Ahoana ny fomba hanampiana ny Katolika II

1. andrywui ( 11/08/2010 13:44)
Naveriko eto ilay tetsy ambany fa misy tena lehibe tsy voavaly ry zareo a! misaotra alou tamin'ireo valinteny momba an'ireo "SARY VONGANA" tompoina !......

- FA NY MOMBA AN'IREO FATY TEHIRIZINA AO VATICAN SY AMIN'IREO FIANGONANA KATO ERAN-TANY INDRAY ARY !!!.... ATAO INONA IREO FATY IREO ? (FATI-NA OLON-TSAMBATRA SY MASINDAHY , MASIMBAVY ... )


merci ... !
novalian'i badluck ny 21/08/2010 07:10
2. andrywui ( 11/08/2010 13:54)
Tsy hanohitra an'izany angamba isika rehetra fa misy faty tsy toko tsy forohana tehirizina amin'ireo fiangonana Katolika eran-tany !!...

----( MILA JIRO IZAY) atao inona ireo sa hoe symboles indray ve ? - maivana be raha izay fa misy fotony lehibe itazomana an'ireo faty ireo !!!







;
3. ikaretsaka ( 11/08/2010 13:58)
efa nalefako ao ambadika ao ny valiny fa aza taritina aty...
ka aza tezitra raha mety ho voafafa ity lohahevitra ity
4. andrywui ( 11/08/2010 14:04)
Mahazakà Ika fa aza mora entimpo a!.... aleo hivoaka ny marina !!


eto valiana fa ity aloha no mora hita sy azo tohizana ilay resaka FATY .....
5. ikaretsaka ( 11/08/2010 14:09)
noho ianao ilay mandany espace loatra ny antony fa tsy misy fo miakatra akory
fa jereo atsy @ tapany voalohany atsy fa efa voazava any io, ka tsy mila averina ato loatra intsony,
sa? tsy maintsy averina isam-pejy koa izy ity? ka saratsarahina tsikelikely ohatran'ny mitsimpona andalana ka tsy le complet no tsimponina fa atao kely atsy ny toko faha zao andiny faha zao tapany voalohany ... foa atsy indray ny toko faha zao andininy faha zao tapany faharoa?
6. andrywui ( 11/08/2010 14:14)
- Ary hono hoa Ika ! ....

Inona hoa no tena tanjona amin'ireo hoe mompera tsy manambady ??

-- nefa ao Fianarantsoa misy Ankany iray Fitaizana ny zanak'ireo Masera bevohoka !
-- ary ahoana ireo Mompera maha bevohoka sipa ? tsy tokony hampanmbadiana ve ry lerony ireo ?? aza miteny mihitsy hoe " .... tsy hilaozan'izay hamarara nareo aloha " -- satria tena presque ry zalah rehetra mihitsy no miainga na ataoko hoe 75% aminy !...


MILA JIRO NDRAY !
7. hery ( 11/08/2010 14:16)
Tsy azoko hoe maninona ity no naverina teto. Sa valiny mifandraika amin'ny tadiavinao no tianao hivoaka?

Tsy misy manangona faty. Apetraka ao amin'ny fasana ny faty. Misy fasana any ambanin'ny fiangonana any. Efa fomba katolika hatramin'izay ny nametraka fasana any ambany fiangonana (tadiavo @ google ny resaka hoe catacombes). Tsy misy antony manokana fa mitovy tsy misy valaka amin'ny fatin'ny fianakavianao atao ao anaty Fasana fa tsy ariana any an-dranomasina sns.
8. hery ( 11/08/2010 14:21)
Liana mafy @ fiangonana Katolika mihitsy i Andrywui izany...


-- nefa ao Fianarantsoa misy Ankany iray Fitaizana ny zanak'ireo Masera bevohoka !


Omeo hoe ny adiresy sy anaran'izany Ankany izany fa mahaliana tokoa. Ary mety hahaliana ny aty Vatican koa raha misy. Jereo tsara fa ny resaka abus sexuel ataon'ny pretra sasany fotsiny aza dia efa gravy be ny fipetrany tonga amin'ny gazety sy aty Vatican, vao mainka fa misy an'izany akany fanta-bahoaka izany?
Nipetraka nandritra ny 4 taona tao Fianarantsoa aho fa tsy nahalala an'izany.


