Tsy Mahazo manambady ve ny mpitondra fivavahana?
21. Miharena
(
08/09/2010 05:39)
Miarahaba anao indray ra-Fijo ! elaela izany an!
Ilay mametraka fitsaràna ny ahy no tena hitako mandrendrika ny olona amin'ity resaka ity. Efa misy lalàna natoraly momba ny tenantsika ohatra dia misy mandrara na misy mametraka lalàna araka ny fiheverany fa mety dia lasa mandeha ny fanamelohana raha vao tsy manaraka iny ny olona iray izay babo tamin'izany lalàna noforonina izany ka solafaka kely.
Io ilay angano lazain'i Dadabe sy Nenibe e! Anatra omen'ny olona taloha io ary mampifoha filàna tena goavana be mihitsy le izy rehefa hipoaka izay. Izany no mahabe ny fampiasana ny sexualité amin'ny fomba mifanohitra amin'ny fandraràna rehetra.

Fijo:
izany hoe mihinana aloha de avy eo leo de tsy avela ihinana ny hafa.......
Io ilay angano lazain'i Dadabe sy Nenibe e! Anatra omen'ny olona taloha io ary mampifoha filàna tena goavana be mihitsy le izy rehefa hipoaka izay. Izany no mahabe ny fampiasana ny sexualité amin'ny fomba mifanohitra amin'ny fandraràna rehetra.
novalian'i ikaretsaka ny 09/09/2010 21:07
22. fijo
(
08/09/2010 19:06)
marina mihitsy izany.tokony avela anaraka ny natiora le izy ,fa tsy terena,hoe izao no "itako fa mety"de iny atao.
23. ikaretsaka
(
08/09/2010 21:56)
ka izao anie le izy e.. nahazo dia nanondrana. dia novaina ho lasa tsy nahazo taonjato maromaro izay.. dia nanondrana... dia andeha atao ho mahazo indray..dia nanondrana..
dia ovaina dia ovaina foana ve izany?
firy @ reo pasitera manambady ireo koa izao no tsy manondrana?
iznay mihitsy ireny hoy ilay bandy mpanao rugbt mpanao style sakalava iry

24. ouioui
(
08/09/2010 22:38)
ika:
firy @ reo pasitera manambady ireo koa izao no tsy manondrana?
iznay mihitsy ireny hoy ilay bandy mpanao rugbt mpanao style sakalava iry
Zao ve sisa valin-teny ato saga , tena tsy any ntsony bainn zany [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Rires/00102.gif[/IMG]
26. ikaretsaka
(
09/09/2010 21:07)
fijo:
ka izay no amelana azy halalaka ,dia samy mijery sy mizaka ny ataony
malalaka letsy io manondrana an tsy mahalalaka manondrana an..
tsy ny famelana olona hanao izay tiany akory no mampihena ny crime fa ny fampahalalana ao an-dohany hoe tsy mety ny ataony