pierre dufour

1. fijo ( 28/09/2010 20:04)
nijery fandaharana momba ny fitsarana iray aho,dia ny aferan'io pretra io no sendra tao.ingahy io,dia pretra amina tanana kely eto frantsa,ary efa ho 30 taona mahery no naha pretra azy tao.
tany amin'ny taona 1977 tany,dia nisy ankizy ,nitory azy fa nanaovany toetra tsy vanona."tsy io no tena resako eto,fa efa maro ny dinika teto momba an'io"

rehefa nametraka fitoriana nefa ny ray amandrenin'io ankizy io(tany aminn'y zandary sy ny lehiben'ingahy dufour)dia samy nanakona ilay raharaha ireo,fa notsorina hoe olomanana ny maha izy azy io,ka ilay tanora no mandainga.(namonotena moa ny niafaran'ilay tovolahy io)
taty aoriana,nisy SDF,indray nitaraina,ka teo vao nisy zandary nihetsika,fa ilay lehibe arapinoana kosa,vao niha nampakatra grady azy.
saingy ilay zandary mba nanomboka nanao fanadihadiana,dia notsivalanann'y lehibeny,ka nangiana.

di anitranga ko any raharah ahafa,ary teo vao niova ny mpitsara mpanoa famotorana tao amin'ilay tanana,ka nanokatra ny famotorana ity pretra.

marihina fa isann'y olona niharann'y fametavetana tao koa ,ny pretra tanora iray,tso amin'ilay tanana ary isan'ireo mpitory.

ny tiako hiaviana,dia ity.

efa migadra izao io pretra io,nefa di ambola maro ny mponina tsy mino fa nahavita izany izy????ilay finoan ave no maha jamba sa inona?

nahoana ny lehibeany sy ny mpitandro ny filaminan a,nonihezaka nanafia ny zavatra nisy????sa amin'ny maha pretra azy fotsiny?????sa ny finoana ihany koa?????

raha ny hoe maha pretra azy,nisy pretra koa isan'ireo niharan'izany ary nanao vavolombelona,ka naninona io no tsy najaina teny,nefa samy pretra?????

ity finoana ity ve ,mahatakona ny atao rehetra???
novalian'i fijo ny 06/10/2010 21:30
2. ikaretsaka ( 28/09/2010 22:22)
Ny an'ialahy aza letsy efa nigadra ... fa ity vo zistoire be taty aminay vao tsy ampy herinandro izay

jereo ato
ny teny grika
3. Hinagasy ( 28/09/2010 22:42)
Ny valiny amiko , dia taloha nanana ny lanjany be dia be teo amin'ny fiaraha monina tany ny eglizy (eglizy katolika eto no resahiko) tsy tany Frantsa irery fa tany amin'ireo tany azo tao hoe katolika (Québec etc...), any ka tsy maty manota tamin'izany ny pretra ngezangeza izay manao ratsy.
Nisy ny tahotra ny lanjan'ny pretra teo amin'ny fiaraha monina fa misy koa ny vonton'ny finoana loatra . Fa izao efa mihena ilay lanjan'ny eglizy eo amin'ny fiaraha-monina any dia afaka azo henjehina ireny pretra manao ratsy ireny.
Heveriko fa mitovy ihany any amin'ny tany rehetra izay manana religion dominante, raha mbola matanjaka be ao amin'ilay tany ilay religion dia sarotra ny manenjika ny mpitondra fivavahana manao ratsy. Eo ny tahotra, fa eo koa ny olona tsy afaka hieritreritra mihitsy hoe hahavita izany ny mpitondra fivavahany.
4. Hinagasy ( 28/09/2010 22:45)
Io ohatran'ny mpanao politika ihany raha mbola ny parti- any no eo amin'ny fitondrana dia matanjaka be izy, sarotra ny manenjika azy satria ao amin'ny rafitra be ny hiaro azy, tsy ny any amintsika irery io fa erantany, dia tahaka izany koa amiko ito raharaha ito!.
5. ikaretsaka ( 28/09/2010 22:58)
ho an'ny madinika kely koa de resaka ignorance io na natao tsy fantany ny tena ao ambadiky ny haute sphere
6. Miharena ( 29/09/2010 05:45)
Fijo:

ity finoana ity ve ,mahatakona ny atao rehetra?


