Ny lelan'ny marina dia fanasitranana

21. niryna ( 29/09/2010 16:05)

fafane:

Tena marina zany nirina a, fa io vava io no ivoahan'ny tsara sy ny ratsy, ary arakaraky ny haben'ny ao ampo de zay no ambaran'ny vava.ka fantatra eo fona ny fond n'ilay olona @zay.mila tandremanatandremana ny teny aloaky ny vava fa matetika izy ireny mandratra zay mihaino azy, ary raha vao mitoetra ny fahatezerana de miteni2 fona ny vava, manendrikendrika,manevateva, mandainga, miteny ratsy, manaratsy, sns..., nefa Andriamanitra no efa niteny fa tsy misy mahafolaka ny molotra hoy Izy fa tahaka ny familiantsambo ny lela, avily ary de lasa ka zay tiany anaovana azy e, fa ny tena mety satria fivavahana no resahana de ny fametrahana ny vava eoAminy no tsara indrindra tahaka ny nataon'i Davida hoe asio fiambenana ny varavaran'ny molotro Andriamanitra o, fa andramo ange e, efa nolalovako io fa tsy de be teny enao fa na miteny aza de teny mamy misy fahendrena, mamelona ny hafa zay mihaino fa tsy tahaka ny tafondro , ka raha vao miteny enao de manindrona sy mankarary ny fon'ny hafa fona, aleo vitsy teny e, na misy aza manao ratsy anao :Jehovah no hiady fa ianareo kosa hangina hoy ny teniny, ary manandrma ange mangina @zany enao fa Dieu no mamaly lay olona, mba te-hihaino ny avy any aminareo koa aho
misaotra betsaka fafane a
Io nolazain'i fafane io mirananirina ny fanazavana
22. niryna ( 29/09/2010 16:06)

ouioui:

Fanabeazana normal zany ry niry a!!, raha tsimpotsimponina hoatran'izao daholo , hoatran'ny ataon'ny rehetra ihany dia , mila miditra mpanabe ianao, fa inona no hanatsoahanao azy avy ao @ baiboly , aiza no tianao ahatongavana , inona ny finoana , fa raha mbola resaka banale be hoatran'izao isaky ny mihetsika , manaova enao moraliste ho haingana [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
toa mararin'ny tsimpona koa hianao izany?
hi,hi angamba ouioui ilay be mokondoha tsy mihaino hanaratra raha izany k'le ha,ha
23. niryna ( 29/09/2010 16:09)

ouioui:

Marina ny voalazanao fafane a, tsy mila manatona "olon'Antra" izany akory fa ny savoir vivre dia efa mahafaoka zavatra betsaka , io moa arakarakin'ny fampiharana azy ihany , na ny andaniny na ny ankilany
Ny an 'i niry de io moraliste lava io foana no andanian'ny androny , tsy hay hoe inona marina no tena misy azy , tsipontsipony ao daholo e, rangitra eo ika [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/O_SHH_%7E1.GIF[/IMG]
hay va re e
savoir vivre ? ?
ahoana hoy solomona? omeo fahendrena aho tompo o,io ihany no tadiaviko fa tsy vola na harena,savoir vivre ooops ??? angataho amin'ATra io fa tsy ho azoazo fotsiny
24. niryna ( 29/09/2010 16:17)

ouioui:

[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
Tsy mino izany aho bainn jusqu'à la preuve du contraire ,ny tena mampmé anie bain de ity e, tsy mahazaka ry zalahy raha vao mametraka fanontaniana elha , lazaina fa manenjika , eo le tena maha-terisaiana an-dry zalahy , tokony resany lahatra aho raha mitombina tsara @ finoany izy [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]
Ny finoanan'i miharena sy niry izany dia inona koa???
fa ny anao inona?
Ny an'ny oolona aloha tsy fantatro fa raha izaho no anontanianao dia ny finoako an'i kristy irery ihany,Atra velona,Atra mpamonjy,Atra mpanelanelana ahy amin'Atra,Atra manana fitiavana ary namonjy ny rehetra ho afaka amin'ny fahaverezana ka anjarantsika ny hino azy sy anaiky azy ho Tompon'ny tompo rehetra .
Dia lasa ho tsianjery indray izany izy ity ry oui
MIno azy fa zanakAtra aho'mino aza fa maty noho ny fahotantsika rehetra izy
MIno azy koa fa maty ka nalevina izy ary nitsangana tamin'ny maty
MIno azy koa aho fa mbola hiverina indray izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1482