Andravoahangy Fivavahana
1. niryna
(
04/10/2010 04:56)
Izaho ry zareo mba te aheno ny tantaran'io fiangonana io,raha toa ka mahalala ny tantara nisy sy mbola misy ao hianareo,raha toa ka honohono kosa dia tsy maninona fa tazomy e
Miresaka foana ny olona aty hoe A F sy ny hoe Antananandrano ahitsiho raha tsy izay no anarany .Naninona no nampisaraka ireo roa ireo, tao anatin'io fiangonana io ary maninona no mbola lasa nizara telo indray ilay izy rehefa nisaraka.Ary iza izany mama Justine izany ?
Misaotra mialoha izay mba naheno vaovao mikasika ireo fiangonana ireo

novalian'i mpisotrtoaka ny 15/01/2015 04:38
2. ydifas
(
04/10/2010 07:41)
niryna:
Izaho ry zareo mba te aheno ny tantaran'io fiangonana io,raha toa ka mahalala ny tantara nisy sy mbola misy ao hianareo,raha toa ka honohono kosa dia tsy maninona fa tazomy e
Miresaka foana ny olona aty hoe A F sy ny hoe Antananandrano ahitsiho raha tsy izay no anarany .Naninona no nampisaraka ireo roa ireo, tao anatin'io fiangonana io ary maninona no mbola lasa nizara telo indray ilay izy rehefa nisaraka.Ary iza izany mama Justine izany ?
Misaotra mialoha izay mba naheno vaovao mikasika ireo fiangonana ireo
Miarahaba anao amin'ny Anaran'Ilay efa nitia antsika.
Mananatra anao aho, tonga dia mahitsy. Raha te handroso marina isika dia tsy tokony ho liana amin'ny fiainan'ny olona (tantaram-piangonana). Katsaho izay hitanao fa hampandroso ny Fanjakan'Andriamanitra. Ny tena mety dia ny manentana antsika rehetra eto hifampivavaka mandrakariva. Ary tsy ho antsika irery fa ho an'ny olombelona maneran-tany hokasihin'ny Fanahy Masina ny tsirairay hiaiky fa Jehovah no Ilay Andriamanitra marina namorona ny lanitra sy ny tany, Ilay niavian'ny zavatra rehetra, Ilay Tompon'ny fahefana dia Ilay Tsitoha.
Fa naninona no saika nibolasitra (nianjera) ny tongotr'i Asafa (Salamo 73)? Satria liana tamin'ny fiainan'ny olona izy.
Koa mampahery anao aho: raha hiteny ihany, raha hihaino ihany ary raha hizara ihany dia aoka ny tenin'Andriamanitra sy ny fampandrosoana ny Fanjakany no imasoana voalohany indrindra.
Mino aho fa ho mpiara-miasa amin'Andriamanitra mandrakizay anie ianao. Miorena tsara, aza miova, ny Tompo homba anao.
Miala tsiny raha somary masiaka fa ho fampandrosoana ny asan'Andriamanitra daholo izany.
Misaotra indrindra.
Tahin'i Jesosy ianao
3. vonynive
(
04/10/2010 08:36)
ydifas:

tena somary masiaka marina enao zany a, angamba fitia te hahazo fahalalana ny marina ny an'i nirina fa tsy oe liana @ fiainanan'ny hafa ka,
4. vonynive
(
04/10/2010 08:46)
niryna:
Izaho ry zareo mba te aheno ny tantaran'io fiangonana io,raha toa ka mahalala ny tantara nisy sy mbola misy ao hianareo,raha toa ka honohono kosa dia tsy maninona fa tazomy e
Miresaka foana ny olona aty hoe A F sy ny hoe Antananandrano ahitsiho raha tsy izay no anarany .Naninona no nampisaraka ireo roa ireo, tao anatin'io fiangonana io ary maninona no mbola lasa nizara telo indray ilay izy rehefa nisaraka.Ary iza izany mama Justine izany ?