Ity fanontaniana famehezana ity no tiako hisarihana ny saina. Ny finoana tsy mahatakona na inona na inona fa manaboraka ny zava-drehetra rehefa tena mino ny olona fa tsy minomino foana. Ireo olona nandainga na niampanga lainga dia tsy mpino fa mpanarona.

Koa tsy hita izany izay hidiran'ny finoana amin'ny zava-mitranga fa resaka mpino (sinsère) sy mpinomino foana (tsy sincère) ny resaka eto matoa misy ny fitrangan-javatra toy izao.
7. ouioui ( 29/09/2010 13:32)
fijo:

ty finoana ity ve ,mahatakona ny atao rehetra???

http://www.bu2z.com/video/luiz-marques-barbosa-pretre-pedophile.html
Nihanjahanja ary nandeha t@ haino aman-jery izao zavatra izao vao nidaboka ingahy pretra pedophile teto [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/M%E9chant/amort.gif[/IMG]

8. ouioui ( 29/09/2010 13:40)
fijo:

mbola maro ny mponina tsy mino fa nahavita izany izy????ilay finoan ave no maha jamba sa inona?

Mbola ezahin'ny vatikano afenimpenina hoatran'io ohatra voalazan'ny fijo io ihany koa ny zava-miseho ato, hatramin'ny gazety manao investigation aza rahonan-dry zalahy
http://www.lemonde.fr/societe/article/2010/04/02/le-scandale-des-pretres-pedophiles-met-la-communication-vaticane-a-l-epreuve_1327570_3224.html
9. ikaretsaka ( 29/09/2010 15:09)

ouioui:


Mbola ezahin'ny vatikano afenimpenina hoatran'io ohatra voalazan'ny fijo io ihany koa ny zava-miseho ato, hatramin'ny gazety manao investigation aza rahonan-dry zalahy
http://www.lemonde.fr/societe/article/2010/04/02/le-scandale-des-pretres-pedophiles-met-la-communication-vaticane-a-l-epreuve_1327570_3224.html


tsy i vatikano ihany no manafina an;io fa naiza naiza.. ny an'ny sasany aza tsy atao tonga any @ foibe akory...ity mba tonga sy nigadra
10. ouioui ( 29/09/2010 15:10)
Raha tsy mahoraka dia afindra toerana fotsiny , hoatran'ny ity resaka futur papa t@ izay http://www.arretsurimages.net/vite.php?id=7618 [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Surpris/3d-surpris-non.gif[/IMG]
11. ikaretsaka ( 29/09/2010 15:30)

"t@ izay"


ary ny pasitera hatramin'izao hoa toa odian'i ouioui fanina e? ahoana izao le Megachurch ao Atlanta io?
12. fijo ( 29/09/2010 20:14)
ianareo laozanareo miady hevitra le izy migadra sy ny tsia,tsy any ny resaka,fa le vahoaka sy ny ambaratonga minia tsy mahita na tsy mino izay zavatra nisy no mahalasa ny saiko.ary izay no mahatonga ahy hanontany hoe le finoana ve no mahatakona izany sa finihavana hanitrika fotsiny.
raha ny vatikano no manafina,dia mety hoe ,natao mba tsy hanaratsy laza ny fiangonana izany.nefa tsy vao mih amanimba ny lazany ve ny fanafenana ilay tranga????
ary ireto "mpino"mbola manohana foana ary tsy mety mino ,fa nahavita izany ity rangahy ity???eto mety efa le finoana mihitsy no mahajmba azy.io no ten amandreraka ny saiko.
13. ouioui ( 30/09/2010 00:33)
ika:

ary ny pasitera hatramin'izao hoa toa odian'i ouioui fanina e? ahoana izao le Megachurch ao Atlanta io?

Fa elah ve leity pahina a!!! efa impiry impiry zah no milaza eto fa hoe na iza na iza hoa rehefa manao ny tsy mety , indrindra fa ireto miseho mitarika mpivavaka ireto dia helohina, ary impiry izaho ny nanontany an'elah hoe ary leity hoa tsy mbola henoko nanameloka ny pretra pedophiles fa mitady fialana bala fotiny hoe satria ny pasy koa nanao , tssss, hoatran'ny ankizy kely manamarin-tena zany elah bainn a[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Surpris/o_stupid.gif[/IMG]
14. ouioui ( 30/09/2010 00:40)
fijo:

raha ny vatikano no manafina,dia mety hoe ,natao mba tsy hanaratsy laza ny fiangonana izany.nefa tsy vao mih amanimba ny lazany ve ny fanafenana ilay tranga????
ary ireto "mpino"mbola manohana foana ary tsy mety mino ,fa nahavita izany ity rangahy ity???eto mety efa le finoana mihitsy no mahajmba azy.io no ten amandreraka ny saiko

