tsara ny manao ny tsara fa saingy...

1. zokieva ( 16/08/2011 11:42)
tsara ny manao ny tsara eto an-tany
Fa tsy mahavonjy anao izany!
Fa ny hany lalan-tokana
dia Jesoa ilay Fanavotana.

Io ihany no hany antoka
Hahazoanao mifantoka
Fa azonao ny paradisa
ka tsy ho neninao ny sisa!

Zokieva (13/08/11)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0925