mamela ny helokay...

1. fijo ( 24/09/2010 19:15)
rehefa mivavaka ny mpino kristianina,dia midedaka ery miteny hoe"mamela ny helokay,tahaka ny namelanay izay meloka taminay....."mijery an'i Odon sy ramino paul nefa ho,di amanontany tena hoe,ireto mpitarika aza toa tsy mahalala akory ny dikan'izay lazainy,ka akory izany ny tarihina???
novalian'i fijo ny 06/10/2010 21:44
2. zama91 ( 24/09/2010 20:51)
Ka io rafijo tonga @ le fiteny taloha hoe miangona alahady dia mangalatra akoho alatsinainy,izao indray miangona alahady dia mangalatra akoho alahady,tsy le mivavaka no ratsy fa le olona mihitsy
3. fafane ( 24/09/2010 21:37)
Mamela ny helokay, ka lay izy mila ny isambatan'olona mintsy no miezka manao lay sitrapon'Andriamanitra fa tsy faly fona hifona lava, fa lay fahotana refa tsytinao de manampy anao ny Tompo miala aminy, fa matoa mbola tsy afaka sy miverina fona de mbola tian zay, tsy zavatra mora ny fanatantarahana ny sitrapon'Andriamanitra fa mila fandavantena sy fananganana lalantena manokana mintsy ary tsy afa-misaraka @zany ny vavaka,
4. ikaretsaka ( 24/09/2010 22:43)

fijo:

rehefa mivavaka ny mpino kristianina,dia midedaka ery miteny hoe"mamela ny helokay,tahaka ny namelanay izay meloka taminay....."mijery an'i Odon sy ramino paul nefa ho,di amanontany tena hoe,ireto mpitarika aza toa tsy mahalala akory ny dikan'izay lazainy,ka akory izany ny tarihina???

aza tsaraina ivelany ny olona... dia izay foana ilay lazaiko an'ialahy ra fijo hoe tsy heo satria nisy nanao ny nifanohitra @ noheritreretin'ialahy na nisy zavatra na tranga nifanohitra @ nanampoizan'ialahy azy ny fisehony dia fahotana sy heloka izay
5. ouioui ( 24/09/2010 22:55)
ika:

aza tsaraina ivelany ny olona... dia izay foana ilay lazaiko an'ialahy ra fijo hoe tsy heo satria nisy nanao ny nifanohitra @ noheritreretin'ialahy na nisy zavatra na tranga nifanohitra @ nanampoizan'ialahy azy ny fisehony dia fahotana sy heloka izay

Fantatr'elah ve aloha le Odon sa ahoana bainn a?? lasa miteniteny foana mantsy elah raha tsy mahalala tsara an"io olona io, efa fantar'ny bandy rehetra mpiresaka politika io bainn a, fantatr'i fijo tsara io fa tsy hoe fitsarana ivelany no resehany fa ny asany sy ny teti-dratsiny [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Zen/zen.gif[/IMG]
6. ikaretsaka ( 25/09/2010 01:06)

ouioui:

angaha @ sehatra politika ihany no maha Odon an'i Odon moa?
7. ouioui ( 25/09/2010 07:37)
Aza tsaraina ivelany ozy elah mantsy an'i fijo, tsy ivelany mihitsy io bainn a, na ny mpiangona tao @ lery tao aza milaza fa tsy mendrika mihitsy ingahy io , ary raha resaka nataony hoe mpanelanelana ara-politika dia aoka fotsiny , tsy hain'elah tsara hoa le tantara fa ny an'elah satria kato le tary de avy miaro ambokony fotsiny zao , aminay leity refa tsy mety de tsy mety a, na iza io na iza [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Messages/ZB_SOR%7E1.GIF[/IMG]
8. mirananirina ( 27/09/2010 12:49)
Ka izay tsinona ilay fivavahana na tsianjery tsy maintsy harahina.Na mamela heloka na tsia dia tahaka ny namelanay izay meloka taminay.
9. cyril ( 27/09/2010 17:10)
salut mirana !!

