Andravoahangy Fivavahana
41. fijo
(
15/10/2010 20:09)
ilay jeso anamangy io ve mitovy tarehy amin'ilay jesoa ita eraky ny sary lazain afa masina????
42. niryna
(
16/10/2010 03:22)
fijo:odrryy anjekaky o ,inona indray re ity e HS be ilay izy
ilay jeso anamangy io ve mitovy tarehy amin'ilay jesoa ita eraky ny sary lazain afa masina????
43. niryna
(
16/10/2010 03:22)
fijo:odrryy anjekaky o ,inona indray re ity e HS be ilay izy
ilay jeso anamangy io ve mitovy tarehy amin'ilay jesoa ita eraky ny sary lazain afa masina????
44. niryna
(
16/10/2010 03:28)
fijo:inona indray re ity ry fijo e
ilay jeso anamangy io ve mitovy tarehy amin'ilay jesoa ita eraky ny sary lazain afa masina????
45. rafahafahana
(
19/10/2010 08:01)
niryna:
Tsy fantatro raha lasa ny hafatro aloha fa dia mamerina ny fisaorana an'i rafahafahana aho
Tsy misy isaorana aky a, zava-marina io tsy te hiherika FPVM zany intsony aho mari-koditra aho vao mandre io anarana io satria tena nahita ny zava-nisy toa.
Inareo zay mbola mifikitra ao, sokafy ny maso dia diniho tsara ny zavatra misy ao @ io fiangonana io.
Ny tena tsy laitra dia izy manaratsy ny fiangonana hafa.
46. vonynive
(
19/10/2010 12:56)
fijo:
ilay jeso anamangy io ve mitovy tarehy amin'ilay jesoa ita eraky ny sary lazain afa masina????
jeso goavana be no hitany ka, araka le tao anaty boky ihany ...
47. rafahafahana
(
19/10/2010 16:37)
rafahafahana:
zaho dia mpikambana tao @ antokom-pihira AF taloha ary lasa nifindra tany antaninanandrano avy eo; nanenenako ny nialako tao andravoahangy fivavahana satria fitaka sy lainga be fitiavam-bola no betsaka ao @ taninanandrano
Tohizako ny dinika
Tsy te hiherika an'izany FPVM zany intsony aho fa ampy ahy tanteraka ny zavatra hitako sy nihatra tamiko tao @ io fiangonana io.
Ho anareo zay mbola ao mahereza.
48. rafahafahana
(
20/10/2010 12:45)
niryna:
Tsy fantatro raha lasa ny hafatro aloha fa dia mamerina ny fisaorana an'i rafahafahana aho
Samia mailo nareo mbola ao @ taninanandranao ao
49. tsikiowa
(
20/10/2010 18:03)
dia ahoana no nahalalana fa "novangian'i jesosy" izy?
Nisehoan'i jesosy izy ka! nisy hazo be miendrika la croix teo anoloan'ny Psteur io dia avy eo niova olona ilay izy , ary hoy izy mila anao aho, hanasitrana ny marary, ary noho izany no nahatonga ilay fametrah-tanana ho fanasitranana ...
50. tsikiowa
(
20/10/2010 18:08)
fijo: toa mitovy amin'i sarin'i jesosy fantantsika io hono no niseho nifanatrika taminy.
51. zandry01
(
23/10/2010 18:23)
hery:
Ydifas> Angamba tsy heloka kosa ny mahalala ny tantara. Raha toa ka tsy tiana hisy ny tantara dia tokony tsy natao izay hampisy azy hatrany am-boalohany.
Marina fa misy ny zavatra mahamenatra na mampalahelo kanefa izany daholo ny tantara rehetra. Na ny ao anaty Baiboly aza misy zavatra mahamenatra (inceste, fampirafesana, fakàna vadin'olona) kanefa tsy nesorina tao anaty Baiboly izany satria tsy izany no tena zava-dehibe. Ilaina fantatra fotsiny ny tantara.
Ianao aza tsy mahatanty tsikera fa tonga dia manakatona ny seraseran'ny hafa.
Tery saina be ianao rahery a.
52. andrywui
(
23/10/2010 20:19)
salut bainn a ! milay kosa ity ps zandrikelinlah vaovao ty bainn a !....
zandry01 - 23/10/2010 20:23
53. mpisotrtoaka
(
15/01/2015 04:38)
Tsy le tantara no tantarainareo mba hojerenay te ahalala ny zava-nisy marina fa ilaozana mifandresy lahatra am mahamenatra sns eo ! Tsy ahalalana ny tena zava-misy ve no tanjon'ity seraserantsika ity e ! Izay miafina rehetra any ambadimbadika any ! Nisy fotoana nalaza ny fiarahan'i dada valo sy onja tinondia ! Na nafenina aza ilay izy hita foana ny tena marina !
