PASKA ho an'i JEHOVAH 15 avril 2011 église fmfoi en Amboanjobe

21. rekinbelo ( 19/04/2011 09:04)
Ary mora lagy be ihany enao zany christia777 a.Enao ngamba le olona mamokona totohondry mitsy refa miady hevitra sady tsy manaiky resy zany.Tsy olana izany fa ny antsika anie resaka e.
fa mba amporisihako anao de zao, vakio tsara ireo filazantsara efatra ireo fa t@ lay andro niarahany jesosy farany t@ Mpianany anie no Paska farany e!Izao tadidio fa refa maty i JK de niova daoholo ny zvt rehetra.Noho izany tsy misy ankalazaintsika intsony ireo fomba jiosy rehetra ireo refa maty Kristy.
rehefa voavakinao tsara ny filazantsara efatra de manorata aty amiko chris a!
mazoto e!

karaje7@gmail.com
22. rekinbelo ( 19/04/2011 09:14)
ito mail-ko ary e!fa refa mamaly anao za de eto ihany anefa ho itany be sy ny maro ny valiny fa tsy isika ro airery de mazotoa chris a!
Ary aza mora sedoatra loatra moa e!manana vokatry ny fanahy!
23. rekinbelo ( 27/04/2011 07:06)
Hainao tsara ra chris ny calendrier fa ny zavatra tsy hitanao de hoe:Inona moa no mbola nakalazaintsika ny Pasaka sy ny Pentekoty?
Zavatra efa notanterahany Jesosy daholo ve de mbl ataonao sy ankalazainao?
"Ny Lalàna dia aloky ny zavatsoa hoavy" Heb 10:1 zany hoe efa vitany Jesosy Kristy daholo ny nanatanteraka ny Lalàna (tafiditra ao ny Paska sy ny Pentekoty) luc 24: 44 ka tsy manao na mankalaza ireny fety izay namporisihany Mosesy ataon'nyJiosy ireny isika.
24. Egregore ( 05/05/2011 08:32)
Tsy mahavonjy tokoa ny teti-andro fa fantaro anie fa ny olona rehetra eto ambonin'ny tany dia manaraka calendrier na teti-andro avokoa e. Ary ny calendrier grégorien izay nataon'ny olombelona no arahintsika izao. Kanefa izany dia avy @ olombelona ihany, Andriamanitra dia nametraka teti-andro manokana izay tokony arahina. Fa maninona no novan'ny olombelona izany tety aoriana?
Satria te ana lalàna ho azy ny zanak'olombelona (izay avy @ Hevi-petsin'i SATANA) mba Halavirany an'i Kristy sy Jehovah Andriamanitra.
Tsy mahavonjy tokoa ny calendrier kanefa aleo Manaraka ny tena Izy satria Matoa voasoratra anaty Baiboly dia tsara raha arahina.
25. rekinbelo ( 05/05/2011 08:44)
Ka raha arahana anjambany fotsiny ny ao anaty Baiboly de mbola mila mamono biby atao sorona anie enao zany e!tsy mikaska faty,tsy miara-mipetraka @ vehivavy tonga fotoana,mijinja ny voaloham-bokatra de aterina any @ tempoly any jerosalema!
tsy misy voavonjy isika na iray aza raha izany satria misy aza tsy mhatakatra ividianana sakafo hoanina ko maika fa omby na ondry atao sorona?
Misy ZVt tsy ilaintsika arahaina intsony na dia voasoratra ao anaty Baiboly aza.
26. Maranatha ( 07/06/2011 12:24)
Paska, Fiakaran'i Kristy any an-danitra (ascension), Pantekônty, Fitoerana @ trano rantsan-kazo, Fanavotana sns.... Ireo fanompom-pivavahana rehetra natao t@ tabernakely teto an-tany dia ilay lazain'ny kol 2:17 "Alokin'ny zavatra ho avy ireny fa ny tenany dia an'i Kristy" rehefa maty i Kristy ka nitsiatra nizara roa ny efitra lamba tao amin'ny tempoly dia nifarana teo ny fanompoam-pivavahana t@ tabernakely teto ambonin'ny tany. Any an-danitra indray no atao ny fanompoam-pivavahana @ tabernakely izay tsy nataon'olona, I Jesosy no mpisoronabe fa tsy olona intsony.

