NAHOANA no misy izao krizy eto Madagasikara izao?
1. vonynive
(
08/10/2010 09:15)
tsy mivaona @ fivavhana sy finoana a,
Mampiditra ity hevitra ity aho ho antsika mpivavaka sy mpino (ato @ finoana - fivavahana), mialohan'ny hamaliana ny oe IZA na AHOANA ny hamahana izao krizy izao satria tsy maintsy fantatra aloha ny ANTONY.

novalian'i vonynive ny 14/10/2010 08:40
2. fijo
(
08/10/2010 19:50)
satria nafangaro daholo ny akoho sy ny katsaka ary ny apombo.
_politika
_finoana
_fitadiavana harena manokana
_politika
_finoana
_fitadiavana harena manokana
3. AndriambyII
(
09/10/2010 13:26)
Raha mino sy mivavaka tsy arahin' asa aloha amiko dia tsy hitondra vokany mihintsy izany , on a besoin d' actes concrets , @ izao dia efa hita mazava fa ny tsy fahampiana no mamoritra ny fisainan' ireo mijaly saina sy fanahy . Ny fanontaniana tokony hipetraka dia hoe , inona no mibahana anoloan' ny tsy fivoaranan' ny fiainana eo @ firenena @ izao fotoana izao ? Fangejana ara-tsaina sy ara-ara-panahy , ara-toe-karena (sioperifisialy ,viritioaly ,fantasimagorika ,...)ny fampifangaroana ny katsaka sy tsaramaso ary ny voanjobory , araka ny tenin' i fijo ,nataon' ireo jiolahy fohy eritreritra maro ,qui vivra vera , ouzz ny masna ! Amen .
4. rijadolly
(
09/10/2010 16:43)
JAONA 11 : 3 tpfarany "Tsy ho fahafatesana no anton'izany aretina izany, fa ny hampisehoana ny voninahitr'Andriamanitra, mba hankalazana ny Zanak'Andriamanitra."
JAONA 9 : 1 Ary raha nandalo Jesosy, fia nahita lehilahy jamba hatry ny fony vao teraka.2 Ary ny mpianany nanontany Azy hoe: Raby ô, iza moa no nanota, io lehilahy io va, sa ny ray aman-dreniny, no dia teraka jamba izy?3 Jesosy namaly hoe: Tsy io lehilahy io no nanota, na ny ray aman-dreniny, fa ny hanehoana ny asan'Andriamanitra eo aminy.

5. niryna
(
10/10/2010 01:27)
vonynive:dia inona no antony?
tsy mivaona @ fivavhana sy finoana a,
Mampiditra ity hevitra ity aho ho antsika mpivavaka sy mpino (ato @ finoana - fivavahana), mialohan'ny hamaliana ny oe IZA na AHOANA ny hamahana izao krizy izao satria tsy maintsy fantatra aloha ny ANTONY.
6. RAR.DAGO
(
10/10/2010 14:23)
Ary sao dia ny fampiasana ny fivavahana ho fitaovana famoretana koa no mampihemotra antsika? Ilay fivavahana mantsy tsy fampianarana hifanaja sy hifankatia intsony fa lasa biby famoretana, any ka misy mihitsy sahy milaza fa izay tsy kristianina dia tsivano-kolona ary ho very mandrakizay :(
7. rijadolly
(
10/10/2010 15:50)
RAR.DAGO>>>> Manaova loha hevitra vavao se raha hampitaha ny Mpino sy ny tsy mpino fa manjary simba ilay loha hevitry ny sasany. Manjary HS be ilay izy. Misaotra anao.
8. RAR.DAGO
(
11/10/2010 04:26)
rijadolly:
RAR.DAGO>>>> Manaova loha hevitra vavao se raha hampitaha ny Mpino sy ny tsy mpino fa manjary simba ilay loha hevitry ny sasany. Manjary HS be ilay izy. Misaotra anao.
Tsy mivoana izany.
lasa outil de conditonnement sy fitaovana politika (izay tsy antsika dia fositra aby!) ny fivavahana fa tsy fampianarana ny olona hiatsara.
Dia lasa mihatery saina ny olona indrindra ao anatin'ny fasahiranana fa tsy mitady fivoarana aratsaina sy ara-panahy.
