TSY RARINY R IRAK A AOKA NY KRISTIANINA E
1. andrywui
(
08/11/2010 10:04)
tokony hietsika koa ny kristianina de amboarina ny musul any amn tanana any fa toa resy tsy miady foana nefa efa fanimpiriny io zao
http://www.reforme.net/dossiers.php?id=663
http://www.reforme.net/dossiers.php?id=663
http://www.reforme.net/dossiers.php?id=663
http://www.reforme.net/dossiers.php?id=663
novalian'i niryna ny 12/12/2010 03:00
2. rijadolly
(
08/11/2010 18:02)
Andrywui:
TSY RARINY R IRAK A AOKA NY KRISTIANINA E
RAR.DAGO:
Ny any angatahako @ krisitianina (sy ireo rehetra monothéiste) dia hoe atsaharo ny filazàna fa rehefa tsy mino ny anareo dia ho very mandrakizay satria mandratra izany ary mifanohitra @ io lazaiko hoe valeurs communes de l'humanité io.
rijadolly:
Io anie ry RAR.DAGO ka tsy milamina izany raha tsy Ny IRAY izay MARINA ihany no arahina e! Somary mifampitory mifandresy lahatra eo ny tsy mitovy Finoana rehetra ary dia indray mi- pimaso fotsiny dia miova ny zava-drehetra. Ary dia hitantsika fa milamina tsy misy korontana fa miseho Ilay Tena Marina.
Vao resakay sy RAR.DAGO ao ambany ao izy io dia nalefako eto.Hitan' RAR.DAGO, seho iray tsy dia azo lazaina hoe nirin' Kristianina izao zavatra izao, Mpino 53 be izao no maty. Izay zao ny fiheveran' zareo ao Irak handresen- dahatra ny olona mba ho musulman. Tsy voatery ny fijoron' Kristianina anefa no nahatonga izany satria na isika aza dia samy mahalala fa tsy ny araka ny heritreritry ny Musulman hoe ry zareo ihany no marina ny finoany ka mahatonga azireo hanao izao zavatra izao izay tsy in'1mandeha. Ny tena tiako hatongavana dia ny hoe: samy mifandresy lahatra ny ankolafim-pinoana rehetra, ary samy manana ny fomba handreseny lahatra ny hafa...
tokony hietsika koa ny kristianina de amboarina ny musul any amn tanana any fa toa resy tsy miady foana nefa efa fanimpiriny io zao
Io Andrywui dia maro tokoa ny azom- panahy milaza io tenen' se io hoe tsy tokony angina fa manohitra ohatra, ekena fa passif loatra, nefa ilay Fanantenana sy ilay tena inoana no tsy mitovy.Ekena fa misy ny namoy ny ainy, fa kosa ilay namono aza moa manantena Paradisa maika fa ilay vonoina. Matoa ny olona iray tsy mahasahy miseho fa izy no nahavita ireny dia efa nitsara ny tenany sahady izy izay.
3. RAR.DAGO
(
08/11/2010 18:26)
Avereno vakiana ho'a ny baiboly, fa i jesosy tsy niteny mihitsy hoe oeil pour oeil, dent pour dent na ao anatin'ny testamenta taloha aza io. Mifanohitra tanteraka @ izany ny zavatra lazain'i Jesosy.
Averiko indray : Matoa ianareo monothéiste mifano toy ny biby tahak'io ataonareo io dia satria ianareo hatramin'izay tsy mba nahay nifandefitra mihitsy.
Ka torio foana fa ny anareo no marina fa ny sisa fakofakon'olona daholo, tereo ny olona hitovy hevitra aminareo, dia aza gaga raha ady tsy vita ny anareo.

