Ramasindahy Paoly taonjato aotra .

1. AndriambyII ( 18/11/2010 22:33)
Ny toerany sy ny fahamasinany ho an' ny Xana kato .Raha nankasitraka ny tsy famorana ny zazalahy menavava , nety nandika lalàna masina ve izy ?
novalian'i niryna ny 12/12/2010 03:27
2. salut ( 20/11/2010 15:27)
Inona ilay lalana masina voalazanao fa tokony hodikainy? Moa mbola misy lalana hafa mifehy ny kristiana akoatran'izay nomen'i Jesoa ve (na ho an'i paoly io na ho an'ny kristiana ankehitrny)?
3. niryna ( 20/11/2010 16:33)

AndriambyII:

Ny toerany sy ny fahamasinany ho an' ny Xana kato .Raha nankasitraka ny tsy famorana ny zazalahy menavava , nety nandika lalàna masina ve izy ?
tena tsy mazava amiko ilay izy fa mba velabelaro ny hevitra tianao resahina e
4. AndriambyII ( 21/11/2010 07:43)
Ny @ resaka famorana no tiako asian-teny .I jesosy dia nilaza fa fatotra mandrakizay ho an' ireo voafora aminy izany , ary ahoana ireo mpanaradia an' i Saint paul izay nankato ny tsy famorana t@ andron' i Jesosy ? marihiko fa t@ io koa no antony iray nisarahan' ny xana ka nahatonga ny fizarazarana , lasa protestant , orthodoxe , katolika , ...
5. salut ( 21/11/2010 19:13)

Aleo lazaina hoe: tsy mazava izay zavatra lazainao aloha satria raha ny fahalalako azy dia tsy misy mifanaraka amin'ny zavatra tena izy.
6. AndriambyII ( 21/11/2010 20:20)

salut:

Zavatra marina tsy mifanaraka @ eritreritry ny be sy ny maro angamba , nefa rehefa nanao famotopotorana aho dia hitako fa tena mety ho izany no nitranga .
Le "pidyon ha-ben "na lazaina hoe "rachat ceremonial de la circoncision" dia manamarina izany , le circoncis scelle est confirme son alliance à Dieu ,le pidyon ha-ben sera à perpétuité dans sa chair .du 8 éme jour jusqu' au 30 ième de la naissance.
49 ap JC , le christianisme s'ecarta de la synagogue sous l' influence de Saint Paul , rénoncant à la circoncision et recrute les paiens ?
Lalàna masina izany , ary izay no nahatonga ahy hametra- panontaniana .
7. salut ( 22/11/2010 07:50)
Ny faneken'i Paoly ny fidiran'ireo tsy voafora ho anisan'ny Fiangonana dia tsy midika fa nanda ny famorana izy, saingy milaza mazava kosa fa tsy ny famorana no mampiray amin'Andriamanitra fa ny Finoana sy ny Fitiavana an'Andriamanitra sy ny hafa.
I Jesoa raha naniraka ny mpianany sy ny apostoly dia tsy nilaza mihitsy hoe: "Mandehana ianareo ary foray ny olona rehetra...". Fa hoy izy: "koa mandehana hianareo, mampianara ny firenena rehetra, manaova batemy azy amin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina" (Mt 28, 19).

Hoy ianao hoe: "raha ny fandinihako azy, dia mety...." midika izany fa tsy izay no izy, satria ny anao fandinihana ihany, fa tsy araka ny zava-misy sy ny zava-nisy.

Ny fisarahanan'ny Fiangonana kristiana dia dia tsy nisy nidiran'ny resaka famorana na kely aza. Afaka mijery ireo tahirin-tsoratra maro momba an'izany ianao.
8. AndriambyII ( 22/11/2010 09:31)
Soratra avy t@ baiboly ity (Mt 28, 19 ) ity ary raha tsy diso aho dia efa nisy nanova impolo kely ny tena heviny , en décalage tanteraka raha ny testamenta vaovao no nangalanao azy ra Salut , en contradictoire t@ jesosy izany izy( Paoly ) ny momba io resaka io .
Ny resaka tahirintsoratra aloha dia mbola hikaroka ny vatabe fitahirizana izany hitadiavana ny tena niandohan' ny fisaraham-bazana teo @ samy xana.
9. salut ( 22/11/2010 10:40)
AndriambyII:

Soratra avy t@ baiboly ity (Mt 28, 19 ) ity ary raha tsy diso aho dia efa nisy nanova impolo kely ny tena heviny , en décalage tanteraka raha ny testamenta vaovao no nangalanao azy ra Salut , en contradictoire t@ jesosy izany izy( Paoly ) ny momba io resaka io .

