NATAO MAHITSY

1. ydifas ( 05/11/2010 06:12)
"Indro, izao ihany no hitako: nataon'Andriamanitra mahitsy ny olona, kanjo namorona sain-kafa maro izy." Mpitoriteny 7/29
novalian'i niryna ny 12/12/2010 02:54
2. RBNIR ( 12/11/2010 10:28)
Amen!
3. Miharena ( 15/11/2010 08:13)
Tena voasinganao Safidy ny tena marina ary aoka handeha amin-kitsim-po ny rehetra dia milamina ny tany.
4. niryna ( 12/12/2010 02:54)

ydifas:

"Indro, izao ihany no hitako: nataon'Andriamanitra mahitsy ny olona, kanjo namorona sain-kafa maro izy." Mpitoriteny 7/29
hatrany amboalohany io kanefa mbola tsy tara isika raha miverina amiNy ka mibebaka ny ratsy rehetra vita ary tsy amerina an'iny intsony
Hoy ny hafatra nataon'olona iray izay hoe isika dia mpanota tanteraka fa madio kosa isika eo anatrehan'Atra raha miaiky izany fahotantsika izany ary dia hadio toy ny lamba fotsy rehefa dioviNy sy manaiky hodioviNy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0873