Misaotra mialoha izay mba naheno vaovao mikasika ireo fiangonana ireo
niryna a,mampalahelo io raharaha io sady raharaha mafanafana rahateo koa, mitandrema tsy haloto ny fo satria mety hahazo fanazavana maro be samihafa ianao ka tsy ho fantatrao intsony ny marina...
tsy misy marina anefa isika raha mbola eto antany afa tsy Jesosy ilay Fahamarinana ihany, Izy jerena dia mivavaha ho azy ireo
zay an!
6. hery
(
04/10/2010 11:23)
Ydifas> Angamba tsy heloka kosa ny mahalala ny tantara. Raha toa ka tsy tiana hisy ny tantara dia tokony tsy natao izay hampisy azy hatrany am-boalohany.
Marina fa misy ny zavatra mahamenatra na mampalahelo kanefa izany daholo ny tantara rehetra. Na ny ao anaty Baiboly aza misy zavatra mahamenatra (inceste, fampirafesana, fakàna vadin'olona) kanefa tsy nesorina tao anaty Baiboly izany satria tsy izany no tena zava-dehibe. Ilaina fantatra fotsiny ny tantara.

7. vonynive
(
04/10/2010 11:42)
hery:

-ilaina ny tantara ka, marina izany fa miankina be dia be @ toe-pon'ny tsirairay ny fandraisany azy,
-tsy maintsy mivonona hizaka izay zavatra henonao ianao aloha
"fantaro ny zava-drehetra, azony mafy zay tsara"
mila ny Fanahy Masina isika hanavahantsika izay tsara sy ratsy
8. tsikiowa
(
04/10/2010 12:16)
Ny fiangonana andravoahangy fivavahana dia fiangonana fjkm protestanteotran'ny rehetra ihany , fa rehefa novangian'i Jesosy i Pasteur Randrianatoandro araka ny tenin'i Jesosy hoe" izay mino ahy dia ny asa ataoko no ataony ary anao asa lehibe noho izany aza izy "dia lasa fifohazana ka nenjehin'ny fjkm ary nanao fiangonana mahaleo tena tao antanin'anandrano , i neny Justine dia hiraka niaraka niasa t@ pasteur andrianatoandro ihany ,
10. niryna
(
04/10/2010 17:08)
niryna:
Izaho ry zareo mba te aheno ny tantaran'io fiangonana io,raha toa ka mahalala ny tantara nisy sy mbola misy ao hianareo,raha toa ka honohono kosa dia tsy maninona fa tazomy e
Miresaka foana ny olona aty hoe A F sy ny hoe Antananandrano ahitsiho raha tsy izay no anarany .Naninona no nampisaraka ireo roa ireo, tao anatin'io fiangonana io ary maninona no mbola lasa nizara telo indray ilay izy rehefa nisaraka.Ary iza izany mama Justine izany ?
Misaotra mialoha izay mba naheno vaovao mikasika ireo fiangonana ireo
ydifas:
Miarahaba anao amin'ny Anaran'Ilay efa nitia antsika.
Mananatra anao aho, tonga dia mahitsy. Raha te handroso marina isika dia tsy tokony ho liana amin'ny fiainan'ny olona (tantaram-piangonana)
misaotra anao tamin'ny hanatra.Ny fanontaniako dia bedy izany aho tsy mahazo manontany rehefa mba manitikitika ahy ilay izy> Izaho izao na kristiana aza dia mijery sy mamaky ny finoan'ny hafa ihany koa,inona no fototra hinoany aho,misy boky manazava hoe izao ny Atra amindry zareo,midika ve izany fa ho borne eo amin'ny finoako fotsiny aho?
Tanako mafy ny finoako kanefa tsy manao ny an'ny hafa ho tsinontsinona aho satria izay no mahatonga ny hafa hihemotra.