Raha ny tena hevitr'io izany dia ahoana satria ianao matoa milaza hoe: efa niova efa im-polo ny heviny? Matoa ianao milaza fa niova ny heviny dia midika izany fa mahalala ny tena heviny ianao. Mihaino anao andremato!

I Paoly dia tsy nanohitra an'i Jesoa araka ny filazanao, fa nanohy izay efa natombiny. raha nanaiky ireo tsy voafor izy, dia manasongadina fa tsy ny famorana no maha-kristiana fa ny Batemy (ny Finoana an'Andriamanitra Ray-Zanaka-Fanahy Masina).

AndriambyII:
Ny resaka tahirintsoratra aloha dia mbola hikaroka ny vatabe fitahirizana izany hitadiavana ny tena niandohan' ny fisaraham-bazana teo @ samy xana.

Tsy fisaraham-bazana araka ny filazanao azy no izy, satria raha fisaraham-bazana dia tsy ho nisy firaisana intsony teo amin'izy ireo. Ankehitriny anefa dia mbola hita fa misy izay iraisan'ireo fiangonana ireo, ary mbola misy koa izay Mampiray azy. IRAY ny fiangonana kristiana raha izany na dia eo aza ny fahasamihafana.

manaraka an'izay: ianao ihany dia efa mandiso ny zavatra voalazanao satria ianao mbola hikaroka anefa efa milaza sahady izay vokatry ny fikarohanao. Ataovy aloha ny fikarohana izay vao milaza hoe zao sy zao fa manjary miteniteny foana.
10. vonynive ( 24/11/2010 07:42)
miarahaba antsika,
misy ifandraisany lehibe @ testamenta taloha sy ny vaovao ny resaka famorana
ny famoranan'ny nofo (lalàna) dia tandidondon'ny famoran'ny fo (fahasoavana)
Tsinontsinona ny famorana, ary tsinontsinona ny tsi-famorana; fa ny mitandrina ny didin'Andriamanitra no izy.KORINTIANA VOALOHANY 7 19 - 19
Fa tsy izay araka ny miseho no Jiosy, ary tsy izay miseho eo amin'ny nofo no famorana;ROMANA 2 28 - 28
fa izay araka ny miafina no Jiosy, ary ny famorana dia amin'ny fo, amin'ny fanahy, fa tsy amin'ny soratra; ny fiderana ireny tsy avy amin'ny olona, fa avy amin'Andriamanitra.ROMANA 2 29 - 29

11. niryna ( 12/12/2010 03:27)

salut:

Ny faneken'i Paoly ny fidiran'ireo tsy voafora ho anisan'ny Fiangonana dia tsy midika fa nanda ny famorana izy, saingy milaza mazava kosa fa tsy ny famorana no mampiray amin'Andriamanitra fa ny Finoana sy ny Fitiavana an'Andriamanitra sy ny hafa.
mazava be
Ny finoana no mahavonjy antsika ary ny finoana an'i kristy izany

I Jesoa raha naniraka ny mpianany sy ny apostoly dia tsy nilaza mihitsy hoe: "Mandehana ianareo ary foray ny olona rehetra...".
nataoko ny tsy hihomehy fa e,e

Fa hoy izy: "koa mandehana hianareo, mampianara ny firenena rehetra, manaova batemy azy amin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina" (Mt 28, 19).
izay indrindra

Hoy ianao hoe: "raha ny fandinihako azy, dia mety...." midika izany fa tsy izay no izy, satria ny anao fandinihana ihany, fa tsy araka ny zava-misy sy ny zava-nisy.
izay angamba no nahatonga azy niteny hoer mety ,mbola tsy marimpototra ilay izy fa fandinihina ihany fotsiny,misaotra na izany aza nizara e

Ny fisarahanan'ny Fiangonana kristiana dia dia tsy nisy nidiran'ny resaka famorana na kely aza. Afaka mijery ireo tahirin-tsoratra maro momba an'izany ianao.
mitovy fijery aminao koa aho
Taloha tsy nahazo namaky baiboly ny olona ka izay nolazain'ireo nitondra dia nohekena avokoa,rehefa tonga kosa Lutther izay tao anatiny tao ihany koa izy dia namakafaka ny baiboly ary nahita fa nivoana na nivoaka ny teny izay nolazain'ny baiboly ny zavatra nataon'ireo nilaza fa nahay ny tenin'Atra: toy ny fividianana ny famelankeloka,ny fandehanana any amin'ny toerana hafa rehefa maty (purgatory,, izay tsy misy sy tsy mitombona )saingy efa izay moa no nampianarana ny hafa dia izay ihany no fantany sy heverina fa marina.Atra anefa mahafantatra ny ao ampon'ny tsirairay izay tena manankina ny fiainany aminy ary izay mino ny Zanany tokoa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0948