Tsy Mahazo manambady ve ny mpitondra fivavahana?
1. mpanazava
(
27/08/2010 05:03)
Ny Papa Paoly Faha 6 no nanoratra ilay Sacerdotalis Cealibatus (Tokony ho mpitovo ny Pretra, 1967), ka nilaza fa fepetra takina amin’ny Pretra izany. Nihaiky koa anefa izy hoe:’ ny testameta vaovao misy fampianaran’I Kristy sy ny Apostoly , dia tsy milaza mivantana hoe tsy mahazo manambady ny pretra masina. Tsy notakin’I Jeso tamin’ny 12 Lahy nofidiny izany, ary tsy notakian’ny Apostoly tamin’ireo nitarika ny Kristianina voalohany _ Ireo taratasin’ny papa 1958-1981 (Anglisy, Falls Church, Va., 1981) P.204
1Kor 9:5 Protestant : «Moa tsy mahazo mitondra vady izay isan’ny mino va izahay, tahaka ny Apostoly sasany koa sy rahalahin’ny tompo ary Kefasy?» (Anarani’I Petera amin’ny teny aramianina ny hoe Kefasy, araka ny Jaona 1:42.
Jereo koa ny Marka 1:29-31, izay miresaka ny rafozambavin’I Simona, na Petera izany hoe ny maman’ny vadin’ledala.
1 Tim 3:2 ,Katolika « Koa ny Pretra dia tsy maintsy ho…tsy manambady afa-tsy indray mandeha monja [«manam-bady tokana»,Protestanta] ary mahay mitondra ny ankohanany raha tohizana io andininy io.
Tena gaga aho, sy ireo mpianatra baiboly taloha hoe fa avy aiza re ity haizina ara-panahy nihely hatramin’izay ity e! Soa ihany fa mahafampo ny valiny omen’ny baiboly Katolika antsika:
1 Tim 4:1-3 Katolika :» Milaza marina ny Fanahy fa any aoriana any (rehefa maty ny apostoly = mbola hanokafako sujet ny momba io fotoana io hamantarana an’ilay Anti-Kristy demasqué), dia hiala amin’ny finoana ny sasany, ka hanaraka fanahy mamitaka sy fampianaran’ny demony, … handrara tsy hanambady izy»
Tsy ela taorian’ny nahafatesan’ny Apostoly Paoly sy Jaona dia nitranga tokoa ilay fampianaran’ny Demony voalaza mialoha «Fandrarana tsy hanambady = Eveka, Pretra , Papa…»
Ilaina ny fanetretena ry zalahy eo amin’ny finoana, ary mbola miangavy ihany aho hoe aza fitahina ny mpiangona, aok’izay , efa tsy voatana intsony mantsy ary efa ataonay maneran-tany izao ny fitoriana ny vaovao tsara tsisy lainga ary miorina amin’ny soratra masina.
Efa ezaka lehibe ny nataon’ny Vatikan nanala ny fotom-pinoana fampianarana mahakasika ny Limby ao anaty Katesizy vaovao sy ny tsy firesahana izany intsony any ampiangonana. Fa naninona tokoa moa io no nesorina e?

novalian'i fijo ny 09/09/2010 20:16
2. daran
(
27/08/2010 05:39)
Matoa A/tra namorona an'i Eva d hitany hoe "tsy tsara ralehilahy raha irery". Fahotana dray v zany aty aoriana ny manambady raha lasa mpitondra fivavahana enao? Toa hafahafa tokoa zany satria safidy io, misy ny adinin-teny mahakasika ny fanambadiana ao @ 1 korintianina toko faha 7 manontolo ho an'izay mazoto mamaky. Milaza aza i Paoly hoe " noho ny fijangajangana d aoka ny lehilahy rht samy hanana ny vadiny avy, ary aoka koa ny vehivavy rht samy hanana ny vadiny avy." eo @ andininy faha 28 " na dia manambady aza ianao d tsy manota ts akory, ary na dia manambady aza ny virjiny d ts manota izy". Voa mafy iany ny masera raha amoureuse nefa mijanona @ zao d @ farany mangala-pihinana. Tsy fahotana ny fitiavana fa voajanahary ka ref tia olona enao d afk manambady. Zay no namoronan'A/tra ny olombelona.
Lazainy mazava kosa anefa fa hanampahoriana @ nofo ny olona manambady no sady b fanahiana kokoa eo @ fiainana. Ka safidy io, zay manambady na ts manambady d safidin'ny tsirairay io fa ts tkn hisy olona hanery anao hoe ts mahazo manambady enao satria enao hanao ny asan'ny Tompo. Jesosy aza ts nilaza an'izany koa nahoana no hivaona ny soratra masina isika. Izay ny hevitro araka ny fahatakarako zay voasoratra.