Katsaho izay hitanao fa hampandroso ny Fanjakan'Andriamanitra. Ny tena mety dia ny manentana antsika rehetra eto hifampivavaka mandrakariva. Ary tsy ho antsika irery fa ho an'ny olombelona maneran-tany hokasihin'ny Fanahy Masina ny tsirairay hiaiky fa Jehovah no Ilay Andriamanitra marina namorona ny lanitra sy ny tany, Ilay niavian'ny zavatra rehetra, Ilay Tompon'ny fahefana dia Ilay Tsitoha.marina izany ary misaotra anao,mila fantatra koa ny an'ny hafa,mifampiresaka izahay samy manana ny finoany dia mizara ,anjarany no mandray na tsia.Tsy azo terena hino ny finoantsika ny olona fa tandremo an,asehoy amin'ny fihetsika rehetra izany dia izy no anontany sy andinika hoe maninona no tsy mitovy aminy aho sns
izany ve dia hitombona? ny ahy ny zanako dia tena intelligent be,mahay teny efatra,tsy midoka aho sanatria fa izaho reniny no niteny aminy hoe izay zavatra tsy fantatro dia anontanio daholo dia nanoro vohana ny zanako aho izany? aleoko izy manontanitany foana(mety hoe adalana amin'ny hafa izany ) toy izay manaonao foana(manao adalana any) ,asa aloha fa avereno aty amiko ny hevitro
Fa naninona no saika nibolasitra (nianjera) ny tongotr'i Asafa (Salamo 73)? Satria liana tamin'ny fiainan'ny olona izy.
Ahatsiorovako ny fomba fanabeazana taloha izany,tsy mahazo manao an'izao ,ny tena amin'io manontany tena hoe fa maninona ,tsy misy valiny fa tsy mahazo fotsiny ,tsss ,ha,ha
Io ary fa niverina ny fanabeazana nataon'ilay dadatoako aho fahiny,manao rojo kely ny ankizy dia mba rebika nanao koa ny tena dia namely izy hoe aza manao an'iny rojo iny(tadidinareo ireny rojo misy soratsoratra kely ireny) dia rehefa nanontany aho hoe fa maninona dia ny valiny? io ny fasana malalaka-tena tsy any ary tena mampatsy te hanaja ilay olondehibe satria tsy misy valiny ny zavatra tsy avela hampanaovina .
dia tsy mahazo mihaino ny fahamarinana nitranga hoentiny ny ankizy izany aho an
Koa mampahery anao aho: raha hiteny ihany, raha hihaino ihany ary raha hizara ihany dia aoka ny tenin'Andriamanitra sy ny fampandrosoana ny Fanjakany no imasoana voalohany indrindra.
misaotra tamin'ny fampaherezana ary ny fahasoavan'ny Tompo anie ho ao amintsika mianakavy.Aoka mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao koa tano mafy ny finoana ary zarao ireo izay mbola tsy mahalala Azy ny fahasoavana lehibe nomeny anao na dia ny rivotra isan'andro fotsiny aho.
Mino aho fa ho mpiara-miasa amin'Andriamanitra mandrakizay anie ianao. Miorena tsara, aza miova, ny Tompo homba anao.
misaotra e
Miala tsiny raha somary masiaka fa ho fampandrosoana ny asan'Andriamanitra daholo izany.
Misaotra indrindra.
Tahin'i Jesosy ianao
[/quote]
11. niryna
(
04/10/2010 17:12)
hery:misaotra hery a,izany koa no tato antsaiko,misy mantsy rehefa hoe misy zavatra malotoloto ao dia afenina dia hoe tsy mahazo mihaino,iny ve tsy hivoaka eo foana na afeninao eo aza,asa aloha fa dia mbola miandry izay mba te hizara aho fa tsy ampiova ny finoako an'i kristy ny fahalalana ny an'ny hafa,raha vaovao ratsy ve misy toy ny ao anatin'ny TV izany ve midika fa aza mijery TV intsony
Ydifas> Angamba tsy heloka kosa ny mahalala ny tantara. Raha toa ka tsy tiana hisy ny tantara dia tokony tsy natao izay hampisy azy hatrany am-boalohany.
