MASIAKA Andriamanitra

1. mirananirina ( 07/04/2011 07:28)
Masiaka tokoa Atra raha ny hita sy voalaza ny baiboly no lazaina,betsaka ny olona novoniny (satria mpanota)ohatra ny tantaran-dry Noé,Samson,David et Goliath,Moïse.sns......maro be.Rehefa dinihana anefa dia avy @ Atra tokoa ve ireo?
novalian'i blackj521 ny 03/05/2011 10:27
2. Miharena ( 07/04/2011 07:58)
Lalina be le fanontaniana Mirananirina.
Rehefa mitodika ny lasa dia mihevitra isika fa masiaka Andriamanitra, nefa isika ihany koa no mamaritra fa BE FITIAVANA IZY. Io resaka mifanohitra io hatrany no milentika ao am-po matetika.

Nefa:

Ilay firafitry ny voary izay sarotra folahana rehefa samy manao izay saim-pantany no mahatonga ireo korontana sy fahafatesana marobe fa tsy Andriamanitra sy ny fikasany velively.
Fofon'aiNY ny tsirairay avy ary fantatra fa tsy ho faty mandrakizay izany fofonaiNY izany fa ny nofo no miraraka sy ho levona. Ilay fijery no tsy mitovy eo amin'Andriamanitra sy ny olona satria ny olona rehefa tsy hitan'ny masony hono dia maty izay. Miteraka fahoriana ilay izy avy eo.
Tsy vitsy koa anefa fa efa fahagolan-tany no nilazan'ny Malagasy fa tsy maty ny fanahy fa miakatra ho razana. Dia io no fiononana. Voamarin'ny Baiboly io fahalalàna io. Koa tokony tsy hifanenjika ny olona noho izany fa tokony hampitovy fijery momba ny aina sy ny fiainana mandrakizay.
Ny fijery ivelany no ilazana fa masiaka Andriamanitra, fa raha zohina anatiny dia tsy izany velively. Lasa nodimandry no ilazana ireo izay lasa fa tsy hoe maty. Raha io no omena ny olona rehetra ho fahalalàna fototra dia tsy hierikerika hitady bouc emissaire etsy sy eroa izy.
3. christian777 ( 07/04/2011 07:59)
Ianao ve tsy mbola namono moka? Satria manakitra ireny amin'ny alina
Ianao ve tsy mbola nanala voatabia lo fa raha mikambana amin'ny sasany dia lo daholo izy rehetra.
Ianao ve tsy efa nibedy?Mba hilaminan'ny zavatra iray.

Tadidio fa Andriamanitra dia manana fitiavana hoy ny Baiboly hoe:
(1 Jaona 4:8) « Izay tsy tia dia tsy mba mahalala an'Andriamanitra; fa Andriamanitra dia fitiavana. »
Ary Izy mihitsy ilay hoe Fitiavana.

Moa misy mahavita ny fitiavana nataon'Andriamanitra ve?
Jean:16 "Car Dieu a tant aimé le monde qu'il a donné son Fils unique, afin que quiconque croit en lui ne périsse point, mais qu'il ait la vie éternelle. 17 Dieu, en effet, n'a pas envoyé son Fils dans le monde pour qu'il juge le monde, mais pour que le monde soit sauvé par lui."

Ary raha masiaka izy dia efa nifarana izao tontolo izao fa noho izao antony izao no mampaharitra azy:
(2 Petera 3:9) « Ny Tompo tsy mahela ny teny fikasany, araka izay ataon'ny sasany ho fahelany; fa mahari-po aminareo Izy, ka tsy tiany hisy ho very, fa mba ho tonga amin'ny fibebahana izy rehetra, »
(2 Petera 3:10) « Fa ho avy tahaka ny mpangalatra ny andron'ny Tompo, ary amin'izany ny lanitra dia ho lasa amin'ny firimorimoana mafy, ary ho levon'ny afo ny tenan'ny zavatra rehetra*, ka hodorana avokoa ny tany sy ny asa izay eo aminy. [* Na: ny masoandro sy ny volana ary ny kintana] »
(2 Petera 3:11) « Koa raha ho levona toy izany izao zavatra rehetra izao, dia olona tokony hanao ahoana moa ianareo amin'ny fitondran-tena masina sy ny toe-panahy araka an'Andriamanitra, »
(2 Petera 3:12) « sady manantena no mampahafaingana* ny hihavian'ny andron'Andriamanitra, izay hahamay sy hahalevona ny lanitra ary handoro sy hampiempo ny tenan'ny zavatra rehetra*! [* Na: maniry mafy] »