9. vonynive
(
12/10/2010 10:26)
vonynive:
tsy mivaona @ fivavhana sy finoana a,
Mampiditra ity hevitra ity aho ho antsika mpivavaka sy mpino (ato @ finoana - fivavahana), mialohan'ny hamaliana ny oe IZA na AHOANA ny hamahana izao krizy izao satria tsy maintsy fantatra aloha ny ANTONY.
tantara marina iray nitranga teto madagasikara ...(dikanteny malalaka)
"nisy misionera vahiny hono nivahiny teto Madagasikara ka nitaingina fiaramanidina, dia nahita nahita ireo trano fiangonana marobe misy tilikambo izy ka loa-bava oe : " ha, hay ve ka be ozinina toy izao eto aminareo a, tany mandroso (manankarena, tsisy krizy) izany i madagasikra noho izy tany be orinasa !
de namaly ono ireo mpiaradia taminy ka nilaza oe tsy ozinina ireny, fa trano fiangonana andriamatoa misionera!
vao maika koa aza, hono faly ilay misionera ka namaly oe ka tsy vao maika aza izany ianareo mandroso (tsisy krizy) satria be mpivavaka!
... dia lasa tokoa ny saina raha manisa ireo tilikambo marobe saiky mifanakaiky tsiroaroa isambohitra, afa tsy ireo izay manao fivoriana any @ trano malalaka isankarazany any, ny tranon-tsinema lehibe eto andrenivohitra, ny trano filanonana, ny fisakafoanana, ny trano madinidinika maro eny rehetra eny, feno fiangonana eto,, saingy....
indrisy !!!....
INONA TOKOA RE NY ANTONY E?
10. vonynive
(
13/10/2010 08:17)
RAR.DAGO:
rijadolly:
RAR.DAGO>>>> Manaova loha hevitra vavao se raha hampitaha ny Mpino sy ny tsy mpino fa manjary simba ilay loha hevitry ny sasany. Manjary HS be ilay izy. Misaotra anao.
Tsy mivoana izany.
lasa outil de conditonnement sy fitaovana politika (izay tsy antsika dia fositra aby!) ny fivavahana fa tsy fampianarana ny olona hiatsara.
Dia lasa mihatery saina ny olona indrindra ao anatin'ny fasahiranana fa tsy mitady fivoarana aratsaina sy ara-panahy.
misaotra anao, mampieritreritra !
11. vonynive
(
13/10/2010 08:18)
fijo:
satria nafangaro daholo ny akoho sy ny katsaka ary ny apombo.
_politika
_finoana
_fitadiavana harena manokana
misaotra anao, mampieritreritra !
12. vonynive
(
13/10/2010 08:19)
AndriambyII:
Raha mino sy mivavaka tsy arahin' asa aloha amiko dia tsy hitondra vokany mihintsy izany , on a besoin d' actes concrets , @ izao dia efa hita mazava fa ny tsy fahampiana no mamoritra ny fisainan' ireo mijaly saina sy fanahy . Ny fanontaniana tokony hipetraka dia hoe , inona no mibahana anoloan' ny tsy fivoaranan' ny fiainana eo @ firenena @ izao fotoana izao ? Fangejana ara-tsaina sy ara-ara-panahy , ara-toe-karena (sioperifisialy ,viritioaly ,fantasimagorika ,...)ny fampifangaroana ny katsaka sy tsaramaso ary ny voanjobory , araka ny tenin' i fijo ,nataon' ireo jiolahy fohy eritreritra maro ,qui vivra vera , ouzz ny masna ! Amen .
misaotra anao, misy hoeritreritina izany
13. vonynive
(
13/10/2010 08:21)
rijadolly:
JAONA 11 : 3 tpfarany "Tsy ho fahafatesana no anton'izany aretina izany, fa ny hampisehoana ny voninahitr'Andriamanitra, mba hankalazana ny Zanak'Andriamanitra."
JAONA 9 : 1 Ary raha nandalo Jesosy, fia nahita lehilahy jamba hatry ny fony vao teraka.2 Ary ny mpianany nanontany Azy hoe: Raby ô, iza moa no nanota, io lehilahy io va, sa ny ray aman-dreniny, no dia teraka jamba izy?3 Jesosy namaly hoe: Tsy io lehilahy io no nanota, na ny ray aman-dreniny, fa ny hanehoana ny asan'Andriamanitra eo aminy.
misaotra anao, iza ary no andrasantsika hampiseho le voninahitr'Atra ary ahoana ny hatao hisehoany ?
