NAHOANA no misy izao krizy eto Madagasikara izao?
21. RAR.DAGO
(
14/10/2010 08:08)
vonynive:
Atra dia Fitiavana, tsy tahotra tahaka ny fampitahorana ny ankizy oe "rakakabe" akory no tian'i nyrina lazaina fa fanajana... hajaina satria "tiana sady tia" fa tsy fanajana toa ny fanajana sefo ao ampiasana koa.
Explique ça à ceux de ta communauté car il semble qu'ils l'ont oublié ou peut-étre jamais compris.
vonynive:
Tsy izany mitady fangifiriana izany no nampianarin' Atra anareo e!!
le oe fitarainana eto ho ahy dia tsy oe mitaraina fa mangirifiry fa mivavaka izany oe mifona ho an'ny hafa (intercesseur) fa tsy mitaraina satria mijaly noho ny ataon'ny hafa, fitiavana ny hafa no anton'ny fitarainana @ Tompo fa tsy fitiavantena.
Tsara raha izay no andraisanao azy fa ilay fomba mifona sy mandohalika sy ilay "culture du malheur" ity no tsy mety amiko e! Mianatra ny hifaly sy hiadana no tokony atao fa tsy hijaly zany: j'ai eu ma dose et toute l'humanité aussi pour ça!
novalian'i RAR.DAGO ny 14/10/2010 08:44
22. vonynive
(
14/10/2010 08:40)
vonynive:
RAR.DAGO:
zafady fa diso ny quote teo aloha mbola tsy mahay manao citation za.
Mba kerisahy ko izany Atrareo izany ! Zavatra namboariko ve dia ahavita ampandositra aho amin'izay tiako atao.
valiny avy @ vonynive :Atra de Dieu de souveraineté,
Tahotra, fitarainana, fifonana... raha izany ny fiainana aleo tonga dia mankany ambany lagoroana fa tsy tsara izy izany ka !
b]valiny avy @ vonynive Atra dia Fitiavana, tsy tahotra tahaka ny fampitahorana ny ankizy oe "rakakabe" akory no tian'i nyrina lazaina fa fanajana... hajaina satria "tiana sady tia" fa tsy fanajana toa ny fanajana sefo ao ampiasana koa.
Tsy izany mitady fangifiriana izany no nampianarin' Atra anareo e!!
valiny avy @ vonynivele oe fitarainana eto ho ahy dia tsy oe mitaraina fa mangirifiry fa mivavaka izany oe mifona ho an'ny hafa (intercesseur) fa tsy mitaraina satria mijaly noho ny ataon'ny hafa, fitiavana ny hafa no anton'ny fitarainana @ Tompo fa tsy fitiavantena.
Ny fitadiavana ny tsara, ny fanatsaràna ny fiaraha-monina milamina, ny fifanampiana mba hifaly sy hiadantsaina. Avereno vakiana kely ilay baiboly dia mba jereo izay lafiny izay fa tsy ilay resaka mampiororo foana no hasetry fa ny olona mila fahefana no mpitory an'izany kosa e!
Ary farany, ny fijerena ny mahantra sy ny mijaly anie tsy hoe hitovizana aminy hijaly sy angirifiry fa mba hanampiana azy hiala @ izany na fara-faharatsiny mba hitserana (empathie) azy e!
