Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i zokieva, milahatra araka ny daty
zokieva
(
03/11/2013 13:32)
Iza marina no vadin'i Kaina ; ny anabaviny ve?
Iza marina no vadin'i Kaina ; ny anabaviny ve?...
tohiny
novalian'i hasiniony ny 17/12/2013 07:45
zokieva
(
03/11/2013 13:31)
Iza marina no vadin'i Kaina ; ny anabaviny ve?
Iza marina no vadin'i Kaina ; ny anabaviny ve?
Be by ady hevitra momba an'io ;ahoana ny fahitanao azy?...
tohiny
zokieva
(
23/04/2012 08:05)
MIANKAVIA sy MIANKAVANANA
Teny mety vakiana miankavia sady miankavanana sady miteny tsara ampiasao ny atidoha:
Ohatra: ALA-ASA-MAXAM-ANANA-GAG-RADAR-KAYAK...
tohiny
novalian'i ral_ ny 22/09/2012 11:17
zokieva
(
27/12/2011 11:20)
JIOSY VE NY MALAGASY?
Mba asio resaka kely aloha io e! fa izaho dia resy lahatra fa tena JIOSY ny razambentsika ary misy porofo betsaka tsy azo lavina izany ka izany no anton'izao rehetra mitranga eto @ firenena izao!...
tohiny
novalian'i mpampianatra ny 07/12/2012 08:44
zokieva
(
24/10/2011 07:37)
Miharia harena...!
Miharia harena any an-danitra!
Toy ny inona moa izany?
Ohariko @ hoe misy banky iray lehibe any an-danitra
ka izay manohana ny asan'Andriamanitra dia
mandrotsaka ny volany ao @ io banky io;ka rehe...
tohiny
novalian'i niryna ny 25/10/2011 16:27
zokieva
(
06/10/2011 06:03)
VAVAKA HO ANAO!
http://toriteny.net/Documents/Finoana%20sy%20Fanasitranana.pdf
Vavaka atao am-pinoana dia hivaha ny fatorana!
(ITes.5:17)...
tohiny
zokieva
(
22/09/2011 11:49)
VOA AFAFY
http://www.youtube.com/watch?v=DJ6WG_lqqHI&feature=mfu_in_order&list=UL...
tohiny
novalian'i zokieva ny 24/09/2011 05:52
zokieva
(
17/09/2011 09:02)
Mivavaha
http://www.youtube.com/watch?v=744TqjeDKCA
Mivavaha ka aza mety sasatra!...
tohiny
zokieva
(
13/09/2011 11:04)
Mahasoa anao ity
http://www.youtube.com/user/zokieva1...
tohiny
zokieva
(
12/09/2011 06:21)
antsom-pitiavana
http://www.youtube.com/watch?v=tl0G2s3KZ5k
Manasa anao hitsidika.
Mahereza daholo!...
tohiny
zokieva
(
09/09/2011 09:06)
HIAINO NY ANIO TAHAKA NY HOE ANIO NY FARA ANDRONAO
HIAINO NY ANDRO ANIO,TAHAKA NY HOE: ANIO NY FARA ANDRONAO
KANEFA KOA HIAINO NY ANDRONAO ANIO TOY NY HOE: MBOLA HO ELA VELONA
Fil.4:4-7
1-MIFALIA:
-Mba diniho anie ny tarehin'ny olona rehetra...
tohiny
zokieva
(
01/09/2011 12:59)
zaza 3 taona nahavita fahagagana
Nisy vehivavy nanan-janaka roa (3 taona sy 10 volana).Rehefa nampandro ilay zaza 10 volana tao @ douce izy dia tampoka teo dia nisolifatra teny an-tanany ilay zaza fa nalama be noho ny savony izay efa...
tohiny
novalian'i yrmia ny 27/12/2012 09:27
zokieva
(
01/09/2011 12:34)
Vehivavy mitory fitiavana
Eo @ fiarahamonina Malagasy,indrindra fa ny kristiana dia mbola ny lehilahy hatrany no "MITORY FITIAVANA"voalohany,manao ilay (1ere pas) avy eo kosa ny tovovavy izay hiantefan' izany no mamaly hoe "E...
tohiny
novalian'i zokieva ny 03/09/2011 07:35
zokieva
(
27/08/2011 08:16)
zaza 3 taona nahavita fahagagana
Nisy vehivavy nanan-janaka roa (3 taona sy 10 volana).Rehefa nampandro ilay zaza 10 volana tao @ douce izy dia tampoka teo dia nisolifatra teny an-tanany ilay zaza fa nalama be noho ny savony izay ef...
tohiny
novalian'i zokieva ny 05/09/2011 07:29
zokieva
(
17/08/2011 11:34)
zava-miafina
Mivavaha,mitraka fa hisy zavatra hiseho @ 10 septambra 2011...
tohiny
novalian'i zokieva ny 31/08/2011 06:41
zokieva
(
16/08/2011 11:42)
tsara ny manao ny tsara fa saingy...
tsara ny manao ny tsara eto an-tany
Fa tsy mahavonjy anao izany!
Fa ny hany lalan-tokana
dia Jesoa ilay Fanavotana.
Io ihany no hany antoka
Hahazoanao mifantoka
Fa azonao ny paradisa
ka tsy ho nenin...
tohiny
zokieva
(
29/07/2011 07:09)
hita tany @ helo i Mickael Jackson
Fijoroana vavolombelon'ny ankizy kely vao 10 taona monja teto Antananarivo rehefa nentin'ny Tompo tany @ helo sy ny paradisa izy ka nilazany fa lasa any @ afobe i Mickael Jackson mikiakiaka mafy hoe :...
tohiny
novalian'i falirako ny 21/09/2014 10:25
zokieva
(
29/07/2011 05:40)
hita tany @ helo i Mickael Jackson
Fijoroana vavolombelon'ny ankizy kely vao 10 taona monja teto Antananarivo rehefa nentin'ny Tompo tany @ helo sy ny paradisa izy ka nilazany fa lasa any @ afobe i Mickael Jackson mikiakiaka mafy hoe :...
tohiny
novalian'i LoicRedHat ny 02/10/2017 05:17
zokieva
(
28/07/2011 12:34)
helo sy paradisa
Alatsinainy 28 marsa 2011
NY HELO SY NY LANITRA: hafatra ho anao
Ny voninahitra dia ho an’Andriamanitra irery ihany.
Ity «epistily» soratako ity dia fitantarana ny fijoroana vavolombelona izay nat...
tohiny
novalian'i zokieva ny 09/08/2011 08:07
zokieva
(
28/07/2011 11:14)
im-10 tsy miboredika
Hosahosahoan'ny sahona
hofozafozain'ny foza
hohotohotoin'ny toho
hakivalombalon'ny amalona
hofosafosain'ny fosa
hobokabokain'ny boka
hosorosorohin'ny sorohiitra
hofokafokain'ny mpifoka
hotrandratrandr...
tohiny
novalian'i zokieva ny 10/04/2012 08:26