(2 Petera 3:17) « Koa, satria fantatrareo rahateo izany, ry malala, dia tandremo fandrao ho voataonan'ny fahadisoan'ny ratsy fanahy ianareo ka ho lavo hiala amin'izay iorenanareo; »
(2 Petera 3:18) « fa mitomboa amin'ny fahasoavana sy ny fahalalana an'i Jesosy Kristy, Tompontsika sy Mpamonjy. Ho Azy anie ny voninahitra ankehitriny sy mandrakizay. Amena. »

Mahereza tia anao Jesosy



4. bor2lais ( 07/04/2011 08:00)
"Masiaka Izy" hoy mirananirina, nefa koa "Tsotra Izy" hoy miharena etsy ambany !

Amiko io dia isan'ny "paradoxe" maro mikasika Azy voalaza ao amin'ny Baiboly izay, araka ny fijeriko manokana, manaporofo fa tsy (ho) voafehin'ny eritreritr'olombelona ny momba Azy !

Izay angamba no nahatonga ilay mpanoratra niteny hoe : "Aza avela ahalala ..."
5. Miharena ( 07/04/2011 08:34)
Christian777:

(2 Petera 3:17) « Koa, satria fantatrareo rahateo izany, ry malala, dia tandremo fandrao ho voataonan'ny fahadisoan'ny ratsy fanahy ianareo ka ho lavo hiala amin'izay iorenanareo; »


Misaotra Christian777. Marina daholo ireo voalaza ireo.

Ny hany hanampiako dia ity resaka farany nataon'i Petera ity izay tokony hampiorina tanteraka ka hahafantra hoe inona ilay fanangolena : Ilay zavatra mety ho levona asaina fikirina io fanangolena hahalavo ny maro io. Rehefa mfoha dia mahalala hoe zava-poana ny zava-drehetra. ary tsy misy afa-tsy ny RAY no MANDRAKIZAY ary isika dia fofonaiNY ka izay no hahatanteraka ny fikasaNY. Miasa IZY tsy mba matory hoy ilay hira izay.
6. mirananirina ( 07/04/2011 09:58)

Miharena:

Lalina be le fanontaniana Mirananirina.
Rehefa mitodika ny lasa dia mihevitra isika fa masiaka Andriamanitra, nefa isika ihany koa no mamaritra fa BE FITIAVANA IZY. Io resaka mifanohitra io hatrany no milentika ao am-po matetika.

Nefa:

Ilay firafitry ny voary izay sarotra folahana rehefa samy manao izay saim-pantany no mahatonga ireo korontana sy fahafatesana marobe fa tsy Andriamanitra sy ny fikasany velively.
Fofon'aiNY ny tsirairay avy ary fantatra fa tsy ho faty mandrakizay izany fofonaiNY izany fa ny nofo no miraraka sy ho levona. Ilay fijery no tsy mitovy eo amin'Andriamanitra sy ny olona satria ny olona rehefa tsy hitan'ny masony hono dia maty izay. Miteraka fahoriana ilay izy avy eo.
Tsy vitsy koa anefa fa efa fahagolan-tany no nilazan'ny Malagasy fa tsy maty ny fanahy fa miakatra ho razana. Dia io no fiononana. Voamarin'ny Baiboly io fahalalàna io. Koa tokony tsy hifanenjika ny olona noho izany fa tokony hampitovy fijery momba ny aina sy ny fiainana mandrakizay.
Ny fijery ivelany no ilazana fa masiaka Andriamanitra, fa raha zohina anatiny dia tsy izany velively. Lasa nodimandry no ilazana ireo izay lasa fa tsy hoe maty. Raha io no omena ny olona rehetra ho fahalalàna fototra dia tsy hierikerika hitady bouc emissaire etsy sy eroa izy.