3. hery
(
27/08/2010 10:00)
Fa angaha tsy mahazo manambady koa ny mpitondra fivavahana any amin'ny Temoins de Jehovah ry Mpanazava?
Raha mahazo manambady ny any aminareo dia tsy hitako ny olana :-)
Avelao ny an'ny hafa tsy hanambady raha izay no hitany fa mampety azy fa aza terena.
Raha mahatsapa voafitaka ny mpiangona angamba efa lasa TJ daholo :-)

4. ouioui
(
27/08/2010 12:37)
Petsa elah zany rahery an[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG] arguments ampiandiana @ arguments bain a, ataon-dry zalahy maivana mihitsy ny valitenin'ealah , mivaona eee [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]
6. ouioui
(
27/08/2010 13:24)
Odry izaho mbola tsy fantary rahery foana ve fa zah tsy minomino foana aloha jusqu'à la preuve du contraire??? fa raha izao kôzin'elah izao aloha dia tsy any par rapports @ndry zalahy e, izahay ve mahazo mandinika sy mahazo mitsikera , aleo atao hotran'ny forum rehetra ihany bainn a [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-maboule.gif.gif[/IMG], fanina anie rahery izany de aty amiko aty indray no hanodinana ny fanazavana [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticon-msn-rigole.gif[/IMG]
7. ziva6
(
27/08/2010 13:31)
Eto d ny katolika no tiany zalahy ho lazaina @ hoe tsy mahazo manambady ny mpitondra fivavahana na hoe fa maninona no tsy mahazo manambady ny pretra, io d lalàna napetraka teo @ fiangonana katolika ho any pretra sy zay anao pretra ka hatrany @ papa, efa hatr@ zay nitsanganana fiangonana katolika no efa nisy zany, fa amiko d tsotra b rehefa te hanambady ny pretra d tokony hiala @ maha pretra azy fa tsy mialokaloka ao efa fantatra lé olona tsara fa vao hiditra anao an'izany pretra zany d efa mahafantatra fa tsy mahazo manambady, za dia nahafantatra olona betsaka nanao frère nisy maro @ izy reo no niala satria toa tsy vitany zany hoe tsy hanambady zany,betsaka @ izy reo zao no manambady aman-janaka manana anton'asa tsara, ka inona moa no tsy hanaovany pretra an'izay raha te hanambady izy miala @ maha pretra azy d miaina @ fiainana olona rehetra, mino aho fa raha mametra-pialana izy d tsy handà an'izay ny vatican. Tsy tokony hialokalofana zany lé pretra fa efa fantatra hatr@ voalohany io tsy mahazo manambady io.
8. hery
(
27/08/2010 13:54)
ouioui> Lany andro mivoaka sujet eo :-)
ziva6> ie, efa naverimberina teto io hoe tahaka ny lalao misy fitsipika io. Ka raha tsy mahazaka fitsipika dia tsy milalao. Fa tsy hoe sady te hanao no te tsy hanaraka fitsipika.
Taloha koa ny olona afaka nanambady mihoatra ny 1 (Salomona, Abrahama, Andrianampoinimerina sns), ary ao amin'ny Baiboly misy tantara tahaka izany. Fa amin'izao ny Kristianina dia tsy manambady afatsy iray. Ka raha te hanambady mihoatra ny iray dia miala tsy ho kristianina fa tsy hoe sady te ho kristianina no te hanambady maro, dia avy eo hoe ovay ny fitsipika.

