im-10 tsy miboredika
1. zokieva
(
28/07/2011 11:14)
Hosahosahoan'ny sahona
hofozafozain'ny foza
hohotohotoin'ny toho
hakivalombalon'ny amalona
hofosafosain'ny fosa
hobokabokain'ny boka
hosorosorohin'ny sorohiitra
hofokafokain'ny mpifoka
hotrandratrandrahan'ny trandraka
hohovokovohin'ny tsikovoka!
Averina im-10 tsy miato vakiana raha te halama vava
hofozafozain'ny foza
hohotohotoin'ny toho
hakivalombalon'ny amalona
hofosafosain'ny fosa
hobokabokain'ny boka
hosorosorohin'ny sorohiitra
hofokafokain'ny mpifoka
hotrandratrandrahan'ny trandraka
hohovokovohin'ny tsikovoka!
Averina im-10 tsy miato vakiana raha te halama vava
novalian'i zokieva ny 10/04/2012 08:26
4. booboo
(
17/08/2011 14:16)
:-D. misaotra nizara e !" ho ho ho ho ho" io sisa no vitako teo amin'ny faha -8 :-D :-D
6. Bita
(
24/08/2011 12:01)
Ho volavolain'ny vola
Hikakakan'ny akanga
Hidobodoboan'ny amponga
Ho simbasimbasimbain'ny sima
Rovidrovitin'i Rivo
Adaladalan'ny Dada
Matimatesan'ny vady
kibokibonin'ny marina;)))))
7. zokieva
(
27/08/2011 06:29)
tohizo ihany :
ho risarisain'ny adrisa
Ho samatsamahan'ny sahafa
hotrozotroizoin'ny trozona...
ho risarisain'ny adrisa
Ho samatsamahan'ny sahafa
hotrozotroizoin'ny trozona...
9. lala9
(
13/10/2011 11:14)
Ho sarikasarikaina sariaka
ho miramiraninin'i mirana
hovolavolain'i vololona
ho rasarasaina rasoa
ho bitabitahin' i Bita
ho miramiraninin'i mirana
hovolavolain'i vololona
ho rasarasaina rasoa
ho bitabitahin' i Bita
11. Tanny
(
20/10/2011 14:46)
ho kakankankanin'ny kankana
ho montsamontsanin'ny moka
ho dakakadakan'ny radaka
ho gidragidrain'ny ragidro
ho sakasakain'ny saka
ho lalalalain'i lala
ho ginaginain'ny gana
ouuuuuuh!vita tompoko!
ho montsamontsanin'ny moka
ho dakakadakan'ny radaka
ho gidragidrain'ny ragidro
ho sakasakain'ny saka
ho lalalalain'i lala
ho ginaginain'ny gana
ouuuuuuh!vita tompoko!
13. guett_haa
(
06/02/2012 18:57)
lelalelafin'ny lela
tototoin'ny fanoto
hofakofain'ny sahafa
fafafain'ny kofafa
lefolefonin'ny lefona
sakasakain'ny sakay
tototoin'ny fanoto
hofakofain'ny sahafa
fafafain'ny kofafa
lefolefonin'ny lefona
sakasakain'ny sakay