Tena mahagaga tokoa fa Atra be fitiavana ve dia namono olona betsaka toy ireo fahiny?Sa isika olombelona no mifamono dia natao hoe izatsy notarihin Atra ary zaroa fahavalon Atra?Raha zohina koa ny tantara fahiny dia betsaka ny razana no dorana!na ariana koa aza.satria nahoana ary.sarotra valiana angamba .Nambarana fa masiaka ivelany Atra?ka io fihetsika ivelany io no hitsarana ny olona tsi11.mino an'Atra aho ary ny Atra hinoako dia tsy masiaka ary tsy mampamono ny fahavalonao
7. mirananirina ( 07/04/2011 10:08)

christian777:

Ianao ve tsy mbola namono moka? Satria manakitra ireny amin'ny alina
Ianao ve tsy mbola nanala voatabia lo fa raha mikambana amin'ny sasany dia lo daholo izy rehetra.
Ianao ve tsy efa nibedy?Mba hilaminan'ny zavatra iray.

Tadidio fa Andriamanitra dia manana fitiavana hoy ny Baiboly hoe:
(1 Jaona 4:8) « Izay tsy tia dia tsy mba mahalala an'Andriamanitra; fa Andriamanitra dia fitiavana. »
Ary Izy mihitsy ilay hoe Fitiavana.

Moa misy mahavita ny fitiavana nataon'Andriamanitra ve?
Jean:16 "Car Dieu a tant aimé le monde qu'il a donné son Fils unique, afin que quiconque croit en lui ne périsse point, mais qu'il ait la vie éternelle. 17 Dieu, en effet, n'a pas envoyé son Fils dans le monde pour qu'il juge le monde, mais pour que le monde soit sauvé par lui."

Ary raha masiaka izy dia efa nifarana izao tontolo izao fa noho izao antony izao no mampaharitra azy:
(2 Petera 3:9) « Ny Tompo tsy mahela ny teny fikasany, araka izay ataon'ny sasany ho fahelany; fa mahari-po aminareo Izy, ka tsy tiany hisy ho very, fa mba ho tonga amin'ny fibebahana izy rehetra, »
(2 Petera 3:10) « Fa ho avy tahaka ny mpangalatra ny andron'ny Tompo, ary amin'izany ny lanitra dia ho lasa amin'ny firimorimoana mafy, ary ho levon'ny afo ny tenan'ny zavatra rehetra*, ka hodorana avokoa ny tany sy ny asa izay eo aminy. [* Na: ny masoandro sy ny volana ary ny kintana] »
(2 Petera 3:11) « Koa raha ho levona toy izany izao zavatra rehetra izao, dia olona tokony hanao ahoana moa ianareo amin'ny fitondran-tena masina sy ny toe-panahy araka an'Andriamanitra, »
(2 Petera 3:12) « sady manantena no mampahafaingana* ny hihavian'ny andron'Andriamanitra, izay hahamay sy hahalevona ny lanitra ary handoro sy hampiempo ny tenan'ny zavatra rehetra*! [* Na: maniry mafy] »

(2 Petera 3:17) « Koa, satria fantatrareo rahateo izany, ry malala, dia tandremo fandrao ho voataonan'ny fahadisoan'ny ratsy fanahy ianareo ka ho lavo hiala amin'izay iorenanareo; »
(2 Petera 3:18) « fa mitomboa amin'ny fahasoavana sy ny fahalalana an'i Jesosy Kristy, Tompontsika sy Mpamonjy. Ho Azy anie ny voninahitra ankehitriny sy mandrakizay. Amena. »

Mahereza tia anao Jesosy





Marina ny teninao fa efa namono moka aho na biby kely hafa fony fahazazako,nahoana tokoa moa ny zavamananaina no hohanitsika nefa samy noharian Atra ihany.tsy mampitovy atsika @ Atra aho satria izy dia hafa.ambony indrindra,tsy marina amiko fa avy aminy ireo famonoana olona maro be ao anaty baiboly.ka rehefa tena mpivavaka marina ianao dia na manohana na mitsikera ireo voalaza.Ka @ izay maha Atra fitiavana azy zay dia betsaka koa no faly na tsia .ohatra iza ary no manisy ny tsunami.rivodoza sns....be loatra ve ny mpanota dia vonoiny indray ny olombelona
8. mirananirina ( 07/04/2011 10:22)

bor2lais:

"Masiaka Izy" hoy mirananirina, nefa koa "Tsotra Izy" hoy miharena etsy ambany !