9. mpanazava
(
27/08/2010 14:10)
Azoko tsara ny fanazavan'i Ziva 6. Ny olana anefa dia ity, betsaka ny Kato mahafeno fepetraaraka ny soratra masina ao anaty baiboly katolika hanao ny asan'ny pretra nefa tsy heken'ny vatican satria tsy mahafeno izay takiny. Iza ary no tokony hanandanja kokoa ny an'i Vatican ve sa ny an'i soratra masina?
10. hery
(
27/08/2010 14:17)
mpanazava> :-)
Tahaka ilay olona kilemaina mitondra baolina dia miditra ny Kianja... dia hanao baolina hono izy fa mahafeno ny fepetra araka ny voalazan'ny Soratra masina.
Ny an'ny Soratra Masina sa ny an'ny arbitre no manan-danja?

11. ouioui
(
27/08/2010 14:32)
Avy indray ilay ohatra ratsy petraka fa angaha tsy voajery mialoha ny olona hanao baolina ?? fa eoa ambony kianja vao hifampitazana [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Surpris/G_04BI%7E1.GIF[/IMG]
Ny miditra pretra ve fantatra dieny mialoha fa pédophile fa tsy ao anatiny ao lery vao manao ny ataony , aiza ary bainn zany klé [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/3d-moqueur-rire-3.gif[/IMG]

