MAHAY MISAOTRA

1. ydifas
(
04/11/2010 05:07)
Miarahaba antsika rehetra,
Miangavy am-panajana antsika rehetra hivavaka ho an'ireo izay manisy ratsy antsika, ho an'ireo izay manenjika antsika fa izany no mampiavaka ny tena zanak'Andriamanitra. MamelĂ ny helok'izy ireo, misaora azy fa fanoitra mampandroso antsika hifikirantsika amin'Andriamanitra ireny.
Hoy Izy amintsika: "Misaora izay manenjika anareo; misaora, fa aza manozona." Romana 12/14; "Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: Tiava ny fahavalonareo, ary mivavaha ho an'izay manenjika anareo" Matio 5/44.
Aza mamaly ratsy azy fa tsy fomban'ny zanak'Andriamanitra ny manozona: "... misaora fa aza manozona" Romana 12/14.
Mampahery anao aho fa sady fanomezam-boninahitra an'Andriamanitra izany no lalam-pahasitrana ho antsika. Mankato ny teny = Manome voninahitra; sitrana ny fotsika, ny fomba fiainantsika. Toe-po araka ny sitrapon'Andriamanitra izany satria teniny (baiko) io ary hoy Izy: "... izay manao ny sitrapon'Andriamanitra no maharitra mandrakizay" 1 Jaona 2/17.
Amporisiho ny fotsika hahay hisaotra izay tsy tia antsika, an'izay manakiana antsika, an'izay manenjika antsika, an'izay manozona antsika ary indrindra hahay hisaotra an'Andriamanitra fa Izy no namorona antsika sy azy ireo ka hilaza isika rehetra hoe: Misaotra Anao aho ry Ray fa tamim-pahendrena no namoronao anay olombelona hanana fijery samy hafa. Misaotra fa mampitombo ny fifikirako Aminao ny fisian'ireo izay manenjika ahy, mahatonga ahy hanao ny sitraponao izany. Mamela ny helok'izy ireo aho ary mivavaka ho azy aho fa tsy maintsy hifanena Aminao izy na ho ela na ho haingana. Asoavy izy ary tahio mihoatra noho ny efa nitahianao ahy. Amin'ny Anaran'i Kristy no anaovako izany vavaka izany. Misaotra ry Ray. Anao irery anie ny dera, ny haja ary ny voninahitra mandrakizay. Amen

novalian'i vonynive ny 12/11/2010 08:42

3. RAR.DAGO
(
04/11/2010 06:09)
DIa mivavaka koa aho mba hisokatra ny masotsika rehefa misy mitsikera satria misy antony izany

4. rijadolly
(
04/11/2010 15:34)
ydifas :

Amen!
Mamaky azy fotsiny dia efa tsapako misy manafika izany ny haratsi- toetrako hihihihih!Marina io an!
RAR.DAGO:
DIa mivavaka koa aho mba hisokatra ny masotsika rehefa misy mitsikera satria misy antony izany
Aza matahotra se fa mahazaka ahitsy isika Mpino na dia tsy maintsy hafanaina ao anaty lafaoro avo- fito heny aza ny hafanana, na dia arahina kapoka mbola iny izy mavaivay iny aza.Ny Maitre-tsika aza anie ka efa voatsindrontsika teo amin' lanivohany ,dia mbola mifona ho an- tsika ihany hatramin' izao e! Hanao asa lehibe noho izany aza isika,
Tsy kivy e!
HEBREO 10 : 32 Fa tsarovy ny andro fahiny izay naharetanareo ny ady mafy tamin'ny fahoriana, rehefa nohazavaina hianareo;33 indraindray raha natao ho fizaha noho ny fanaratsiana sy ny fampahoriana hianareo, ary indraindray koa raha tonga naman'izay aron'izany.34 Fa sady niara-niaritra tamin'izay nifatotra hianareo no nifaly raha norobaina ny fanananareo, satria fantatrareo fa hianareo dia manana fananana tsara lavitra sady maharitra.35 Koa aza manary ny fahasahianareo izay misy valiny lehibe.

5. bor2lais
(
04/11/2010 15:45)
Isan'ny antony isaorana ny fahavalo koa dia satria izy no mampahatsiaro antsika hitodika ka ahatsiaro an'Andriamanitra !

6. niryna
(
04/11/2010 16:48)
bor2lais:marina izany ary mety ho fahavalo no eritreretantsika zy kanefa Atra no manampy antsika mba ahay handray azy ireny ary avy eo dia mihamafy ny fifandraisantsika amin'Atra ka isaorana Izy
Isan'ny antony isaorana ny fahavalo koa dia satria izy no mampahatsiaro antsika hitodika ka ahatsiaro an'Andriamanitra !

7. vonynive
(
12/11/2010 08:42)
RAR.DAGO:
DIa mivavaka koa aho mba hisokatra ny masotsika rehefa misy mitsikera satria misy antony izany
misaotra rardago a
matoa ny zavatra iray miseho dia navelan' Atra hiseho izany satria Izy no Lehibe.
Ary fantatsika fa ny zavatra rehetra dia miara-miasa hahasoa izay tia an'Andriamanitra, dia izay voantso araka ny fikasany rahateo,ROMANA 8 28 - 28
Fa ny zavatra rehetra nataon'Andriamanitra dia tsara avokoa, ka tsy misy tokony holavina, raha raisina amin'ny fisaorana,TIMOTY VOALOHANY 4 4 - 4