-- ary ahoana ireo Mompera maha bevohoka sipa ? tsy tokony hampanmbadiana ve ry lerony ireo ??


Bevohokany angaha ny anabavinareo? Aza mipetraka amin'ny honohono hoy aho. Bandy kely tsy mianatra ery aza tsy mahabevohoka sipa ka vao mainka fa raha hoe hanao an'izany marina ny 75%-ndry zalahy kanefa ry zalahy nianatra daholo?


Mitovy @ fanaovan'i andrywui resaka politika ihany ny fanaovany resaka finoana, mipetraka amin'ny honohono fotsiny. Manadihadia tsara aloha ary aza miditra amin'ny pataloha tery.
9. andrywui ( 11/08/2010 14:23)
efa fanontaniana hafa indray ny ahy hery a! .... za anie manontany amin'ny tsy fahafantarako e ! dia mba manazava hianareo dia mba mahalala zavatra aho ! ity le fanontaniakao :


---- Inona hoa no tena tanjona amin'ireo hoe mompera tsy manambady ??

-- nefa ao Fianarantsoa misy Ankany iray Fitaizana ny zanak'ireo Masera bevohoka !
-- ary ahoana ireo Mompera maha bevohoka sipa ? tsy tokony hampanmbadiana ve ry lerony ireo ?? aza miteny mihitsy hoe " .... tsy hilaozan'izay hamarara nareo aloha " -- satria tena presque ry zalah rehetra mihitsy no miainga na ataoko hoe 75% aminy !...
10. hery ( 11/08/2010 14:24)
Efa voavaly koa ra andrywui a.

Ianareo ihany anie no hisavoritaka eto e. Raha mila fanazavana dia ataovy lohahevitra iray isaky ny fanontaniana :-)

Sa manao toetrana sekta koa?
11. andrywui ( 11/08/2010 14:27)
Tsy honohono mihitsy izany ry Hery a! .... ary tsy ny anabaviko no bevokandry lerony fa ny zanaka Malagasy ! -- mino aho fa ny ankabeazan'ny olona izay mamaky eto dia mahalala an'izany akany fitaizana ny zanakin'ny Masera bevoka ao Fianaratsoa izany ! ...

- Ny mompera miakatra tribunal sy boro aloha defa tsy isaina !


---FA TSY ANY ANIE NY OLANA E fa ny hevitro fotsiny dia hoy ah hoe : sao de tokony hampanambadiana ary hoa ireo mompera fa toa tsy zakandry zalah le tsy manambady fa mivinany daholo ny ankabeazany !

12. hery ( 11/08/2010 14:31)
1. Teneno ny anaran'ilay Akany sy ny adiresy hoy aho fa raha tsy izany dia honohono. Azon'ny lehiben'ny Katolika andehanana any avy hatrany izany raha tena misy.

2. Firy % indray izany mompera niakatra boro izany?

3. Ary raha tena misy aza izany. Sao dia tokony avela hanambady be dia be tokoa ny olona satria betsaka ireo asaina manambady 1 kanefa mbola mampirafy ihany? Tsy hoe rehefa be dia be ny olona manambady mampirafy dia hoe aleo avela hampirafy daholo amin'izay.
13. ikaretsaka ( 11/08/2010 14:36)

mipetraka amin'ny honohono fotsiny. Manadihadia tsara aloha ary aza miditra amin'ny pataloha tery

ka omeo ny anarany adiresy toerana sns... fa tsy ;e hoe " ao Fianarantsoa ao" ao fotsiny !


14. andrywui ( 11/08/2010 14:50)
- Efa misy betsaka mihitsy ireo Mompera voaroka kà !!! misy ny tonga de manambady sy miala , misy ny afindra lavitra !!

- Ireo Masera ndray alefa any Antsohihy na Port Bergé na Tsarahasina izay avy miteraka !


- Hanotanio any amin'ny Fiangonana Kato any M/car raha te ahalala le adiresy e ! fa za tsy mahalala , fa haiko fotsiny hoe misy izany , ary misy matetika !! ...