12. mpanazava
(
27/08/2010 15:21)
Tena faly aho satria fantako fa hiresaka amiko ihany i Hery ary hamaly ahy.
Hoy i Hery:
Izay vao mivoka ilay secret ny fotompinoana katolika. Lalànan'ny arbitre no ambony noho ny an'ny Soratra masina, i vatican no arbitre eto ka izay tiany homena carte rouge dia homeny ary manao izany hatrany izy. olom-belona ireo tsarain'ny abitre vatican ireo. Fa mbola misandoka fahefana ihany i vatican na izany aza satria hoy ny baiboly katolika :"Kristy Jeso, izay hitsara (arbitre) ny velona sy ny maty" (2Tim 4:1)
za indray ra HEry tsy nianatra theologia 4ans fa nianatra baiboly tamin'ny TJ 6mois ary vao vita batisa tamin'ny heritaona.
Hoy i Hery:
Tahaka ilay olona kilemaina mitondra baolina dia miditra ny Kianja... dia hanao baolina hono izy fa mahafeno ny fepetra araka ny voalazan'ny Soratra masina.
Ny an'ny Soratra Masina sa ny an'ny arbitre no manan-danja?
Izay vao mivoka ilay secret ny fotompinoana katolika. Lalànan'ny arbitre no ambony noho ny an'ny Soratra masina, i vatican no arbitre eto ka izay tiany homena carte rouge dia homeny ary manao izany hatrany izy. olom-belona ireo tsarain'ny abitre vatican ireo. Fa mbola misandoka fahefana ihany i vatican na izany aza satria hoy ny baiboly katolika :"Kristy Jeso, izay hitsara (arbitre) ny velona sy ny maty" (2Tim 4:1)
za indray ra HEry tsy nianatra theologia 4ans fa nianatra baiboly tamin'ny TJ 6mois ary vao vita batisa tamin'ny heritaona.
13. ouioui
(
27/08/2010 15:35)
Kay klé teolojia 4ans vs TJ 6mois fa tena petsa tanteraka rahery klé [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/mdr-mort-de-rire-284923.gif[/IMG]
14. mpanazava
(
27/08/2010 16:06)
Kay klé teolojia 4ans vs TJ 6mois fa tena petsa tanteraka rahery kléquote
Tsy resaka any ilay izy oui oui an! diso be ianao, ny tiako hasongadina dia miankina aminy fahamarinana ny fiainana mandrakizay satria hoy i Jeso :"Mba hahazahoan'izy ireo fiainana mandrakizay dia ilainy ny Mianatra hahalala Anao ilay Andriamanitra Marina sy Jesosy Kristy ilay nirahinao" (Jaona 17:3), Ilaina ary ny fianarana momba an'Andriamanitra (Yhaveh) sy Jeso Kristy. Tsy voatery hanao theologie anefa izany fa afaka ataon'ny olona rehetra. Tadidio fa mpanarato, mpandrafitra no mpianatr'i Jeso sasany. Mpivarotra atody izao ilay olona nampianatra ahy, sady tsisy CEPE akory. Ilaintsika rehetra tsy ankanavaka ary ny fianarana ny soratra masina fa hanafaka antsika amin'ny finoanoam-poana izany. "Fantaro ny marina ary ny marina hanafaka anareo" (Jaona 8:32) Aza miala amin'ny Baiboly anefa satria hoy ny soratra masina "fa Teninao no Fahamarinana" (Jaona 17:17) izany hoe izay mifanohitra amin'ny tenin'Andriamanitra ao anaty baiboly dia tsy izy ary mazava ny loharano hipoirany.
15. ouioui
(
27/08/2010 16:58)
mpanazava:
"Mba hahazahoan'izy ireo fiainana mandrakizay dia ilainy ny Mianatra hahalala Anao ilay Andriamanitra Marina sy Jesosy Kristy ilay nirahinao" (Jaona 17:3), Ilaina ary ny fianarana momba an'Andriamanitra (Yhaveh) sy Jeso Kristy. Tsy voatery hanao theologie anefa izany fa afaka ataon'ny olona rehetra.
Misaotra anao @ fanitsiana [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/0028.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Respect/0028.gif[/IMG]
17. Mpanazava
(
28/08/2010 06:44)
F'ahoana ny ao anaty baibolinao? Mifanohitra amin'io ve sa hazavain'io amin'ny dikatenin'ny sarambabembahoaka?
18. Miharena
(
31/08/2010 07:03)
Raha mijery ity fanontaniana amin'ny loha-hevitrao ity aho Mpanazava dia mahita fa karazana filàna ady amin'ny kato fotsiny ilay izy.
Misy zavatra tokony hahitsy hoy aho amin'ny fomba fijery satria very any amin'ny adi-hevitra tsy misy fotony isika raha ny fanontaniana no hadihadiana tsara.
Matetika aho no mahita fanontaniana mivoana rehefa miresaka amin'ny TJ. Tsy ny vontoatin'ny finoana no tena ifotorany fa ireo fombafomba ivelany izay midika ho fihatsaram-belatsihy eo imasony ka manafintohina azy.
Io fahatafintohinana io no mila resena aloha ary ao anatinao io no tokony hamboarinao fa tsy ny hafa no tsarainao araka ny fombany. Ny hevitr'Andriamanitra dia Azy fa tsy fihevitsika olombelona izay voafefin'ny fombafomba tsy mitovy.
Raha te-hanaradia an'i Kristy dia ravana daholo aloha ny rindrina mamefy rehetra ao anaty vao mizara ny Hazavany.
Lasa miditra amin'ny honahonan'ny adihevitra raha toa ka mijery pitsopitsony araka ny fombafomba isika mianakavy ary tsy hita intsony ilay JIRO tokony hanazava.

19. fhmr
(
31/08/2010 08:07)
ny fanontanian'ny mpanazava koa anié tkn ts mila adihevitra b e. Ny valiny eny na tsia.
Mahazo manambady v sa tsia ny mpitondra fivavahana? afka mamaly fotsiny tsika hoe TSIA satria zay no voasoratra d andinin-teny manaporofo na afaka mamaly tsika hoe ENY andininteny manaporofo d vita. Mihevitra v nareo fa A/tra manana valiny maro amin'io fanontaniana io?

20. fijo
(
07/09/2010 20:38)
ny tao amin'ny katolika anie dia ingahy "augustin" na "masindahy Augustin"no nitarika io fandavana ny tsy hanambadian'ny mpitondra finoana io ,raha tsy diso ny fahalalako.ingahy io
mantsy dia lehilahy tena tia vehivavy tokoa fahiny,ary tena nanararaotra izany firaisana izany.fa leo tanteraka ingahy nony farany,ary teo izy no namomboka nampiditra ny fotopitondran tena tsy mila firaisana"abstinence".
izany hoe mihinana aloha de avy eo leo de tsy avela ihinana ny hafa.......