Ahoana no handavoana ny Goliatantsika tsirairay avy?
1. Miharena
(
24/06/2011 06:49)
Io indray no entina hamohazana kely izay maha-zanak'Andriamanitra antsika tsirairay.
Tanisaina kely ny tantaran'i Davida sy Goliata. Ny an'i Goliata dia fiheverana ivelany no maharo azy (vy mavesatra sy matevina tsy laitran'ny antsy) fa ny an'i Davida dia fiheverana anaty, dia ny Herin'Andriamanitra mitoetra ao anatiny.
Dia hakana lesona izany ary tokony ho efa anaovana izany na ny finoantsika aza. Inona no mbola Goliata tanisaina sy dradradradraina sy omen-danja ao anatintsika ao? Ny tsy fahatoherana izay vesatra nateraky ny fiheveran-diso efa ela niotrika ve ka natsangana ho tena fahamarinana ?
Sa ny filazana fa IRAY AO AMIN'NY RAY arak'i Kristy ka mahafehy sy maharava ireo fiheverandiso rehetra?

novalian'i bichette ny 12/07/2011 11:40
2. rekinbelo
(
24/06/2011 09:17)
marina ny voalazanao miharena fa raha jerena anie io tantara io de hoe ny oona ara-panahy sy ny olona ara-nofo e.
ka raha ny azoko tsoahina de tsotra iahny,refa miady isika,ara-panhy eto @ ty tontolo ity de tsy miatehitra @ herintska olombelona fa miatehitra hatrany @ Ray mba ho mpandresy ka ahhazo sitraka aminy,ary tsy ho menata hitsangana eo anatrehany refa tonga ny fotoana fitsarana.

3. Miharena
(
24/06/2011 14:04)
Marina amin'ny ampahany ny fanambaranao Rekinbelo, fa ny atao hoe sitraka no misy indrokely amiko. Satria izay fitadiavana sitraka izay no mahatonga fahadisoam-panantenana.
Hazavaiko tsara io, tsy ho tonga lafatra velively eo anatrehan'Andriamanitra isika noho izany tsy afaka hankasitraka antsika IZY na oviana na oviana raha tsy fantatsika tsara fa IZY miasa no ao anatintsika.
Hoy Kristy hoe tsy mahefa na inona na inona ianareo raha tsy miray Amiko. Ilay fahefana no resahana eto sao dia lazaintsika indray hoe tsy ho voavonjy ianareo raha tsy miray amin'i Kristy. Misy fahefana izany ao ary isika olombelona rehetra dia anisan'ny manana ny fahefan'ny Mino raha vao mahalala an'Andriamanitra mpamorona mampiaina antsika.
Raha tsy notorotoronina tany an-kibo akory isika dia efa manana izay fanomezana AINA izay avy amin'Andriamanitra. Noho izany tsy sitraka ny AINA fa fanomezana tsy misy tambny. Ary ataoko fa toy izany rehefa tonga eo amin'ny fotoana andaozana ny nofo dia miharihary ilay AINA=Fanahy tsy misy tambiny sy sitraka fa mitohy araka ny fandaharana misy. Izay ilay fitiavana tsy manam-petra mampiaina an'Andriamanitra ka ampitaiNY ao anatintsika mandrakariva.
Tsy tadiavina ivelany io fa ao anatintsika dia efa tokony ho tsapantsika tanteraka. Ny hevitra no mety diso fa ny fanahy araka an'Andriamanitra mitoetra tsy azo hozongozonina.

4. rijadolly
(
26/06/2011 04:48)
rekinbelo:
marina ny voalazanao miharena fa raha jerena anie io tantara io de hoe ny oona ara-panahy sy ny olona ara-nofo e.
ka raha ny azoko tsoahina de tsotra iahny,refa miady isika,ara-panhy eto @ ty tontolo ity de tsy miatehitra @ herintska olombelona fa miatehitra hatrany @ Ray mba ho mpandresy ka ahhazo sitraka aminy,ary tsy ho menata hitsangana eo anatrehany refa tonga ny fotoana fitsarana.
TANTARA FAHAROA 32 : 8 Sandry nofo no momba azy, fa Jehovah Andriamanitsika kosa no momba antsika hamonjy antsika ka hiady ny adintsika. Ary dia niankina tamin'ny tenin'i Hezekia, mpanjakan'ny Joda, ny olona.
5. niryna
(
05/07/2011 04:18)
Miharena:tena tsy azoko? inona no tena tianao ho tenenina?
Inona no mbola Goliata tanisaina sy dradradradraina sy omen-danja ao anatintsika ao? Ny tsy fahatoherana izay vesatra nateraky ny fiheveran-diso efa ela niotrika ve ka natsangana ho tena fahamarinana ?
Sa ny filazana fa IRAY AO AMIN'NY RAY arak'i Kristy ka mahafehy sy maharava ireo fiheverandiso rehetra?
iza no midradradradra ny goliata ? inona no hevidiso heverinao hotrehin'ny olona?
6. bichette
(
12/07/2011 11:40)
ny goliata dia betsaka eo amin'ny fiainan'olombelona. Davida raha nifanandrina tamin'i Goliata, Davida izay tena kely anefa naharesy an'i Goliata.
I Davida dia tonga hiady amin'y Goliata tamin'ny "fronde et des pierres" (miala tsiny fa tsy mahajery baiboly amin'ny teny gasy ;-) ) sy tamin'ny anaran'i Jehovah Andriamanitra Mandrakizay. raha nasaina niakanjo taovampiarovana alohan'ny hifanatrehany tamin'i Goliata dia nandà satria nanelingelina azy izany. Ny hany taovam-piadiana noentiny dia ny Anarana Maherin'Andriamanitra sy ny vato.
Mampiseho izany fa ny fomba fisainana amin'ny mahaolombelona amin'ny toe javatra iray dia tsy voatery hoe iny no tena "hevitra sy fitaovana " araka an'Atra hiadiana amin'ny toe-javatra iray na amin'ny Goliatantsika. Amin'ny maha olombelona dia tokony nanao taovampiadiana i Davida kanefa tsy nanaovany izany fa hafa mihitsy ny azy no fitaovampiadiana noentiny : ny Anaran'i Jehovah Andriamanitra sy izay fitaovana teo an-tanany.
mampiseho izany fa na dia otran'ny hoe olona kely tsy misy dikany aza isika dia afaka mamono an'i Goliata, ary Andriamanitra dia afaka mampiasa antsika amin'ny zavatra izay eo antanantsika (ohatra koa i Mosesy sy ny hazo teo antanany ; nanontany Andriamanitra hoe inona ny eo antananao dia "baton" hoy i Mosesy, dia iny baton iny no nampiasain'Atra)
'Dieu se sert des personnes à priori "insignifiante" communes et ordinaires pour vaincre des geants. Comme David.