-
15. andrywui ( 11/08/2010 14:58)
-- Ary hono hoa mbola fanontaniana ihany ny ahy fa za tsy mahay anie e ! dia hianareo no anotaniako e!

--" Hoy ny baiboly " Aza manao ny Rainareo ety Antany fa iray ihany ny Rainareo dia ilay any andanitra !! " anefa Misy rangahy iray manangana ny tenany ho ilay Ray Masina

- Dia hoy aho hoe tsy fahavetavetana lehibe ve ny fakan'ny olombelona ny toeran'Andriamanitra ! dia ilay Ray Masina Alfa sy Omega ,el-Shaddai ? sa azo omena olon-kafa io anarana mahasarotiny an4andriamanitra Jehovah io
16. hery ( 11/08/2010 15:06)
Aza miditra @ tsy hay hoy aho :-)
Rehefa tsy mahay dia manontany fotsiny fa tsy milaza hoe "Tsy fahavetavetana ve izao"... satria tsy afaka mitsara mihitsy raha tsy mahay.

- andrywui ngah tsy manana ray? dia inona no iantsoanao azy?
- ary ny Masina... fa tsy ilay baiboly lazainao ihany ve no miteny hoe "Aoka ho masina toa ny rainareo ianareo"? Na ianao koa aza dia antsoina ho masina

Dia Jehovah ihany no Andriamanitra ka. Tsy misy olona hafa antsoina hoe Jehovah mihitsy.
17. hery ( 11/08/2010 15:09)
Ny fahitako ny fanontaniana rehetra apetrak'i andrywui dia efa mpipetraka amin'ny Katolika hatramin'izay.

Nabosisika tao antsain'ny sekta ireny hoe izao sy izao anontaniana azy. Efa voavaly anefa ilay izy fa tsy nolazain'ireo mpanabosisika hoe efa nahazo valiny izy ireo.

Jereo fa ny Katolika tsy mba miteny hoe mila miditra katolika ianao :-) ary tsy manenjika na mitsikera fivavahana hafa. Raha te hiditra TJ ianao dia midira, fa mizakà fotsiny ny vokany.

Na tsy miditra katolika aza dia mety ho voavonjy...
18. andrywui ( 11/08/2010 15:21)
- Tsy sektà ah ra hery fa FJKM iringiriny a! ....

-- ary matoa ah manotany de te ahafantatra ny Kato ah zay ka raha resinareo sy IKA lahatra ny tenanay dia mba efa bagages lehibe ho anay alou izay !

-- tsy mahay zahay matoa manotany anie e ! hon hon hon
19. ikaretsaka ( 11/08/2010 15:24)

andrywui:

-- Ary hono hoa mbola fanontaniana ihany ny ahy fa za tsy mahay anie e ! dia hianareo no anotaniako e!

--" Hoy ny baiboly " Aza manao ny Rainareo ety Antany fa iray ihany ny Rainareo dia ilay any andanitra !! " anefa Misy rangahy iray manangana ny tenany ho ilay Ray Masina

- Dia hoy aho hoe tsy fahavetavetana lehibe ve ny fakan'ny olombelona ny toeran'Andriamanitra ! dia ilay Ray Masina Alfa sy Omega ,el-Shaddai ? sa azo omena olon-kafa io anarana mahasarotiny an4andriamanitra Jehovah io


I Jesoa t@ izy niantso an'i Josefa.. fia inona re no niantsoany an-drangahy iny raha izany e?
20. ikaretsaka ( 11/08/2010 15:25)

andrywui:

- Tsy sektà ah ra hery fa FJKM iringiriny a! ....

-- ary matoa ah manotany de te ahafantatra ny Kato ah zay ka raha resinareo sy IKA lahatra ny tenanay dia mba efa bagages lehibe ho anay alou izay !

-- tsy mahay zahay matoa manotany anie e ! hon hon hon
fa fanontaniana fametraka sekta be anefa ilay fanontanianao ko :) ary efa hainy ny valiny fa mody hoe "n'ana reto anontanio kato"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0632