PASKA ho an'i JEHOVAH 15 avril 2011 église fmfoi en Amboanjobe

1. christian777 ( 05/04/2011 08:16)
Faly miarahaba antsika rehetra
Izay manana fijoroana vavolombelona anasana ny namana sy ny sakaiza dia alefaso
Ho tahin'ny tompo anie isika rehetra
2. bor2lais ( 05/04/2011 11:48)
Raha azoko tsara dia ity izany ilay antsoin'i christian777 hoe fiangonana tena izy ?

FMFOI : radio fm.foi : feo maherin'ny finoana !!
FJTSAN7 : Fiangonan'i Jehovah Tompon'ny Sabata Andro faha7 !!!
3. Miharena ( 05/04/2011 15:05)
Samy afaka manana olona mijoro vavolombelona daholo ny fiangonana rehetra tsy an-kanavaka. Ary mety ho tsara tokoa raha velabelarina ireo fijoroana vavolombelona ireo.

Ny hany tiana apetrako fotsiny dia hoe mba azo hazavaina tsara ve ny atao hoe fiasan'ny Fanahy Masina, ny fiasan'ny RAY ary ny fiasan'ny Zanaka sa rehefa sitrana ny olona iray dia hoy izy hoe ity no tena fiangonana marina fa tsy izaroa sy izatsy, sa dia mahatsapa mihitsy izy fa miasa tanteraka ao aminy ny Fanahin'ny Tompo ary manoro azy izay rehetra tokony fomba hoenti-miaina?

Ankoatr'izay, ny loha-hevitra dia mety hanozongozona finoana ihany raha vao io fitondran'i Bor2lais io no ametrahana azy satria raha izaho izao no mijery io fanamarihina ataon'i Bor2lais io dia hoy aho hoe Tompon'ny Sabata izany Jehovah fa tsy Tompon'ny maro. Dia hoy aho hoe manavakavaka izany fa tsy Ilay Mpamorona izao rehetra izao be famindram-po izay tafiditra amin'ny valam-pamaritako an'Andriamanitra.

Fa hamaranana ny fandraisana anjara hevitra izao dia tsara tokoa raha mamelabelatra ny fijoroana vavolombelona Chritian777 aloha izay vao manentana ny hafa hijoro sy hizara amim-pitiavana e! Sa ahoana?
4. christian777 ( 06/04/2011 05:57)
tsy natao ho an'i finoana hafa ny fijoroana vavolombelona eto azafady
5. christian777 ( 06/04/2011 05:58)
tsy natao ho an'i finoana hafa ny fijoroana vavolombelona eto ô
6. christian777 ( 06/04/2011 07:11)
Je m'appelle RAJOROARIVONY FARATIANA, j'avais une maladie qui me faisait écumer et je devenais paralytique et muette. J'ai eu cette maladie dans l'année 1998 et cela avait duré presque trois mois. Jour et nuit, j'avais souffert car il y a des jours où j'ai écumé 5 fois. J'avais cherché plusieurs solutions chez certains docteurs, on m'avait fait des piqûres intraveineuses et cela n'apportaient rien. J'avais suivi également un traitement à l'aide de la médecine traditionnelle après cette première mais le résultat restait le méme. Ma mère avec mes frères et sÅ“urs ont perdu espoir. Mais un jour nous avions rencontré quelqu'un qui nous parlait de l'existence de l'église FM.FOI et les miracles qui s'y passaient. [ suite ]

Jésus a fait revivre mon fils Daniel
Daniel, fils de RANIVOARIMANGA GeorgetteJe m'appelle RANIVOARIMANGA Georgette, j'habite à Ambohijanamasoandro Itaosy. Un jour quand mon mari et moi n'étions pas chez nous, mon fils de 2 ans et demi, appelé Daniel était tombé dans un puits. Il restait pendant une demi-heure avant que quelqu'un le sauve. A son arrivé sur l'extérieur, son ventre avait grossi. On a fait tout le possible pour le secourir mais hélas, il ne respirait plus et son corps froidissait et bleuissait. A la vue de sa bouche pleine de boue, les gens du village ne pouvaient plus rien faire d'autre que de l'amener à l'hôpital. [ suite ]


"Mais si c'est par le doigt de Dieu que je chasse les démons, le royaume de Dieu est donc venu vers vous".
SÅ“ur Hery: J'étais atteinte par une maladie très grave et presque incurable. Aucun médecin ne savait exactement ce que j'avais. Un jour je souffrais et je perdais petit à petit ma respiration alors je m'étais évanoui. Peu de temps après mon souffle me revenait. Cela m'arrivait souvent et j'avais consulté plusieurs centres de santé, mais ils n'ont rien pu faire que de me donner des vitamines et du calcium. J'avais presque dépensé tous mes biens mais tous ces vitamines et calciums n'apportaient aucune évolution à ma santé. Un jour... [ suite ]