14. vonynive
(
13/10/2010 08:22)
niryna:
vonynive:dia inona no antony?
tsy mivaona @ fivavhana sy finoana a,
Mampiditra ity hevitra ity aho ho antsika mpivavaka sy mpino (ato @ finoana - fivavahana), mialohan'ny hamaliana ny oe IZA na AHOANA ny hamahana izao krizy izao satria tsy maintsy fantatra aloha ny ANTONY.
araka izay lazaintsika ihany io ka, de mifamaly @ zay ny vahaolana
15. vonynive
(
13/10/2010 08:24)

tsy misy mihambo ho mahalala ny antony sy mahita vahaolana fa miandry ny valiny avy amintsika sy avy @ Tompo
16. Miharena
(
13/10/2010 18:53)
Antony ara-piaraha-monina miantraika amin'ny toe-tsaina sy toe-panahy no mahatonga krizy. Misy lasitra fisainana fototra tsy mitombina izay averimberin'ny gasy ao anatiny ao izay mahatonga tsy fahitana izay lalan-kombana eo anatrehan'ny famahana olana iray. Matetika dia tsy any amin'ny tena vahaolana no jerena fa mivilana hatrany. Eo koa moa ny fomba fijery tsy mitovy vokatry ny fahatarana ara-kolontsaina izay mianjady amin'ny olona maro ka manjary tsy misy zavatra afaka mivoatra mirindra tsara.
Rehefa ny sasany amin'ny mpitarika no tratran'io fahatarana io dia miteraka ady izany, ary tsy misy mihitsy avy eo ny famaritana soa toavina iray mazava hizorana.

17. niryna
(
14/10/2010 05:07)
Miharena:ilay fanontaniana hoe nahoana aloha dia tsy eto dago ihany no misy krizy fa erantany

mety ny antsika ihany no itantsika fa tsy ny an'ny hafa.
ny fahandosirana an'Atra no antony iray,ny tsy fanomezana hasina an'Atra ,ny tsy finoana ny asa lehibe mahagaga ataony antsika isan'andro.
raha olona matahotra an'Atra no mipetraka eo amin'ny fitondrana dia ho tonga amin'ilay fitenenana " raha ity olona ity no mitaraina ka mifona sy mivavaka ary miaiky ny fahotany dia hihaino azy Atra ary ho sitraniko taniny"
Dia hisy hiteny indray angamba hoe dia ahoana ireo firenena tsy mino an'Atra kanefa manankarena? dia hoy aho hoe misy fotoanany avokoa ny zavatra rehetra ka omeny fotoana aloha isika hifonana aminy dia ataovy hatrany ny marina sy ny hitsiny.
Ny olona izay nofidiana dia tokony hitondra ny olona amin'ny fahamarinana fa tsy hameno ny kibony,ny vahoaka dia tokony hivavaka ireo mpitondra ihany koa mba omen'Atra fahendrena
raha mbola dadarabe sy ny mpaminany etsy sy eroa foana no aleha dia mbola hijaly lavitra isika.Kely tokoa mantsy ny finoana ary ny fitiavantena no mameno ny paosy ka izay rehetra mahazo fahefana dia manampatra izany avokoa eny fa na dia ny kely faran'izay madinika indrindra aza dia manao izany koa .
18. RAR.DAGO
(
14/10/2010 07:34)
niryna:
ny fahandosirana an'Atra no antony iray,ny tsy fanomezana hasina an'Atra....
Mba kerisahy ko izany Atrareo izany ! Zavatra namboariko ve dia ahavita ampandositra aho amin'izay tiako atao.
niryna:
raha olona matahotra an'Atra....raha ity olona ity no mitaraina ka mifona....
Tahotra, fitarainana, fifonana... raha izany ny fiainana aleo tonga dia mankany ambany lagoroana fa tsy tsara izy izany ka !
Tsy izany mitady fangifiriana izany no nampianarin' Atra anareo e!!