Raha mbola manao ireny isika dia toy ny olona tsy mino an'i Kristy. Ary ny fanatanterahana ireny andro ireny no nahatonga an'i Paoly niteny ny mafy ny olona tany Galatia Gal 3:1-5" Ry Galatiana adala, iza no manimba anareo; kanefa teo imasonareo indrindra no nanehoana marimarina an'i Jesosy Kristy voahombo t@ hazofijaliana..... moa avy @ asan'ny lalana va izany sa avy @ fitoriana ny finoana" hazavaiko , Ny lalana seremonialy rehetra manodidina ny fanompoam-pivavahana t@ andron'ny zanak'israely teto ambonin'ny tany dia efa nifarana t@ fahafatesan'ny Kristy fa mivadika fomba hafa ny fanantanterahana azy raha miova ny fisoronana dia miova ny lalàna.( Hivereno hianarana ny lesona mikasika ny fitoerana masina dia azavain'ny Bokin'ny Hebreo izy rehefa avy eo)

Oh: Ny paska : Tsy manaraka iny paska nataon'ny zanak'israely iny intsony fa hoy izy ao @ I kor 5:7 "Esory ny masirasira ela...Fa voavono i Kristy Paska ho an-tsika" Hatreo dia hampiasaina ny fanompoam-pivavahana naorin'ny Kristy manao hoe Izao no ataovy ho fahatsiarovanareo ahy I kor 11:26 "fa na oviana na oviana ianareo no......dia manambara ny fahafatesan'ny Tompo hianareo mandram-pihaviny"

Ny Ascenssion: Tsy nisy baiko nampanao izany ( Raha misy de mba omeo toko sy andininy)

Ny Pantekosta : Efa tanteraka iny ny nandraisan'ny mpianatra ny fanahy masina ka nahazoana olona marobe nanampy ho isan'ny mpino ho voaloham-bokatra t@izany .

Ny andro fanavotana: famelana ny heloky ny israely tanteraka fanadiovana ny fitoerana masina indrindra t@ andro fahafolo @ volana faha-fito Izay efa lasa Fitsarana any an-danitra
nanomboka t@ fahataperan'ny 2300 andro ao @ Dan 8:14 (1844 ka h@ ...) izay efa hiainan-tsika @ izao fotoana izao.

Sns....

Ireny ilay lazain'ny Gal 3:24-25 "Koa ny lalana dia mpitaiza an-tsika ho @ Kristy, mba ho hamarinina noho ny finoana isika, fa rehefa tonga ny finoana dia tsy fehezin'ny mpitaiza intsony isika" Ireo lalam-pisoronana rehetra no voakasik'izay.

Marihiko tsara anefa fa ny Sabata tsy tafiditra ao anatin'io satria dia Didin'Atra tsy maintsy atao sy mbola hatao any an-danitra ary hita fa mbola notohizan'ny apostoly taty aoriana rehefa lasa i Kristy,

NB :Misy koa anefa ao hoe handeha hamonjy pantekôty any Jerosalema i Paoly ny antony dia fotoana hanararaotana ny hitoriana an'i Kristy satria ny Jiosy mbola nanatanteraka izany foana indroa iPaoly no nanao izany ary matetika dia t@ jiosy no nanaovany izany.

Mahaiza mandinika mba tsy ho voafitaka, ary mianara sy mampianara tena ny @ soratra masina, hangatao ny Fanahy masina hanazava azy aminao, fa aza manaiky ny mandray fotsiny ny fampianaran'ny olona.