Mon nom est RAMASIARIMALALA Sylvanie et les amies m'appellent sÅ“ur Sylvanie. Nous habitons à Andobo Sabotsy Namehana. Je suis très convaincue que Jésus Christ guérit ceux qui le cherchent et Il donne sa grâce et montre sa gloire à nous tous. J'ai trouvé tout cela chez FM.FOI. Voilà : j'étais très malade avant de connaître cette église. J'avais des maux de téte chroniques puis mon estomac faisait des crises, en plus mes membres se paralysaient tout le temps que je me trouve sans force. J'étais très désespérée avec les dix années de souffrance sans solution. Perdue dans une vie malheureuse et sans espoir, ma sÅ“ur me réconfortait en disant que Jésus nous guérit encore puis elle m'emmenait chez FM.FOI... [ suite ]
7. bor2lais ( 06/04/2011 11:41)
christian777:

tsy natao ho an'i finoana hafa ny fijoroana vavolombelona eto azafady

Sao dia adinonao aza fa forum anie no misy anao eto e !
8. rijadolly ( 06/04/2011 16:38)
Tena marina ny fanahiako fa hiafara amin'ilay hoe ny hevitro ihany no marina sy ny hoe izay ao amin'ny Fiangonanay ihany no ho voavonjy ity resaka ity.

Christian777:

Samy teha hiteny ny azy daholo

Tsy mazava

Angahaa tsy hay atao foy ilay izay dia mahavaly tsara ny fanontaniana

Bosculade

rijadolly - 05/04/2011 19:10 /Fiangonana inona no misy anao... :

Jereo sahady eto ny an' se, manaporofo fa tsy voazavan' ilay tian-kambara raha tsy lavalava ilay fanazavana, fa raha ny olona no manazava dia tsy te hamaky fa lazaina fa lavabe
Aza dia zatra manesika ny an' tena isika fa manjary manenjika ny hafa ho tsy marina ny hafarany dia mahasahy miteny avy eo hoe ny anay ihany no ho voavonjy, ary dia ny Anaram-piangonana no toriana fa tsy ny Filazantsaran' Kristy. Doka etsy Doka eroa.
9. christian777 ( 07/04/2011 07:44)
Valiny ho anao
Tsara ny fanakianana raisiko ampahendrena izany mba hazoana fananarana. Mahafinaritra tohizo.
Enga anie mba hifananatra daholo isika rehetra eto Madagasikara mba hisy fahendrena.
Fa ny Endry anie mety hanarina fa ny adala no tsy mila izany.
Misaotra o.

Mahereza daholo.

Aza adino ny PASKA Fa an'i JEHOVAH IZANY

(Levitikosy 23:5) « Ny andro fahefatra ambin'ny folo amin'ny volana voalohany, rehefa hariva, dia Paskan'i Jehovah. »
(Levitikosy 23:6) « Ary ny andro fahadimy ambin'ny folo amin'izany volana izany dia andro firavoravoana ho an'i Jehovah, fihinanana ny mofo tsy misy masirasira; hafitoana no hihinananareo mofo tsy misy masirasira. »
(Levitikosy 23:7) « Ary amin'ny andro voalohany dia hisy fivoriana masina ho anareo: aza manao tao-zavatra akory ianareo; »
(Levitikosy 23:8) « fa manatera fanatitra atao amin'ny afo ho an'i Jehovah hafitoana; ary amin'ny andro fahafito dia hisy fivoriana masina koa; aza manao tao-zavatra akory ianareo. »

CALENDRIER BIBLIQUE 2011/2012

Nouvel an dimanche 3 avril 2011(conjonction à 14h32m UTC)

La pâque 14 nisan samedi 16 avril (vendredi 15 entre les deux soirs)

1er jour pain sans levain dimanche 17 avril

Dernier jour pain sans levain samedi 23 avril

2ème nouvelle lune mardi 3 mai 2011(conjonction à 06h50m UTC)

3ème nouvelle lune jeudi 2 juin 2011(conjonction le 1 à 21h02m UTC)

Pentecote dimanche 5 juin

4ème nouvelle lune vendredi 1 juillet 2011(conjonction à 08h53m UTC)

5ème nouvelle lune dimanche 31 juillet 2011(conjonction à 18h39m UTC)