5. lagoon
(
09/11/2010 12:51)
fa iza no milaza t@ nareo fa silamo no nanao an'ireny fanafihana ireny?
izao izaho no mi-politiser an'io resaka io?
ny tenako manokana dia nitsabo ireo tra-boina sasany omaly,nefa mazava fa resaka politika mba hampiakatra ny sondagen'i sarkozy ilay izy.
faharoa,milaza ny tra-boina fa olona niteny anglisy no nitifitra variraraka,mbola any irak ange ry zalahy ny blackwater e,milice privee bekintana.
te hampirehitra adim-poko fontsiny ry zalahy mba hidiran'ny iraniana an-tsehatra.@ izay dia misy pretexte hidarofana bomba an'i iran.
mba hirato ry zalahy ilay toe-tsaina f'aza dia minomino foana io televiziona io an.
mba nandrato fianarana ihany ve ny sasany dia mora manipuler-na.
jereo fa vao haingana i sarkozy no tany @ i Pape,efa manao propagande @ 2012 ange izao e.
diaboliser -na ny silamo,dia @ izay dia i marine le pen no lasa faharoa dia duel sarkozy vs marine.mazava fa ho lany indray i leiry satria rehefa avy nampitahirana t@ silamo ny vahoaka bado dia lazaina fa devoly indray i marine!!!
film efa nandea!

6. rijadolly
(
09/11/2010 17:34)
Tena mijery lavitra marina se zany ry Lagoon a! Politika efa avo lenta tokoa raha marina io vinavinan' se io an
7. AndriambyII
(
09/11/2010 21:35)
F' angaha hadinonareo sahady ny contexte Kurde lé aza ? Tsisy farany io zavatra io fa aza dia marary andoha @ izany ! Mialà bala fotsiny raha tsy te ho petsa ouzz i rawuix zay ! sa ts zany ra wuiwui ??
8. RAR.DAGO
(
10/11/2010 08:44)
I Lagoon koa efa tokony hanoratra scénario mihitsy an! Sa mijery an'i Jack Bauer loatra angamb'e! ;)
Io ilay nolazaiko tary ambadika tary hoe avec un peu d'imagination azo tantaraina hoe taty Dago i Jesosy no nanohy ny fampianarany rehefa avy navotana avy teo @ azo fijaliana e!
Fa ny mahatonga izany dia mbola zavatra roa foana :
- minomino fahatany ny zanak'olombelona (Crédule) ka mora ahodina ny sainy. Jereo ohatra ny amerikanina lazaina hoe sosialista i Obama dia matahotra!!!
- Ny fiangonana no manararaotra an'io fahalemena io voalohany any ka raha vao izy ireo no miady fintondrana dia ho avy zay ny gidraka satria tsy misy intsony ilay rationalité fa "spin" no ady eo

9. lagoon
(
11/11/2010 10:56)
rar dago,
jack bauer ahoana ary?tsy lany andro @ izany divertissement izany aho e.
ny momba ny jesosy ange tantara efa 2000 taona mahery izao nefa mbola tsy fantatra foana ny tena marina ka maro ny honohono sy ny resaka afaka amboarina e.
ny tiako ho lazaina tetsy ambony dia diabolisation de l'islam no ataon'ny mpitondra firenena tandrefana mba hitazomana ilay fahefana.
inona no nahavoafidy an'i bush?11/09/01 sy fanaratsiana an'i saddam(nefa ry leirony no nametraka an'i saddam teo).
inona no nahavoafidy an'i chirac t@ 2002?fanaratsiana ny banlieue sy ny silamo ao frantsa.tafakatra 2nd tour i le pen noho izany.voatery nifidy chirac ny sosialista.
inona no natafita an'i sarko?karcher tany banlieue,naka ny hevitry ny front national.
inona no ataon'i sarko izao?roms,loi anti-burka,anti-polygamie,nitsangana t@ maty i ben laden mandrahona,otages etsy sy eroa.
ka tsy mila manoratra scenario izany fa hiainana isan'andro ny zava miseho ankehitriny.

10. RAR.DAGO
(
11/11/2010 21:20)
lagoon:
rar dago,
jack bauer ahoana ary?tsy lany andro @ izany divertissement izany aho e.