Mazava loatra ny resak'elah , nisy tamin-dry zalahy , tsy haiko iny na trahery na ika no namoaka ny arguments-ny hoe henjehina hono satria marina, de nony nolaziko koa fa lisny manenjika TJ zany de zany koa de nilentika tany le resaka, iray izay

Faharoa manarak'izay, de tsisy ohatra akaiky fa ika de hotran'ny jamba zany eto @ famaliany , i anona koa nanao de mba nanao izahay , tsy ny manameloka no aroso aloha fa le fiarovana be fahatany satria kato ny tenany de zay resaka pedophilie hita @ kato de lazaina fa hoe ny pasy atsy koa manao, ié de afenimpenina sy atao mody tsy hita daholo izao porofo mitohaka an-tenda rehetra izao
Ny alika hono jamban'ny taolana fa ny fivavahana sy ny finoana tony koa tena rongon'olona mpinohino koa raha izao marina klé [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
15. rpetit ( 30/09/2010 05:49)
raha misy manana na mahita ilay film DVD somary lava ilay izy de mba mijere
nb : ny film tsy mba ataotaofoana fa misy antony dia ity ary ny titre le film

LES OISEAUX SE CACHENT POUR MOURRIR
(tsara ilay izy ary tena mampientanentana ahazoana lesona be )
16. soanja ( 30/09/2010 12:26)
Hoy i Fijo hoe mahatakona ny izay atao rehetra koa ve ny finoana?

Valiny dia ENY. Fisaka ny fahamarinana raha ny fahitako azy momban'ny finoana. Ny mifanila amin'io finoana io ka manify dia ny dogma sy politika.

Betsaka ny olona no mahazo tombotsoa manokana nohon'ny fampiharany ny finoany na ny hoe fidirana ho isan'ny mpino ny finoana iray. Lasa zatra ny sain'olombelona ary tonga tokoa amin'ilay filazanao hoe TSY MANDINIKA SY MAMAKAFAKA INTSONY fa io ara ny azo atao hoe " minomino foana." Betsaka ny olona tafiditra ao anaty fanarahana finoana iray dia manadino ny mampihatra ny tena fitakian'ny Finoany na nanary "focus" satria betsaka loatra ny fakam-panahy mihelo manodidina ilay zavatra ataon'ny saina, ka tsy mahatanty ny vatana satria osa. Betsaka ny mahalala fa tsy mety ny ataony saingy tsy voatohitry fanahy ny vatana. Ary farany dia aoka koa ny system mipetraka eo amin'ny fiaraha-monina izay manome vahana ny fanaovan-dratsy satria araka ny mazava dia isika olombelona dia betsaka ny manao tsinotsinona ny maha-olom-panahy antsika fa ny maha-olombelona sy ny voninahitra aloha no mandeha aloha, eny fa na dia ny resaka finoana aza no votoatin'ilay toerana misy azy.

17. soanja ( 30/09/2010 12:29)
Saika tsy voavaliko hoe " Vontom-pinoana ilay olona ny olona ka manadino fa tsy io akory no Andriamanitra ka tsy hanao hadisoana." Afangaron'ny olona izany ny zavatra inoany sy toetran'ny fiainantsika.
18. mirananirina ( 30/09/2010 14:23)

fa le vahoaka sy ny ambaratonga minia tsy mahita na tsy mino izay zavatra nisy no mahalasa ny saiko.ary izay no mahatonga ahy hanontany hoe le finoana ve no mahatakona izany sa finihavana hanitrika fotsiny


Ka mahagaga tokoa anie ry fijo,ny hita maso tsy hinoana sy haratsiana,fa ny tsy hita na tsy fantatra..tena andriandraina fatratra na eo @ finoana na eo @ fiainana andavanandro.
19. ouioui ( 30/09/2010 14:35)
Miombon-kevitra @ mirana [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/0020.gif[/IMG]
20. fijo ( 30/09/2010 21:31)
io voalazan'i mirana sy soanja io ,no tena tsikaritro amin'ny mpino maro."mino ny tsy itany izy,nefa manda ny mibaribary.ary takon'ny finoany olona ka manadino,fa iraka fotsiny,ka mety ho diso"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1786