6ème nouvelle lune lundi 29 août 2011(conjonction à 03h03m UTC)

7ème nouvelle luneféte des trompettesmardi 27 septembre 2011 (conjonction à 11h08m UTC)

Jour expiation jeudi 6 octobre

Féte des tentes 1er jour mardi 11 octobre

Dernier grand jour mardi 18 octobre

8ème nouvelle lune jeudi 27 octobre 2011(conjonction le 26 à 19h56m UTC)

9ème nouvelle lune vendredi 25 novembre 2011(conjonction à 06h10m UTC)

10ème nouvelle lune dimanche 25 décembre 2011(conjonction le 24 à 18h07m UTC)

11ème nouvelle lune lundi 23 janvier 2012(conjonction à 07h41m UTC)

12ème nouvelle lune mercredi 22 février 2012(conjonction le 21 à 22h36m UTC)

*la conjonction de la nouvelle lune est toujours donnée à l'heure UTC, c'est à dire qu'il faut rajouter 2 h de plus en hiver et 3 h de plus en été pour Jérusalem

Maherea tiantsika JESOSY
10. christian777 ( 07/04/2011 07:47)
Rijadolly >>> MANASA ANAO MANOKANA AHO MBA HO TONGA.
11. Miharena ( 07/04/2011 08:23)
Mahafinaritra ny tetiandro voalahatra. Mazotoa Christian777 ary mampahery an'i Pasitera Benjamina amin'izay ataony. Ny Tompo anie hanazava azy hatrany.
Manantena aho Christian777 fa hazava toy izany koa ianao eo amin'ny mpiara-belona rehetra tsy an-kanavaka na tsy hahay hitana ireo karazana kajy ireo aza izy ireo fa miriaria eny rehetra eny. Ny Tompo homba azy rehetra koa.
12. mirananirina ( 07/04/2011 10:47)
Tena taraiky mihitsy za izany fa tsy mahalala io antokom pivavahana voalaza ato ireo
13. andrywui ( 07/04/2011 11:02)
FM foi Pr Benjamina !...tena tsara ,tena milay io ! ho avy zahay e ....merci
14. christian777 ( 07/04/2011 13:13)
Tsy miteraka ny vadiko
Par: gloria
Date: 08 décembre 2010 - 11:54

Efa nataonay daholo ny examen rehetra fa dia ramose zany no tsy afaka miteraka. Mazana be lay situation, satria te hanan-janaka mafy izahay. Izaho tsy hi-envisager hisaraka mihitsy aloha hoe hitady vady hafa, fa io no ahy sady tiako izy. Mba mitady témoignage sy toro-hevitra amin'ny afaka hatao aho, aiza no hantonina?

Re: Tsy miteraka ny vadiko
Par: fmfoi
Date: 24 janvier 2011 - 16:48

Ndana mivavaka any am FMFOi radio FM FOi 107.4MHz de hahazo zaza ianao ny Tompo manao fahagagana foana ao

Manatona mpanompon 'Andriamanitra ao rehefa sabata

Pasteur Benjamina no mpitantana fa na olomboahosotra hafa aza no hatoninao de afaka mandray anao foana kou

Any tsisy voloa aloa tsy hangataka amionaoa na ariary aza nefa fiananana mandrakizay ny bonus ho anao
Tahian 'ny Tompo enao
15. rekinbelo ( 11/04/2011 09:23)
Tsika anie reto tsy andevo tany Egypta ka hanao paska e!efa many daty zany paska izany sady Jesosy Kristy ve niteny t@ apostoly hoe manaova Paska ianareo.teo @ lalanan'y mosesy izany ka tsy mihatra intsony refa maty kristy.Mba jereo anie ao @ testamenta vaovao ra misy reska Paska intsony tao aorian'ny nafatesany Kristy e!
Mba mandiniha ihany fa tolorany olona resa-be de manaiky eo!
16. christian777 ( 11/04/2011 10:14)
Tsika anie reto tsy andevo tany Egypta ka hanao paska e!efa many daty zany paska izany sady Jesosy Kristy ve niteny t@ apostoly hoe manaova Paska ianareo.teo @ lalanan'y mosesy izany ka tsy mihatra intsony refa maty kristy.Mba jereo anie ao @ testamenta vaovao ra misy reska Paska intsony tao aorian'ny nafatesany Kristy e!

Tsy teha anao Paska ve ianao? Aza manao

Tsotra fotsiny ny valiny tsy natao ho an'ny olona rehetra akory ny famonjena fa ho an'ny olona izay manaiky izany ihany.tsy natao ho an'ny olona rehetra koa ny didy fa ho an'izay manaiky izany ihany. Tsy azo forcena ny olona.