Mahereza daholo

27. kintana777 ( 21/07/2011 12:21)
Azafady ry zareo fa inona kay no miseho ao aminareo ao amin'ny fiangonana fjts 7 ao e? toa tena niova be nareo ?
nanompoka nihaino anareo aho tamin'ny taona 1997 ka hatramin'izao betsaka ny zavatra niova, nahafaly ahy ny nahafantatra fa nihamaro ny olona nangetaheta hovonjena fa tena ialako tsiny fa tafiditra ao aminareo ny fomban'ny zao tontolo zao,
ny lehibe ao aminareo misy mijangajanga mandeha mivoaka miloka amin'ny alina , ny fampianaranareo tena niova be izao koa toa manao batisa ao ampiangonana nareo? tena 5taona aho no tsy teto fa tany ivelany dia maro no niova ny fampianarana batisa toa lasa 2 volana raha be indrindra? manaramaso anareo aho fa hitako fa toa nitovy tamin'ny fiangonana nifoha diso lalana iany ianareo nefa anie ianao pasteur tena nilokaloka hoe aleo kely tsaratsara e! nefa ny olona aza toa itako tsy masina intsony ny fiakanjony?ireo mpihira vaovao (vehivavy) avy ao aminareo izay tena malaza tokoa jejo be ary mitovy amin'ny jezebela, ianao no nampianatra izany tamin'ny radio
mampalahelo ahy nefa aho mba nitondra ny fampianaranao tany andafy tamin'ireny apokalipsa pantekosta ireny ary maro ny olona resilahatra *, menatra aho ankehitriny te hiaona aminao aho ary mila valiny avy aty aminao ti ny mail ko mamiratrakintana@yahoo.fr
misaotra anao
Rasolojaona kintana
28. christian777 ( 22/11/2011 18:15)
tia anareo Jesosy. Kristy maty Paska ho antsika.Salamo 147 Mika 4 isaia 9 Matio 5:17
29. christian777 ( 05/12/2011 12:45)
bj kintana 777
Voaraiko ny teninao.
tsy mora ny Mitondra olona indrindra fa ny fiangonan'Andriamanitra Afaka maka reference an'izany ianao ao amin'ny Asan'ny Apostoly.Dia jereo koa ny fampilazana nataon'ny Anjely ho an'ny fiangonana fito tany Azia ao amin'ny Apokalypsy.
Omeko hoatra fotsiny ianao Hoy Jesosy t@ mpianany raha tsy mihinana ny nofoko sy misotro ny rako ianareo dia tsy hanana fianana mandrakizay.Ary tamin'izany dia betsaka no niala ary ny mpianatra 12 lahy sisa no teo....
Ny olombelona ia ratsy na dia mbola any ambohoka aza ary kristy anie tsy nilaza hoe tsy ho avy hiantso ny marina aho fa ny mpanota MBA HIBEBAKA. Mazava angamaba ny antson'ny Tompo.
Amiko aloha na inona na inona tenenin'ny olona hanaratsiana ny Fiangonako dia raisiko ampitiavana izany sady efa fandre matetika ary efa milaza izany koa ny baiboly hoe ho halan'ny olona rehetra ianareo noho ny anarako.
Tadidio fa samy mbola hotsaraina avokoa isika rehetra na dia izay mampiely hevidiso aza.Ary tsisy afaka mandositra ny tavan'ny Tsitoha.
Mibebebaha ianao dia angamba hamela ny helokao ny Ray.
Ary ny tsy fandehananao mivavaka no mahatonga anao membre "mpaniratsira" tandremo tia anao foana i Jesosy.
Mahereza.
Ny marina hitrebona hatrany fa ny ratsy kosa aleho ho ratsy ihany.
Ny Fanahy sy ny ampiakarina manao hoe avia ary aoka izay mangetaheta hisotro maimaimpoana amin'ny ranon'aina.
Misaotra Tompoko

kintana777:

Azafady ry zareo fa inona kay no miseho ao aminareo ao amin'ny fiangonana fjts 7 ao e? toa tena niova be nareo ?
nanompoka nihaino anareo aho tamin'ny taona 1997 ka hatramin'izao betsaka ny zavatra niova, nahafaly ahy ny nahafantatra fa nihamaro ny olona nangetaheta hovonjena fa tena ialako tsiny fa tafiditra ao aminareo ny fomban'ny zao tontolo zao,
ny lehibe ao aminareo misy mijangajanga mandeha mivoaka miloka amin'ny alina , ny fampianaranareo tena niova be izao koa toa manao batisa ao ampiangonana nareo? tena 5taona aho no tsy teto fa tany ivelany dia maro no niova ny fampianarana batisa toa lasa 2 volana raha be indrindra? manaramaso anareo aho fa hitako fa toa nitovy tamin'ny fiangonana nifoha diso lalana iany ianareo nefa anie ianao pasteur tena nilokaloka hoe aleo kely tsaratsara e! nefa ny olona aza toa itako tsy masina intsony ny fiakanjony?ireo mpihira vaovao (vehivavy) avy ao aminareo izay tena malaza tokoa jejo be ary mitovy amin'ny jezebela, ianao no nampianatra izany tamin'ny radio
mampalahelo ahy nefa aho mba nitondra ny fampianaranao tany andafy tamin'ireny apokalipsa pantekosta ireny ary maro ny olona resilahatra *, menatra aho ankehitriny te hiaona aminao aho ary mila valiny avy aty aminao ti ny mail ko mamiratrakintana@yahoo.fr
misaotra anao
Rasolojaona kintana
30. christian777 ( 05/12/2011 12:57)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0072