Tena mandany fotoana ihany le miresaka amin'ny Kato kà... AFO FANDIOVANA ndray hono !!!

1. andrywui ( 28/08/2010 09:45)
--- Isaky ny miresaka amin'ny Kato aloha dia ny ady sy ny taimbava aloha no tsy maintsy "fanokafam-bavony" avy amindry lerony vao manaraka ny valy boraingona amin'ny valinteny sy tsy manaraka Baiboly !! - Ity ndray ary ny sakafonareo !!......

------ De izao koa zao de ahoana koa no hetezan'izany hoe :DIOVIN-DRY MOPERA SY RY EVEKA SNS... AMIN'NY AFO FANDIOVANA ZANY HONO NY OLONA ...

-- Ny fanontaniakao dia tsotra : ALALANA AVY AIZA NO AHAZAHOAN' IREO TOMPO MENEKELY (Pape ,mompera ,eveka ,presbitera ...) ALALANA "NY HAMELA HELOKA " NY ZANAK'OLOMBELONA ??????

Andriamanitra irery ihany no mamela ny Fahotan'ny olombelona ! - Izany hoe afaka mivavaka direct amin'Andriamanitra isika!... na mifona amin'ny Fanahy Masina amin'ireo Ota sy Heloka natao, dia ny Fanahy Masina no mitondra ny Vavaka sy Fifonan-tsika ho eo anatrehan'Andriamanitra ( fa tsy Maria zany akory ...)

Jesoa Kristy kosa amin'izao fotoana izao dia mitoetra eo ankavanan'Andriamanitra mandrakariva ka MIFONA ho an'ny zanak'olombelona !....

- Ary misy Anjely Miankohoka sy Midera ary Mankalaza tsy tapaka an'Andriamanitra noho n'ny Halehibeazany ...!

-IZAY IHANY NO MOYEN AHAFAHANA MANAVOTRA NY FANAHITSIKA TSY HO ANY ANDAVAKA REHEFA MATY ISIKA KA HANATRIKA NY FAHAFATESANA FAHAROA FA TSISY AFO FANDIOVANA IZANY FA ZAVATRA NAFORONIN'NY KATO NDRAY KOA IO ...


tsiky dia ampy ! aza tezitra ....

novalian'i ouioui ny 04/09/2010 00:04
2. ouioui ( 28/08/2010 13:40)

andrywui:

De izao koa zao de ahoana koa no hetezan'izany hoe :DIOVIN-DRY MOPERA SY RY EVEKA SNS... AMIN'NY AFO FANDIOVANA ZANY HONO NY OLONA ...

Ho avy eo indray izao ry lerony dia ampitaha ny olona @ vilia , dia ho lazainy fa hoe rehefa manasa vilia dia mila rincer-na kely fa tena madio dia eto izany dia savony ny pretra tsss
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]
3. ikaretsaka ( 28/08/2010 14:35)

------ De izao koa zao de ahoana koa no hetezan'izany hoe :DIOVIN-DRY MOPERA SY RY EVEKA SNS... AMIN'NY AFO FANDIOVANA ZANY HONO NY OLONA ...

tsary ry Mompera sy ry eveka ro mandio ny olona any @ afo fandiovana; fa mampianatra fotsiny ry zareo, izay mi se baser hatrany @ ilay hoe tsy manary ny zava boahariny ho very maina hatrany @ farany Andriamanitra fa omeny chance foana foana
araka ny nolazaiko tany ambony hoe ny sens ny afo eto tsy hoe afo: mandoro sy maha kila akory no voatery ho sens ny afo fa zavatra maro: manazava, manafana, manoro. mandio


- Ny fanontaniakao dia tsotra : ALALANA AVY AIZA NO AHAZAHOAN' IREO TOMPO MENEKELY (Pape ,mompera ,eveka ,presbitera ...) ALALANA "NY HAMELA HELOKA " NY ZANAK'OLOMBELONA ??????