Ny fitadiavana ny tsara, ny fanatsaràna ny fiaraha-monina milamina, ny fifanampiana mba hifaly sy hiadantsaina. Avereno vakiana kely ilay baiboly dia mba jereo izay lafiny izay fa tsy ilay resaka mampiororo foana no hasetry fa ny olona mila fahefana no mpitory an'izany kosa e!
Ary farany, ny fijerena ny mahantra sy ny mijaly anie tsy hoe hitovizana aminy hijaly sy angirifiry fa mba hanampiana azy hiala @ izany na fara-faharatsiny mba hitserana (empathie) azy e!
19. vonynive
(
14/10/2010 07:41)
niryna:
Miharena:ilay fanontaniana hoe nahoana aloha dia tsy eto dago ihany no misy krizy fa erantany
Antony ara-piaraha-monina miantraika amin'ny toe-tsaina sy toe-panahy no mahatonga krizy. Misy lasitra fisainana fototra tsy mitombina izay averimberin'ny gasy ao anatiny ao izay mahatonga tsy fahitana izay lalan-kombana eo anatrehan'ny famahana olana iray. Matetika dia tsy any amin'ny tena vahaolana no jerena fa mivilana hatrany. Eo koa moa ny fomba fijery tsy mitovy vokatry ny fahatarana ara-kolontsaina izay mianjady amin'ny olona maro ka manjary tsy misy zavatra afaka mivoatra mirindra tsara.
Rehefa ny sasany amin'ny mpitarika no tratran'io fahatarana io dia miteraka ady izany, ary tsy misy mihitsy avy eo ny famaritana soa toavina iray mazava hizorana.
mety ny antsika ihany no itantsika fa tsy ny an'ny hafa.
ny fahandosirana an'Atra no antony iray,ny tsy fanomezana hasina an'Atra ,ny tsy finoana ny asa lehibe mahagaga ataony antsika isan'andro.
raha olona matahotra an'Atra no mipetraka eo amin'ny fitondrana dia ho tonga amin'ilay fitenenana " raha ity olona ity no mitaraina ka mifona sy mivavaka ary miaiky ny fahotany dia hihaino azy Atra ary ho sitraniko taniny"
Dia hisy hiteny indray angamba hoe dia ahoana ireo firenena tsy mino an'Atra kanefa manankarena? dia hoy aho hoe misy fotoanany avokoa ny zavatra rehetra ka omeny fotoana aloha isika hifonana aminy dia ataovy hatrany ny marina sy ny hitsiny.
Ny olona izay nofidiana dia tokony hitondra ny olona amin'ny fahamarinana fa tsy hameno ny kibony,ny vahoaka dia tokony hivavaka ireo mpitondra ihany koa mba omen'Atra fahendrena
raha mbola dadarabe sy ny mpaminany etsy sy eroa foana no aleha dia mbola hijaly lavitra isika.Kely tokoa mantsy ny finoana ary ny fitiavantena no mameno ny paosy ka izay rehetra mahazo fahefana dia manampatra izany avokoa eny fa na dia ny kely faran'izay madinika indrindra aza dia manao izany koa .
misaotra,
20. vonynive
(
14/10/2010 07:56)
RAR.DAGO:
Mba kerisahy ko izany Atrareo izany ! Zavatra namboariko ve dia ahavita ampandositra aho amin'izay tiako atao.
Atra de Dieu de souveraineté,
Tahotra, fitarainana, fifonana... raha izany ny fiainana aleo tonga dia mankany ambany lagoroana fa tsy tsara izy izany ka !
Atra dia Fitiavana, tsy tahotra tahaka ny fampitahorana ny ankizy oe "rakakabe" akory no tian'i nyrina lazaina fa fanajana... hajaina satria "tiana sady tia" fa tsy fanajana toa ny fanajana sefo ao ampiasana koa.
Tsy izany mitady fangifiriana izany no nampianarin' Atra anareo e!!
le oe fitarainana eto ho ahy dia tsy oe mitaraina fa mangirifiry fa mivavaka izany oe mifona ho an'ny hafa (intercesseur) fa tsy mitaraina satria mijaly noho ny ataon'ny hafa, fitiavana ny hafa no anton'ny fitarainana @ Tompo fa tsy fitiavantena.