Ny lelan'ny marina dia fanasitranana

1. niryna ( 24/09/2010 05:48)
Amin'ny fahotan'ny molotra dia misy fandrika ahitan-doza.Fa ny marina ho afaka amin'ny fahoriana.
Ny vokatry ny vavan'ny olona no mahavoky soa azy.Ary ny asan'ny tanany hitsingerina aminy.
Ny lalan'ny adala dia mahitsy eo imasony.Fa izay mino anatra no hendry.
Misy mandefa teny tsy tsaroana ka tonga toy ny fanindron'ny sabatra;Fa ny lelan'ny marina dia fanasitranana kosa (Ohabolana 12:13....18)

Zaraiko ho antsika rehetra io Ohabolana io
répondu par niryna le 29/09/2010 16:17
2. mirananirina ( 24/09/2010 07:56)
Tsy dia azoko loatra aloha ilay ohabolana ry niryna
3. fafane ( 24/09/2010 08:26)
Tena marina zany nirina a, fa io vava io no ivoahan'ny tsara sy ny ratsy, ary arakaraky ny haben'ny ao ampo de zay no ambaran'ny vava.ka fantatra eo fona ny fond n'ilay olona @zay.mila tandremanatandremana ny teny aloaky ny vava fa matetika izy ireny mandratra zay mihaino azy, ary raha vao mitoetra ny fahatezerana de miteni2 fona ny vava, manendrikendrika,manevateva, mandainga, miteny ratsy, manaratsy, sns..., nefa Andriamanitra no efa niteny fa tsy misy mahafolaka ny molotra hoy Izy fa tahaka ny familiantsambo ny lela, avily ary de lasa ka zay tiany anaovana azy e, fa ny tena mety satria fivavahana no resahana de ny fametrahana ny vava eoAminy no tsara indrindra tahaka ny nataon'i Davida hoe asio fiambenana ny varavaran'ny molotro Andriamanitra o, fa andramo ange e, efa nolalovako io fa tsy de be teny enao fa na miteny aza de teny mamy misy fahendrena, mamelona ny hafa zay mihaino fa tsy tahaka ny tafondro , ka raha vao miteny enao de manindrona sy mankarary ny fon'ny hafa fona, aleo vitsy teny e, na misy aza manao ratsy anao :Jehovah no hiady fa ianareo kosa hangina hoy ny teniny, ary manandrma ange mangina @zany enao fa Dieu no mamaly lay olona, mba te-hihaino ny avy any aminareo koa aho
4. ouioui ( 24/09/2010 08:59)
Fanabeazana normal zany ry niry a!!, raha tsimpotsimponina hoatran'izao daholo , hoatran'ny ataon'ny rehetra ihany dia , mila miditra mpanabe ianao, fa inona no hanatsoahanao azy avy ao @ baiboly , aiza no tianao ahatongavana , inona ny finoana , fa raha mbola resaka banale be hoatran'izao isaky ny mihetsika , manaova enao moraliste ho haingana [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
5. ouioui ( 24/09/2010 09:04)
Marina ny voalazanao fafane a, tsy mila manatona "olon'Antra" izany akory fa ny savoir vivre dia efa mahafaoka zavatra betsaka , io moa arakarakin'ny fampiharana azy ihany , na ny andaniny na ny ankilany
Ny an 'i niry de io moraliste lava io foana no andanian'ny androny , tsy hay hoe inona marina no tena misy azy , tsipontsipony ao daholo e, rangitra eo ika [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/O_SHH_%7E1.GIF[/IMG]
6. Miharena ( 24/09/2010 09:24)
Miarahaba anao Niryna fa ela izany an!

Marina ny resakao ary mahagaga fa manangam-bovona ouioui fa tsy tsiky fotsiny no andraisany ny teny an! Sao dia misy fanamarinan-tena be aza ao amin-draoui ao ka izany no mahatonga azy hilaza ireo resaka ataony ireo.