Alalana avy amin'i Jesoa navelany ho an'ny apostoly sy ny dimbiny (Joany 20 21-32) hoe "ze fahotana avelanareo eto an-tahny dia voavela koa any an-danitra, ary izay tananareo dia voatana koa"
4. andrywui ( 28/08/2010 15:51)
Tsy misy anefa olombelona ka afaka mamela heloka olombelona izany. Hoy jehovah ny fahotanareo na dia mena toy ny jaky aza dia ho sasako ho fotsy mangatsakatsaka toy orampanala.fa tsy hoe ho fotsian ny mopera mangatsakatsaka akory.
5. ikaretsaka ( 28/08/2010 16:05)
ka tsy olombelona no mamela heloka eto. tsy jerena @ maha olombelona fe olombelona azy intsony ilay olona nahazo ilay fahafahana eto fa jerena @ maha "masoivohon'Atra" azy.
tsy eo amin'azy ianao no mifona fa eo @ andriamanitra
ohatran'ny hoe rehefa mianiana ianao dia tsy eo @ baiboly no mianiana fa eo @ Atra ..
6. andrywui ( 30/08/2010 12:39)
"voavela ny helokao anak" ! hoy mompera !..." de mbola milaza iany i fiarakaretsaka fa tsy mahita kil hitaingina ! ...

- tsy afaka mamela heloka na hanala heloka na hanao masoivoho izany i mopera e !aiza ao amin'ny baiboly ary no misy an'izany hoe ataoko masoivoho hanala ny heloky ny zanak'olombelona hianao mopera ! kitana Ika ....?
7. ouioui ( 30/08/2010 12:40)
Tsy lojika mihitsy aloha izany hoe olona samy olona izany no manala heloka ho an'Andriamanitra e, efa misy IZY koa mbola olona indray no ataon mpanelanelana, raha nanao ditra ve elah de ny zandrin'elah vavy no asain'elah hifona ho an'elah any @ bain'elah klé , tsss [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/doh%21-45.gif[/IMG]
8. ikaretsaka ( 30/08/2010 23:26)
Ny konfesy dia ohatran'ny sakramenta rehetra
ka raha miteny hoe "voavela ny helokao anaka" dia tsy miteny @ maha mompera azy intsony ra mopre eo fa @ maha olona notendren'Atra sy dimbin'ny apostoly azy, araka ilay tenin'i Jesoa hoe "izay fahotana avelanareo dia voavela ary izay tananareo dia voatana"

@ sakramentan'ny fanambadiana koa, raha raisina ho sakramenta :
tsy i Mompera no ivoadiana anie sy miteny hoe anambarako fa "mpivady ianareo" fa Atra e

de eo no miverina foana le fanontaniako hoe aminareo rehefa hoe inona le izy no mety dia rehefa inona ilay izy no tsy mety? rehefa ekeken'ny sainareo?
dia hoy aho aminareo hoe raha izany de "kristianintianim-poana satria raha izay tianareo mombani kristy ihany ihany no ekenareo fa izay tsy azonareo dia lavinareo ==> tsy i Kristy no inoanareo @ izany fa ny tenanareo!
9. Miharena ( 31/08/2010 05:51)
Rehefa manaiky ny fisian'ny mpitondra fivavahana ny olona dia rariny raha manao izay fomba entin'ny mpitondra hanafahana amin'ny heloka.

Tokony tsy hisy fifandirana izy eto satria ny maro tsy ho ary mitovy fari-pinoana avokoa fa ao ireo mila mpanelanelana ary ao ireo izay afaka mivantana ny vavaka.

Raha tsorina, izay manatona dia tsy ny mpitondra fivavahana akory no iriny hatonina fa Andriamanitra Ray avokoa. Ny endriny fotsiny no tsy mitovy araka ny antokom-pinoana.
10. ikaretsaka ( 31/08/2010 12:32)
izay mantsy
11. ouioui ( 01/09/2010 20:47)
Ity leisy misy fomba fijery tena mahafaoka zavatra betsaka ,

12. andrywui ( 02/09/2010 09:47)
sssh aiza letsy kou olombelona samy olombelona ihany no mitady hanao Andriamanitra tampoka eo ny sasany kou !!

---- Niankohoka tamin'ny Anjely aza olona iray ao amin'ny Filazantsara ao izay dia hoy ilay Anjely : tandremo !!!! aza miankohoka amiko akory hianao fa toa anao ihany aho ! Andriamanitra irery ihany no Hiankohofy hoy ilay anjely !!