Marina fa misy ny zavatra mahamenatra na mampalahelo kanefa izany daholo ny tantara rehetra. Na ny ao anaty Baiboly aza misy zavatra mahamenatra (inceste, fampirafesana, fakàna vadin'olona) kanefa tsy nesorina tao anaty Baiboly izany satria tsy izany no tena zava-dehibe. Ilaina fantatra fotsiny ny tantara.
12. rijadolly
(
04/10/2010 17:39)
misaotra Niryna a! alefako ihany ty copie ko ty na dia voasongona aza....
ydifas a! Misy marina tokoa ny tenin' se fa ny ampandroso ny Fanjakan' Andriamanitra no tanjontsika mpino.Somary ampiako kely ilay tenin' Hery ao ambony ao mikasika ilay tsy fanariana ny tantara. Ny tantara dia lalana iray ahafantarana ny zavatra nety izay efa natao na ny tsy nety izay efa natao. Noho izany, tsy azotsika fafana ny tantara, indrindra raha tsy nety ilay izy satria manjary ataon' ao afara indray, andramana indray...
1) Fa angaha moa ny Fifohazana sy ny FJKM tsy miray làlana ihany?
2) Azonao tsorina eto ve hoe inona marina ny antony nanakanana azy tsy hanao Fifohazana na ny nanenjahana azy?
3) Ilay antso famangin' Jesoa sa ilay fanenjahan' fjkm azy ve no antony nahatonga azy hanao asa lehibe( Fiangonana mahaleo tena).
Misaotra mialoha amin' valiny mahafa-po

Ika:Ohatrantsika rehetra rehefa dondomiNy eo am- baravarana dia mampandroso Azy ihany izany fa tsy misy hafa raha ny fahazoako azy.
dia ahoana no nahalalana fa "novangian'i jesosy" izy?
Tsikiowa:Misy tsy azoko kely,
Ny fiangonana andravoahangy fivavahana dia fiangonana fjkm protestanteotran'ny rehetra ihany , fa rehefa novangian'i Jesosy i Pasteur Randrianatoandro araka ny tenin'i Jesosy hoe" izay mino ahy dia ny asa ataoko no ataony ary anao asa lehibe noho izany aza izy "dia lasa fifohazana ka nenjehin'ny fjkm ary nanao fiangonana mahaleo tena tao antanin'anandrano , i neny Justine dia hiraka niaraka niasa t@ pasteur andrianatoandro ihany ,
1) Fa angaha moa ny Fifohazana sy ny FJKM tsy miray làlana ihany?
2) Azonao tsorina eto ve hoe inona marina ny antony nanakanana azy tsy hanao Fifohazana na ny nanenjahana azy?
3) Ilay antso famangin' Jesoa sa ilay fanenjahan' fjkm azy ve no antony nahatonga azy hanao asa lehibe( Fiangonana mahaleo tena).
Misaotra mialoha amin' valiny mahafa-po
13. AndriambyII
(
04/10/2010 20:31)
Idyfas ====>>>>>> ""Masina ny tsirairay hiaiky fa Jehovah no Ilay Andriamanitra marina namorona ny lanitra sy ny tany,"" ppriiiiittttt !! tsy maharaka izahay ôôô !!!
14. ydifas
(
05/10/2010 09:33)
niryna:
niryna:
Izaho ry zareo mba te aheno ny tantaran'io fiangonana io,raha toa ka mahalala ny tantara nisy sy mbola misy ao hianareo,raha toa ka honohono kosa dia tsy maninona fa tazomy e
Miresaka foana ny olona aty hoe A F sy ny hoe Antananandrano ahitsiho raha tsy izay no anarany .Naninona no nampisaraka ireo roa ireo, tao anatin'io fiangonana io ary maninona no mbola lasa nizara telo indray ilay izy rehefa nisaraka.Ary iza izany mama Justine izany ?