Izaho nefa izao mitady fotoana mihitsy hijerena ny Saison 8 ;)
lagoon:
ny momba ny jesosy ange tantara efa 2000 taona mahery izao nefa mbola tsy fantatra foana ny tena marina ka maro ny honohono sy ny resaka afaka amboarina e.
Ekena e!
lagoon:
ny tiako ho lazaina tetsy ambony dia diabolisation de l'islam no ataon'ny mpitondra firenena tandrefana mba hitazomana ilay fahefana.....
Ekena koa fa ny anao ohatran'ny hoe tsy maintsy izay vision izay daholo fa mba mety ho zavatra hafa koa anie e!
11. AndriambyII
(
12/11/2010 01:18)
Vokatry ny lamina daholo izany rehetra izany fa raha tsy te hahita ny mafaitra dia ny mialangalana no mety rehefa mbola tsy vonona ny hiatrika ny ngidin' ny fiainana .
12. niryna
(
12/11/2010 04:51)
RAR.DAGO:ho an'izay tsy mahalala ny hinoana izany ,mino aho fa samy mahalala ny hinoany avokoa ny rehetra ary fizarana io ,safidy io,manambara ny fantany ny olona fa tsy ho voatery anara-drenindrano izay lalany tsy ho fantany ny olona ka
I:
- minomino fahatany ny zanak'olombelona (Crédule) ka mora ahodina ny sainy.
- Ny fiangonana no manararaotra an'io fahalemena io voalohanyomeo porofo kely hoe azafady fa toa mitompo teny fatratra izato hianao ?
any ka raha vao izy ireo no miady fintondrana dia ho avy zay ny gidraka satria tsy misy intsony ilay rationalité fa "spin" no ady eoizay vendrano sy tsy mahalala ny hinoany izany,tsy itako izay idiran'ny amerikana koa aloha eto e .Mba laszao sy hazavao hoe maninona ny amerikana ?
Jereo ohatra ny amerikanina lazaina hoe sosialista i Obama dia matahotra!!!
13. vonynive
(
12/11/2010 09:09)
lagoon:
fa iza no milaza t@ nareo fa silamo no nanao an'ireny fanafihana ireny?
izao izaho no mi-politiser an'io resaka io?
ny tenako manokana dia nitsabo ireo tra-boina sasany omaly,nefa mazava fa resaka politika mba hampiakatra ny sondagen'i sarkozy ilay izy.
faharoa,milaza ny tra-boina fa olona niteny anglisy no nitifitra variraraka,mbola any irak ange ry zalahy ny blackwater e,milice privee bekintana.
te hampirehitra adim-poko fontsiny ry zalahy mba hidiran'ny iraniana an-tsehatra.@ izay dia misy pretexte hidarofana bomba an'i iran.
mba hirato ry zalahy ilay toe-tsaina f'aza dia minomino foana io televiziona io an.
mba nandrato fianarana ihany ve ny sasany dia mora manipuler-na.
jereo fa vao haingana i sarkozy no tany @ i Pape,efa manao propagande @ 2012 ange izao e.
diaboliser -na ny silamo,dia @ izay dia i marine le pen no lasa faharoa dia duel sarkozy vs marine.mazava fa ho lany indray i leiry satria rehefa avy nampitahirana t@ silamo ny vahoaka bado dia lazaina fa devoly indray i marine!!!
film efa nandea!
misaotra antsika rehetra
tsy voatery ho marina ange ny filazambaovao rehetra e; na i X na Z samy afaka manao discussion avokoa. ary sarotra tokoa ny fahalalana ny tena marina rehefa tsy nanatrika ny tena : ny mpilaza mahay rahateo.
fa raha marina fa coup izy io dia mampalahelo izao zavatra izao; ataon'ny mpanao politika fitaovana ny fivavahana; fahita erantany io ary mitranga eto Madagasikara koa; rehefa misy mafanafana ny resaka politika dia tsy maintsy misy resaka fivavahana ao; mandranitra adim-pinoana rehefa tsy manao adimpoko.
fa avy aiza na avy aiza ny fototry ny famonoana dia tsy natao hamaly faty ny kristianina.
