Regéneration de la vie existentielle autonome .

1. AndriambyII ( 28/09/2010 11:25)
Mba tiako ho zaraina @ olona ny exp ananako ny @ io , asa raha mba misy olona mifandray tadin-dokanga amiko .Ady sanina goavana tsy mila hadisoan-kevitra no hiangaviana amintsika .Tsy kabary fanolànana sy hevi-dravina , fa fiainana nandalovana hatr@ fahazàzana .
novalian'i soanja ny 08/10/2010 03:48
2. Miharena ( 28/09/2010 12:21)
Resaka réincarnation ve no tian'i Andriambyll lazaina eto?
Toa efa hitsahatra amin'ity generation ity izy io fa tsy mety intsony fa ny teo aloha mbola natao satria mbola tsy évolué loatra ny olona.

Alefaso aloha ny expo-nao sao diso fijery aho.
3. AndriambyII ( 01/10/2010 10:12)
Mifandray ao izany milamm , na réincarnation , na ny perenisation de l'acte spirituel apres la mort corporelle ,transmissions des memoires humaines (recessives ou latentes et qualitatives que quantitatives ),dans un autre endroit ex:"accumulateur de reflexion gesticulaire ,emanations sentimentaux ,etc ...,ou d'autres entités biologiques naturelles vivantes , en vue de le revoir en action apres .
Ny tanjona dia ny hanome aina ny fanahy sy ny fisainana , @ fomba hafa , ankoatry ny fanaon' ny olona teo aloha ( boky , film bande magnetique , ets ets ...)

4. Miharena ( 01/10/2010 12:08)
Ny fampianarana ny olombelona ny composantes-ny aloha no ezaka voalohany raha io tanjona tian'i Andriambyll resahana io. Amin'izao fotoana izao dia mbola vitsy no mahafaka mitsidika spirituellement ny olona iray (firesahana amin'ny nofy, na télépathie).

Na izany na tsy izany dia tsara ho fantatra fa isika mandefa eritreritra io dia enregistré avokoa ao amin'ny ati-fanahintsika ao izany, ary lasa ao anatin'ny fréquence de l'univers. Ireo izay mahery vibration indrindra no lasa mibaiko ny lalàna eo amin'ny toerana izay miantso karazana fréquence iray.

Araka ny zavatra hitako dia isika olombelona dia manana zo hamorona ary voary natao ho izany mihitsy isika. Fa ny tsy fahalalantsika izany no mahatonga ny fianarana avy amin'ny lovantsofina aloha amin'ny fahazazana fa rehefa lehibe dia afaka manatanteraka sy mamorona hevitra araka antsika tsirairay avy.

Ilay perennisation de l'acte spirituel après la mort corporelle angamba no tsy isan'ny zavatra mahomby satria efa sehatra hafa no atao aorian'ny fandaozana ny vatana. Ny anton'ny hidirana amin'ny vatana dia ny ahafahana manatsara ny lalanan'ny fisiana, na koa hoe fampitomboana ny possibilité de vie.

Raha ny tena izy dia efa fantatra fa spirituel avokoa ny zava-drehetra fa ny support matériel dia ahafahan'ny fanahy maneho ny fahafolahany ny matière ho hitan'ny samy voary amin'ny alalan'ny retsika dimy (cinq sens) ka mipaka amin'ny sensitivité sentimentale et émotionnelle.

Raha mahafantatra ireo fiasan'ny saina sy fanahy ireo ny olona dia afaka tsara ny manao programmation ho afaka amin'ireo foto-pisainana mandrava, fa tonga amin'ny foto-pisainana miha-matsilo sy précis kokoa.
5. soanja ( 08/10/2010 03:48)
Indro ny momba ahy:

"The circulation of abundance is constant and active. All the abundance I want is already here – I simply choose to tune in. "

Zany hoe " Ny hanoka rehetra dia miodina sy miasa manodidina sy manerana ahy. Izay tadiaviko dia efa eo/ eto amintsika avokoa. Anjarako fotsiny ny mampifandray azy ireo amin'ny momba ahy."

Na hoe " Tsy tonga eto an-tany hitaky fitiavana amin'Andriamanitra aho satria ny fitiavana dia efa voazarany tamiko hatrany amboalohany, ny hany sisa ataoko dia ny hizara izany amin'ny hafa sy hampamokatra izany ho fahafahana ho an'ny hafa. " Soanja
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1011