Misaotra mialoha izay mba naheno vaovao mikasika ireo fiangonana ireo
ydifas:
Miarahaba anao amin'ny Anaran'Ilay efa nitia antsika.
Mananatra anao aho, tonga dia mahitsy. Raha te handroso marina isika dia tsy tokony ho liana amin'ny fiainan'ny olona (tantaram-piangonana)
misaotra anao tamin'ny hanatra.Ny fanontaniako dia bedy izany aho tsy mahazo manontany rehefa mba manitikitika ahy ilay izy> Izaho izao na kristiana aza dia mijery sy mamaky ny finoan'ny hafa ihany koa,inona no fototra hinoany aho,misy boky manazava hoe izao ny Atra amindry zareo,midika ve izany fa ho borne eo amin'ny finoako fotsiny aho?
Tanako mafy ny finoako kanefa tsy manao ny an'ny hafa ho tsinontsinona aho satria izay no mahatonga ny hafa hihemotra.
Katsaho izay hitanao fa hampandroso ny Fanjakan'Andriamanitra. Ny tena mety dia ny manentana antsika rehetra eto hifampivavaka mandrakariva. Ary tsy ho antsika irery fa ho an'ny olombelona maneran-tany hokasihin'ny Fanahy Masina ny tsirairay hiaiky fa Jehovah no Ilay Andriamanitra marina namorona ny lanitra sy ny tany, Ilay niavian'ny zavatra rehetra, Ilay Tompon'ny fahefana dia Ilay Tsitoha.marina izany ary misaotra anao,mila fantatra koa ny an'ny hafa,mifampiresaka izahay samy manana ny finoany dia mizara ,anjarany no mandray na tsia.Tsy azo terena hino ny finoantsika ny olona fa tandremo an,asehoy amin'ny fihetsika rehetra izany dia izy no anontany sy andinika hoe maninona no tsy mitovy aminy aho sns
izany ve dia hitombona? ny ahy ny zanako dia tena intelligent be,mahay teny efatra,tsy midoka aho sanatria fa izaho reniny no niteny aminy hoe izay zavatra tsy fantatro dia anontanio daholo dia nanoro vohana ny zanako aho izany? aleoko izy manontanitany foana(mety hoe adalana amin'ny hafa izany ) toy izay manaonao foana(manao adalana any) ,asa aloha fa avereno aty amiko ny hevitro
Fa naninona no saika nibolasitra (nianjera) ny tongotr'i Asafa (Salamo 73)? Satria liana tamin'ny fiainan'ny olona izy.
Ahatsiorovako ny fomba fanabeazana taloha izany,tsy mahazo manao an'izao ,ny tena amin'io manontany tena hoe fa maninona ,tsy misy valiny fa tsy mahazo fotsiny ,tsss ,ha,ha
Io ary fa niverina ny fanabeazana nataon'ilay dadatoako aho fahiny,manao rojo kely ny ankizy dia mba rebika nanao koa ny tena dia namely izy hoe aza manao an'iny rojo iny(tadidinareo ireny rojo misy soratsoratra kely ireny) dia rehefa nanontany aho hoe fa maninona dia ny valiny? io ny fasana malalaka-tena tsy any ary tena mampatsy te hanaja ilay olondehibe satria tsy misy valiny ny zavatra tsy avela hampanaovina .
dia tsy mahazo mihaino ny fahamarinana nitranga hoentiny ny ankizy izany aho an
Koa mampahery anao aho: raha hiteny ihany, raha hihaino ihany ary raha hizara ihany dia aoka ny tenin'Andriamanitra sy ny fampandrosoana ny Fanjakany no imasoana voalohany indrindra.
misaotra tamin'ny fampaherezana ary ny fahasoavan'ny Tompo anie ho ao amintsika mianakavy.Aoka mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao koa tano mafy ny finoana ary zarao ireo izay mbola tsy mahalala Azy ny fahasoavana lehibe nomeny anao na dia ny rivotra isan'andro fotsiny aho.