ndry ve mahafantatra an'ilay sipakely hoe "ngaila" miseho fetsifetsy iny ry mirana ?? mpetraka any amn 95 any koa manko ikala "ngaila" iny ka sao de mba hainao ! ... tokony hanoratra eo ambaninao eo mihitsy manko izy zao fa nahagaga angamba mbola niavela na sondriantory any ho any ! ...
10. milamm ( 27/09/2010 18:00)
ny fahazahoako an'io manokana dia tsotra, na kristiana na tsia na mino na tsia dia samy mpanota na odon na i paoly n'iza2 dia samy mpanota satria teraka tao anatiny ota, na ny fitenin-drazana aza milaza fa miloloha lanitra ka tsy maintsy lena na mpitarika na tarihana raha famelana no resahina izany dia manomboka @ tena kalo le izy ,izany hoe manome kalo vao mangataka
11. Miharena ( 28/09/2010 07:46)
Fijo:

rehefa mivavaka ny mpino kristianina,dia midedaka ery miteny hoe"mamela ny helokay,tahaka ny namelanay izay meloka taminay....."mijery an'i Odon sy ramino paul nefa ho,di amanontany tena hoe,ireto mpitarika aza toa tsy mahalala akory ny dikan'izay lazainy,ka akory izany ny tarihina???

Fantatrao ve Fijo aloha, alohan'ny hametrahana ity fanontaniana ity hoe: iza ny olona meloka tamin'i Odon sy Ramino Paul tsy navelany?
12. fijo ( 28/09/2010 20:13)
ny zavatra nataony no maha tonga ahy hanontany tena ry ika.tsy i odn irery fa ny pasitera sasany koa.
ary marina ,fa ny mpino tao aminy aza efa "nitsara "azy ,ary efa nangataka ny hiaona taminy noho ireo fihetsiny heverina,fa tsy mifanaraka amin'ny tokony hisy azy,nefa moa nolaviny tsotra izao.
sa ve sarahina,ka hoe hafa i odon mpitary bavaka sy odon manao politika??????zany hoe olona marina izy raha mitory,fa tsy azo hafangaro aminy rehefa tsy manatanteraka ny notoriany izy???eo le mampametraka olana?
13. ikaretsaka ( 28/09/2010 22:34)
dia vao maika mampitombila ilay lojika anie letsy io, raisiko ohatra fotsiny ny cas an la ohatra!
@ le olona "mpivavaka" (ataoko guillemets tsara mihitsy) dia bandy ratsy hono ialahy fa ialahy manohitra ny ataony na @ filaza na fihetsika.. mendrika "homboina" hono, devoly hono ... ets ets...

nefa rehefa tena dinihina tsara @ maha ialahy an'ialahy nefa de betsaka ny azo hitarafana tsy ratsy mihitsy ialahy au fond e.. ialahy tsy mamono olona (mety namono ihany ialahy au propre comme au figure fa betsaka ny navotan la nohon'ny nalentik'ialahy) .. tsy manimba ny fiaraha monina sns... sy mitondra ny hevitr'ialahy araka ny eken'ny konsiansin'ialahy hoe mety..
dia toy izany koa ry zalahy ireny
14. Hinagasy ( 28/09/2010 23:24)
Angaha moa ny ataon'ny mpitondra ilay fivavahana no maha ratsy na tsia ilay fivavahana! tsy ireny tsinona ilay hivavahana, mpitarika fotsiny ary olombelona tahaka ny rehetra ihany izy ary mety diso.

Fa ny ahy fotsiny rehefa ratsy dia ratsy e!!! marina hoe tsy ny lafiny itsy ihany no jerena na itsy fa tokony ny maha olona tanteraka azy, kanefa amiko izany ohatra ny toa hanarotsaromana ilay ratsy ataon'ilay olona fotsiny.
15. Miharena ( 29/09/2010 06:31)
Ny tena izy dia ny fijerin'ny olona mitsara olon-kafa no mety tsy mahitsy ao anatiny ao satria mihevitra izy fa tokony ho izao sy izao no ataon-dRanona nefa toa lasa izatsy no nataony, fa tsy hitany ny hoe inona no antony nanaovany izany? Izay ilay hoe jerena tsara ny fotony tsy hanendrikendrehana (indrindra moa ity atao safo bemantsina ity hoe rehefa izao no ataon'ny mpitarika dia izany daholo izany ny sain'ny tarihina!).
16. ouioui ( 29/09/2010 13:59)
miharena:

Izay ilay hoe jerena tsara ny fotony tsy hanendrikendrehana (indrindra moa ity atao safo bemantsina ity hoe rehefa izao no ataon'ny mpitarika dia izany daholo izany ny sain'ny tarihina!).