Raha tsy izay fa diso fijery aho dia mba inona tokoa izany no finoana amin'i ra-oui dia aiza no hanovozana azy ary rahoviana no mba afaka mananatra ny hafa avy amin'ny finoany sy ny traikefa azony ?
7. ouioui ( 24/09/2010 09:33)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
Tsy mino izany aho bainn jusqu'à la preuve du contraire ,ny tena mampmé anie bain de ity e, tsy mahazaka ry zalahy raha vao mametraka fanontaniana elha , lazaina fa manenjika , eo le tena maha-terisaiana an-dry zalahy , tokony resany lahatra aho raha mitombina tsara @ finoany izy [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]
Ny finoanan'i miharena sy niry izany dia inona koa???
8. andrywui ( 24/09/2010 10:00)
Mangingina zany alou eto ee!!....... zah rahateo koa vao avy "PETSA" teto 3andro lasa zay de mandefa vinany ny amin'ny hanohizana ny "tolona" ndray alou !!!

------- Miandry an'izany "surprise" be ho alefan'ny "fianakams eto zany ndray alou zany hon hon hon ... !!! varotra alika tsy hifanerena !.....
9. fafane ( 24/09/2010 10:17)
Inona ihany ary ty mbola lazain'i Andrywui ty e, mbola tsy milamina fona ve ny anareo tao e, ataovy any @ mail.@zay ny anareo andrywui fa avelao hitohy ty dinika mafnartra ty a, ok Andrywui?
10. andrywui ( 24/09/2010 11:11)
- Angah misy resaka hafahafa zany tsony eo ry fafane a !.. tsisy miteny oul na milaza anaran'oul na ady eo fa aiza zany famakinareo azy zany e gggggrrr!! nareo zao no mandrangitra ny sasany eo fa kozy hafa mitsy io !!...
11. andrywui ( 24/09/2010 11:15)
- fafane ===) ary tohizo ny asa fa tsy variana eto foana e !... itan'i alix anie nareo mijery portable lava io e hin hin hin hin
12. fafane ( 24/09/2010 12:26)
Tena nihomehy mintsy aho nanaovanao ahy, ngaha ato misy atao zany e ? Hay ve zvtr hafa ny tinao lazaina e, ka resaka fianakams koa, azafady ary e, de mba tohizo.moa io loha-hevitr'i Nyrina io fa tena tsara nge io e...
13. Miharena ( 24/09/2010 13:19)
Ouioui:

-terisaiana an-dry zalahy , tokony resany lahatra aho raha mitombina tsara @ finoany izy
Ny finoanan'i miharena sy niry izany dia inona koa???


Ka andefaso fanontaniana mazava aza dia hita eo izay hamaliana azy e! Fa nareo mantsy rehefa mametraka fanontaniana dia toa tsy sérieux akory. Tsy hita hoe te-hahafantatra ny marina ve sa manala azy fotsiny eto!
14. ouioui ( 24/09/2010 13:57)
Taiza leity no nisy fanontaniana tsy mazava teo bainn a!! valin-teny miholan-kolana foana no voaray teto isaky ny mandeha , refa hanao an'izany de lasa mivadibadika ny resaka , na dinika apetrak'elah io na dinika apetrany , misamaofao be foana ny resany ka raha izao hoa tsy aharesy lahatra ahy mihitsy raha vavabavaka tsyoa vporofoiny akoryno alingilingy eo [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticone-msn-boutons-gratte.gif[/IMG]
15. bor2lais ( 25/09/2010 12:56)
niryna:

Misy mandefa teny tsy tsaroana ka tonga toy ny fanindron'ny sabatra;Fa ny lelan'ny marina dia fanasitranana kosa

Io no tonga amin'ilay teny hoe : tsy ny miditra amin'ny vava akory no mahaloto ny olona fa ny mivoaka aminy ... (na mitovitovy @ izay !).