Mino aho fa ho mpiara-miasa amin'Andriamanitra mandrakizay anie ianao. Miorena tsara, aza miova, ny Tompo homba anao.
misaotra e
Miala tsiny raha somary masiaka fa ho fampandrosoana ny asan'Andriamanitra daholo izany.
Misaotra indrindra.
Tahin'i Jesosy ianao
[/quote]
Miarahaba an'i Niryna sy antsika rehetra,
Tsy miady hevitra aho fa marina daholo izay voalazanareo. Ary mbola mamerina ny fialan-tsiny fa masiaka loatra e! Raha te hahalala fotsiny ka mijanona hatreo dia tsy manakana aho. Fa raha kosa lasa misy ady hevitra ilay izy dia lasa tsy sitrapon'Andriamanitra intsony izy amin'izay. 1Tesaloniana 5/21 "Fantaro ny zavatra rehetra; hazony mafy izay tsara"
Izany hoe, tokony jerevana akaiky izay zavatra "tsara" amin'ilay tantara. Ohatra: arak'ilay voalazan'ny namantsika teo hoe Pasteur RANDRIANATOANDRO dia niala tamin'ny FJKM, ny zavatra hitako fa tsara amin'izany izao dia hoe mandroso sy miitatra ny Fanjakan'Andriamanitra. Deraina ny Tompo e!
Izay no azoko ambara koa misaotra antsika rehetra tamin'ny dinika.
15. vonynive
(
05/10/2010 10:48)

fa za koa miala tsiny aminao
eny angamba izahay no mahita anao masiaka fa ny Tompo kosa mahita anao ho olona afaka ampiasainy @ izany toetranao izany
mariky ny fiainanao ny tenin'Atra ny fialanao tsiny,
mifampitaiza isika eto, mifanitsy koa ary indrindra "mianatra" ho tanteraka @ fanarahana ny Tompo
de mbola maniry nyfandraisanao anjara hatrany e!
16. bacouli
(
05/10/2010 11:58)
Ilay pasitera Randrianatoanadro iny kosa aloha dia niteny2 foana indraindray é! ! anisan'ny mpivavaka ta@io fiangonana io ny tenako fa niova be tsy toy ny fitondra'i pasteur Raberindra taloha ,ity Randrianatoandro ty milaza antsanga indraindray ,lazainy fa niresaka ta@i jesosy izy é! dia izao no nolazain'i jesosy é!izao hatao é!nefa izy no te hampanao izay tiany an'ilay olona !
Ny tena mampalahelo dia misy olona ao anatin'ny fahalemeny (marary mafy ny olona iray ao @fianakaviany , na maditra ny vadiny na ny zanany na very asa ) dia hararaotin'ireny pasitera sy mompera ireny !fa ny marina inona moa no sy vitan'ny vavaka refa tena ao ny finoana !
Ny tsy tsara mantsy dia ilay mpitondra fivavahana manao "publicité" ,tena resaka secte ,ilay manao hoe : "avy aty aminay fa aty misy valimbavaka haingana é! be ny olona sitrana fa nametrahantanana é!" tsy lavina fa misy ny olona sitrana fa miankina @ilay olona sy ny hamafisan'ny finoany io !
Izaho aloha efa ela no nandao ny fiangonana Andravoahangy é! aleoko mandeha mivavaka any ambanivohitra fa tsy azoazoko io pasitera io ,izany akory tsy midika hoe ratsy daolo ny pasitera rehetra fa misy miteny zavatra tsy marimpototra mba hahazoana mpiangona be2 kokoa ,ny tsara dia ny tsy manao modely ireny olona ireny na mompera io na pasitera satria ireny olona ireny natao hitondra sy hitory ny tenenin 'ANDRIAMANITRA IHANY ka tsy tokony hi manipuler olona !