14. andrywui
(
12/11/2010 10:23)
mipoipotra daholo ny karazana Athé ato zany kleee!... hay bobaka iany izy tato zany fa nanafikoho ny ankabeazany !... neveriko fa olona iray ihany aza kay misimisy iany oy le tsimaimanisa
15. lagoon
(
12/11/2010 14:13)
izaho manokana aloa tsy athee e.
mino an'Andriamanitra aho fa kosa allergique @ ireto fiangonana sy fivavahana ireto.
lasa fitaovana sisa ilay fivavahana ka aleo izaho sy Andriamanitra irery ihany no mandinika ny fiainako.
misy manko mieritreritra eto fa tsy maintsy miditra fiangonana sy mandray ny fanasana ihany vao hoe mino.
only GOD and NO RELIGION io baina a!

16. RAR.DAGO
(
13/11/2010 04:46)
niryna:
Jereo ohatra ny amerikanina lazaina hoe sosialista i Obama dia matahotra!!!
...izay vendrano sy tsy mahalala ny hinoany izany,tsy itako izay idiran'ny amerikana koa aloha eto e .Mba laszao sy hazavao hoe maninona ny amerikana ?
Ilay resaka amerikanina ohatra filazàna fa ny zanak'olomblona rehefa matahotra na tsy mahatoky ny zava-misy (situation d'incertitude) dia mitady valiny foana fa tsy zakan'ny lohany izany. Any ka rehefa mafy ny stress dia manana tendance ho crédule satria iny no valiny voalohany hita.
Omeko ohatra hafa ianao : omaly zao tao Behoririka nisy nitoratoraka cocktail molotov indray manodididindina teny. Izaho tao @ Avance center nitady entana. Tonga dia nisy olona roa na telo niazakazaka tampoka tsy fantara akory ny antony dia lasa nanaraka azy avoko ny olona nanodidina teo. Na izaho izao aza nanaraka olona nanontany hoe fa misy inona? Dia hoy ilay olona "misy mitsoka dia manaraka fotsiny aho fa sao doran'ny olona velona ato". Ny olona nifanosika, ny mpivarotra sasany tonga dia nanidy trano.
Nefa avy eo tsy nisy na inona na inona akory.
Tsy misy filazàna izany hoe vendrana fa rehefa ao anatin'ilay situation d'incertitude izany ka misy zavatra mitranda dia tsy hafaka misaina matetika fa ny reflexe no ampiasaina
17. RAR.DAGO
(
13/11/2010 05:28)
niryna:
-
- Ny fiangonana no manararaotra an'io fahalemena io voalohanyomeo porofo kely hoe azafady fa toa mitompo teny fatratra izato hianao ?
- Ny TOKONY ho asan'ny mpitory teny dia ny manaza ny fampianarana ao anaty Baiboly. Ataoko angamba fa tsy lavintsika izay.
- Raha mijery @ fo tsy miangatra ianao, indrindra fa @ isika gasy, dia ao anatin'ny toe-tsaina sy ny fitaizana kristianina ny resaka FATAHORANA an'Atra. Adino tanteraka ilay resaka fitiavana sy fanajàna fa TAHOTRA no ventesina mba tsy ho any @ afobe, voasazy, sns.
- Dia @ fomba ahoana ry Nyrina no hanabeazanao ny zanakao raha tahotra no hifandraisana fa tsy fitiavana sy fifanjàna? Na alaivo an-tsaina hoe mpivady dia manambana ny hilako foana i Baina raha vao tsy soumise tsara rafotsy?