I Jesosy dia natao ho an'ny olona rehetra izay mandray azy ihany.

Mahereza.
Omeo mail dia hazavaina aminao misiùmisy ô

17. Miharena ( 11/04/2011 10:42)
Ome mail dia hazavaina misimisy hoy Christian777.

Amin'ny maha-forum azy ity Christian dia tsy hoe aza omena ny hevitrao rehefa misy milaza hoe tsy tokony hatao intsony, fa mba omeo sy hazavao kokoa aza ahafahana mahalala ny marina.
Ka tsy aleo ve mba ho hita eto ny fanazavanao misimisy iarahan'ny maro jerena dia mba hifanitsiana izay tsy mety tokoa amin'ny sehatra misy antsika ankehitriny?
18. vonynive ( 13/04/2011 11:04)

christian777:

Valiny ho anao
Tsara ny fanakianana raisiko ampahendrena izany mba hazoana fananarana. Mahafinaritra tohizo.
Enga anie mba hifananatra daholo isika rehetra eto Madagasikara mba hisy fahendrena.
Fa ny Endry anie mety hanarina fa ny adala no tsy mila izany.
Misaotra o.

Mahereza daholo.

Aza adino ny PASKA Fa an'i JEHOVAH IZANY

(Levitikosy 23:5) « Ny andro fahefatra ambin'ny folo amin'ny volana voalohany, rehefa hariva, dia Paskan'i Jehovah. »
(Levitikosy 23:6) « Ary ny andro fahadimy ambin'ny folo amin'izany volana izany dia andro firavoravoana ho an'i Jehovah, fihinanana ny mofo tsy misy masirasira; hafitoana no hihinananareo mofo tsy misy masirasira. »
(Levitikosy 23:7) « Ary amin'ny andro voalohany dia hisy fivoriana masina ho anareo: aza manao tao-zavatra akory ianareo; »
(Levitikosy 23:8) « fa manatera fanatitra atao amin'ny afo ho an'i Jehovah hafitoana; ary amin'ny andro fahafito dia hisy fivoriana masina koa; aza manao tao-zavatra akory ianareo. »

CALENDRIER BIBLIQUE 2011/2012

Nouvel an dimanche 3 avril 2011(conjonction à 14h32m UTC)

La pâque 14 nisan samedi 16 avril (vendredi 15 entre les deux soirs)

1er jour pain sans levain dimanche 17 avril

Dernier jour pain sans levain samedi 23 avril

2ème nouvelle lune mardi 3 mai 2011(conjonction à 06h50m UTC)

3ème nouvelle lune jeudi 2 juin 2011(conjonction le 1 à 21h02m UTC)

Pentecote dimanche 5 juin

4ème nouvelle lune vendredi 1 juillet 2011(conjonction à 08h53m UTC)

5ème nouvelle lune dimanche 31 juillet 2011(conjonction à 18h39m UTC)

6ème nouvelle lune lundi 29 août 2011(conjonction à 03h03m UTC)

7ème nouvelle luneféte des trompettesmardi 27 septembre 2011 (conjonction à 11h08m UTC)

Jour expiation jeudi 6 octobre

Féte des tentes 1er jour mardi 11 octobre

Dernier grand jour mardi 18 octobre

8ème nouvelle lune jeudi 27 octobre 2011(conjonction le 26 à 19h56m UTC)

9ème nouvelle lune vendredi 25 novembre 2011(conjonction à 06h10m UTC)

10ème nouvelle lune dimanche 25 décembre 2011(conjonction le 24 à 18h07m UTC)

11ème nouvelle lune lundi 23 janvier 2012(conjonction à 07h41m UTC)

12ème nouvelle lune mercredi 22 février 2012(conjonction le 21 à 22h36m UTC)

*la conjonction de la nouvelle lune est toujours donnée à l'heure UTC, c'est à dire qu'il faut rajouter 2 h de plus en hiver et 3 h de plus en été pour Jérusalem

Maherea tiantsika JESOSY


miarahaba antsika
miarahaba anao christia777

mahavonjy fanahy ve ny tetiandro?
19. 0uioui ( 18/04/2011 15:49)
innn zany tetiandro ry vonyve ? ... mitovy amin'ny "mpanandro" iany ve zan ?
20. vonynive ( 19/04/2011 08:58)

0uioui:

innn zany tetiandro ry vonyve ? ... mitovy amin'ny "mpanandro" iany ve zan ?

tetiandro = calendrier fandaminana napetraky ny olombelona " kronos"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0711