Olona ohatrantsika sy ianao ireny fa tsy ANJELY ka izay heviny sy toriteny mivoaka ny baiboly dia azy manokana !
Tsy tsara koa ny mitsara be azy ireny fa refa tsy tiana ny toriteniny na ny fitondrantenany dia ny miova fiangonana no tsara !
Tsy manakiana tanteraka an'io pasitera io koa izaho fa raha ny vavaka hataony aloha dia mambambo fo fa eo @ilay izy niresaka ta@i jesosy sy miitatra ilay zavatra tantarainy no tsy azoazoko satria ny famakiana baiboly dia efa firesahana amin'Andriamanitra ,mankao an'efitra dia miresaka an'Andriamanitra mangigina ,mbola voalaza ao @baiboly io fa refa izy ilay miteny hoe:" izao no lazain'i jesosy ahy manokana izao "hono" ,tokony tazominy iny azy manokana fa efa mivoaka ny voalazan'ny baiboly iny !

17. nyhaingo
(
05/10/2010 12:03)
Raha ny reko indray momba an'io Pr Dieu Donnée Randrianatoandro io dia toa hoe (hono hoy aho a) namoaka demoniaka iray izy dia izy indray no nidiran'ilay demonia avy eo ary io "hono" no antony nanesoran'Andravoahangy fivavahana azy tsy ho Pastera tao intsony
asa raha misy afaka manamarina na handiso io "hono hono " reko io isika ?

18. AndriambyII
(
05/10/2010 14:34)
nyhaingo:
Raha ny reko indray momba an'io Pr Dieu Donnée Randrianatoandro io dia toa hoe (hono hoy aho a) namoaka demoniaka iray izy dia izy indray no nidiran'ilay demonia avy eo ary io "hono" no antony nanesoran'Andravoahangy fivavahana azy tsy ho Pastera tao intsony
asa raha misy afaka manamarina na handiso io "hono hono " reko io isika ?
Ka nisy nahita ve ny nidiran' ilay devoly tao aminy ??
19. rijadolly
(
05/10/2010 15:19)
Raha ny fijeriko an' ilay dinika dia tsy voaraitsika ilay nampetraky Niryna
Miandry izay tena mahalala isika angamba fa i Bacouli io zao lakilosy tokana efa naneho ny zavatra fantany.
Niryna:
...,raha toa ka honohono kosa dia tsy maninona fa tazomy e...
Miandry izay tena mahalala isika angamba fa i Bacouli io zao lakilosy tokana efa naneho ny zavatra fantany.
20. vonynive
(
06/10/2010 08:12)
angamba ianareo tsy monina eto Dago ny ankamaroany, za de monina eto Antananarivo, i ydifas no tsy fantatro.
1- misy azoko anampiana anareo ity raha io andravoagy fivvahna io: jereo fa efa misy ato @ tadiavo ny lahatsoratra "FPVM - TGV"
2-tsy ny fjkm sy ny fpvm iany akory eto Dago no manana olana, tranga 1iany io, fa maro, ka ny tena mahasarotra ny miresaka itony fiangonana nisintaka t@ reniny itony de (mampalahelo sady mahamenatra) d noho izy ireo lasa mifandrangitra miitsy eto madagasikara,
misy aza ange ry reto de any anaty onjampeo no mifamaly e, samy manana ny radio-ny de ny 1 mamely ny 1, de avy eo koa le 1 mamaly, de toa izany hatrany...
zavamisy izany ary toa lasa kolontsaina izany tato ho ato
antony maro no mety mahatonga ny fisintahana fa ny ankamaroany de ny tsy fifankazoankevitra eo @ mpitondra fiangonana sy ny entina. de miala ny 1 ary miala miaraka @ lonilony... tsy madio fo... tsy toy ny zanaka nivoaka nanambady tsara otrona fa de miala tsy @ fiadanana
de tsy ny hevitra no miady fa ny olon'Atra miitsy..
mampanongotena !