Mila hevitra sy fanampiana - FANKALAZANA FAHA 5 TAONA CHORALE (taninketsa) Fiangonanay
1. Rasobakobako
(
05/11/2010 08:09)
Feno 5 taona ny taninketsanay, ANTSASOA (Ankizy Taninketsan'ny Sekoly Alahady SOAvinandriana) Antananarivo, ankizy kely no betsaka, 98%.
Te hanao zavatra tsara be zahay fa ny enti-manana no tsy ampy ka sao dia mba misy afaka manampy anay ianareo na ara-kevitra na ara-pitaovana. Na koa misy fiangonana ve mba afaka mifanampy aminay.
Ireto avy no ilainay :
- lamba hanaovana fanamiana ho an'ny ankizy sy ny tompon'Andraikitra
- banderole
- sonorisation
- décoration
- fanantontana rakikira
Dia misaotra betsaka indrindra e

répondu par naritsimba le 09/12/2010 12:42
2. ikalamako
(
07/11/2010 11:47)
Miarahaba,
hono ho'aho, ho aparitaka ihany ity fangatahana fanampiana ity sao mba misy mahasoa any ho any , kanefa tokony asiana ny fomba hifandraisana aminareo angamba eto ô ? Adiresy na laharana iantsoana.
Mahavità be hatrany e.

3. Rasobakobako
(
08/11/2010 08:44)
Misaotra betsaka anareo,
ity ny adresse mail : lalypiso@yahoo.fr
laharana antariby : 030 01 079 48 (Mme Hary) na 030 01 079 49 (M. Tojo) ireo anefa numéro LIFE, izay mbola tsy azon'ny opérateur hafa antsoina, fa ity koa ahazoana anay, na mametrà hafatra raha toa ka tsy voaray 034 43 253 71, fa ny tena mety indrindra dia ao am-piangonanay "FJKM Cenhosoa, Aumonerie Protestante Soavinandriana, ao amin'ny Hopital Girard et Robic", Sampana Sekoly Alahady, dia afaka manatona avy hatrany ao amin'ny Atoa Mpitandrina RATIARISOA Benjamina.
dia misaotra mialoha tompoko

4. naritsimba
(
09/12/2010 12:42)
Dia faly miarahaba anareo ao @ ANTSASOA izany tratry ny faha-5 taona, enga anie handroso tsara eo ambany fahasoavan'Andriamanitra ianareo.