Ny teny dia tahaka ny rano : mety mamelona, nefa koa mety mamono ...
16. ouioui ( 26/09/2010 01:51)
Efa nanao teny namono i niry tatsy de mody hoe tara film koa ozy ika , tssss , tony mpivavaka tony hoa manao lela-menarana zany foana ny ankamaroany , fifanazavan'olona tany ndray no tady hetsehiny sady savatra efa voalamina[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Confus/circonspect-2403.gif[/IMG]
17. niryna ( 28/09/2010 17:03)

Miharena:

Miarahaba anao Niryna fa ela izany an!
miarahaba anareo rehetra koa aho,tsy teto aho ka izao indray vao mba niditra kely eto e


Marina ny resakao ary mahagaga fa manangam-bovona ouioui fa tsy tsiky fotsiny no andraisany ny teny an! Sao dia misy fanamarinan-tena be aza ao amin-draoui ao ka izany no mahatonga azy hilaza ireo resaka ataony ireo.
ilay hoe manangambovona aloha dia tsy aiko fa ny teny rehetra sy ny zavatra rehetra ataontsika dia misy fiantraikany amin'ny olona mihaino,mandray ary mianatra ka mila mitandrina isika raha ny tokony ho izy saingy matetika moa dia izay tandrify ny vava no teninintsika hi,hi
[qupte]
Raha tsy izay fa diso fijery aho dia mba inona tokoa izany no finoana amin'i ra-oui dia aiza no hanovozana azy ary rahoviana no mba afaka mananatra ny hafa avy amin'ny finoany sy ny traikefa azony ?
[/quote] ny hoe diso fijery indray dia samy manana ny fijeriny ka tsy misy hoe diso na marina fa ny tanjona fotsiny amiko manokana dia natao hitaizana ny fivavahana,natao hizarana ary natao hijoroana ho vavolombelona ny asa soa mahagaga nataon'Atra antsika tsirairay ka mahatonga antsika mizara izany ho an'ny hafa sa ahoana?
18. Miharena ( 29/09/2010 06:41)
Niryna:

ny hoe diso fijery indray dia samy manana ny fijeriny ka tsy misy hoe diso na marina fa ny tanjona fotsiny amiko manokana dia natao hitaizana ny fivavahana,natao hizarana ary natao hijoroana ho vavolombelona ny asa soa mahagaga nataon'Atra antsika tsirairay ka mahatonga antsika mizara izany ho an'ny hafa sa ahoana?


Izay mihitsy ka! Satria ny hafa dia toy ny tenantsika ihany koa ka azontsika tsara izay ao am-pony ary afaka manaja azy arak'izay isika.
19. ouioui ( 29/09/2010 14:06)
niry:

Raha tsy izay fa diso fijery aho dia mba inona tokoa izany no finoana amin'i ra-oui dia aiza no hanovozana azy ary rahoviana no mba afaka mananatra ny hafa avy amin'ny finoany sy ny traikefa azony ?

Araka ny efa nolaziko tatsy dia tsy mino aho hoa, ary araka ny voambaranao koa hoe , mahagaga fa ny tsy mpino mahay mandresy lahatra kokoa
Novalinay tsra ny fanontanianao fa ny finoana nanontaniakao dia tsy mbola novalianao aloha hataramin'izao
Malala-tsaina izahay ary dinihinay daholo ny finoana rehetra fa tsy borné @ izay nasesika tao an-doha hatramin'ny mbola kely fotsiny akory no jerenay , ary izay no tena mampiavaka antsika hatreto , tsy manao tsinontsinona izay hinoan'ny rehetra akory aho fa samy manana ny fomba fijeriny dia ihany io , nefa azo atao tsra ny fifanakalozan-kevitra raha olona tsy matahotra ny foto-pinoanao sy mahatoky tsara ianao hanamarina an'izany ho an'ny mpanontany fa tsy arirarira na avadibadika ny valin-teny [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/doh%21-45.gif[/IMG]
20. niryna ( 29/09/2010 16:03)

mirananirina:

Tsy dia azoko loatra aloha ilay ohabolana ry niryna
ny lelan'ny marina dia fanasitranana,ny olona mizara ny fiainana amin'ny fomba positive foana dia manome hery ny olona manodidina azy na dia manana fisainana ratsy na mankahala na manabaty na mahita zavatra ratsy amin'ny olona foana.
Isika dia mety hanampy olona na koa mety handratra olona noho io lela io ihany
Manasitrana olona ve hianao e,sa mandratra olona? izay ilay fiainana?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0577