-
13. ikaretsaka ( 02/09/2010 13:58)
tsy Atra fa masoivohon'Atra
ohatran i Andrywui hoe atao marizy io: tsy eo imason'i pasitera sy mompera ange no mifanambady fa eo imason'Atra e
de tahak'izay le izy
14. ouioui ( 03/09/2010 15:19)
Avy ndray leity sy ny ohatra vinaninany lava ty klé, ny mariazy bainn , azon'elah atao ara-panjakana fotsiny satria izay no lalàna, misy kosa ny hisafidy ny hanao voady eo anatrehan'Andriamanitra no sady mangataga tso-drano , tsy misy hifandraisany @ konfesy mihitsy io , sa azon'ny Maire ato koa no mampikonfesy

Raha nanomé ohatra @ vavaka atao @ Ray (Rainay any an-danitra .....) iny jesosy dia nolazainy fa "mamelà ny helokay tahaka ny namelanay izay meloka t@nay "
Raha ny raisonnementn'elah no zohina izany dia afaka mifampikonfesy daholo isika ,[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-maboule.gif.gif[/IMG] tsy mila olon-kafa izany fa ilay fitiavana foana no tena lehibe ao

ika:

Alalana avy amin'i Jesoa navelany ho an'ny apostoly sy ny dimbiny (Joany 20 21-32) hoe "ze fahotana avelanareo eto an-tahny dia voavela koa any an-danitra, ary izay tananareo dia voatana koa"

Na io kintsipona nataon'elah io tsy milaza fa dimbiny fa ny mpianany no resahiny teo fa tsy Apostoly fotsiny , izay mifanaraka tsara @ ny hoe "mamelà ny helokay tahaka ny namelanay izay meloka t@nay , FITIAVANA, fampihavanana hoy elah io no tena tanjona!!
Isika tsirairay dia mahavita an'io fa tsy mila konfesy konfesy izay , any @ boky tsy baiboly any no misy an'izany bainn a
Ny anlisany mantsy raha vao manomboka petsa dia izay foana , TSY NY BAIBOLY IHANY NO BOKIN'ANDRIAMANITRA " dia ny kto ihany no manana an'izao boky izao , tsss [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/U_THIN%7E1.GIF[/IMG]
15. ikaretsaka ( 03/09/2010 16:26)

Avy ndray leity sy ny ohatra vinaninany lava ty klé, ny mariazy bainn , azon'elah atao ara-panjakana fotsiny satria izay no lalàna, misy kosa ny hisafidy ny hanao voady eo anatrehan'Andriamanitra no sady mangataga tso-drano , tsy misy hifandraisany @ konfesy mihitsy io , sa azon'ny Maire ato koa no mampikonfesy


mariazy am-piangonana araka ny maha sakramenta azy no resahako eto, satria resaka fivavahana sy finoana no resaka


Raha nanomé ohatra @ vavaka atao @ Ray (Rainay any an-danitra .....) iny jesosy dia nolazainy fa "mamelà ny helokay tahaka ny namelanay izay meloka t-at-nay "


Raha ny raisonnementn'elah no zohina izany dia afaka mifampikonfesy daholo isika ,tsy mila olon-kafa izany fa ilay fitiavana foana no tena lehibe ao

saingy indrisy fa tsy ny Rainay any an-danitra ihany no nomen'i Jesoa, fa mbola nomeny io fahefana io koa ny Apostoly sy ny dimbiny hoe "ny fahotana izay avelanareo dia ho voavela koa any an-danitra fa izay tazominareo dia voatana"


Na io kintsipona nataon'elah io tsy milaza fa dimbiny fa ny mpianany no resahiny teo fa tsy Apostoly fotsiny


Ivereno vakina ny fandehan'ilay tantara raha olona rehetra no nomeny alalana (araka ny raisonnement an'ialahy) dia teny an-tendrombohitra Oliva izy na teny ampovoantsenan'i Kafarnaoma no nilaza an'io.. fa olona nosinganina no nomeny io fahafahana io, dia ireo olona ireo no nifamindra anazy tanatin'ny 2000 taona mahery izay
16. ouioui ( 04/09/2010 00:04)
Dia ny Pape ihany izany no tian'elah lazaina , eto sa ny pretra koa ??? ,Azavao hatramin'ny farany ny tian'elah hazavaina fa mbola tsy ao tsara bainn a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Reflexion/F_14WA%7E1.GIF[/IMG]
Ny dimbin'ny apostoly mantsy hoy elah dia ny Pape ???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0548