan'ny zavona ka Tsiafajavona.

Sao dia tokony hivoaka ao "Tsiafajavona" ao ihany kosa zokieva in-11 na dia izany aza a ! ;-)
H.S - Tapitra
7. Optimus ( 18/08/2011 12:34)
Tandindon'ny zavona marina angamba Zokieva ka lasa mpaminany.
Mba tia hanentana olona hivavaka marina angamba fa na izany ary tsy miandry faminanaiana vao hivavaka kosa e!
Misaotra ano ihany aloa manampy ireo izay efa mino ny 2012 fa kay lasa avance herin-taona lay izy fa tara ny calendrier an'ny fara-andro.
8. Optimus ( 18/08/2011 12:35)
[dailymotion]
[dailymotion]http://www.dailymotion.com/video/xdlwsx_aina-quach-itv-telessonne_music[/dailymotion][/dailymotion]
9. zokieva ( 18/08/2011 13:03)
Ny tena marina izany dia peta-drindrina mipetaka eraky ny arabe an'Antananarivo izy io dia mba lasa ny saiko hoe maninona moa raha apidirina eto mba iadin-kevitra.Fa raha izaho aloha dia tahaka ny sokatra latsaham-baratra ka tsy miontsona @ izany ary efa vonona foana na @ fotoana na tsy @ fotoana, fa ianareo no asa,fa aleo ho avy ny andro dia ho hita eo.
10. zokieva ( 18/08/2011 13:12)
-Sao dia tokony hivoaka ao "Tsiafajavona" ao ihany kosa zokieva in-11 na dia izany aza a !
Valiny:Efa tsy any Tsiafajavona intsony aho izao fa efa andohasan'ny Betsimitatatra

-Hay izay no maha zava-miafina azy izany !
Ka ny tanjon' ilay vavaka ve mba hitrangan'io zava-miafina io sa mba tsy hitrangany ?
Valiny:Raha ny fahazoako azy aloha dia @ izay tsy tapohiny fa efa tafahomana.Hoy Rossy "avelao ho avy izay ho avy"

-Optimus - 18/08/2011 14:34
Tandindon'ny zavona marina angamba Zokieva ka lasa mpaminany.
Mba tia hanentana olona hivavaka marina angamba fa na izany ary tsy miandry faminanaiana vao hivavaka kosa e!
Misaotra ano ihany aloa manampy ireo izay efa mino ny 2012 fa kay lasa avance herin-taona lay izy fa tara ny calendrier an'ny fara-andro.
Valiny:Azo atao hoe mpaminany ihany aloha aho satria mizara ny vaovao mahafaly @ olombena rehetra.
11. Optimus ( 18/08/2011 14:22)
Ok!zokieva
12. bor2lais ( 18/08/2011 15:34)
zokieva:

Efa tsy any Tsiafajavona intsony aho izao fa efa andohasan'ny Betsimitatatra

Aza dia manetroka be loatra aza sao tsy tazana intsony ny làlana ! :-)
13. zokieva ( 19/08/2011 05:08)
Jesoa ihany no lalana sy fahamarinana ary fiainana
14. bor2lais ( 30/08/2011 13:58)
zokieva:

Mivavaha,mitraka fa hisy zavatra hiseho @ 10 septambra 2011

extrait_midi_mada_30_08:

Sur les différentes radios évangéliques de la capitale, un message annonçant un grand événement le 10 septembre est passé régulièrement ces derniers temps. A présent, on le sait. Il s'agit du concert de Stenny.

:-)
15. zokieva ( 31/08/2011 06:41)
Ny ahy izao misy mariazy mpiara-miasa @ io!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0856