Dieu propose, l'Homme dispose
1. Miharena
(
02/06/2011 06:05)
Ny fahenontsika matetika dia ny hoe l'homme propose, Dieu dispose amin'ilay resaka hoe raha sitrapon'Andriamanitra. Raha tena mandinika anefa isika dia mifanohitra ilay izy satria Andriamanitra mihitsy no manome proposition hoe Kristy arahina dia ny olona no manaiky na tsy manaiky. Dia io no tena marina ankehitriny fa tsy ilay teo aloha raha mandinika lalina amin'ny ataon'ny olona, indrindra eo amin'ny fangatahana amin'i Krsity izay hatao rehetra mba hotanterahany. Ka raha izany dia ny tena fivavahana tsy mihamahamba dia ny Misaotra satria raha mbola tsy mangataka akory isika dia efa tanteraka izany satria efa nomena antsika avokoa izay rehetra tokony hananantsika.
novalian'i niryna ny 04/07/2011 20:36
2. rekinbelo
(
03/06/2011 10:55)
Isika anie Miharena mila mangataka, na dia efa fantany fa ilaintsika aza dia ilaina ihany indraindray ny mangataka.Ohatry ny mhoe Dada ao antrano ihany io, manome ny zvt ilainao isan'andro anie izy e, fa misy zvt manokana mety ho milainaom kosa dia miresaka aminy enao.
Fa ny tiako ho marihina fotsiny dia izao: tsy voatery hoe mangataka foana anie vo hivavaka fa misaotra , mankasitraka, midera an'Atra dia efa efa zvt lehibe sady ankasitranan'Atra.
Raha isaky nyhangataka zvt anie isika vo ivavaka tsy ho tezitra ihanyve Ny Ray?
Ankoatrizay koa mila ezaka avy amitsika ny vavaka ataontsika, izany hoe milia action fa tsy vavaka fotsiny akory. Ohatra hoe mangataka "fahendrena" ianao dia mivavaka sy miezaka ny ho hendry fa tsy hoe tonga hoazy akory ny fanhendrena , ary misy zvt ilaina halavirinao mba tsy hanelingelina ny fahendrena tadiavinao.Izay aloha ny hevitro fa tsy haiko ny an'ny sasany e!
Mazoto de mirary soa anao.

3. Miharena
(
05/06/2011 17:17)
Ny fangatahana Rekinbelo dia izay tsy ananana. Nefa raha mandinika tsara isika dia efa eo avokoa ny zava-drehetra fa ny tena ataontsika olombelona dia ny manova endrika arak'izay fahafahantsika manao ny zava-manodidina antsika sy ny foto-pisainantsika. Ireo fahafaha-manao ireo dia efa eo amintsika satria IZY no manana izany ka nozaraiNY amintsika tsirairay avy ary tsy misaraka amintsika velively IZY satria miaina ao anatintsika. Io dia araka ny tenin'i Kristy hoe : raha tsy miray Amiko ianareo dia tsy mahefa na inona na inona.
4. niryna
(
04/07/2011 20:36)
Miharena:Raha mbola tsy nangataka akory aza isika dia efa nomeny izany saingy ny olana dia tsy mahay mihonina isika amin'ny maha olona antsika ary matetika koa dia isika indray no mandidy alohan'Atra ary manome tsiny azy indray aza raha misy zavatra mahazo antsika