Ny Nissi-Praise Ministry dia faly manolotra anao Baiboly éléctronique version word. Mba ahafahanao maka azy dia tsidiho ny pejy ambany indrindra ao amin'ny: http://nissi-praise.fr.gd/NISSI-PRASE-MINISTRY.htm
Manasa anao koa izahay hitsidika ny site ahazoana fampaherezana sy fampianarana momba ny fiderana.