Tsy hain'elah marina le Odon ry bainn a, jereo any fa tsy hanoro an'elah lava eto ny tary, misy tatitra mazava tsara nataon'io rangahy io , mikasika ny resaka R8 sy Rajou t@ ireny fanelanelanana "neutre" nataony ireny fa tsy hisy fika ho an'i Le8 no efa ao an-dohany vao manomboka ka hatramin'izao

Ny resak'ika aloha de mihondikodina hoatran'ny mahazatra ihany , ny tena fanontaniana tsy valiana fa hors sujet lava [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
Ary naotany ny finoako elah ry miharena , fa zah hoa mantsy an'elah tsy mino fa ny fanontaniako tsy novalian'elah ???inona koa hoa ary ny finoan'elah???
17. ikaretsaka ( 29/09/2010 15:15)
inona no mihodikodina amin'izany lety / mazava be izany ialahy izao no misangojy eo fa ny ahy mazava tsara ny points ko

1) tsy tsaraina ivelany ny olona
2) tsy hoe rehefa tsy mitovy hevitra na manana fijery hafa nohon'ny anao dia ratsy sy devoly

dia jereo fa mihodina manodidina ireo points ireo daholo na ny valitenin'i miharena na ny an'i hinagasy, na ny namelabelarako azy @ ohatra samihafa...

18. fijo ( 29/09/2010 20:25)
za tsy manda hoe nisy soa vitany.ekeko izany,ary raha nanohan aandrajoelina lery tamin'ireny fotoana ireny"izy sy ireo mpitandrina hafa protes"dia tsy homena tsiny,satria tsy azo nafenina koa ny tsy nety nataon dravalo.ny mahalasa ny saiko dia ity.
hainy ny nampakapeo tamin'ireny tsy nety vitan dravalo ireny.
nahoana izy ,no moana ,amin'izao fotoana izao??????eo le olana.
ary moa ve manatanteraka ilay vavaka fanaonyhoe "mamela nyhelokay tahaka ny namelanay izay nanao ny tsy mety taminay"ve izy?satsianjery fotsiny io hoan'izay te hino izany?
19. ouioui ( 30/09/2010 00:47)
fijo:

.ny mahalasa ny saiko dia ity.
hainy ny nampakapeo tamin'ireny tsy nety vitan dravalo ireny.
nahoana izy ,no moana ,amin'izao fotoana izao??????eo le olana.

Tsy dia araky ry zalahy loatra leisy le rafijo a, ny an-dry zalahy le ilany @ resaka fivavahana fotsiny no hitaritany le dinika , ilay ilany t@ resaka politika nataon'i Odon tsy arany de lasa mandray vilana hoatran'ika
ika:

1) tsy tsaraina ivelany ny olona
2) tsy hoe rehefa tsy mitovy hevitra na manana fijery hafa nohon'ny anao dia ratsy sy devoly

Elah no nanatsoaka hevitra bontolo hoatran'io fa tsisy bandy neteny an'io teo bainn a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/crazy2.gif[/IMG]
20. fijo ( 30/09/2010 21:42)
ie.i odon sy ramino paul ary ireo pitarika hafa no resahina eto,fa tsy odon irery.
ary aminn'y maha olona azy no resahina,ka tsy sarahina hoe le asany rehefa any ampiangonana hafa le ataony atsy ambadika hafa.satria hiara hiaiky amiko ianareo,fa rah amisy mpitsara milaza fa ratsy ny mangalatra,nefa avy eo izy mivelona amin'ny halatra,ho hafahafa ihany no hanasarahana ny ataony rehefa eo ampitsarana,sy le any an tokantrano.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0954