- Dia hoy ianao hoe tsy manao izany ve ny fiangonana? Dia ho tantaraiko anao ny tantarako manokana (fa rehefa nanadiady aho dia maro be kay ny olona voa ohatr'ahy). Rehefa andeha anao batisa an-janako farany aho t@ 2003 tao Ambatovinaky dia hoy ilay pasitera tsy vanona tao t@ izay : ianareo tsy hita mihitsy isak'alahady ka izao vao hoe batisa batisa. Vonto ny foko ary saika hitomany mihitsy aho satria tao no fiangonana nitaizàna aho sy fiangonan-drazako, nefa pasitera kely tsy misy fotony ary no miseho manilika aho sy ny zanako. Ary raha tsy teo ny vadiko dia zava-doza no mety ho vitako satria tonga t@ limite-ko ary hatezerana sisa no tao amiko fa tsy nisy fisainana intsony.
Nanomboka t@ izay aho no niverina namaky baiboly ary niala tsy ho kristianina intsony satria tsy mendrika ny hanabe, ny olona manavaka toy izany nefa dia izany sisa izao ny fiangonana eto amintsika.
Raha mila porofo ianao dia mankanisa any @ izay fiangonana mbola tsy nandoavanao rakitra mihitsy dia manontania hoe mba te hanao fanamasinana ao ianao : na batisa, na fanambadiana na fandevenana. Ho hitanao fa roaka alika ny valiny.
Izany ve no hoe mpanabe ara-panahy?
Rehefa avy eo ny FJKM vidian'i R8 vola dia lasa manao politika sy manohana azy fa tsy mijery na modia tsy mijery ny adalàny satria mahazo fafiny ry Rasendrahasina! Ka isika eto matetika miresaka fanovàna toe-tsain'ny vahoaka, sao dia mba tokony hijery fitaratra aloha ireo milaza azy fa ray aman-dreny ara-panahy sy mpanaraka azy vao miloa-bava?
Izany no mahatonga olona betsaka tsy te hierika FIANGONANA intsony satria lasa mivoana ny resaka.
Ary miala tsiny aminao aho ry Nyrina raha mitsikera fa azo amarinina daholo ireo zavatra lazaiko ireo.
Tsy sanatria hanozongozona ny finoanao no tanjoko fa hilaza fotsiny hoe tsy mety mihitsy ny ataon'ny fiangonana @ ity fitiavana fahefana be loatra ity indrindra moa ny eto Dago, izao taimboraka rehetra izao milaza azy ho Pasitera daholo!
18. andrywui
(
13/11/2010 10:02)
AZA NY FIANGONANA NO OMPAINA RY ZALAH REFA TSY TE HIVAVAKA TSONY FA MIJANONA FOTSINY DE AMPY A .... EO LISANY NO ENTIMPO BE EO AMIN'ITY RESAKA POLITIKA AO AM TANANA ITY DE NY FIANGONANA NO ITENENANA RATSY !!! AZOKO TSARA ANIE LE ANTONY EE
19. lagoon
(
13/11/2010 21:41)
marina ny an'i RAR,ary mbola tsy tena ny zavatra marikoriko mitranga ao @ biraom-piangonana aza no resahina eto.
mety diakona angamba i andrywui ka matahotra sao mivoaka eto daholo ny secrets.
ONLY GOD,NO RELIGION
mety diakona angamba i andrywui ka matahotra sao mivoaka eto daholo ny secrets.
ONLY GOD,NO RELIGION
20. RAR.DAGO
(
14/11/2010 00:07)
andrywui:
AZA NY FIANGONANA NO OMPAINA RY ZALAH REFA TSY TE HIVAVAKA TSONY FA MIJANONA FOTSINY DE AMPY A .... EO LISANY NO ENTIMPO BE EO AMIN'ITY RESAKA POLITIKA AO AM TANANA ITY DE NY FIANGONANA NO ITENENANA RATSY !!! AZOKO TSARA ANIE LE ANTONY EE
Tsy ompa izany Andrywui fa ny MARINA ary ny MARINA FOTSINY. Misy zavatra diso ve izay lazaiko teo na iray aza?