Amiko io dia isan'ny "paradoxe" maro mikasika Azy voalaza ao amin'ny Baiboly izay, araka ny fijeriko manokana, manaporofo fa tsy (ho) voafehin'ny eritreritr'olombelona ny momba Azy !

Izay angamba no nahatonga ilay mpanoratra niteny hoe : "Aza avela ahalala ..."

Tena tsy voafehitsika marina angamba ny momba azy ry bor2lais,nefa misy tena manitikitika ny saina mihitsy ireo famonoana olona maro voalaza ao @ baiboly.izay hinoatsika maro tokoa,masiaka izy satria nahoana ary no misy ny tsunami,rivodoza,fahafatesana.sy ny loza maro isankarazany
Tsotra izy satria mamela heloka.manampy @ zvt atao?mamonjy atsika @ sarotra?Ekena fa mivavaka aminy isika .mangataka isan'andro.ao ny mahazo ao ny tsia satria nahoana?hozy les enfoirés zay"on demande pas la lune",dia samy miandry ny fihaonana na ny fihaviana isika
9. andrywui ( 07/04/2011 10:55)
matoa noforoniny ry mirana de avy aminy a !...noforoniny daholo na kisoa na alika na voalavo bibilava rehetra io sn ...ary de avy aminy daolo!...ka ny oul ndray ve no tsy avy aminy !? ...
-Mirana ko zao avy aminy tsara mitsy !..de za ko avy aminy !... donc zah sy mirana avy any amin'A/tra koa !!.... mampahazava azy ve zay ? huhuhuh...
10. andrywui ( 07/04/2011 11:28)
fa hono oa !...i mirana ve masiaka ?
11. rijadolly ( 07/04/2011 18:04)
Fa manino ary hoy aho no tsy mba nojerenareo ireo olona novelomiNY e! Inona indray ny antony namelomaNY azy? Raha izay no dinihana dia avy amin'izay no antony nandringanaNY ireo olona sasany. Tandremo fa ny velomiNY no betsaka noho ireo naringaNY hatreto a!
12. 0uioui ( 11/04/2011 06:04)
Hoy mirananirina ho mino an'Atra aho fa ilay Atra hinoako tsy ilay Atra mpamono.......................zay no nataonao eo ambony io ok .....?zay à? ...zany hoe misy Atra iray faharoa ve,na hafa zany eo avoakanao?satria zany efa napetraka oe ilay Atra jehovah io mpamono io.....ka ny àntanik anao alo dezao :"iza io Atra iray faharoa lazainao io?"- de mitohy iany aveo n'y resaka .rah iray jehovah iany fa mety za diso fandray de toizana ny finika ..merci!
13. rekinbelo ( 27/04/2011 08:46)
Mitombina mihitsy ny fanontanianao MIrana a!
Andriamanitra de tsara fanahy ary tsy mora tezitra izy fa mahari-po: tsy manao zvt izanyizy raha tsy mampitandrina aloha.Izay no antony nametrahany lalàna teo @ vahoakany fahiny mba hadio sy masina, ary nolazainy tà izany aza fa izay tsymitandrina ny lalàna dia atao maty tokoa,inona no nahatonga azy ho sarotiny be @ lalana napetrany?Manjary maloto ilay vahoaka fidiany raha avelany eo ilay mpanao ratsy.
Tsy miova izy fa mbola manao izanykoa @ izao fotoana izao, dia ny manome fari-pitsipika arahiny olona mivavaka aminy.tsy mandefitra @ ratsy zany mihitsy izy jereo ny (1 kor 5:1-2) fa esorina tsy ho ao @ fiangonana ireo nanao ratsy.
Na izany aza de aza manahy enao fa mbl handringana indray mandeha farany tahaka ny t@ androny Noa Atra, izany hoe hanala ny olona ratsy rehetra eto an-tany ka ny tsara sy mahatoky ary ny manaiky azy sisa no hijanona eto Salamo 37:9-11
14. blackj521 ( 03/05/2011 10:27)

Tongava ao @ Palais des sports MAhamasina @ 3 ora @ 7 Mey 2011 dia ho voavaly ny fanontanianareo rehetra.Tsy misy vidim-pidirana io fa billet na invitation no alaina eny @ CEVAM Ankadivato Lot II I 50 ter, na eny @ palais mbola mety misy fizarana @ ora fampisehoana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0692